1 ULB Fantatrao ve hoe amin'ny fotoana inona no iterahan'ny osi-dia ny zanany eny amin'ny vatolampy? Voadinikao ve rehefa miteraka ny zanany ny diera vavy? BSB BSB: “Do you know when mountain goats give birth? Have you watched the doe bear her fawn?
2 ULB Voaisanao ve ireo volana hitondran'ireo vohoka? Fantatrao ve ny fotoana hiterahany ireo zanany? BSB BSB: Can you count the months they are pregnant? Do you know the time they give birth?
3 ULB Miondrika izy ireo ka miteraka ny zanany, ary dia tapitra ny fanaintainan'ny fiterahany. BSB BSB: They crouch down and bring forth their young; they deliver their newborn.
4 ULB Mihamatanjaka sy mitombo eny amin'ny saha lehibe ireo zanany; lasa izy ireo ka tsy miverina intsony. BSB BSB: Their young ones thrive and grow up in the open field; they leave and do not return.
5 ULB Iza no mamela malalaka ny boriki-dia andeha? Iza no namaha ny fatoran'ny ampondra-dia, BSB BSB: Who set the wild donkey free? Who released the swift donkey from the harness?
6 ULB izay efa nanamboarako fonenana any Araba, ny tranony any amin'ny tanin-tsira? BSB BSB: I made the wilderness his home and the salt flats his dwelling.
7 ULB Mihomehy am-panesoana ny tabataba ao an-tanàna izy; tsy mahare ny hiakiak'ireo mpandroaka izy. BSB BSB: He scorns the tumult of the city and never hears the shouts of a driver.
8 ULB Mirenireny eny an-tendrombohitra fihinanam-bilony izy; any izy no mitady ny ahi-maitso rehetra hohanina. BSB BSB: He roams the mountains for pasture, searching for any green thing.
9 ULB Ho faly hanompo anao ve ny ombi-dia? Hanaiky ny hijanona eo amin'ny fihinana namboarina ve izy? BSB BSB: Will the wild ox consent to serve you? Will he stay by your manger at night?
10 ULB Mahafehy ny ombi-dia amin'ny tady mba hamadihany ny bainga ve ianao? Handravona ny lohasaha ho anao ve izy? BSB BSB: Can you hold him to the furrow with a harness? Will he plow the valleys behind you?
11 ULB Hatoky azy ve ianao satria lehibe ny heriny? Handao ny asanao mba ho ataony ve ianao? BSB BSB: Can you rely on his great strength? Will you leave your hard work to him?
12 ULB Hiantehitra aminy mba hitondra ny varinao any an-trano, sy hanangona ny vary ho eo amin'ny famoloanao ve ianao? BSB BSB: Can you trust him to bring in your grain and gather it to your threshing floor?
13 ULB Ny elatry ny ostritsa dia mikopakopaka am-pireharehana, nefa misy fitiavana ve ny elany sy ny volony? BSB BSB: The wings of the ostrich flap joyfully, but cannot match the pinions and feathers of the stork.
14 ULB Satria mandao ireo atodiny eny amin'ny tany izy, ary avelany hafana ao amin'ny vovoka ireo; BSB BSB: For she leaves her eggs on the ground and lets them warm in the sand.
15 ULB hadinony fa mety hisy tongotra hanorotoro na mety hisy bibi-dia hanitsakitsaka azy ireo. BSB BSB: She forgets that a foot may crush them, or a wild animal may trample them.
16 ULB Mampijaly ireo zanany izy tahaka ny hoe tsy azy ireo; tsy matahotra izy na dia mety ho very maina aza ny asany, BSB BSB: She treats her young harshly, as if not her own, with no concern that her labor was in vain.
17 ULB satria Andriamanitra nanala taminy ny fahendrena ary tsy nanome azy fahalalana. BSB BSB: For God has deprived her of wisdom; He has not endowed her with understanding.
18 ULB Rehefa mihazakazaka mafy izy, dia hiomehezany am-panesoana ny soavaly sy ny mpitaingina azy. BSB BSB: Yet when she proudly spreads her wings, she laughs at the horse and its rider.
19 ULB Moa ve nomenao ny heriny ny soavaly? Nampiakanjo ny vozony tamin'ny volony mihofahofa ve ianao? BSB BSB: Do you give strength to the horse or adorn his neck with a mane?
20 ULB Efa nampitsambikina azy tahaka ny valala ve ianao? Mampahatahotra ny hamafin'ny fiefonefony. BSB BSB: Do you make him leap like a locust, striking terror with his proud snorting?
21 ULB Mibitaka amin'ny heriny izy ary miravoravo amin'ny tanjany; mivoaka faingana hitsena ny fitaovam-piadiana izy. BSB BSB: He paws in the valley and rejoices in his strength; he charges into battle.
22 ULB Maneso ny tahotra izy ary tsy raiki-tahotra; tsy mihemotra amin'ny sabatra izy. BSB BSB: He laughs at fear, frightened of nothing; he does not turn back from the sword.
23 ULB Mifioka eo anilany ny zana-tsipìka, miaraka amin'ny lefona manjelatra ary ny lefom-pohy. BSB BSB: A quiver rattles at his side, along with a flashing spear and lance.
24 ULB Mitelina tany amin'ny fahavinirana sy fahatezerana izy; amin'ny fanenon'ny anjomara, tsy tafajanona amin'ny toerana iray izy. Na oviana na oviana no hanenoan'ny anjomara, dia hoy izy hoe: 'Aha!' BSB BSB: Trembling with excitement, he devours the distance; he cannot stand still when the ram’s horn sounds.
25 ULB Manimbolo ny ady avy any lavitra izy—dia ny kotaba mafin'ny ny mpifehy ary ny horakoraka. BSB BSB: At the blast of the horn, he snorts with fervor. He catches the scent of battle from afar, the shouts of captains and the cry of war.
26 ULB Avy amin'ny fahendrenao ve no mampanidina ny hitsikitsika, ka hamelarany ny helany ho any atsimo? BSB BSB: Does the hawk take flight by your understanding and spread his wings toward the south?
27 ULB Amin'ny baikonao ve no hiakaran'ny ny voromahery sy hanamboarany ny tranony amin'ny toerana avo? BSB BSB: Does the eagle soar at your command and make his nest on high?
28 ULB Mivelona eo amin'ny harambato izy ary manamboatra ny akaniny eo amin'ny tendron'ny harambato, izay fiarovana mafy. BSB BSB: He dwells on a cliff and lodges there; his stronghold is on a rocky crag.
29 ULB Avy eny no hitadiavany ny hazany; mahita azy ireo avy eny lavitra eny ny masony. BSB BSB: From there he spies out food; his eyes see it from afar.
30 ULB Misotro rà ihany koa ny zanany; izay toerana misy fatin'olona, dia eny izy." BSB BSB: His young ones feast on blood; and where the slain are, there he is.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.