1 ULB Avy eo dia nivavaka tamin'i Yaveh Andriamaniny avy tao an-kibon'ilay hazandrano i Jona. BSB BSB: From inside the fish, Jonah prayed to the LORD his God,
2 ULB Hoy izy hoe: "Niantso an'i Yaveh nanoloana ny fahoriako aho ka namaly ahy Izy; avy tany an-kibon'ny Fiainan-tsy hita no niantsoako vonjy! Dia renao ny feoko. BSB BSB: saying: “In my distress I called to the LORD, and He answered me. From the belly of Sheol I called for help, and You heard my voice.
3 ULB Efa natsipinao tany amin'ny lalina aho, tany amin'ny farany lalin'ny ranomasina, ary nanodidina ahy ny herin-driaka; nanafotra ahy avokoa ny onja sy alon-dranonao. BSB BSB: For You cast me into the deep, into the heart of the seas, and the current swirled about me; all Your breakers and waves swept over me.
4 ULB Hoy aho hoe: 'Voaroaka tsy ho eo anoloan'ny masonao aho; kanefa dia mbola hitodika hanatrika ny tempolinao masina.' BSB BSB: At this, I said, ‘I have been banished from Your sight; yet I will look once more toward Your holy temple.’
5 ULB Nihidy nanodidina ahy ka hatreny amin'ny vozoko ny rano; ary nanodidina ahy tokoa ny lalina; naningotra nanodidina ny lohako ny ahi-drano. BSB BSB: The waters engulfed me to take my life; the watery depths closed around me; the seaweed wrapped around my head.
6 ULB Nidina tany am-pototr'ireo tendrombohitra aho; dia nikatona tamiko mandrakizay ny tany sy ny hidiny. Kanefa mbola nampiakatra ny aiko avy tao an-davaka Ianao, ry Yaveh, Andriamanitro! BSB BSB: To the roots of the mountains I descended; the earth beneath me barred me in forever! But You raised my life from the pit, O LORD my God!
7 ULB Raha reraka tato anatiko ny fanahiko, dia nahatsirao an'i Yaveh aho; dia tonga teo Aminao ny fivavako, tao amin'ny tempolinao masina. BSB BSB: As my life was fading away, I remembered the LORD. My prayer went up to You, to Your holy temple.
8 ULB Ireo izay mihaino andriamanitra tsy misy dikany dia manary ny fahatokianao manoloana azy ireo. BSB BSB: Those who cling to worthless idols forsake His loving devotion.
9 ULB Fa raha ny amiko kosa, dia hanao sorona ho Anao amin'ny feo fanoloram-pisaorana aho; ho tanterahiko izay efa nivoadiako. BSB BSB: But I, with the voice of thanksgiving, will sacrifice to You. I will fulfill what I have vowed. Salvation is from the LORD!”
10 ULB Avy amin'i Yaveh ny famonjena!" Dia niteny tamin'ny hazandrano i Yaveh, ary naloany teny amin'ny tany maina i Jona. BSB BSB: And the LORD commanded the fish, and it vomited Jonah onto dry land.