1 ULB Ny anjara tanin'ny fokon'ny vahoakan'i Joda, nomena ny fokon'izy ireo, dia nihitatra nianatsimo nankany amin'ny sisin-tanin'i Edoma, niaraka tamin'ny efitr'i Sina izay fefy lavitra indrindra any atsimo. BSB BSB: Now the allotment for the clans of the tribe of Judah extended to the border of Edom, to the Wilderness of Zin at the extreme southern boundary:
2 ULB Ny sisin-tanin'izy ireo any atsimo dia nanomboka teo amin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, ka hatrany amin'ny helo-drano izay manatrika ny atsimo. BSB BSB: Their southern border started at the bay on the southern tip of the Salt Sea,
3 ULB Ny sisin-tanin'izy ireo manaraka dia nivoaka tao atsimon'ny havoan'i Akrabima ary nanaraka an'i Sina, sy niakatra atsimon'i Kadesy Barnea, manaraka an'i Hezrona, ary miakatra an'i Adara, eo amin'izay iolanan'izany mankany Karka. BSB BSB: proceeded south of the Ascent of Akrabbim, continued on to Zin, went over to the south of Kadesh-barnea, ran past Hezron up to Addar, and curved toward Karka.
4 ULB Nanaraka an'i Azmona, nahazo ny lohasahan-driakan'i Egypta, ary niafara tany an-dranomasina izany. Izany no faritanin'izy ireo atsimo. BSB BSB: It proceeded to Azmon, joined the Brook of Egypt, and ended at the Sea. This was their southern border.
5 ULB Ny sisin-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira, eo am-bavan'i Jordana. Ny faritany any avaratra dia avy eo amin'ny lohasahan-driakan'ny ranomasina ka hatreo am-bavan'i Jordana. BSB BSB: The eastern border was the Salt Sea as far as the mouth of the Jordan. The northern border started from the bay of the sea at the mouth of the Jordan,
6 ULB Niakatra tao Beti-hogla ary nanaraka ny avaratr'i Bet-araba izany. Avy eo izany dia niakatra nankany amin'ny Vaton'i Bohana zanaka lahin'i Robena. BSB BSB: went up to Beth-hoglah, proceeded north of Beth-arabah, and went up to the Stone of Bohan son of Reuben.
7 ULB Ary ny faritany dia niakatra tany Debira hatrany amin'ny Lohasahan'i Akora, ary nianavaratra, niodina nanaraka an'i Gilgala, izay tandrifin'ny havoan'i Adomina, izay any amin'ny lafy avaratry ny lohasaha. Avy eo ilay faritany nanaraka ny loharanon'i Ensemesy ary nandeha tany En-rogela. BSB BSB: Then the border went up to Debir from the Valley of Achor, turning north to Gilgal, which faces the Ascent of Adummim south of the ravine. It continued along the waters of En-shemesh and came out at En-rogel.
8 ULB Dia niakatra ny lohasahan'i Beni-Hinoma ka hatrany amin'ny lafy atsimon'ny tanànan'ny Jebosita (izay, i Jerosalema) ny faritany. Dia niakatra hatrany amin'ny tendron'ny havoana izay manarona ny lohasahan'i Hinoma, any avaratra, izay ao amin'ny farany avaratry ny lohasahan'i Refaita izany. BSB BSB: From there the border went up the Valley of Ben-hinnom along the southern slope of the Jebusites (that is, Jerusalem) and ascended to the top of the hill that faces the Valley of Hinnom on the west, at the northern end of the Valley of Rephaim.
9 ULB Ary ny faritany nihitatra hatreo amin'ny tendron'ireo havoana ka hatrany amin'ny loharanon'i Neftoa, ary nivoaka avy teo ka hatrany amin'ireo tanàna tao an-tendrombohitra Efrona. Ary ny faritany dia nanodidina an'i Bala (mitovy amin'i Kiriata-jearima). BSB BSB: From the hilltop the border curved to the spring of the Waters of Nephtoah, proceeded to the cities of Mount Ephron, and then bent around toward Baalah (that is, Kiriath-jearim).
10 ULB Ary ny faritany nanodidina ny atsinanan'i Bala hatrany amin'ny Tendrombohitra Seira, ary nanaraka ny lafin'ny Tendrombohitra Jearima any avaratra (mitovy amin'i Kesalona), nidina hatrany Beti-semesy, ary nanapaka ny Timna. BSB BSB: The border curled westward from Baalah to Mount Seir, ran along the northern slope of Mount Jearim (that is, Chesalon), went down to Beth-shemesh, and crossed to Timnah.
11 ULB Nivoaka akaikin'ny avaratry ny havoana Ekrona ny faritany, ary dia nihodidina an'i Sikerona sy nanaraka ny Tendrombohitra Bala izany, avy eo dia nankany Jabniela izany. Nifarana tao an-dranomasina ny faritany. BSB BSB: Then it went out to the northern slope of Ekron, curved toward Shikkeron, proceeded to Mount Baalah, went on to Jabneel, and ended at the Sea.
12 ULB Ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe sy ny morony. Io no faritany manodidina ny fokon'i Joda, isam-poko. BSB BSB: And the western border was the coastline of the Great Sea. These are the boundaries around the clans of the descendants of Judah.
13 ULB Amin'ny fitandreman'i Josoa ny didin'i Yaveh, dia nanome an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone anjara amin'ny tany eo amin'ireo fokon'i Joda, Kiriata Arba, izay, Hebrona (Arba dia rain'i Anàka) i Josoa. BSB BSB: According to the LORD’s command to him, Joshua gave Caleb son of Jephunneh a portion among the sons of Judah—Kiriath-arba, that is, Hebron. (Arba was the forefather of Anak.)
14 ULB Nandroaka ny zanak'i Anàka telo lahy tao i Kaleba: Sesay, Ahimana ary Talmay, ireo taranak'i Anàka. BSB BSB: And Caleb drove out from there the three sons of Anak—the descendants of Sheshai, Ahiman, and Talmai, the children of Anak.
15 ULB Niakatra avy teo izy hanohitra ireo mponin'i Debira (Debira dia nantsoina hoe Kiriata-sefera taloha). BSB BSB: From there he marched against the inhabitants of Debir (formerly known as Kiriath-sepher).
16 ULB Hoy Kaleba hoe: "Ny olona izay manafika an'i Kiriata-sefera sy mahazo izany, dia ho azy no hanomezako an'i Aksa zanako vavy ho vady." BSB BSB: And Caleb said, “To the man who strikes down Kiriath-sepher and captures it, I will give my daughter Acsah in marriage.”
17 ULB Ary Otniela zanaka lahin'i Kenaza, rahalahin'i Kaleba, rehefa nahazo izany, dia nomen'i Kaleba azy ho vadiny i Aksa zanany vavy. BSB BSB: So Othniel son of Caleb’s brother Kenaz captured the city, and Caleb gave his daughter Acsah to him in marriage.
18 ULB Fotoana fohy taorian'izany, dia nankany amin'i Otniela i Aksa ary namporisihany hangataka saha tany amin'ny rainy izy. Rehefa nidina tamin'ny borikiny izy, dia hoy Kaleba taminy hoe: "Inona no ilainao?" BSB BSB: One day Acsah came to Othniel and urged him to ask her father for a field. When she got off her donkey, Caleb asked her, “What do you desire?”
19 ULB Namaly Aksa hoe: "Manaova zavatra miavaka ho ahy, satria efa nanome ahy ny tany Negeva ianao: dia omeo ahy koa ireo loharano sasany." Dia nomen'i Kaleba azy ireo loharano ambony sy ireo loharano ambany. BSB BSB: “Give me a blessing,” she answered. “Since you have given me land in the Negev, give me springs of water as well.” So Caleb gave her both the upper and lower springs.
20 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Joda, nomena ireo fokony. BSB BSB: This is the inheritance of the clans of the tribe of Judah.
21 ULB Ireo tanàna izay an'ny fokon'i Joda any amin'ny farany atsimo, amin'ny faritanin'i Edoma, dia Kabzela, Edera, Jagora, BSB BSB: These were the southernmost cities of the tribe of Judah in the Negev toward the border of Edom: Kabzeel, Eder, Jagur,
22 ULB Kina, Dimona, Adada, BSB BSB: Kinah, Dimonah, Adadah,
23 ULB Kadesy, Hazora, Itnana, BSB BSB: Kedesh, Hazor, Ithnan,
24 ULB Zifa, Talema, Bealota. BSB BSB: Ziph, Telem, Bealoth,
25 ULB Hazora-hadata, Keriota-hezrona (io ihany koa dia fantatra tamin'ny hoe Hazora), BSB BSB: Hazor-hadattah, Kerioth-hezron (that is, Hazor),
26 ULB Amama, Sema, Molada, BSB BSB: Amam, Shema, Moladah,
27 ULB Hazara-gada, Hesmona, Beti-paleta, BSB BSB: Hazar-gaddah, Heshmon, Beth-pelet,
28 ULB Hazara-soala, Beri-sheba, Biziotia. BSB BSB: Hazar-shual, Beersheba, Biziothiah,
29 ULB Bala, le, Azema, BSB BSB: Baalah, Iim, Ezem,
30 ULB Eltolada, Kesila, Horma, BSB BSB: Eltolad, Chesil, Hormah,
31 ULB Ziklaga, Madmana, Sansana, BSB BSB: Ziklag, Madmannah, Sansannah,
32 ULB Lebaota, Silima, Aina, ary Rimona. Ireo no tanàna sivy amby roapolo ny fitambarany, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Lebaoth, Shilhim, Ain, and Rimmon—twenty-nine cities in all, along with their villages.
33 ULB Tao amin'ny tany havoana iva indrindra any andrefana, dia nisy an'i Estaola, Zora, Asna, BSB BSB: These were in the foothills: Eshtaol, Zorah, Ashnah,
34 ULB Zanoa, En-ganima, Tapoa, Enama, BSB BSB: Zanoah, En-gannim, Tappuah, Enam,
35 ULB Jarmota, Adolama, Soko, Azeka, BSB BSB: Jarmuth, Adullam, Socoh, Azekah,
36 ULB Saraima, Aditaima, ary Gadera (izay, Gederotaima). Efatra ambin'ny folo isa ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Shaaraim, Adithaim, and Gederah (or Gederothaim)—fourteen cities, along with their villages.
37 ULB Zenana, Hadasa, Migdala-gada, BSB BSB: Zenan, Hadashah, Migdal-gad,
38 ULB Dilana, Mizpa, Joktela, BSB BSB: Dilan, Mizpeh, Joktheel,
39 ULB Lakisy, Bozkata, Eglona. BSB BSB: Lachish, Bozkath, Eglon,
40 ULB Kabona, Lamasa, Kitilisa, BSB BSB: Cabbon, Lahmas, Chitlish,
41 ULB Gederota, Beti-dagona, Nama, Makeda. Enina ambin'ny folo ny isan'ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Gederoth, Beth-dagon, Naamah, and Makkedah—sixteen cities, along with their villages.
42 ULB Libna, Atera, Asana, BSB BSB: Libnah, Ether, Ashan,
43 ULB Jifta, Asna, Neziba, BSB BSB: Iphtah, Ashnah, Nezib,
44 ULB Kila, Akziba, Maresa. Tanàna sivy ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Keilah, Achzib, and Mareshah—nine cities, along with their villages.
45 ULB Ekrona, miaraka amin'ireo tanàna sy ireo zana-bohitra manodidina izany; BSB BSB: Ekron, with its towns and villages;
46 ULB avy eo Ekrona ka hatrany amin'ny Ranomasina Lehibe, ireo fonenana rehetra izay akaiky an'i Asdoda, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: from Ekron to the sea, all the cities near Ashdod, along with their villages;
47 ULB Asdoda, ireo tanàna sy ireo zana-bohitra manodidina izany; Gaza, ireo tanàna sy ireo zana-bohitra manodidina izany; hatrany amin'ny lohasahan-driak'i Egypta, ary hatrany amin'ny Ranomasina Lehibe miaraka amin'ny morontsirak'izany. BSB BSB: Ashdod, with its towns and villages; Gaza, with its towns and villages, as far as the Brook of Egypt and the coastline of the Great Sea.
48 ULB Ao amin'ny tany havoana, Samira, Jatira, Soko, BSB BSB: These were in the hill country: Shamir, Jattir, Socoh,
49 ULB Dana, Kiriata-sana (izay, Debira), BSB BSB: Dannah, Kiriath-sannah (that is, Debir),
50 ULB Anaba, Estemo, Anima, BSB BSB: Anab, Eshtemoh, Anim,
51 ULB Gosena, Holona, ary Gilo. Iraika ambin'ny folo ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Goshen, Holon, and Giloh—eleven cities, along with their villages.
52 ULB Araba, Doma, Esana, BSB BSB: Arab, Dumah, Eshan,
53 ULB Janoma, Beti-tapoa, Afeka, BSB BSB: Janim, Beth-tappuah, Aphekah,
54 ULB Honta, Kiriat-arba (izy, Hebrona), ary Ziora. Sivy ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Humtah, Kiriath-arba (that is, Hebron), and Zior—nine cities, along with their villages.
55 ULB Maona, Karmela, Zifa, Jota, BSB BSB: Maon, Carmel, Ziph, Juttah,
56 ULB Jezirela, Jokdeama, Zanoa, BSB BSB: Jezreel, Jokdeam, Zanoah,
57 ULB Kaina, Gibea, Timna. Folo ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Kain, Gibeah, and Timnah—ten cities, along with their villages.
58 ULB Halola, Beti-zora, Gedora, BSB BSB: Halhul, Beth-zur, Gedor,
59 ULB Marata, Bet-anota, ary Elketona. Enina ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Maarath, Beth-anoth, and Eltekon—six cities, along with their villages.
60 ULB Kiriata-bala (izay, Kiriata-jearima), ary Raba. Roa ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Kiriath-baal (that is, Kiriath-jearim), and Rabbah—two cities, along with their villages.
61 ULB Ao an'efitra, dia misy an'i Bet-araba, Midina, Sekaka, BSB BSB: These were in the wilderness: Beth-arabah, Middin, Secacah,
62 ULB Nisbana, ny Tanànantsira, ary En-jedy. Enina ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo vohitra keliny. BSB BSB: Nibshan, the City of Salt, and En-gedi—six cities, along with their villages.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.