1 ULB Avy eo Joba namaly ka nanao hoe: BSB BSB: Then Job answered:
2 ULB "Na dia androany aza dia mangidy ny fitarainako; ny tanako dia mavesatra nohon'ny fitarainako. BSB BSB: “Even today my complaint is bitter. His hand is heavy despite my groaning.
4 ULB Handahatra ny adiko eo anoloany aho ary hameno ny vavako amin'ny fandresen-dahatra. BSB BSB: I would plead my case before Him and fill my mouth with arguments.
5 ULB Hianatra ireo teny izay hamaliany ahy aho ary hahazo izay ho lazainy amiko. BSB BSB: I would learn how He would answer, and consider what He would say.
6 ULB Hiady hevitra hanohitra ahy amin'ny halehiben'ny fahefany ve Izy? Tsia, hihaino ahy Izy. BSB BSB: Would He contend with me in His great power? No, He would certainly take note of me.
7 ULB Any no hiady hevitra Aminy ny olona mahitsy. Amin'izany fomba izany no hanafahan'ny mpitsarako ahy madiodio mandrakizay. BSB BSB: Then an upright man could reason with Him, and I would be delivered forever from my Judge.
9 ULB Ny any avaratra, izay iasany, nefa tsy afaka mahita Azy aho, ary ny any atsimo, izay anafenany ny tenany mba tsy hahafahako mahita Azy. BSB BSB: When He is at work in the north, I cannot behold Him; when He turns to the south, I cannot see Him.
10 ULB Nefa mahalala ny lalana izay alehako Izy; rehefa nisedra ahy Izy, dia hivoaka tahaka ny volamena aho. BSB BSB: Yet He knows the way I have taken; when He has tested me, I will come forth as gold.
11 ULB Nifikitra tamin'ny diany ny tongotro; nifikitra tamin'ny lalany aho ary tsy nivily. BSB BSB: My feet have followed in His tracks; I have kept His way without turning aside.
12 ULB Tsy niala tamin'ireo didin'ny molony aho; ny tenin'ny vavany dia noraketiko tao am-poko mihoatra noho ny anjara haniko. BSB BSB: I have not departed from the command of His lips; I have treasured the words of His mouth more than my daily bread.
13 ULB Fa tsy manam-paharoa Izy, iza no afaka hamily Azy indray? Izay iriany dia ataony. BSB BSB: But He is unchangeable, and who can oppose Him? He does what He desires.
14 ULB Fa tanterahany hanohitra ahy ireo lalàny; misy betsaka tahaka ireo. BSB BSB: For He carries out His decree against me, and He has many such plans.
15 ULB Noho izany, mihorohoro aho eo amin'ny fanatrehany; rehefa mieritreritra ny momba Azy aho, dia mataotra Azy. BSB BSB: Therefore I am terrified in His presence; when I consider this, I fear Him.
16 ULB Satria efa nataon'Andriamanitra malemy ny foko; nampihorohoro ahy ilay Tsitoha. BSB BSB: God has made my heart faint; the Almighty has terrified me.
17 ULB Tsy notaperina tamin'ny aizina aho, nohon'ny aizin-kitroka izay manarona ny aizim-piton'ny tavako. BSB BSB: Yet I am not silenced by the darkness, by the thick darkness that covers my face.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.