1 ULB Miantsoa mafy ankehitriny; hisy olona hamaly anao ve? Iza amin'ireo masina no hitodihanao? BSB BSB: “Call out if you please, but who will answer? To which of the holy ones will you turn?
2 ULB Satria ny hatezerana no mamono ny olona adala; ny fialonana mamono ny ketrina. BSB BSB: For resentment kills a fool, and envy slays the simple.
3 ULB Efa nahita olona adala nahazo faka aho, fa tampoka teo dia nozoniko ny tokantranony. BSB BSB: I have seen a fool taking root, but suddenly his house was cursed.
4 ULB Ny zanany dia lavitry ny filaminana; voatorotoro ao amin'ny vavahadin'ny tanàna izy ireo. Tsy misy olona hamonjy azy ireo. BSB BSB: His sons are far from safety, crushed in court without a defender.
5 ULB Ny noana no mihinana ny vokatr'izy ireo; alain'izy ireo amin'ireo avy eny amin'ny tsilo mihitsy aza izany. Ny mangetaheta misanasana vava amin'ny haren'izy ireo. BSB BSB: The hungry consume his harvest, taking it even from the thorns, and the thirsty pant after his wealth.
6 ULB Satria ireo ady sarotra dia tsy mivoaka avy ao amin'ny tany; na ny fahoriana mitsimoka avy amin'ny tany. BSB BSB: For distress does not spring from the dust, and trouble does not sprout from the ground.
7 ULB Fa kosa, ny olombelona dia teraka ho an'ny fahoriana, tahaka ny pitik'afo manidina miakatra. BSB BSB: Yet man is born to trouble as surely as sparks fly upward.
8 ULB Fa raha ny amiko, dia hitodika amin'Andriamanitra aho; Aminy aho no hametraka ny adiko— BSB BSB: However, if I were you, I would appeal to God and lay my cause before Him—
9 ULB Izy izay manao zavatra lehibe sy tsy takatry ny saina, zavatra mahatalanjona tsy hita isa. BSB BSB: the One who does great and unsearchable things, wonders without number.
10 ULB Manome orana ny tany Izy, ary mandefa rano amin'ireo saha. BSB BSB: He gives rain to the earth and sends water upon the fields.
11 ULB Manao izany Izy mba hametrahana amin'ny avo ireo izay iva; mba hanandratana ny malahelo ho amin'ny filaminana. BSB BSB: He sets the lowly on high, so that mourners are lifted to safety.
12 ULB Nandrava ny fikasan'ireo olona fetsy Izy, mba tsy hahomby ny tanan'izy ireo. BSB BSB: He thwarts the schemes of the crafty, so that their hands find no success.
13 ULB Mamandrika ny olona hendry amin'ny asa an-kafetsen'izy ireo Izy; ny tetiky ny olona ratsy fanahy dia miafara faingana. BSB BSB: He catches the wise in their craftiness, and sweeps away the plans of the cunning.
14 ULB Mihaona amin'ny aizina izy ireo amin'ny atoandro, ary mitsapatsapa amin'ny mitatao vovonana toy ny amin'ny alina. BSB BSB: They encounter darkness by day and grope at noon as in the night.
15 ULB Kanefa manavotra ny olona mahantra tsy ho amin'ny sabatry ny vavan'izy ireo ary ireo olona ory tsy amin'ny tanan'ny olona mahery izy. BSB BSB: He saves the needy from the sword in their mouth and from the clutches of the powerful.
16 ULB Koa manam-panantenana ireo mahantra, ary ny tsy fahamarinana nampangina ny vavany ihany. BSB BSB: So the poor have hope, and injustice shuts its mouth.
17 ULB Indro, voatahy ny olona izay hahitsin'Andriamanitra; noho izany, aza atao tsinontsinona ny famaizan'ilay Tsitoha. BSB BSB: Blessed indeed is the man whom God corrects; so do not despise the discipline of the Almighty.
18 ULB Fa mandratra Izy ary avy eo mamehy ny ratra; mandratra Izy ary avy eo ny tanany no manasitrana. BSB BSB: For He wounds, but He also binds; He strikes, but His hands also heal.
19 ULB Hanavotra anao amin'ireo fahoriana enina Izy; eny tokoa, amin'ireo fahoriana fito, tsy hisy ratsy hikasika anao. BSB BSB: He will rescue you from six calamities; no harm will touch you in seven.
20 ULB Amin'ny mosary dia hanavotra anao amin'ny fahafatesana Izy, ary amin'ny tanan'ny sabatra amin'ny ady. BSB BSB: In famine He will redeem you from death, and in battle from the stroke of the sword.
21 ULB Ho afenina amin'ny lozan'ny teny ianao; ary tsy hatahotra ny faharavana ianao rehefa tonga izany. BSB BSB: You will be hidden from the scourge of the tongue, and will not fear havoc when it comes.
22 ULB Hihomehy ny faharavana sy ny mosary ianao, ary tsy hatahotra ireo bibidian'ny tany. BSB BSB: You will laugh at destruction and famine, and need not fear the beasts of the earth.
23 ULB Satria hanana fanekena amin'ireo vato ao an-tsahanao ianao, ary ireo bibin'ny saha dia hihavana aminao. BSB BSB: For you will have a covenant with the stones of the field, and the wild animals will be at peace with you.
24 ULB Ho fantatrao fa voaaro ny lainao, hitsidika ny valan'ondrinao ianao ary tsy ho ory na inona na inona. BSB BSB: You will know that your tent is secure, and find nothing amiss when inspecting your home.
25 ULB Ho fantatrao ihany koa fa ho lehibe ny voanao, fa ho tahaka ny ahitra eny amin'ny tany ny zanakao. BSB BSB: You will know that your offspring will be many, your descendants like the grass of the earth.
26 ULB Ho any am-pasana ianao rehefa voky taona, tahaka ny isan'amboaram-bary izay miakatra amin'izany fotoana izany. BSB BSB: You will come to the grave in full vigor, like a sheaf of grain gathered in season.
27 ULB Indro, efa nodinihanay izany raharaha izany; tahaka izao izany; henoy izany, ary fantaro ho an'ny tenanao." BSB BSB: Indeed, we have investigated, and it is true! So hear it and know for yourself.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.