1 ULB Levona ny fanahiko, ary tapitra ny androko; efa vonona ho ahy ny fasana. BSB BSB: “My spirit is broken; my days are extinguished; the grave awaits me.
2 ULB Azo antoka fa misy mpandrabiraby eto amiko; tsy maintsy hijery ny fihantsian'izy ireo lalandava ny masoko. BSB BSB: Surely mockers surround me, and my eyes must gaze at their rebellion.
3 ULB Manomeza antoka izao, aoka ho antoka ho ahy ianao miaraka amin'ny tenanao; iza koa no eto hanampy ahy? BSB BSB: Give me, I pray, the pledge You demand. Who else will be my guarantor?
4 ULB Fa Ianao, ry Andriamanitra, nitana ny fon'izy ireo tsy ho amin'ny fahazavan-tsaina; noho izany, tsy hanandratra azy ireo ho amboniko Ianao. BSB BSB: You have closed their minds to understanding; therefore You will not exalt them.
5 ULB Izy izay miampanga ireo namany tamin'ny valisoa; dia ho pahina ireo mason'ny zanany. BSB BSB: If a man denounces his friends for a price, the eyes of his children will fail.
6 ULB Nefa nataony ho ambetitenin'ny vahoaka aho; nororain'izy ireo ny tavako. BSB BSB: He has made me a byword among the people, a man in whose face they spit.
7 ULB Pahina nohon'ny alahelo koa ny masoko; ny rantsam-batako rehetra dia mahia toy ny aloka. BSB BSB: My eyes have grown dim with grief, and my whole body is but a shadow.
8 ULB Ireo olona mahitsy dia ho ankona amin'izany; ny olona tsy manan-tsiny handrisika ny tenany hanohitra ireo olona mpaniratsira. BSB BSB: The upright are appalled at this, and the innocent are stirred against the godless.
9 ULB Ny lehilahy marina dia hifikitra amin'ny lalany; izay manana tanana madio dia hitombo hery hatrany hatrany. BSB BSB: Yet a righteous one holds to his way, and the one with clean hands grows stronger.
10 ULB Nefa ho anareo rehetra, miavia eto izao; tsy hahita olona hendry eo aminareo aho. BSB BSB: But come back and try again, all of you. For I will not find a wise man among you.
11 ULB Efa lasa ny androko; rava ireo fikasako, ary toy izany koa ireo fanirian'ny foko. BSB BSB: My days have passed; my plans are broken off—even the desires of my heart.
12 ULB Ireo olona ireo, ireo mpaniratsira ireo, dia mamadika ny alina ho andro; akaikin'ny aizina ny mazava. BSB BSB: They have turned night into day, making light seem near in the face of darkness.
13 ULB Satria mijery ny Fiainan-tsy hita toy ny tranoko aho; satria nampiely ny fandriako tao amin'ny aizina aho; BSB BSB: If I look for Sheol as my home, if I spread out my bed in darkness,
14 ULB satria niteny tamin'ny lavaka aho hoe: 'Raiko ianao' ary tamin'ny kankana hoe: 'Reniko na anabaviko ianao', BSB BSB: and say to corruption, ‘You are my father,’ and to the worm, ‘My mother,’ or ‘My sister,’
15 ULB dia aiza ary izany ny fanantenako? Raha ny fanantenako, iza no hahita izany? BSB BSB: where then is my hope? Who can see any hope for me?
16 ULB Hidina miaraka amiko any amin'ireo vavahadin'ny Fiainan-tsy hita ve ny fanantenana rehefa midina any amin'ny vovoka isika?" BSB BSB: Will it go down to the gates of Sheol? Will we go down together into the dust?”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.