1 ULB Ho fanampin'izany i Eliho dia mbola nanohy, niteny hoe: BSB BSB: And Elihu went on to say:
2 ULB "Mihevitra ve ianao fa marina izany rehefa milaza ianao hoe: 'Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra?' BSB BSB: “Do you think this is just? You say, ‘I am more righteous than God.’
3 ULB Satria ianao nanontany hoe: 'Inona no asan'izany amiko?' sy hoe: 'Ho tsara kokoa ve aho raha nanota?' BSB BSB: For you ask, ‘What does it profit me, and what benefit do I gain apart from sin?’
4 ULB Hamaly anao aho, ianao sy ireo sakaizanao. BSB BSB: I will reply to you and to your friends as well.
5 ULB Jereo ny lanitra, dia jereo izany; jereo ny lanitra, izay avo noho ianao. BSB BSB: Look to the heavens and see; gaze at the clouds high above you.
6 ULB Raha nanota ianao, dia inona no ratsy nataonao an'Andriamanitra? Raha miangona loatra ny fandikan-dalànao, dia inona no ataonao Aminy? BSB BSB: If you sin, what do you accomplish against Him? If you multiply your transgressions, what do you do to Him?
7 ULB Raha marina ianao, dia inona no afaka homenao Azy? Inona no ho raisiny avy amin'ny tananao? BSB BSB: If you are righteous, what do you give Him, or what does He receive from your hand?
8 ULB Ny faharatsianao dia mety handratra olona iray, amin'ny maha-olona anao, ary ny fahamarinanao dia mety hahasoa ny zanaky ny olona hafa. BSB BSB: Your wickedness affects only a man like yourself, and your righteousness only a son of man.
9 ULB Nohon'ny asa fampahoriana maro, dia mitaraina ny olona; mila vonjy avy eo an-tsandrin'ireo olona mahery izy ireo. BSB BSB: Men cry out under great oppression; they plead for relief from the arm of the mighty.
10 ULB Fa tsy misy na iza na iza miteny hoe: 'Aiza Andriamanitra ilay Mpahary ahy, izay manome hira amin'ny alina, BSB BSB: But no one asks, ‘Where is God my Maker, who gives us songs in the night,
11 ULB izay mampianatra bebe kokoa antsika noho ny hampianarany ireo bibidian'ny tany, ary izay manao antsika ho hendry noho ireo voron'ny lanitra?' BSB BSB: who teaches us more than the beasts of the earth and makes us wiser than the birds of the air?’
12 ULB Any izy ireo no mitaraina, fa Andriamanitra tsy manome valiny azy ireo nohon'ny fieboebon'ny olon-dratsy. BSB BSB: There they cry out, but He does not answer, because of the pride of evil men.
13 ULB Tsy handre ny fitomaniana adala tokoa Andriamanitra; tsy hiraharaha izany ilay Tsitoha. BSB BSB: Surely God does not listen to empty pleas, and the Almighty does not take note of it.
14 ULB Akory ny hakelin'ny hamaliany anao raha milaza ianao fa tsy mahita Azy, fa ny adinao dia eo anatrehany, ary miandry Azy ianao! BSB BSB: How much less, then, when you say that you do not see Him, that your case is before Him and you must wait for Him,
15 ULB Akory ny hakelin'ny hamaliany anao raha milaza ianao fa tsy manafay na iza na iza amim-pahatezerana mihintsy Izy, ary tsy miraharaha loatra ny avonavon'ny olona Izy. BSB BSB: and further, that in His anger He has not punished or taken much notice of folly!
16 ULB Koa nanokatra ny vavany mba hiteny fahadalana fotsiny ihany i Joba; nanangona teny tsy am-pahalalana izy." BSB BSB: So Job opens his mouth in vain and multiplies words without knowledge.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.