2 ULB Jesosy sy ireo mpianany dia nasaina tamin'ilay fampakaram-bady. BSB BSB: and Jesus and His disciples had also been invited to the wedding.
3 ULB Rehefa lany ny divay, dia niteny taminy ny renin'i Jesosy hoe: "Tsy manana divay izy ireo." BSB BSB: When the wine ran out, Jesus’ mother said to Him, “They have no more wine.”
4 ULB Ary hoy Jesosy taminy hoe: "Ravehivavy, nahoana ianao no mankaty amiko? Mbola tsy tonga ny fotoako." BSB BSB: “Woman, what is that to you and to Me?” Jesus replied. “My hour has not yet come.”
6 ULB Ary nisy siny vato enina teo izay fampiasa amin'ny andro fisasan'ny Jiosy, mahazaka roa hatramin'ny telo metatra avy. BSB BSB: Now six stone water jars had been set there for the Jewish rites of purification. Each could hold from twenty to thirty gallons.
7 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Fenoy rano ny siny." Ka nofenoin'izy ireo hatramin'ny molony izany. BSB BSB: Jesus told the servants, “Fill the jars with water.” So they filled them to the brim.
8 ULB Nony avy eo dia hoy Izy tamin'ireo mpanompo hoe: "Manovoza amin'izany ary ento any amin'ny tompon'andraikitry ny fikarakarana." Ka notanterahin'izy ireo izany. BSB BSB: “Now draw some out,” He said, “and take it to the master of the banquet.” They did so,
9 ULB Nandraman'ny tompon'andraikitrin'ny fikarakarana ilay rano lasa divay, kanefa tsy nahalala izay niavian'izany izy (fa ireo mpanompo izay nanovo ny rano kosa nahafantatra). Avy eo dia niantso ny mpampakatra Izy BSB BSB: and the master of the banquet tasted the water that had been turned into wine. He did not know where it was from, but the servants who had drawn the water knew. Then he called the bridegroom aside
10 ULB ary nilaza taminy hoe: "Ny olona rehetra dia mandroso ny divay tsara aloha izay vao ny divay moramora rehefa mamo izy ireo. Fa ianareo kosa nitahiry ny divay tsara mandrak'ankehitriny." BSB BSB: and said, “Everyone serves the fine wine first, and then the cheap wine after the guests are drunk. But you have saved the fine wine until now!”
11 ULB Izany no famantarana voalohany nataon'i Jesosy tao Kanà any Galilia, ary naneho ny voninahiny Izy, ka nino Azy ireo mpianany. BSB BSB: Jesus performed this, the first of His signs, at Cana in Galilee. He thus revealed His glory, and His disciples believed in Him.
12 ULB Taorian'izay dia nidina ho any Kapernaomy Jesosy, ny reniny, ireo rahalahiny sy ireo mpianany ary nijanona tao andro vitsivitsy izy ireo. BSB BSB: After this, He went down to Capernaum with His mother and brothers and His disciples, and they stayed there a few days.
13 ULB Ary efa akaiky ny Pasky ny Jiosy, dia niakatra tany Jerosalema Jesosy. BSB BSB: When the Jewish Passover was near, Jesus went up to Jerusalem.
14 ULB Nahita mpivarotr'omby, ondry ary voromailala tao an-tempoly Izy, ary nipetraka tao ihany koa ireo mpanakalo vola. BSB BSB: In the temple courts He found men selling cattle, sheep, and doves, and money changers seated at their tables.
15 ULB Noho izany dia nanamboatra karavasy izy ka nandroaka azy rehetra hivoaka ny tempoly, na ny ondry na omby. Nandraraka ny volan'ireo mpanakalo vola Izy ary nananjera ny latabatr'izy ireo. BSB BSB: So He made a whip out of cords and drove all from the temple courts, both sheep and cattle. He poured out the coins of the money changers and overturned their tables.
16 ULB Dia hoy Izy tamin'ireo mpivarotra voromailala hoe: "Ento mivoaka lavitra ity toerana ity ireo zavatra ireo. Aoka izay ny fanaovana ny tranon-dRaiko ho toeram-pivarotana." BSB BSB: To those selling doves He said, “Get these out of here! How dare you turn My Father’s house into a marketplace!”
17 ULB Ary tsaroan'ireo mpianany fa efa voasoratra hoe: "Ny firehetako ny amin'ny tranonao no handevona ahy." BSB BSB: His disciples remembered that it is written: “Zeal for Your house will consume Me.”
18 ULB Avy eo namaly ireo lohandohan'ny mpisorona Jiosy ka nanao taminy hoe: "Inona no famantarana ho asehonao anay, mahatonga anao manao ireny zavatra ireny?" BSB BSB: On account of this, the Jews demanded, “What sign can You show us to prove Your authority to do these things?”
19 ULB Jesosy namaly hoe: "Ravao ity tempoly ity, fa ho hatsangako anatin'ny telo andro monja izany." BSB BSB: Jesus answered, “Destroy this temple, and in three days I will raise it up again.”
20 ULB Ary hoy ireo mpanapaka jiosy hoe: "Enina amby efapolo taona no nanorenana ity tempoly ity, ka ianao ve hahatsangana azy ao anatin'ny telo andro?" BSB BSB: “This temple took forty-six years to build,” the Jews replied, “and You are going to raise it up in three days?”
21 ULB Kanefa, momban'ny tempolin'ny tenany no noresahany. BSB BSB: But Jesus was speaking about the temple of His body.
22 ULB Taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty, dia tsaroan'ireo mpianany fa nilaza izany izy, ary nino ny Soratra Masina sy izany teny nolazain'i Jesosy izany izy ireo. BSB BSB: After He was raised from the dead, His disciples remembered that He had said this. Then they believed the Scripture and the word that Jesus had spoken.
23 ULB Ary rehefa tao Jerosalema Izy tamin'ny andro firavoravoan'ny Paska, dia maro no nino ny anarany rehefa nahita ireo famantarana izay nataony. BSB BSB: While He was in Jerusalem at the Passover Feast, many people saw the signs He was doing and believed in His name.
24 ULB Fa Jesosy kosa tsy nahatoky azy ireo noho Izy nahafantatra tsara azy rehetra, BSB BSB: But Jesus did not entrust Himself to them, for He knew them all.
25 ULB satria tsy nila na iza na iza hanambara aminy ny momban'ny olona Izy, noho Izy nahafantatra ny ao anatin'ny olona. BSB BSB: He did not need any testimony about man, for He knew what was in a man.