1 ULB Efa nanao fanekena tamin'ny masoko aho; koa ataoko ahoana ny hijery ombam-pitsiriritana ny virijiny? BSB BSB: “I have made a covenant with my eyes. How then could I gaze with desire at a virgin?
2 ULB Fa inona no anjara avy amin'Andriamanitra ambony, ilay lova avy amin'ilay Tsitoha any amin'ny avo indrindra? BSB BSB: For what is the allotment of God from above, or the heritage from the Almighty on high?
3 ULB Nieritreritra foana aho fa ny loza dia ho an'ny olona tsy marina, ary ny fahoriana no ho an'ny mpanao ratsy. BSB BSB: Does not disaster come to the unjust and calamity to the workers of iniquity?
4 ULB Moa tsy hitan'Andriamanitra ve ny lalako ary isainy ny diako rehetra? BSB BSB: Does He not see my ways and count my every step?
5 ULB Raha nandeha tamin'ny lainga aho, raha nandeha faingana ho amin'ny fitaka ny tongotro, BSB BSB: If I have walked in falsehood or my foot has rushed to deceit,
6 ULB dia aoka aho ho lanjaina amin'ny mizana mba hahafantaran'Andriamanitra ny fahitsiako. BSB BSB: let God weigh me with honest scales, that He may know my integrity.
7 ULB Raha niala tamin'ny lala-marina ny diako, raha nandeha nanaraka ny masoko ny foko, raha nisy pentina nandoto ny tanako, BSB BSB: If my steps have turned from the path, if my heart has followed my eyes, or if impurity has stuck to my hands,
8 ULB dia aoka aho hamafy ary aoka hihinana ny hafa; eny tokoa, aoka ho fongorana amin'ny sahako ny vokatra. BSB BSB: then may another eat what I have sown, and may my crops be uprooted.
9 ULB Raha voafitaky ny vehivavy ny foko, raha nandry tam-piandrasana teo am-baravaran'ny mpiara-belona tamiko ny vadiny aho, BSB BSB: If my heart has been enticed by my neighbor’s wife, or I have lurked at his door,
10 ULB dia aoka ny vadiko hitoto vary ho an'ny lehilahy hafa, ary aoka ireo hafa hiankohoka eo aminy. BSB BSB: then may my own wife grind grain for another, and may other men sleep with her.
11 ULB Fa ho heloka bevava mahatsiravina izany; eny tokoa, ho heloka bevava ho sazian'ny mpitsara izany. BSB BSB: For that would be a heinous crime, an iniquity to be judged.
12 ULB Satria izany dia afo izay mandevona ny zavatra rehetra ho an'ny Fianinan-tsy hita sy handoro ny vokatro rehetra. BSB BSB: For it is a fire that burns down to Abaddon; it would root out my entire harvest.
13 ULB Raha tsy niraharaha ny fangatahana rariny avy tamin'ny mpanompoko lahy na vavy aho rehefa niady hevitra tamiko izy ireo, BSB BSB: If I have rejected the cause of my manservant or maidservant when they made a complaint against me,
14 ULB dia inona ary no hataoko rehefa mitsangana hiampanga ahy Andriamanitra? Rehefa ho avy hitsara ahy Izy, dia ahoana no havaliko Azy? BSB BSB: what will I do when God rises to judge? How will I answer when called to account?
15 ULB Moa ilay iray izay nanao ahy tao am-bohoka tsy nanao azy ireo koa? Moa tsy iray ihany no namolavola anay rehetra tao am-bohoka? BSB BSB: Did not He who made me in the womb also make them? Did not the same One form us in the womb?
16 ULB Raha nanakana ny olona mahantra tamin'ny fanirian'izy ireo aho, BSB BSB: If I have denied the desires of the poor or allowed the widow’s eyes to fail,
17 ULB na raha nanapahina ny mason'ny mpitondratena tamin'ny fitomaniana, na raha nihinana ny sombin-kaniko irery aho ary tsy namela ireo izay kamboty hihinana izany koa— BSB BSB: if I have eaten my morsel alone, not sharing it with the fatherless—
18 ULB satria nihalehibe niaraka tamiko toy ny niaraka tamin'ny ray hatramin'ny fahazazako ny zaza kamboty, ary nitarika ny reniny aho, izay mpitondratena, avy tao an-kibon-dreniko. BSB BSB: though from my youth I reared him as would a father, and from my mother’s womb I guided the widow—
19 ULB Raha nahita olona efa ho faty nohon'ny tsy fananana akanjo aho, na raha nahita mahantra tsy nanana akanjo; BSB BSB: if I have seen one perish for lack of clothing, or a needy man without a cloak,
20 ULB raha tsy nisaotra ahy ny fony noho izy tsy nafana tamin'ny volon'ondriko, BSB BSB: if his heart has not blessed me for warming him with the fleece of my sheep,
21 ULB raha nanandratra ny tanako hanohitra ny olona kamboty aho satria nahita ny fanohanako teo am-bavahadin'ny tanàna, dia mitondrà fiampangana ahy! BSB BSB: if I have lifted up my hand against the fatherless because I saw that I had support in the gate,
22 ULB Raha nanao ireo zavatra ireo aho, dia aoka ny soroko hianjera hiala amin'ny taolan-tsoroko, ary aoka ny sandriko ho tapaka amin'ny tonon-taolany. BSB BSB: then may my arm fall from my shoulder and be torn from its socket.
23 ULB Satria natahotra ny fahapotehana avy amin'Andriamanitra aho; nohon'ny voninahiny, dia tsy afaka nanao ireo zavatra ireo aho. BSB BSB: For calamity from God terrifies me, and His splendor I cannot overpower.
24 ULB Raha nanao ny volamena ho fanantenako aho, ary raha niteny tamin'ny volamena tsara aho hoe: 'Ianao no atokisako'; BSB BSB: If I have put my trust in gold or called pure gold my security,
25 ULB raha nifaly nohon'ny halehiben'ny hareko aho, satria nahazo fananana maro ny tanako, dia mitondrà fiampangana ahy! BSB BSB: if I have rejoiced in my great wealth because my hand had gained so much,
26 ULB Raha nahita ny masoandro aho rehefa namirapiratra izany, na ny volana mandehandeha amin'ny famirapiratany, BSB BSB: if I have beheld the sun in its radiance or the moon moving in splendor,
27 ULB ary raha voasarika mangingina ny foko, hany ka nanoroka ny tanako mba hiderana azy ireo ny molotro— BSB BSB: so that my heart was secretly enticed and my hand threw a kiss from my mouth,
28 ULB dia ho heloka bevava hosazian'ireo mpitsara ihany koa izany, satria efa nandà ilay Andriamanitra izay ao ambony aho. BSB BSB: this would also be an iniquity to be judged, for I would have denied God on high.
29 ULB Raha nifaly tamin'ny fahapotehan'izay nankahala ahy aho na niarahaba tena rehefa tratran'ny loza izy, dia mitondrà fiampangana ahy! BSB BSB: If I have rejoiced in my enemy’s ruin, or exulted when evil befell him—
30 ULB Eny tokoa, tsy navelako hanota akory ny vavako tamin'ny fangatahana ny ainy tamin'ny ozona. BSB BSB: I have not allowed my mouth to sin by asking for his life with a curse—
31 ULB Raha tsy mbola niteny mihintsy ireo olona ao amin'ny laiko hoe: 'Iza no afaka mahita ilay tsy vokin'ny sakafon'i Joba?' BSB BSB: if the men of my house have not said, ‘Who is there who has not had his fill?’—
32 ULB (na ny vahiny aza dia tsy voatery nijanona teo an-kianjan'ny tanàna, satria nanokatra ny varavarako ho an'ny mpandeha foana aho), ary raha tsy izany, dia mitondrà fiampangana ahy! BSB BSB: but no stranger had to lodge on the street, for my door has been open to the traveler—
33 ULB Raha, nanafina ireo fahotako tamin'ny fanafenana ny heloko tao anatin'ny akanjo lavako, toy ny olombelona aho BSB BSB: if I have covered my transgressions like Adam by hiding my guilt in my heart,
34 ULB (satria natahotra ny maro an'isa aho, satria nampihorohoro ahy ny tsy firarahian'ny fianakaviana, hany ka nangina aho ary tsy nandeha tany ivelany), dia mitondrà fiampangana ahy! BSB BSB: because I greatly feared the crowds and the contempt of the clans terrified me, so that I kept silent and would not go outside—
35 ULB Indrisy, raha mba nisy olona nihaino ahy mantsy! Indro, inty ny soniako; aoka hamaly ahy ilay Tsitoha! Raha mba nanana ny fiampangana izay nosoratan'ny mpanohitra ahy mantsy aho! BSB BSB: (Oh, that I had one to hear me! Here is my signature. Let the Almighty answer me; let my accuser compose an indictment.
36 ULB Hitondra izany eo an-tsoroko tokoa aho, hanaovako tahaka ny satro-boninahitra izany. BSB BSB: Surely I would carry it on my shoulder and wear it like a crown.
37 ULB Hanambara aminy ny isan'ny diako aho; tahaka ny andriandahy mahatoky no hiakarako any aminy. BSB BSB: I would give account of all my steps; I would approach Him like a prince.)—
38 ULB Raha mitaraina manohitra ahy ny taniko, ary miara-mitomany ny baingany, BSB BSB: if my land cries out against me and its furrows weep together,
39 ULB raha nihinana ny vokany nefa tsy nandoa izany aho na nahatonga ireo tompony hamoy ny ain'izy ireo, BSB BSB: if I have devoured its produce without payment or broken the spirit of its tenants,
40 ULB dia aoka ireo tsilo no haniry fa tsy vary ary tsimparifary fa tsy vary ordea." Tapitra ny tenin'i Joba. BSB BSB: then let briers grow instead of wheat and stinkweed instead of barley.” Thus conclude the words of Job.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.