1 ULB Ankehitriny ireo izay tanora noho izaho dia tsy manana na inona na inona afa-tsy fanesoana ho ahy— dia ireo tovolahy izay tsy navelako hiasa eo akaikin'ny amboan'ny biby fiompiko ny rain'izy ireo. BSB BSB: “But now they mock me, men younger than I am, whose fathers I would have refused to put with my sheep dogs.
2 ULB Eny tokoa, ny herin'ny tanan'ireo rainy, ahoana no nahafahan'izany nanampy ahy— ireo lehilahy izay foana ny herin'ny taonan'ny fahamatoran'izy ireo? BSB BSB: What use to me was the strength of their hands, since their vigor had left them?
3 ULB Nahia nohon'ny fahantrana sy ny hanoanana izy ireo; nihinana tamin'ny tany maina anaty aizin'ny tany efitra sy rava izy ireo. BSB BSB: Gaunt from poverty and hunger, they gnawed the dry land, and the desolate wasteland by night.
4 ULB Nioty tsimon-kazo mangidy sy ravin-boaroy izy ireo; ny fakan'ny anjavidy no sakafon'izy ireo. BSB BSB: They plucked mallow among the shrubs, and the roots of the broom tree were their food.
5 ULB Noroahina tsy ho eo amin'ny olona izay nanakora azy ireo tahaka ny fanakoran'ny olona iray ny mpangalatra izy ireo. BSB BSB: They were banished from among men, shouted at like thieves,
6 ULB Koa tsy maintsy nonina tany an-dohasahan-driaka izy ireo, tao an-davaky ny tany sy ny vatolampy. BSB BSB: so that they lived on the slopes of the wadis, among the rocks and in holes in the ground.
7 ULB Naneno toy ny ampondra teo amin'ireo voaroy izy ireo; ary tao ambanin'ireo voaroy no niarahan'izy ireo niangona. BSB BSB: They cried out among the shrubs and huddled beneath the nettles.
8 ULB Zanak'adala izy ireo, eny tokoa, zanak'olona tsy manan-kaja izy ireo! Noroahina hiala tamin'ny tany tamin'ny karavasy izy ireo. BSB BSB: A senseless and nameless brood, they were driven off the land.
9 ULB Fa ankehitriny, lasa hira fanesoana ho an'ireo zanany aho; eny tokoa, lasa fihomehezana ho azy ireo aho ankehitriny. BSB BSB: And now they mock me in song; I have become a byword among them.
10 ULB Mankahala ahy sy mijoro lavitra ahy izy ireo; ary tsy mitsahatra ny mandrora ny tavako. BSB BSB: They abhor me and keep far from me; they do not hesitate to spit in my face.
11 ULB Fa Andriamanitra namaha ny tady tamin'ny tsipìkako sy nampahory ahy, ary ireo izay manaratsy ahy dia nanipy ny fanereny teo anatrehan'ny tavako. BSB BSB: Because God has unstrung my bow and afflicted me, they have cast off restraint in my presence.
12 ULB Eo amin'ny tanana an-kavanako no hitsanganan'ny androvolahy; mandroaka ahy izy ireo ary manao dongon-tany hanao fahirano ahy. BSB BSB: The rabble arises at my right; they lay snares for my feet and build siege ramps against me.
13 ULB Ravàn'izy ireo ny lalako; atosik'izy ireo ho eo amiko ny loza, dia ireo lehilahy izay tsy misy na iza na iza hitazona azy ireo. BSB BSB: They tear up my path; they profit from my destruction, with no one to restrain them.
14 ULB Tonga hanohitra ahy toy ny tafika avy amin'ny lavaka lehibe iray eo amin'ny mandan'ny tanàna izy ireo; eo afovoan'ny ny faharinganana no anakendain'izy ireo ahy. BSB BSB: They advance as through a wide breach; through the ruins they keep rolling in.
15 ULB Mitodika amiko ny fampihorohoroana; notsofina toy ny entin'ny rivotra ny voninahitro; levona toy ny rahona ny fanambinako. BSB BSB: Terrors are turned loose against me; they drive away my dignity as by the wind, and my prosperity has passed like a cloud.
16 ULB Ankehitriny dia mivoaka avy ao anatiko ny aiko; androm-pijaliana maro no nihazona ahy. BSB BSB: And now my soul is poured out within me; days of affliction grip me.
17 ULB Voatrobaka ny taolako ato anatiko amin'ny alina; tsy mitsahatra ireo fanaintainana izay mihatra amiko. BSB BSB: Night pierces my bones, and my gnawing pains never rest.
18 ULB Naka ny fitafiako ny herin'Andriamanitra lehibe; manodidina ahy toy ny vozon'ny akanjoko izany. BSB BSB: With great force He grasps my garment; He seizes me by the collar of my tunic.
19 ULB Nanipy ahy tao anaty fotaka izy; lasa toy ny vovoka sy lavenona aho. BSB BSB: He throws me into the mud, and I have become like dust and ashes.
20 ULB Mitaraina aminao aho, ry Andriamanitra, fa tsy mamaly ahy Ianao; mitsangana aho, fa mijery ahy fotsiny Ianao. BSB BSB: I cry out to You for help, but You do not answer; when I stand up, You merely look at me.
21 ULB Niova Ianao ary lasa lozabe tamiko; amin'ny herin'ny tananao no anenjehanao ahy. BSB BSB: You have ruthlessly turned on me; You oppose me with Your strong hand.
22 ULB Manandratra ahy eo amin'ny rivotra Ianao ka mampitondra azy ahy; mampivezivezy ahy anaty tafio-drivotra Ianao. BSB BSB: You snatch me up into the wind and drive me before it; You toss me about in the storm.
23 ULB Fa fantatro fa hitondra ahy ho amin'ny fahafatesana Ianao, ho amin'ny trano izay voalahatra ho an'ny zava-manan'aina rehetra. BSB BSB: Yes, I know that You will bring me down to death, to the place appointed for all the living.
24 ULB Na izany aza, moa ve tsy misy na iza na iza maninjitra ny tanany hitalaho famonjena rehefa lavo izy? Moa ve tsy misy olona manana olana ka miantso vonjy? BSB BSB: Yet no one stretches out his hand against a ruined man when he cries for help in his distress.
25 ULB Tsy nitomany ho an'izay tra-pahoriana ve aho? Ary tsy nalahelo ny olona ory ve aho? BSB BSB: Have I not wept for those in trouble? Has my soul not grieved for the needy?
26 ULB Rehefa nikatsaka ny tsara aho, dia ny ratsy no tonga; rehefa niandry ny hazavana aho, dia ny aizina indray no tonga. BSB BSB: But when I hoped for good, evil came; when I looked for light, darkness fell.
27 ULB Ory ny foko ary tsy manam-pitsaharana; tonga tamiko ireo andron'ny fahoriana. BSB BSB: I am churning within and cannot rest; days of affliction confront me.
28 ULB Efa nandehandeha toy ny olona izay nonina tao anaty aizina aho, fa tsy nohon'ny masoandro; mijoro ao amin'ny fiangonana aho ary mihiaka famonjena. BSB BSB: I go about blackened, but not by the sun. I stand up in the assembly and cry for help.
29 ULB Rahalahin'ireo amboadia aho, naman'ireo ostritsa. BSB BSB: I have become a brother of jackals, a companion of ostriches.
30 ULB Mainty ny hoditro sady miendaka amiko; doran'ny hafanana ny taolako. BSB BSB: My skin grows black and peels, and my bones burn with fever.
31 ULB Noho izany dia mifanaraka amin'ny hira fisaonana ny lokangako, ary ny sodiko ho an'ny hiran'ireo izay mitomany. BSB BSB: My harp is tuned to mourning and my flute to the sound of weeping.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.