1 ULB Dia namaly Elifaza ilay Temanita ka niteny hoe: BSB BSB: Then Eliphaz the Temanite replied:
2 ULB "Mety ilain'Andriamanitra ve ny olona? Mety ilainy ve ny lehilahy hendry? BSB BSB: “Can a man be of use to God? Can even a wise man benefit Him?
3 ULB Moa ve fahafinaretana ho an'ilay Tsitoha raha marina ianao? Moa ve tombony ho Azy raha manao ny lalanao ho tsy misy tsiny ianao? BSB BSB: Does it delight the Almighty that you are righteous? Does He profit if your ways are blameless?
4 ULB Moa ve ny fanehoanao fanajana Azy no hamaizany anao sy hitondrany anao amin'ny fitsaràna? BSB BSB: Is it for your reverence that He rebukes you and enters into judgment against you?
5 ULB Moa ve tsy lehibe ny faharatsianao? Tsy misy fiafarana ve ireo helokao? BSB BSB: Is not your wickedness great? Are not your iniquities endless?
6 ULB Fa efa nangataka antoka tamin'ny findramam-bolan'ny rahalahinao tamin'ny tsy misy antony ianao, ary efa nanendaka fitafiana tamin'izay nitanjaka ianao. BSB BSB: For you needlessly demanded security from your brothers and deprived the naked of their clothing.
7 ULB Tsy nanome rano ho sotroin'ny olona reraka ianao; namihina mofo tsy ho an'ny olona noana ianao, BSB BSB: You gave no water to the weary and withheld food from the famished,
8 ULB na dia olona mahery aza ianao, izay nanana ny tany, na dia olona manam-boninahitra aza ianao, izay nonina tao amin'izany. BSB BSB: while the land belonged to a mighty man, and a man of honor lived on it.
9 ULB Nalefanao maina ny mpitondratena; ary ny tanan'ireo kamboty dia notapahina. BSB BSB: You sent widows away empty-handed, and the strength of the fatherless was crushed.
10 ULB Noho izany, misy fandrika ny manodidina anao rehetra, ary ny fahatahorana tampoka no mampahory anao. BSB BSB: Therefore snares surround you, and sudden peril terrifies you;
11 ULB Misy ny aizina, mba tsy hahitanao; ary ny rano be mandrakotra anao. BSB BSB: it is so dark you cannot see, and a flood of water covers you.
12 ULB Moa ve Andriamanitra tsy any amin'ny haavo'ny lanitra? Jereo ny haavon'ireo kintana, endrey ny hahavon'izy ireo! BSB BSB: Is not God as high as the heavens? Look at the highest stars, how lofty they are!
13 ULB Ary hoy ianao hoe: 'Inona no fantatr'Andriamanitra? Mety hitsara amin'ny alalan'ny aizim-pito ve Izy? BSB BSB: Yet you say: ‘What does God know? Does He judge through thick darkness?
14 ULB Ny rahona matevina no firakofany, mba tsy hahitany antsika; mandeha eny amin'ny andohalambon'ny lanitra Izy.' BSB BSB: Thick clouds veil Him so He does not see us as He traverses the vault of heaven.’
15 ULB Hitandrina ny lalana taloha izay nalehan'ny olona ratsy fanahy ve ianao— BSB BSB: Will you stay on the ancient path that wicked men have trod?
16 ULB ireo izay nesorina talohan'ny fotoany, ireo izay voafaoka toy ny renirano ny fototr'izy ireo, BSB BSB: They were snatched away before their time, and their foundations were swept away by a flood.
17 ULB ireo izay niteny tamin'Andriamanitra hoe: 'Mialà aminay'; ireo izay niteny hoe: 'Inona no azon'ny Tsitoha atao aminay?' BSB BSB: They said to God, ‘Depart from us. What can the Almighty do to us?’
18 ULB Kanefa mbola nameno ny tranon'izy ireo tamin'ny zava-tsoa Izy; ny tetik'ireo ratsy fanahy dia lavitra ahy. BSB BSB: But it was He who filled their houses with good things; so I stay far from the counsel of the wicked.
19 ULB Ny olo-marina mahita ny anjarany ka faly; ny olona tsy mana-tsiny miomehy azy ireo mba handatsa azy. BSB BSB: The righteous see it and are glad; the innocent mock them:
20 ULB Hoy izy ireo hoe: 'Azo antoka fa notapahina ireo izay nitsangana nanohitra antsika; nandevona ny fananany ny afo.' BSB BSB: ‘Surely our foes are destroyed, and fire has consumed their excess.’
21 ULB Koa ankehitriny, maneke an'Andriamanitra ary mihavàna aminy; amin'izany fomba izany, no hiavian'ny soa aminao. BSB BSB: Reconcile now and be at peace with Him; thereby good will come to you.
22 ULB Mitalaho aminao aho, mandraisa fampianarana avy amin'ny molony; tehirizo ao am-ponao ny teniny. BSB BSB: Receive instruction from His mouth, and lay up His words in your heart.
23 ULB Raha miverina amin'ny Tsitoha ianao, dia hiorina, raha mametraka ny tsy fahamarinanao lavitry ny lainao ianao. BSB BSB: If you return to the Almighty, you will be restored. If you remove injustice from your tents
24 ULB Ampandrio eo amin'ny vovoka ny harenao, ny volamenan'i Ofira eo amin'ny vaton'ny lohasahan-driaka, BSB BSB: and consign your gold to the dust and the gold of Ophir to the stones of the ravines,
25 ULB ary ny Tsitoha no ho harenao, volafotsy sarobidy ho anao. BSB BSB: then the Almighty will be your gold and the finest silver for you.
26 ULB Fa amin'izany dia hiravoravo amin'ilay Tsitoha ianao; hanandratra ny tavanao amin'Andriamanitra ianao. BSB BSB: Surely then you will delight in the Almighty and lift up your face to God.
27 ULB Hivavaka aminy ianao, dia hihaino anao Izy; hanefa ireo voadinao aminy ianao. BSB BSB: You will pray to Him, and He will hear you, and you will fulfill your vows.
28 ULB Handidy ny zavatra rehetra koa ianao, ary dia ho hamafisina ho anao izany; hamiratra amin'ny lalanao ny fahazavana. BSB BSB: Your decisions will be carried out, and light will shine on your ways.
29 ULB Andriamanitra dia mampietry ny olona mirehareha, ary mamonjy ny olona mampidina ny masony. BSB BSB: When men are brought low and you say, ‘Lift them up!’ then He will save the lowly.
30 ULB Hanafaka Izy na dia ny olona manan-tsiny aza; izay ho vonjena eo amin'ny fahadiovan'ny tananao." BSB BSB: He will deliver even one who is not innocent, rescuing him through the cleanness of your hands.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.