Joshua 16 16 Joshua Dividing the land Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ny zara-tanin'ny fokon'i Josefa dia nihitatra nanomboka tany Jordana ka hatrany any Jeriko, atsinanan'ny loharanon'i Jeriko, mankany an'efitra, niakatra avy ao Jeriko hatrany amin'ny tany havoan'i Betela. BSB BSB: The allotment for the descendants of Joseph extended from the Jordan at Jericho to the waters of Jericho on the east, through the wilderness that goes up from Jericho into the hill country of Bethel.
2 ULB Avy eo izany dia nankany Betela ka hatrany Lozy ary namakivaky hatrany Atarota, ilay fari-tan'ny Arkita. BSB BSB: It went on from Bethel (that is, Luz) and proceeded to the border of the Archites in Ataroth.
3 ULB Dia nidina niankandrefana nahazo ny faritan'ny Jafletita izany hatrany amin'ny faritany ambanin'i Bedhorona, ary avy eo nankany Gazera; dia nifarana tany amin'ny ranomasina. BSB BSB: Then it descended westward to the border of the Japhletites as far as the border of Lower Beth-horon and on to Gezer, and it ended at the Sea.
4 ULB Izany no fomba nahazoan'ireo fokon'i Josefa, Manase sy Efraima ny lovan'izy ireo. BSB BSB: So Ephraim and Manasseh, the sons of Joseph, received their inheritance.
5 ULB Ny faritanin'ny fokon'i Efraima izay notendrena ho an'ny fokon'izy ireo dia tahaka izao manaraka izao: ny faritanin'ny lovan'izy ireo any atsinanana dia niala an'ny Atarot-adara nankany Beti-horona ambony, BSB BSB: This was the territory of the descendants of Ephraim by their clans: The border of their inheritance went from Ataroth-addar in the east to Upper Beth-horon
6 ULB ary nitohy hatrany an-dranomasina izany. Avy any Mikmeta avaratra izany no nivily niatsinanana nankany Tanata-silo ary nahazo ny sisin'izany any atsinanana hatrany Janoha. BSB BSB: and out toward the Sea. From Michmethath on the north it turned eastward toward Taanath-shiloh and passed by it to Janoah on the east.
7 ULB Dia nidina avy any Janoha nahazo an'i Atarota sy Narata izany, ary avy eo nahatratra an'i Jeriko, ary nifarana tany Jordana. BSB BSB: From Janoah it went down to Ataroth and Naarah, and then reached Jericho and came out at the Jordan.
8 ULB Avy ao Tapoa ilay faritany dia nizotra niankandrefana ho amin'ny lohasahan'i Kana ary niafara tany an-dranomasina. Izany no lovan'ny fokon'i Efraima, voatendry ho an'ny fianakaviamben'izy ireo, BSB BSB: From Tappuah the border went westward to the Brook of Kanah and ended at the Sea. This was the inheritance of the clans of the tribe of Ephraim,
9 ULB niaraka tamin'ireo tanàna izay nosafidiana ho an'ny fokon'i Efraima mbanin'ny lovan'ny fokon'i Manase__ireo tanàna rehetra, mbamin'ireo vohitr'izy ireo. BSB BSB: along with all the cities and villages set apart for the descendants of Ephraim within the inheritance of Manasseh.
10 ULB Tsy nandroaka ireo Kananita izay nonina tany Gazera izy ireo, ka miana miaraka amin'i Efraima mandrak'ankehitriny ireo Kananita, saingy nampanaovina asa an-terivozona ireo vahoaka ireo. BSB BSB: But they did not drive out the Canaanites who lived in Gezer. So the Canaanites dwell among the Ephraimites to this day, but they are forced laborers.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Joshua 16
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Joshua 16, and keep Opened free for readers who can’t pay.