1 ULB Ary namaly i Joba ka niteny hoe: BSB BSB: Then Job answered:
2 ULB "Henoy tsara ireo teniko, ary avelao ho fankaherezana omenareo ahy izany. BSB BSB: “Listen carefully to my words; let this be your consolation to me.
3 ULB Mahareta amiko, fa hiteny ihany koa aho; aorian'ny hitenenako, dia manesoa hatrany. BSB BSB: Bear with me while I speak; then, after I have spoken, you may go on mocking.
4 ULB Raha ny amiko, amin'ny olona iray ve ny fitarainako? Nahoana aho no tsy tokony tsy hanam-paharetana? BSB BSB: Is my complaint against a man? Then why should I not be impatient?
5 ULB Jereo aho ary aoka ho talanjona, ary apetraho eo amin'ny vavanareo ny tananareo. BSB BSB: Look at me and be appalled; put your hand over your mouth.
6 ULB Rehefa misaintsaina ireo fijaliko aho, dia mihorohoro, ary tora-kovitra ny vatako. BSB BSB: When I remember, terror takes hold, and my body trembles in horror.
7 ULB Nahoana ny olona ratsy fanahy no mbola miaina, tratra antitra, ary mitombo hery amin'ny fahefana? BSB BSB: Why do the wicked live on, growing old and increasing in power?
8 ULB Miorina miaraka aminy eo imason'izy ireo ny taranany, ary ireo zanany dia miorina eo imason'izy ireo. BSB BSB: Their descendants are established around them, and their offspring before their eyes.
9 ULB Ny tranon'izy ireo dia lavitry ny tahotra; ary tsy eo amin'izy ireo ny kapok'Andriamanitra. BSB BSB: Their homes are safe from fear; no rod of punishment from God is upon them.
10 ULB Mampanaraka ny ombilahiny izy ireo; ary dia mahavanona; ny omby vavin'izy ireo dia miteraka ary tsy mamotsotra ny zanany tsy tonga volana. BSB BSB: Their bulls breed without fail; their cows bear calves and do not miscarry.
11 ULB Mamoaka ireo kilongany toy ny ondry aman'osy izy ireo, ary mandihy ireo zanany. BSB BSB: They send forth their little ones like a flock; their children skip about,
12 ULB Mihira amin'ny ampongatapaka sy lokanga izy ireo ary mifaly miaraka amin'ny feon-tsodina. BSB BSB: singing to the tambourine and lyre and making merry at the sound of the flute.
13 ULB Miaina ny androny amin'ny fanambinana izy ireo, ary midina mangina ho any amin'ny Fiainan-tsy hita. BSB BSB: They spend their days in prosperity and go down to Sheol in peace.
14 ULB Hoy izy ireo amin'Andriamanitra hoe: 'Mialà aminay fa tsy maniry ny hahalala ny lalanao izahay. BSB BSB: Yet they say to God: ‘Leave us alone! For we have no desire to know Your ways.
15 ULB Inona moa ilay Tsitoha, no tokony hanompo Azy izahay? Inona no tombontsoa azonay raha mivavaka aminy izahay?' BSB BSB: Who is the Almighty, that we should serve Him, and what would we gain if we pray to Him?’
16 ULB Indro, moa ve tsy eo an-tanan'izy ireo ihany ny fanambinan'izy ireo? Tsy misy hirarahiako ny toro-hevitry ny olona ratsy fanahy. BSB BSB: Still, their prosperity is not in their own hands, so I stay far from the counsel of the wicked.
17 ULB Impiry no maty ny jiron'ny olona ratsy fanahy, na tonga eo aminy ny lozan'izy ireo? Impiry no mizara alahelo amin'izy ireo amin'ny fahatezerany Andriamanitra? BSB BSB: How often is the lamp of the wicked put out? Does disaster come upon them? Does God, in His anger, apportion destruction?
18 ULB Impiry izy ireo no tonga tahaka ny mololo tsofin'ny rivotra na tahaka ny akofa entin'ny tafio-drivotra? BSB BSB: Are they like straw before the wind, like chaff swept away by a storm?
19 ULB Hoy ianareo hoe: 'Andriamanitra mitahiry ny helony mba hohefain'ireo zanany.' Avelao ny tenany ihany no hanefa izany, mba hahafantarany ny helony. BSB BSB: It is said that God lays up one’s punishment for his children. Let God repay the man himself, so he will know it.
20 ULB Avelao ny masony hahita ny faharavany, ary avelao izy hisotro ny fahatezeran'ilay Tsitoha. BSB BSB: Let his eyes see his own destruction; let him drink for himself the wrath of the Almighty.
21 ULB Satria inona no hiraharahiany ny momba ireo taranany mandimby azy rehefa tapaka ny isan'ireo volany? BSB BSB: For what does he care about his household after him, when the number of his months has run out?
22 ULB Moa ve misy olona afaka mampianatra fahalalana an'Andriamanitra satria na dia ireo izay ambony aza dia Izy no mitsara? BSB BSB: Can anyone teach knowledge to God, since He judges those on high?
23 ULB Ny olona iray dia maty ao anatin'ny heriny feno, tony tanteraka ary miadana. BSB BSB: One man dies full of vigor, completely secure and at ease.
24 ULB Feno ronono ny vatany, ary ny tsokan'ny taolany dia mando sy salama tsara. BSB BSB: His body is well nourished, and his bones are rich with marrow.
25 ULB Misy olona iray hafa maty ao anatin'ny fangidian'ny fanahy, olona izay tsy mbola niaina zavatra tsara. BSB BSB: Yet another man dies in the bitterness of his soul, having never tasted prosperity.
26 ULB Samy mandry anaty vovoka izy ireo; ary mandrakotra ny vatan'izy roa ireo kankana. BSB BSB: But together they lie down in the dust, and worms cover them both.
27 ULB Indro, fantatro ny eritreritrareo, sy ireo fomba izay irianareo mba handisoana ahy. BSB BSB: Behold, I know your thoughts full well, the schemes by which you would wrong me.
28 ULB Fa hoy ianareo hoe: 'Aiza izao ny tranon'ny andriandahy? Aiza ny lay izay nonenan'ny ratsy fanahy taloha?' BSB BSB: For you say, ‘Where now is the nobleman’s house, and where are the tents in which the wicked dwell?’
29 ULB Tsy mbola nanontany ny olona mpandeha lavitra mihintsy ve ianareo? Tsy fantatrareo ve ny porofo azon'izy ireo lazaina, BSB BSB: Have you never asked those who travel the roads? Do you not accept their reports?
30 ULB fa voaaro amin'ny andron'ny loza ireo ratsy fanahy, ary havily lavitry ny andron'ny fahatezerana izy? BSB BSB: Indeed, the evil man is spared from the day of calamity, delivered from the day of wrath.
31 ULB Iza no hanameloka ny fomban'ny ratsy fanahy eo anatrehany? Iza no hanefa azy amin'ny zavatra vitany? BSB BSB: Who denounces his behavior to his face? Who repays him for what he has done?
32 ULB Nefa mbola ho lanjaina ho any am-pasana izy; ireo olona dia hiambina ny fasany. BSB BSB: He is carried to the grave, and watch is kept over his tomb.
33 ULB Ho mamy aminy ny baingan-dohasaha; hanaraka azy avy ao aorina ny olona rehetra, tahaka ny nandehanan'ireo olona maro tsy voatanisa teo alohany. BSB BSB: The clods of the valley are sweet to him; everyone follows behind him, and those before him are without number.
34 ULB Nahoana ary ianareo no mampionona ahy amin'ny zavatra tsy misy dikany, satria ao amin'ireo valinteninareo dia tsy misy afa-tsy lainga fotsiny?" BSB BSB: So how can you comfort me with empty words? For your answers remain full of falsehood.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.