1 ULB "Lazaiko aminareo, marina, dia marina tokoa, fa izay tsy miditra ny vavahady ho amin'ny valan'ondry, fa mananika lalana hafa, dia mpangalatra sy mpandroba izy. BSB BSB: “Truly, truly, I tell you, whoever does not enter the sheepfold by the gate, but climbs in some other way, is a thief and a robber.
2 ULB Fa izay miditra ny vavahady kosa no mpiandry ondry tsara. BSB BSB: But the one who enters by the gate is the shepherd of the sheep.
3 ULB Izy no vahan'ny mpiandry vavahady. Mandre ny feony ny ondry, ary izy miantso ny ondriny manokana amin'ny anarany ka mitondra azy mivoaka. BSB BSB: The gatekeeper opens the gate for him, and the sheep listen for his voice. He calls his own sheep by name and leads them out.
4 ULB Rehefa namoaka ny azy rehetra izy, dia nialoha lalana azy ireo, ary manaraka azy ny ondriny, satria mahalala ny feony. BSB BSB: When he has brought out all his own, he goes on ahead of them, and his sheep follow him because they know his voice.
5 ULB Ary tsy hanaraka vahiny izy ireo fa handositra azy kosa, satria tsy fantany ny feon'ny vahiny." BSB BSB: But they will never follow a stranger; in fact, they will flee from him because they do not recognize his voice.”
6 ULB Jesosy nilaza izany fanoharana izany tamin'izy ireo, saingy tsy azon'izy ireo akory ireo zavatra nolazainy tamin'izy ireo. BSB BSB: Jesus spoke to them using this illustration, but they did not understand what He was telling them.
7 ULB Dia hoy indray Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Lazaiko aminareo, marina, dia marina tokoa, fa Izaho no vavahadin'ondry. BSB BSB: So He said to them again, “Truly, truly, I tell you, I am the gate for the sheep.
8 ULB Izay rehetra tonga talohako dia mpangalatra sy mpandroba, satria tsy nihaino azy ireo ny ondry. BSB BSB: All who came before Me were thieves and robbers, but the sheep did not listen to them.
9 ULB Izaho no vavahady. Raha misy miditra ao amin'ny alalako, dia ho voavonjy izy; hiditra sy hivoaka izy ary hahita ny fihinanana. BSB BSB: I am the gate. If anyone enters through Me, he will be saved. He will come in and go out and find pasture.
10 ULB Fa ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handrava. Fa Izaho kosa avy mba hananan'izy ireo fiainana ary hanana izany be dia be. BSB BSB: The thief comes only to steal and kill and destroy. I have come that they may have life, and have it in all its fullness.
12 ULB Ny mpikarama dia tsy mpiandry ary tsy tompon'ny ondry. Raha nahita ambodia manatona izy dia handao ny ondry ka hitsoaka, ary ny ambodia misambotra sy mampiparitaka azy ireo. BSB BSB: The hired hand is not the shepherd, and the sheep are not his own. When he sees the wolf coming, he abandons the sheep and runs away. Then the wolf pounces on them and scatters the flock.
13 ULB Mandositra izy satria mpikarama ka tsy miraharaha ny ondry. BSB BSB: The man runs away because he is a hired servant and is unconcerned for the sheep.
14 ULB Izaho no mpiandry ondry tsara, ary fantatro ny Ahy, ary fantany Aho. BSB BSB: I am the good shepherd. I know My sheep and My sheep know Me,
15 ULB Ny Ray mahafantatra Ahy, ary Izaho mahafantatra ny Ray, ary Izaho manolotra ny aiko ho an'ny ondry. BSB BSB: just as the Father knows Me and I know the Father. And I lay down My life for the sheep.
19 ULB Nisy fizarazarana indray teo amin'ireo jiosy noho ireo teny ireo. BSB BSB: Again there was division among the Jews because of Jesus’ message.
20 ULB Maro tamin'izy ireo no nilaza hoe: "Manana demonia Izy ary very saina. Nahoana ianareo no mihaino Azy?" BSB BSB: Many of them said, “He is demon-possessed and insane. Why would you listen to Him?”
21 ULB Ny sasany nilaza hoe: "Tsy fitenin'ny olona misy demonia izany. Moa ny demonia afaka mampahiratra ny mason'ny jamba?" BSB BSB: But others replied, “These are not the words of a man possessed by a demon. Can a demon open the eyes of the blind?”
23 ULB Ririnina tamin'izany, ary Jesosy nitsangana teo an-kianjan'ny tempoly teo amin'ny fialofan'i Solomona. BSB BSB: and Jesus was walking in the temple courts in Solomon’s Colonnade.
24 ULB Avy eo notangoronan' ireo Jiosy Izy ary niteny taminy hoe: "Mandrapaha- rahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Ianao no Kristy, dia hambarao miharihary aminay." BSB BSB: So the Jews gathered around Him and demanded, “How long will You keep us in suspense? If You are the Christ, tell us plainly.”
25 ULB Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: "Efa nanambara anareo aho, fa tsy mino ianareo. Ireo asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko, ireo no manambara ny mahakasika Ahy. BSB BSB: “I already told you,” Jesus replied, “but you did not believe. The works I do in My Father’s name testify on My behalf.
26 ULB Kanefa ianareo tsy mino satria tsy mba ondriko. BSB BSB: But because you are not My sheep, you refuse to believe.
28 ULB Omeko azy ireo ny fiainana mandrakizay; ka tsy ho faty mandrakizay izy ireo, ary tsy hisy handrobaka azy eo am-pelantanako. BSB BSB: I give them eternal life, and they will never perish. No one can snatch them out of My hand.
29 ULB Ny Raiko, izay nanome ireo Ahy, dia lehibe noho ny hafa rehetra, ary tsy misy mahavita mandrobaka azy ireo eo am-pelatanan'ny Ray. BSB BSB: My Father who has given them to Me is greater than all. No one can snatch them out of My Father’s hand.
31 ULB Avy eo naka vato indray ireo Jiosy mba hitora-bato Azy. BSB BSB: At this, the Jews again picked up stones to stone Him.
32 ULB Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: "Maro ny asa tsara nasehoko anareo avy tamin'ny Ray. Koa inona tamin'ireny asa ireny no hitorahanareo vato Ahy?" BSB BSB: But Jesus responded, “I have shown you many good works from the Father. For which of these do you stone Me?”
33 ULB Namaly Azy ireo Jiosy hoe: "Tsy ny asa tsara no hitorahanay vato anao, fa ny fitenenan-dratsy, satria ianao, olombelona, dia manao ny tenanao ho Andriamanitra." BSB BSB: “We are not stoning You for any good work,” said the Jews, “but for blasphemy, because You, who are a man, make Yourself out to be God.”
34 ULB Namaly azy ireo Jesosy hoe: "Tsy efa voasoratra ao amin'ny lalànareo ve hoe: 'Hoy Aho hoe: "andriamanitra ianareo"'? BSB BSB: Jesus replied, “Is it not written in your Law: ‘I have said you are gods’?
35 ULB Raha niantso ireny ho andriamanitra izy, dia ho an'iza izany no niavian'ny tenin'Andriamanitra (ary ny Soratra Masina dia tsy azo foanana), BSB BSB: If he called them gods to whom the word of God came—and the Scripture cannot be broken—
36 ULB moa ve ilay nohamasinin'ny Ray sy nirahina ho amin'izao tontolo izao no ataonareo hoe: 'Miteny ratsy Ianao,' noho Izaho niteny hoe: 'Izaho no Zanak'Andriamanitra'? BSB BSB: then what about the One whom the Father sanctified and sent into the world? How then can you accuse Me of blasphemy for stating that I am the Son of God?
37 ULB Raha tsy manao ireo asan'ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy. BSB BSB: If I am not doing the works of My Father, then do not believe Me.
38 ULB Fa raha manao ireny Aho, na dia tsy mino Ahy aza ianareo, dia minoa ireo asa mba hahafantaranareo sy hahazoanareo fa ny Ray dia ato Amiko ary Izaho ao amin'ny Ray." BSB BSB: But if I am doing them, even though you do not believe Me, believe the works themselves, so that you may know and understand that the Father is in Me, and I am in the Father.”
39 ULB Mbola nikasa ny hisambotra Azy indray izy ireo, fa nandositra Izy. BSB BSB: At this, they tried again to seize Him, but He escaped their grasp.
40 ULB Dia nankany an-dafin'i Jordana indray Izy ho any amin'ilay toerana izay nanaovan'i Jaona batisa voalohany, ary nitoetra teo. BSB BSB: Then Jesus went back across the Jordan to the place where John had first been baptizing, and He stayed there.
41 ULB Maro ny olona nanatona Azy ary hoy izy ireo hoe: "Jaona tsy mba nanao famantarana, fa ny zavatra rehetra nolazain'i Jaona momba io lehilahy io dia marina." BSB BSB: Many came to Him and said, “Although John never performed a sign, everything he said about this man was true.”
42 ULB Maro ny olona nino Azy teo. BSB BSB: And many in that place believed in Jesus.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.