1 ULB Enin'andro mialohan'ny Paska, dia tonga tao Betania Jesosy, izay nitoeran'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamin'ny maty. BSB BSB: Six days before the Passover, Jesus came to Bethany, the hometown of Lazarus, whom He had raised from the dead.
2 ULB Ka nanao sakafo ho Azy izy ireo, ary Marta no nandroso azy ireo, fa Lazarosy kosa dia anisan'ireo niara-nipetraka tamin'i Jesosy teo amin'ny latabatra. BSB BSB: So they hosted a dinner for Jesus there. Martha served, and Lazarus was among those reclining at the table with Him.
3 ULB Avy eo Maria naka menaka manitra iray litatra izay vita tamin'ny narda sarobidy, ka nanosotra ny tongotr'i Jesosy tamin'izany, ary namafa ny tongony tamin'ny volon-dohany. Feno ny hanitr'ilay menaka ny trano. BSB BSB: Then Mary took about a pint of expensive perfume, made of pure nard, and she anointed Jesus’ feet and wiped them with her hair. And the house was filled with the fragrance of the perfume.
4 ULB Ary Jodasy Iskariota, iray tamin'ireo mpianany, izay hamadika Azy, nanao hoe: BSB BSB: But one of His disciples, Judas Iscariot, who was going to betray Him, asked,
5 ULB "Nahoana io menaka io no tsy namidy 300 dinaria dia nomena ny mahantra?" BSB BSB: “Why wasn’t this perfume sold for three hundred denarii and the money given to the poor?”
6 ULB Ary izy milaza izany, tsy nohon'ny fiahiany ny mahantra, fa satria mpangalatra izy: teny aminy ny kitapom-bola ary ho nangalariny izay natao tao. BSB BSB: Judas did not say this because he cared about the poor, but because he was a thief. As keeper of the money bag, he used to take from what was put into it.
7 ULB Jesosy nanao hoe: "Avelao izy mba hitazona izay hananany ho amin'ny andro handevenana Ahy. BSB BSB: “Leave her alone,” Jesus replied. “She has kept this perfume in preparation for the day of My burial.
8 ULB Ho eo aminareo mandrakariva ny mahantra, fa Izaho kosa tsy ho eo aminareo mandrakariva." BSB BSB: The poor you will always have with you, but you will not always have Me.”
9 ULB Ary nisy vahoaka maro tamin'ireo jiosy nahalala fa teo Jesosy, ka nanatona izy ireo, tsy ho an'i Jesosy irery ihany, fa mba hahita an'i Lazariosy ihany koa, ilay natsangan'i Jesosy tamin'ny maty. BSB BSB: Meanwhile a large crowd of Jews learned that Jesus was there. And they came not only because of Him, but also to see Lazarus, whom He had raised from the dead.
10 ULB Ireo lohan'ny mpisorona dia nitetika niaraka mba hahafahan'izy ireo manosika an'i Lazarosy amin'ny fahafatesana ihany koa; BSB BSB: So the chief priests made plans to kill Lazarus as well,
11 ULB satria noho Izy no nahatonga ny ankamaroan'ireo jiosy andeha ary nino an'i Jesosy. BSB BSB: for on account of him many of the Jews were deserting them and believing in Jesus.
12 ULB Ny ampitso dia vahoaka maro no tonga tamin'ny andro firavoravoana. Rehefa ren'izy ireo fa ho avy ao jerosalema Jesosy, BSB BSB: The next day the great crowd that had come to the feast heard that Jesus was coming to Jerusalem.
13 ULB dia naka sampan-drofia izy ireo ary nivoaka ka nitsena Azy tamin'ny antso mafy hoe: "Hosanna! Sambatra anie ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo, Ilay mpanjakan'Israely." BSB BSB: They took palm branches and went out to meet Him, shouting: “Hosanna!” “Blessed is He who comes in the name of the Lord!” “Blessed is the King of Israel!”
14 ULB Ary Jesosy nahita zana-boriky anankiray ka nipetraka teo amboniny; BSB BSB: Finding a young donkey, Jesus sat on it, as it is written:
15 ULB Araka ny voasoratra hoe: "Aza matahotra, ry zanakavavin'i Ziona; jereo, indro tamy ny Mpanjakanareo, izay mipetraka eo ambonin'ny zana-boriky." BSB BSB: “Do not be afraid, O Daughter of Zion. See, your King is coming, seated on the colt of a donkey.”
16 ULB Tsy nahazo ireo zavatra ireo ny mpianany tamin'ny voalohany; fa rehefa nomem-boninahitra Jesosy, dia tsaroan'izy ireo fa voasoratra momba Azy ireo zavatra ireo ary efa nataon'izy ireo taminy izany. BSB BSB: At first His disciples did not understand these things, but after Jesus was glorified they remembered what had been done to Him, and they realized that these very things had also been written about Him.
17 ULB Ary ireo vahoaka izay niaraka taminy tamin'ny niantsoany an'i Lazarosy hivoaka ny fasana sy nanangana azy tamin'ny maty dia samy nijoro vavolombelona avy. BSB BSB: Meanwhile, many people who had been with Jesus when He called Lazarus from the tomb and raised him from the dead continued to testify.
18 ULB Noho izany antony izany ihany koa no nahatonga ny vahoaka hitsena Azy, satria ren'izy ireo fa nanao izany famantarana izany Izy. BSB BSB: That is also why the crowd went out to meet Him, because they heard that He had performed this sign.
19 ULB Ireo Fariseo noho izany nifampiresaka hoe: "Jereo, tsy afaka manao na inona na inona ianareo; indro, manaraka Azy izao tontolo izao." BSB BSB: Then the Pharisees said to one another, “You can see that this is doing you no good. Look how the whole world has gone after Him!”
20 ULB Ary nisy grika vitsivitsy tamin'ireo izay niakatra hidera any amin'ny firavoravoana. BSB BSB: Now there were some Greeks among those who went up to worship at the feast.
21 ULB Nankany amin'i Filipo izy ireo, izay avy any Betsaida any Galilia, ary nanontany azy, manao hoe: "Tompoko, mba ta-hahita an'i Jesosy izahay." BSB BSB: They came to Philip, who was from Bethsaida in Galilee, and requested of him, “Sir, we want to see Jesus.”
22 ULB Dia lasa Filipo ka niteny tamin'i Andrea; dia lasa Andrea niaraka tamin'i Filipo, ary niteny an'i Jesosy izy ireo. BSB BSB: Philip relayed this appeal to Andrew, and both of them went and told Jesus.
23 ULB Jesosy namaly azy ireo ka nanao hoe: "Efa tonga ny fotoana hanomezana voninahitra ny Zanak'Olona. BSB BSB: But Jesus replied, “The hour has come for the Son of Man to be glorified.
24 ULB Lazaiko aminareo, marina, dia marina tokoa, fa raha tsy latsaka amin'ny tany ny voam-bary ka maty, dia mitoetra amin'ny tenany irery izany; fa raha maty izany, dia hamokatra be. BSB BSB: Truly, truly, I tell you, unless a kernel of wheat falls to the ground and dies, it remains only a seed. But if it dies, it bears much fruit.
26 ULB Raha misy manompo Ahy, aoka izy hanaraka Ahy; ary izay hitoerako, dia ao ihany koa no hitoeran'ny mpanompoko. Raha misy manompo Ahy, dia hanome voninahitra azy ny Ray. BSB BSB: If anyone serves Me, he must follow Me; and where I am, My servant will be as well. If anyone serves Me, the Father will honor him.
27 ULB Ankehitriny mangorohoro ny fanahiko ary inona no tokony ho teneniko? 'Ray o, vonjeo amin'ity ora ity Aho'? Kanefa noho izany antony izany no nahatongavako amin'izao fotoana izao. BSB BSB: Now My soul is troubled, and what shall I say? ‘Father, save Me from this hour’? No, it is for this purpose that I have come to this hour.
28 ULB Ray o, hankalazao ny anaranao." Avy eo nisy feo nanako avy any an-danitra nanao hoe: "Efa nankalazaiko izany ary mbola ho hankalazaiko indray." BSB BSB: Father, glorify Your name!” Then a voice came from heaven: “I have glorified it, and I will glorify it again.”
29 ULB Ary ireo vahoaka nitsangana teo sy nandre izany dia nilaza fa nisy kotroka teo. Ny sasany nilaza hoe: "Nisy anjely niresaka taminy." BSB BSB: The crowd standing there heard it and said that it had thundered. Others said that an angel had spoken to Him.
30 ULB Jesosy namaly ary niteny hoe: "Izany feo izany dia tsy tonga ho Ahy, fa ho anareo. BSB BSB: In response, Jesus said, “This voice was not for My benefit, but yours.
31 ULB Tonga ankehitriny ny fitsarana an'izao tontolo izao: Ary dia ho roahina ny mpanapaka izao tontolo izao. BSB BSB: Now judgment is upon this world; now the prince of this world will be cast out.
32 ULB Rehefa hasandratra hiala amin'ny tany Aho, dia hitaona ny tsirairay hanaraka Ahy." BSB BSB: And I, when I am lifted up from the earth, will draw everyone to Myself.”
33 ULB Nolazainy izany mba hanehoana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hafatesany. BSB BSB: He said this to indicate the kind of death He was going to die.
34 ULB Ireo vahoaka namaly Azy hoe: "Renay tamin'ny lalàna fa Kristy dia hijanona mandrakizay. Ahoana no hafahanao milaza hoe: 'Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hasandratra'? Iza izany Zanak' Olona izany?" BSB BSB: The crowd replied, “We have heard from the Law that the Christ will remain forever. So how can You say that the Son of Man must be lifted up? Who is this Son of Man?”
35 ULB Avy eo Jesosy niteny azy ireo hoe: "Ny hazavana dia mbola hiaraka aminareo mandritry ny fotoana fohy. Mandehana dieny mbola manana hazavana, mba tsy hafahan'ny haizaina mialoha anareo. Izay mandeha amin'ny haizina dia tsy mahalala ny lalana alehany. BSB BSB: Then Jesus told them, “For a little while longer, the Light will be among you. Walk while you have the Light, so that darkness will not overtake you. The one who walks in the darkness does not know where he is going.
36 ULB Raha mbola manana ny hazavana ianareo, dia minoa izany mba ho zanakin'ny hazavana ianareo." Jesosy nilaza ireo zavatra ireo ary avy eo dia tsy hita ary niery azy ireo. BSB BSB: While you have the Light, believe in the Light, so that you may become sons of light.” After Jesus had spoken these things, He went away and was hidden from them.
37 ULB Na dia nanao famantarana maro teo anatrehan'izy ireo aza Jesosy, dia tsy ninoan'izy ireo BSB BSB: Although Jesus had performed so many signs in their presence, they still did not believe in Him.
38 ULB mba ho tanteraka ny tenin'Isaia mpaminany, izay nilazany hoe: "Tompo, iza no nino ny tatitray, ary iza no nampisehoana ny sandrin'ny Tompo?" BSB BSB: This was to fulfill the word of Isaiah the prophet: “Lord, who has believed our message? And to whom has the arm of the Lord been revealed?”
39 ULB Noho izany antony izany dia tsy nino izy ireo, araka ny voalazan'Isaia hatrany hoe: BSB BSB: For this reason they were unable to believe. For again, Isaiah says:
40 ULB "Nohajambainy ny mason'izy ireo, ary nohamafisiny ny fon'izy ireo; mifanohitra amin'izany izy ireo dia te-hahita amin'ny mason'izy ireo ary hahazo amin'ny fon'izy ireo, ka hitodika, ary Izaho hanasitrana azy ireo." BSB BSB: “He has blinded their eyes and hardened their hearts, so that they cannot see with their eyes, and understand with their hearts, and turn, and I would heal them.”
41 ULB Isaia nilaza ireo zavatra ireo satria hitany ny voninahitr'i Jesosy ka niresaka momba Azy. BSB BSB: Isaiah said these things because he saw Jesus’ glory and spoke about Him.
42 ULB Kanefa na izany aza, dia maro tamin'ireo mpanapaka no nino an'i Jesosy; fa noho ireo Fariseo, dia tsy niaiky izany izy ireo mba tsy ho voasakana ho ao amin'ny synagoga. BSB BSB: Nevertheless, many of the leaders believed in Him. But because of the Pharisees they did not confess Him, for fear that they would be put out of the synagogue.
43 ULB Tian'izy ireo kokoa ny fiderana avy amin'ny olona noho ny fiderana avy amin'Andriamanitra. BSB BSB: For they loved praise from men more than praise from God.
44 ULB Jesosy niantso mafy ka niteny hoe: "Izay iray mino Ahy, aza mino Ahy irery ihany fa koa Izy izay naniraka Ahy, BSB BSB: Then Jesus cried out, “Whoever believes in Me does not believe in Me alone, but in the One who sent Me.
45 ULB ary izay iray mahita Ahy dia mahita Azy izay naniraka Ahy. BSB BSB: And whoever sees Me sees the One who sent Me.
46 ULB Izaho dia tonga toy ny hazavana teto amin'izao tontolo izao, mba tsy hitoetra ao anaty haizina izay mino Ahy. BSB BSB: I have come into the world as a light, so that no one who believes in Me should remain in darkness.
47 ULB Raha misy maheno ny teniko nefa tsy mitandrina izany, dia tsy hitsara azy Aho; satria Aho tsy tonga hitsara izao tontolo izao, fa hanavotra izao tontolo izao. BSB BSB: As for anyone who hears My words and does not keep them, I do not judge him. For I have not come to judge the world, but to save the world.
48 ULB Izay mandà Ahy sy tsy mandray ny teniko, dia manana iray izay mitsara azy. Ilay teny izay nolazaiko no hitsara azy amin'ny andro farany. BSB BSB: There is a judge for the one who rejects Me and does not receive My words: The word that I have spoken will judge him on the last day.
49 ULB Fa Izaho tsy miteny ho Ahy, fa ilay Ray izay naniraka Ahy, izay nanome Ahy ny didy amin'izay ho lazaina sy ho tenenina. BSB BSB: I have not spoken on My own, but the Father who sent Me has commanded Me what to say and how to say it.
50 ULB Fantatro fa ny didiny dia fiainana mandrakizay, koa izay lazaiko_ dia lazaiko araka izay nolazain'ny Ray tamiko." BSB BSB: And I know that His command leads to eternal life. So I speak exactly what the Father has told Me to say.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.