1 ULB Ary indreto ireo mpanjakan'ny tany, izay resin'ireo lehilahin'i Israely. Nalain'ireo Israelita ny harenan'ny tany tany amin'ny ilany atsinanan'i Jordana izay hiposahan'ny masoandro, nanomboka teo amin'ny lohasahan-driaka Arnona hatramin'ny tendrombohitra Hermona, ary ny Araba rehetra hatrany atsinanana. BSB BSB: Now these are the kings of the land whom the Israelites struck down and whose lands they took beyond the Jordan to the east, from the Arnon Valley to Mount Hermon, including all the Arabah eastward:
2 ULB Sihona, mpanjakan'ny Amorita, dia nonina tany Hesbona. Nanjaka hatrany Aroera, izay eo amin'ny sisin'ny Harambaton'i Arnona avy eo afovoan'ny lohasaha izy, ary ny atsasak'i Gileada mitsotsorika hatrany amin'ny reniranon'i Jaboka any amin'ny sisin-tanin'ny Amonita. BSB BSB: Sihon king of the Amorites, who lived in Heshbon. He ruled from Aroer on the rim of the Arnon Valley, along the middle of the valley, up to the Jabbok River (the border of the Ammonites), that is, half of Gilead,
3 ULB Nanjaka tamin'i Araba hatrany amin'ny ranomasin'i Kinerota koa i Sihona, hatrany atsinanana, hatrany amin'ny ranomasin'i Araba (Ranomasintsira) atsinanana, ny lalana rehetra hatrany Beti-jesimota sy atsimo, am-pototry ny Tendrombohitra Pisga. BSB BSB: as well as the Arabah east of the Sea of Chinnereth to the Sea of the Arabah (the Salt Sea), eastward through Beth-jeshimoth, and southward below the slopes of Pisgah.
4 ULB Oga, mpanjakan'i Basana, iray amin'ny Refaïma sisa, dia nonina tao Astarta sy Edrehy. BSB BSB: And Og king of Bashan, one of the remnant of the Rephaim, who lived in Ashtaroth and Edrei.
5 ULB Nanjaka tamin'ny tendrombohitr'i Hermona, Saleka, ary Basana rehetra, hatramin'ny faritanin'ny mponin'i Gesorita sy ny Makatita izy, ary ny atsasak'i Gileada, hatramin'ny faritanin'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona. BSB BSB: He ruled over Mount Hermon, Salecah, all of Bashan up to the border of the Geshurites and Maacathites, and half of Gilead to the border of Sihon king of Heshbon.
6 ULB Nandresy azy ireo i Mosesy mpanompon'i Yaveh, sy ny vahoakan'Israely, ary Mosesy mpanompon'i Yaveh, no nanolotra ny tany mba ho fananan'ireo Robenita, sy Gadita, ary ny atsasa-pokon'i Manase. BSB BSB: Moses, the servant of the LORD, and the Israelites had struck them down and given their land as an inheritance to the Reubenites, the Gadites, and the half-tribe of Manasseh.
7 ULB Ireto ireo mpanjakan'ny tany izay resin'i Josoa sy ny vahoakan'Israely tany andrefan'i Jordana, nanomboka tao Bala-gada ao amin'ny lohasaha akaikin'i Libanona hatrany an-tendrombohitra Halaka akaikin'i Edoma. Nanome tany ho an'ireo fokon'Israely i Josoa mba ho fananan'izy ireo. BSB BSB: And these are the kings of the land that Joshua and the Israelites conquered beyond the Jordan to the west, from Baal-gad in the Valley of Lebanon to Mount Halak, which rises toward Seir (according to the allotments to the tribes of Israel, Joshua gave them as an inheritance
8 ULB Nomeny azy ireo ny tany havoana, ireo tany lemaka, ilay Araba, ireo sisin'ireo tendrombohitra, ny tany efitra, ary ny Negeva—dia ny tanin'ireo Hetita, Amorita, Kananita, Perzita, Hivita, ary ireo Jebosita. BSB BSB: the hill country, the foothills, the Arabah, the slopes, the wilderness, and the Negev—the lands of the Hittites, Amorites, Canaanites, Perizzites, Hivites, and Jebusites):
9 ULB Ireo mpanjaka dia ahitana ny mpanjakan'i Jeriko, ny mpanjakan'i Ay izay eo akaikin'i Betela, BSB BSB: the king of Jericho, one; the king of Ai, which is near Bethel, one;
10 ULB ny mpanjakan'i Jerosalema, ny mpanjakan'i Enaima, BSB BSB: the king of Jerusalem, one; the king of Hebron, one;
11 ULB ny mpanjakan'i Jarmota, ny mpanjakan'i Lakisy, BSB BSB: the king of Jarmuth, one; the king of Lachish, one;
12 ULB ny mpanjakan'i Eglona, ny mpanjakan'i Gazera, BSB BSB: the king of Eglon, one; the king of Gezer, one;
13 ULB ny mpanjakan'i Debira, ny mpanjakan'i Gadera, BSB BSB: the king of Debir, one; the king of Geder, one;
14 ULB ny mpanjakan'i Horma, ny mpanjakan'i Arada, BSB BSB: the king of Hormah, one; the king of Arad, one;
15 ULB ny mpanjakan'i Libna, ny mpanjakan'i Adolama, BSB BSB: the king of Libnah, one; the king of Adullam, one;
16 ULB ny mpanjakan'i Makeda, ny mpanjakan'i Betela, BSB BSB: the king of Makkedah, one; the king of Bethel, one;
17 ULB ny mpanjakan'i Tapoa, ny mpanjakan'i Hefera, BSB BSB: the king of Tappuah, one; the king of Hepher, one;
18 ULB ny mpanjakan'i Afeka, ny mpanjakan'i Lasarona, BSB BSB: the king of Aphek, one; the king of Lasharon, one;
19 ULB ny mpanjakan'i Madona, ny mpanjakan'i Hazora, BSB BSB: the king of Madon, one; the king of Hazor, one;
20 ULB ny mpanjakan'i Simrona-merona, ny mpanjakan'i Aksafa, BSB BSB: the king of Shimron-meron, one; the king of Achshaph, one;
21 ULB ny mpanjakan'i Tanaka, ny mpanjakan'i Megido, BSB BSB: the king of Taanach, one; the king of Megiddo, one;
22 ULB ny mpanjakan'i Kadesy, ny mpanjakan'i Jokneama, BSB BSB: the king of Kedesh, one; the king of Jokneam in Carmel, one;
23 ULB ny mpanjakan'i Dora, ny mpanjakan'i Goyema any Gilgala, BSB BSB: the king of Dor in Naphath-dor, one; the king of Goiim in Gilgal, one;
24 ULB ary ny mpanjakan'i Tirza. Iraika amby telopolo no isan'ireo mpanjaka rehetra. BSB BSB: and the king of Tirzah, one. So there were thirty-one kings in all.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.