2 ULB "Iza ity mitondra aizina amin'ireo fikasana amin'ny alalan'ny teny tsy misy fahalalana ity? BSB BSB: “Who is this who obscures My counsel by words without knowledge?
3 ULB Ampisikino tahaka ny lehilahy ny valahanao fa hametra-panontaniana aminao Aho, ary tsy maintsy mamaly Ahy ianao. BSB BSB: Now brace yourself like a man; I will question you, and you shall inform Me.
5 ULB Iza no namaritra ireo refiny? Lazao Ahy, raha fantatrao. Iza no nanenjana ny tady fandrefesana teo aminy? BSB BSB: Who fixed its measurements? Surely you know! Or who stretched a measuring line across it?
6 ULB Tamin'ny inona no nametrahana ny fotony? Iza no nametraka ireo vato fehizorony BSB BSB: On what were its foundations set, or who laid its cornerstone,
7 ULB rehefa niara-nihira ny kintan'ny maraina ary nihiaka fifaliana ireo zanak'Andriamanitra rehetra? BSB BSB: while the morning stars sang together and all the sons of God shouted for joy?
8 ULB Iza no nanidy ny ranomasina tamin'ny varavarana rehefa vaky izany, raha nivoaka toy ny avy tao am-bohoka izany— BSB BSB: Who enclosed the sea behind doors when it burst forth from the womb,
9 ULB rehefa nanao ireo rahona ho fitafiany Aho, ary aizim-pito ho fonony? BSB BSB: when I made the clouds its garment and thick darkness its blanket,
10 ULB Izany dia tamin'ny namaritako ny faritra amin'ny sisin-dranomasina, sy tamin'ny nametrahako ny hidy sy varavarany, BSB BSB: when I fixed its boundaries and set in place its bars and doors,
11 ULB ary tamin'ny nitenenako taminy hoe: 'Mety ho tonga hatreo ianao, saingy tsy hihoatra lavitra; eto no hametrahako ny fetra amin'ny fisafoaky ny onjanao.' BSB BSB: and I declared: ‘You may come this far, but no farther; here your proud waves must stop’?
12 ULB Hatramin'izay nanombohan'ny andronao, efa nanome baiko ny maraina hiposaka ve ianao, ary nahatonga ny mangiran-dratsy hahalala ny toerany eo amin'ny filahatry ny zavatra rehetra, BSB BSB: In your days, have you commanded the morning or assigned the dawn its place,
13 ULB mba hitazonany ireo zoron'ny tany ka hiozongozona hiala eo aminy ny olona ratsy fanahy? BSB BSB: that it might spread to the ends of the earth and shake the wicked out of it?
14 ULB Niova tahaka ny fiovan'ny tanimanga ambanin'ny tombo-kase ny endriky ny tany; ny zava-drehetra eo aminy dia miavaka mazava tsara tahaka ny fivalonan'ny lamba. BSB BSB: The earth takes shape like clay under a seal; its hills stand out like the folds of a garment.
15 ULB Avy amin'ireo olona ratsy fanahy no nanesorana ny 'hazavan'izy ireo; ny sandry misandratr'izy ireo dia notapahana. BSB BSB: Light is withheld from the wicked, and their upraised arm is broken.
16 ULB Efa nandeha tany amin'ny loharanon-dranomasina ve ianao? Efa nandeha tany amin'ny lalina ambany indrindra ve ianao? BSB BSB: Have you journeyed to the vents of the sea or walked in the trenches of the deep?
17 ULB Efa naseho taminao ve ireo vavahadin'ny fahafatesana? Efa nahita ireo vavahadin'ny aloky ny fahafatesana ve ianao? BSB BSB: Have the gates of death been revealed to you? Have you seen the gates of the shadow of death?
18 ULB Efa nodinihanao ve ny fivelaran'ny tany? Lazao Ahy, raha fantatrao daholo izany. BSB BSB: Have you surveyed the extent of the earth? Tell Me, if you know all this.
19 ULB Aiza no lalana mankany amin'ny toerana fitsaharan'ny fahazavana— tahaka izany ny aizina, aiza ny toerany? BSB BSB: Where is the way to the home of light? Do you know where darkness resides,
20 ULB Afaka mitarika ny hazavana sy ny aizina any amin'ireo toeram-piasan'izy ireo ve ianao? Hitanao ve ny lalana miverina mankany an-tranon'izy ireo? BSB BSB: so you can lead it back to its border? Do you know the paths to its home?
21 ULB Fantatrao tsy am-pisalasalana izany, satria efa teraka tamin'izany ianao; lava dia lava tokoa ny isan'ny andronao! BSB BSB: Surely you know, for you were already born! And the number of your days is great!
22 ULB Efa niditra tao amin'ny trano fitehirizana ny ranomandry ve ianao, na efa nahita ny trano fitehirizana ny havandra ve ianao, BSB BSB: Have you entered the storehouses of snow or observed the storehouses of hail,
23 ULB ireo zavatra izay notehiriziko ho amin'ireo fotoam-pahoriana, ho amin'ireo andron'ny ady? BSB BSB: which I hold in reserve for times of trouble, for the day of war and battle?
24 ULB Aiza ny lalana hitselaran'ny varatra na miparitaka mankaiza eto ambonin'ny tany ireo rivotra avy any atsinanana? BSB BSB: In which direction is the lightning dispersed, or the east wind scattered over the earth?
25 ULB Iza no nihady ireo lalan-drano ho an'ny tondrak'orana, na iza no nanoritra ny lalan'ny fipoahan'ny varatra, BSB BSB: Who cuts a channel for the flood or clears a path for the thunderbolt,
26 ULB mba hampilatsaka ny orana eny amin'ireo tany izay tsy misy olona, sy eny amin'ny tany efitra, izay tsy misy na iza na iza, BSB BSB: to bring rain on a barren land, on a desert where no man lives,
27 ULB mba hahatanterahana ireo filàn'ireo tany karakaina sy efitra, ka hampitsimoka ny ahi-maitso? BSB BSB: to satisfy the parched wasteland and make it sprout with tender grass?
28 ULB Manan-dray ve ny orana? Iza no niteraka ny ranon'ando? BSB BSB: Does the rain have a father? Who has begotten the drops of dew?
29 ULB Kibon'iza no niavian'ny ranomandry? Iza no niteraka ny fanala avy any an-danitra? BSB BSB: From whose womb does the ice emerge? Who gives birth to the frost from heaven,
30 ULB Miafina ny rano ary lasa sahala amin'ny vato; lasa mivaingana ny fanambonin'ny lalin. BSB BSB: when the waters become hard as stone and the surface of the deep is frozen?
31 ULB Afaka manery ireo rojo amin'ireo Ikotokelimiadilaona ve ianao, na mamaha ny tadin'ny Telonohorefy? BSB BSB: Can you bind the chains of the Pleiades or loosen the belt of Orion?
32 ULB Afaka mitarika ireo kintana mba hiseho amin'ny fotoana tokony ho izy ve ianao? Afaka mitarika ny Bera miaraka amin'ireo zanany ve ianao? BSB BSB: Can you bring forth the constellations in their seasons or lead out the Bear and her cubs?
33 ULB Mahafantatra ny lalàn'ny lanitra ve ianao? Afaka mametraka ny lalàn'ny lanitra ambonin'ny tany ve ianao? BSB BSB: Do you know the laws of the heavens? Can you set their dominion over the earth?
34 ULB Afaka mampiaka-peo hatrany amin'ny rahona ve ianao, mba handrakofan'ny ranon'oram-be anao? BSB BSB: Can you command the clouds so that a flood of water covers you?
35 ULB Afaka mandefa tselatra ve ianao mba hahafahan'izy ireo mivoaka, mba hitenenan'izy ireo hoe: 'Indreto izahay?' BSB BSB: Can you send the lightning bolts on their way? Do they report to you, ‘Here we are’?
36 ULB Iza no nametraka fahendrena teny amin'ny rahona na nanome fahazavan-tsaina tamin'ny zavona? BSB BSB: Who has put wisdom in the heart or given understanding to the mind?
37 ULB Iza no afaka manisa ny rahona amin'ny fahaizany? Iza no afaka manondraka ny fitoeran-dranon'ny lanitra BSB BSB: Who has the wisdom to count the clouds? Or who can tilt the water jars of the heavens
38 ULB rehefa mitambatra ho fotaka lehibe ny vovoka ary miraikitra ireo bainga-tany? BSB BSB: when the dust hardens into a mass and the clods of earth stick together?
40 ULB rehefa mamitsaka ao amin'ny fitoerany sy manotrika ao amin'ny kirihitra izy ireo? BSB BSB: when they crouch in their dens and lie in wait in the thicket?
41 ULB Iza no mamatsy haza ho an'ireo goaika rehefa mitaraina amin'Andriamanitra sy mivembena nohon'ny tsy fahampian-tsakafo ireo zanany? BSB BSB: Who provides food for the raven when its young cry out to God as they wander about for lack of food?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.