1 ULB Ary efa tena antitra tokoa i Josoa rehefa nilaza taminy i Yaveh hoe: "Tena antitra tokoa ianao, kanefa mbola betsaka ireo tany ho baboina. BSB BSB: Now Joshua was old and well along in years, and the LORD said to him, “You are old and well along in years, but very much of the land remains to be possessed.
2 ULB Ity ny tany izay mbola tavela: ireo faritra rehetra ao amin'ny Filistina, ary ireo rehetra any Gesriana, BSB BSB: This is the land that remains: All the territory of the Philistines and the Geshurites,
3 ULB (avy any Sikora, izay any atsinanan'i Egypta, sy avaratry ny sisin'ny Akarona, izay heverina ho fananan'ireo Kananita; ireo mpanapaka dimin'ireo Filistina, ireo izay any Gaza, Azota, Askalona, Geta, ary Akarona—ireo faritr'ireo Avita). BSB BSB: from the Shihor east of Egypt to the territory of Ekron on the north (considered to be Canaanite territory)—that of the five Philistine rulers of Gaza, Ashdod, Ashkelon, Gath, and Ekron, as well as that of the Avvites; 4 ULB Any atsimo, dia mbola misy ny tanin'ireo Kananita rehetra, sy Maàra izay ho an'ireo Sidoniana, any Afeka, ireo faritr'ireo Amorita; BSB BSB: to the south, all the land of the Canaanites, from Mearah of the Sidonians to Aphek, as far as the border of the Amorites;
5 ULB ny tanin'ireo Gebalita, ireo Libanona rehetra manoloana ny fiposahan'ny masoandro, hatrany Bala-Gada eo ambanin'ny tendrombohitra Hermona ka hatrany Lebo Hamata. BSB BSB: the land of the Gebalites; and all Lebanon to the east, from Baal-gad below Mount Hermon to Lebo-hamath.
6 ULB Fa kosa, ireo olona rehetra any amin'ny tany havona avy any Libanona tahaka i Mserofota-Maima, anisan'izany ireo olona rehetra any Sidona. Handroaka azy ireo alohan'ireo tafik'israely. Alaivo antoka ny fanomezana ny tany an'Israely ho lova iray, araka ny nandidiako anao. BSB BSB: All the inhabitants of the hill country from Lebanon to Misrephoth-maim—all the Sidonians—I Myself will drive out before the Israelites. Be sure to divide it by lot as an inheritance to Israel, as I have commanded you.
7 ULB Zarao izany tany izany ho an'ireo foko sivy sy ho an'ireo atsasaky ny fokon'i Manase. BSB BSB: Now therefore divide this land as an inheritance to the nine tribes and the half-tribe of Manasseh.”
8 ULB Miaraka amin'ireo atsasaky ny fokon'i Manase, ireo Reobenita sy ireo Gadita dia nandray ny lova izay nomen'i Mosesy azy ireo tany atsinanan'i Jordana, BSB BSB: The other half of Manasseh, along with the Reubenites and Gadites, had received the inheritance Moses had given them beyond the Jordan to the east, just as Moses the servant of the LORD had assigned to them:
9 ULB any Aroera, izay eo amoron'ny reniranon'i Arnona (anisan'izany ny tanàna izay eo afovoan'ny renirano), ho an'ny lemaka rehetra any Medeba ary hatrany Dibona; BSB BSB: The area from Aroer on the rim of the Arnon Valley, along with the city in the middle of the valley, the whole plateau of Medeba as far as Dibon,
10 ULB ireo tanàna rehetra any Sihona, mpanjakan'ireo Amorita, izay manapaka any Hesebona, hatrany amin'ireo Amorita; BSB BSB: and all the cities of Sihon king of the Amorites who reigned in Heshbon, as far as the border of the Ammonites;
11 ULB Gileada, sy ireo faritra any Gesorita sy Makatita, ireo tendrombohitr'i Hermona, ireo Basana rehetra hatrany Salekà; BSB BSB: also Gilead and the territory of the Geshurites and Maacathites, all of Mount Hermon, and all Bashan as far as Salecah—
12 ULB ireo fanjakana rehetr'i Oga any Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy—ireo no sisa tavela tamin'i Refaita—Namono azy ireo i Mosesy ary nandroaka azy ireo. BSB BSB: the whole kingdom of Og in Bashan, who had reigned in Ashtaroth and Edrei and had remained as a remnant of the Rephaim. Moses had struck them down and dispossessed them,
13 ULB Fa ireo olon'Israely dia tsy nandroaka ireo Gesorita na Makatita. Fa kosa, Gesora sy Makata dia nonina teo amin'ireo Israely tamin'izany andro izany. BSB BSB: but the Israelites did not drive out the Geshurites or the Maacathites. So Geshur and Maacath dwell among the Israelites to this day.
14 ULB Tamin'ny fokon'i Levy irery no tsy nanomezan'i Mosesy lova. Ireo fanatitr'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, vita tamin'ny afo, sy ireo lovan'izy ireo, araka ny nolazain'Andriamanitra an'i Mosesy. BSB BSB: To the tribe of Levi, however, Moses had given no inheritance. The food offerings to the LORD, the God of Israel, are their inheritance, just as He had promised them.
15 ULB Mosesy nanome lova tamin'ireo fokon'i Robena, isam-poko. BSB BSB: This is what Moses had given to the clans of the tribe of Reuben:
16 ULB Ny faritr'izy ireo dia avy any amin'i Aroera, any amoron'ny Reniranon'ny Arnona, ary ilay tanàna izay eo afovoan'ny lohasaha, sy any amin'ireo lemaka akaikin'i Medeba. BSB BSB: The territory from Aroer on the rim of the Arnon Valley, along with the city in the middle of the valley, to the whole plateau beyond Medeba,
17 ULB Nandray an'i Robena ihany koa i Hesbona sy ireo tanàna rehetra izay any amin'n, Dibona, sy Bamota-Bala, ary Beti-Bala-Meona, BSB BSB: to Heshbon and all its cities on the plateau, including Dibon, Bamoth-baal, Beth-baal-meon,
18 ULB Jahaza, Kedemota, sy Mefata, BSB BSB: Jahaz, Kedemoth, Mephaath,
19 ULB sy Karia-taima, sy Sibama, ary Zareta-sahara eny an-tampon-kavoana. BSB BSB: Kiriathaim, Sibmah, Zereth-shahar on the hill in the valley,
20 ULB Nandray an'i Beti-peora ihany koa i Robena, ireo hantan'i Pisga, Beti-jesimota, BSB BSB: Beth-peor, the slopes of Pisgah, and Beth-jeshimoth—
21 ULB sy ireo tanànan'ny lemaka, ary ireo fanjakan'i Sihona mpanjakan'ireo Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, izay noresen'i Mosesy niaraka tamin'ireo mpitarika Madiana, Evi, Rekema, Sora, Hora, sy Reba, ilay andrian'ny Sihona, izay nonina tao amin'ny tany. BSB BSB: all the cities of the plateau and all the kingdom of Sihon king of the Amorites, who reigned in Heshbon until Moses killed him and the chiefs of Midian (Evi, Rekem, Zur, Hur, and Reba), the princes of Sihon who lived in the land.
22 ULB Ny vahoakan'Israely ihany koa dia namono tamin'ny sabatra an'i Balama zanaka lahin'i Beora, izay nanao sikidy, tamin'ny sisa tamin'ireo izay novonoina. BSB BSB: The Israelites also killed the diviner Balaam son of Beor along with the others they put to the sword.
23 ULB Ny onin'i Jordana no sisin'ny fokon'i Robena; izany no sisin-tanin'izy ireo. Izany no lovan'ny fokon'i Robena, nomena tamin'ny isam-pokon'ny tsirairary, niaraka tamin'ireo tanàn'izy ireo sy ireo vohitra. BSB BSB: And the border of the Reubenites was the bank of the Jordan. This was the inheritance of the clans of the Reubenites, including the cities and villages.
24 ULB Izany no nomen'i Mosesy tamin'ny fokon'i Gada, isam-poko: BSB BSB: This is what Moses had given to the clans of the tribe of Gad:
25 ULB ny faritr'Izy ireo dia Jazera, Ireo tanànan'i Gileada rehetra sy atsasaky ny tanin'ireo Amonita, Aroera, izay any atsinanan'i Rabà, BSB BSB: The territory of Jazer, all the cities of Gilead, and half the land of the Ammonites as far as Aroer, near Rabbah;
26 ULB any Hesbona ka hatrany amin'i Ramata-mizpa sy Betonima, any Mahanaima any amin'ny faritr'i Debira. BSB BSB: the territory from Heshbon to Ramath-mizpeh and Betonim, and from Mahanaim to the border of Debir;
27 ULB ny amin'ny lohasaha, Mosesy dia nanome an'i Beti-harama, Beti-nimra, Sokota, Zafona, ireo sisa tamin'ny fanjakan'i Sihona mpanjakan'i Hesbona, miaraka amin'i Jordana ho sisiny, hatramin'ny faran'ny ranomasin'i Kinereta, atsinanan'ny an-dafin'i Jordana. BSB BSB: and in the valley, Beth-haram, Beth-nimrah, Succoth, and Zaphon, with the rest of the kingdom of Sihon king of Heshbon (the territory on the east side of the Jordan up to the edge of the Sea of Chinnereth).
28 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Gada, isam-poko, miaraka amin'ireo tanàna sy ireo vohitra. BSB BSB: This was the inheritance of the clans of the Gadites, including the cities and villages.
29 ULB Mosesy nanome lova tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase. Izany dia notendrena tamin'ny atsasaky ny fokon'ny olon'i Manase, araka ny fokon'izy ireo. BSB BSB: This is what Moses had given to the clans of the half-tribe of Manasseh, that is, to half the tribe of the descendants of Manasseh:
30 ULB Avy any Mahanaima ny faritr'izy ireo, i Basana rehetra, ny fanjakan'i Oga mpanjakan'i Basana rehetra, sy ireo tanànan'i Jaira rehetra, izay tany Basana, tanàna enim-polo; BSB BSB: The territory from Mahanaim through all Bashan—all the kingdom of Og king of Bashan, including all the towns of Jair that are in Bashan, sixty cities;
31 ULB atsasak'i Gileada, sy Astarta ary Edrehy (ireo tanànan'ny mpanjakan'i Oga any Basana). Ireo no voatendry tamin'ilay fokon'i Makira zanaka lahin'i Manase—atsasaky ny olon'i Makira, izay nomena ny tsirairay amin'ireo fianakaviany. BSB BSB: half of Gilead; and Ashtaroth and Edrei, the royal cities of Og in Bashan. All this was for the clans of the descendants of Machir son of Manasseh, that is, half of the descendants of Machir.
32 ULB Izany ny lova izay notendren'i Mosesy azy ireo teo amin'ny lemak'i Moaba, any an-dafin'ny Jordana atsinanan'ny Jeriko. BSB BSB: These were the portions Moses had given them on the plains of Moab beyond the Jordan, east of Jericho.
33 ULB Mosesy dia tsy nanome lova ny fokon'ny Levi. Fa Yaveh, Ilay Andriamanitr'Israely, no lovan'izy ireo, araka izay nolazainy tamin'izy ireo. BSB BSB: To the tribe of Levi, however, Moses had given no inheritance. The LORD, the God of Israel, is their inheritance, just as He had promised them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.