1 ULB Ireto avy ary ny faritry ny tany izay noraisin'ny vahoakan'Israely ho lovan'izy ireo tany amin'ny tany Kanàna, notendrena ho azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona, tamin'i Josoa zanak'i Nona, ary tamin'ny mpitari-pokon'ny fianakavian'ny razan'izy ireo niaraka amin'ny vahoakan'Israely. BSB BSB: Now these are the portions that the Israelites inherited in the land of Canaan, as distributed by Eleazar the priest, Joshua son of Nun, and the heads of the families of the tribes of Israel.
2 ULB Ny lovan'izy ireo dia voafantina tamin'ny loka ho an'ireo sivy sy ny antsasak'ireo foko, araka izay nandidian'i Yaveh tamin'ny tanan'i Mosesy. BSB BSB: Their inheritance was assigned by lot for the nine and a half tribes, as the LORD had commanded through Moses.
3 ULB Fa efa nomen'i Mosesy lova ny amin'ny roa sy antsasak'ireo foko tany an-dafin'i Jordana, kanefa izy tsy nanome lova ireo Levita. BSB BSB: For Moses had given the inheritance east of the Jordan to the other two and a half tribes. But he granted no inheritance among them to the Levites.
4 ULB Fa raha ny marina dia foko roa ny fokon'i Josefa, dia Manase sy Efraima. Tsy nomena anjara lova tany amin'ny tany ireo Levita, fa tany amin'ireo tanàna sasany ihany mba honenana, mbanin'ireo tanim-bilona ho an'ny biby fiompy sy ireo fitaovam-pamokaran'izy ireo. BSB BSB: The descendants of Joseph became two tribes, Manasseh and Ephraim. And no portion of the land was given to the Levites, except for cities in which to live, along with pasturelands for their flocks and herds.
5 ULB Dia nanao araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ny vahoakan'Israely, ka notendren'izy ireo ny tany. BSB BSB: So the Israelites did as the LORD had commanded Moses, and they divided the land.
6 ULB Dia tonga tany amin'ny Josoa tany amin'ny Gilgala ny fokon'ny Joda. Kaleba zanak'i Jefona Kenizita, niteny taminy hoe: "Fantatrao izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy ilay lehilahin'Andriamanitra mahakasika ahy sy ianao tany Kadesi-Barnea. BSB BSB: Then the sons of Judah approached Joshua at Gilgal, and Caleb son of Jephunneh the Kenizzite said to him, “You know what the LORD said to Moses the man of God at Kadesh-barnea about you and me.
7 ULB Efapolo taona aho raha nalefan'i Mosesy mpanompon'i Yaveh avy any Kadesi-Barnea mba hisafo ny tany. Notateriko taminy indray ny tatitra mba hatao araka ny tian'ny foko hatao. BSB BSB: I was forty years old when Moses the servant of the LORD sent me from Kadesh-barnea to spy out the land, and I brought back to him an honest report.
8 ULB Fa ireo rahalahiko izay nandeha niakatra niaraka tamiko nampalemy ny fon'ny vahoakany tamin'ny tahotra. Nefa narahiko tanteraka i Yaveh Andriamanitro. BSB BSB: Although my brothers who went with me made the hearts of the people melt with fear, I remained loyal to the LORD my God.
9 ULB Nianiana i Mosesy tamin'izany andro izany, ary nanao hoe: 'Azo antoka fa ny tany izay nandehanan'ny tongotrao dia ho lova ho anao sy ny zanakao mandrakizay, satria nanaraka tanteraka an'i Yaveh Andriamanitro ianao.' BSB BSB: On that day Moses swore to me, saying, ‘Surely the land on which you have set foot will be an inheritance to you and your children forever, because you have wholly followed the LORD my God.’
10 ULB Ary, indro! Yaveh nitazona ahy ho velona nandritra izay dimy amby efapolo taona izay araka izay nolazainy—tamin'ny fotoana izay nilazan'i Yaveh izany teny izany tamin'i Mosesy, nandritra ny nandehanan'Israely tany an'efitra. Ary indro! Dimy amby valopolo taona aho amin'izao andro izao. BSB BSB: Now behold, as the LORD promised, He has kept me alive these forty-five years since He spoke this word to Moses, while Israel wandered in the wilderness. So here I am today, eighty-five years old,
11 ULB Mbola matanjaka hatrany aho amin'izao andro izao toy ny tamin'ny andro nandroahan'i Mosesy ahy. Ny tanjako amin'izao dia toy ny tanjako tamin'izany, tamin'ny ady sy tamin'ny nandeha sy niverina. BSB BSB: still as strong today as I was the day Moses sent me out. As my strength was then, so it is now for war, for going out, and for coming in.
12 ULB Ka noho izany omeo ahy ity tany havoana ity, izay nampanantenain'i Yaveh ahy tamin'izany andro izany. Satria renao tamin'izany andro izany i Anakita tany amin'ireo tanàna mimanda lehibe. Mety homba ahy Yaveh mba hahafahako mandroaka azy ireo, araka ny nolazain'i Yaveh." BSB BSB: Now therefore give me this hill country that the LORD promised me on that day, for you yourself heard then that the Anakim were there, with great and fortified cities. Perhaps with the LORD’s help I will drive them out, as the LORD has spoken.”
13 ULB Avy eo dia nitso-drano azy i Josoa ary nanome an'i Hebrona ho lovan'i Kaleba zanak'i Jefone. BSB BSB: Then Joshua blessed Caleb son of Jephunneh and gave him Hebron as his inheritance.
14 ULB Noho izany dia lasa mpandova an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone ilay Kenizita i Hebrona mandrak'ankehitriny, satria nanaraka an'i Yaveh tokoa izy, ilay Andriamanitr'Israely. BSB BSB: Therefore Hebron belongs to Caleb son of Jephunneh the Kenizzite as an inheritance to this day, because he wholly followed the LORD, the God of Israel.
15 ULB Ary dia Kiriata no anaran'i Hebrona taloha. (Arba no lehilahy lehibe indrindra eo amin'i Anakita.) Dia nitsahatra tamin'ny ady ny tany. BSB BSB: (Hebron used to be called Kiriath-arba, after Arba, the greatest man among the Anakim.) Then the land had rest from war.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.