1 ULB Dia niara-nivory tao Silo ny fiangonan'ny vahoakan'Israely manontolo. Tao no nanorenan'izy ireo ny lay fihaonana sy nandresen'izy ireo ny tany nanoloana azy ireo. BSB BSB: Then the whole congregation of Israel assembled at Shiloh and set up the Tent of Meeting there. And though the land was subdued before them,
2 ULB Mbola nisy fito ireo foko teo amin'ny vahoakan'Israely izay tsy notendrena ny lovany. BSB BSB: there were still seven tribes of Israel who had not yet received their inheritance.
3 ULB Dia hoy Josoa tamin'ny vahoakan'Israely hoe: "Mandra-pahoviana no mbola hihemoranareo tsy handeha ao amin'ny tany izay nomen'i Yaveh, Andriamanitr'ireo razanareo, anareo? BSB BSB: So Joshua said to the Israelites, “How long will you put off entering and possessing the land that the LORD, the God of your fathers, has given you?
4 ULB Manendre telo lahy ho anareo isaky ny foko tsirairay, ary izaho kosa haniraka azy ireo. Dia hiainga sy hitety ny tany ambony sy ambany izy ireo. Dia hanoratra ny famaritana izany izy ireo araka izay tiany ho lovany, ary hiverina aty amiko izy ireo avy eo. BSB BSB: Appoint three men from each tribe, and I will send them out to survey the land and map it out, according to the inheritance of each. Then they will return to me
5 ULB Dia ho zarain'izy ireo ho faritra fito izany. Joda hijanona any amin'ny faritaniny any atsimo, ary ny ankohonan"i Josefa hanohy ny faritanin'izy ireo any avaratra. BSB BSB: and divide the land into seven portions. Judah shall remain in their territory in the south, and the house of Joseph shall remain in their territory in the north.
6 ULB Faritra fito no hamaritanareo ny tany ary avereno eto amiko ny famaritana. Dia hanao an-tsapaka ho anareo aho eto anatrehan'i Yaveh Andriamanitsika. BSB BSB: When you have mapped out the seven portions of land and brought it to me, I will cast lots for you here in the presence of the LORD our God.
7 ULB Ireo Levita dia tsy manana anjara eo aminareo, fa ny fisoronana ho an'i Yaveh no lovan'izy ireo. Gada, Robena, ary ny antsasa-pokon'i Manase dia nahazo ny lovan'izy ireo, tany an-dafin'i Jordana. Izany no lova izay nomen'i Mosesy mpanompon'i Yaveh azy ireo." BSB BSB: The Levites, however, have no portion among you, because their inheritance is the priesthood of the LORD. And Gad, Reuben, and half the tribe of Manasseh have already received the inheritance that Moses the servant of the LORD gave them beyond the Jordan to the east.”
8 ULB Dia nifoha ireo lehilahy ka nandeha. Dia nodidian'i Josoa ireo izay nandeha namaritra ny tany, nanao hoe: "Mandehana mitety ny tany ka farito izany ary miverena eto amiko. Dia hanao antsapaka ho anareo eto anatrehan'i Yaveh aty Silo aho." BSB BSB: As the men got up to go out, Joshua commanded them to map out the land, saying, “Go and survey the land, map it out, and return to me. Then I will cast lots for you here in Shiloh in the presence of the LORD.”
9 ULB Dia nandeha ireo lehilahy ka nitety ny tany ambony sy ambany ary namaritra izany tanaty horonan-taratasy araka ireo tanànany anaty faritra fito, handaharana ireo tanàna isaky ny faritra tsirairay. Dia niverina tany amin'i Josoa tao an-toby tao Silo izy ireo avy eo. BSB BSB: So the men departed and went throughout the land, mapping it city by city into seven portions. Then they returned with the document to Joshua at the camp in Shiloh.
10 ULB Dia nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo teo anatrehan'i Yaveh i Josoa. Tao no nanendren'i Josoa ny tany ho an'ny vahoakan'Israely, ary ny tsirairay dia samy nomena ny anjara taniny avy. BSB BSB: And Joshua cast lots for them in the presence of the LORD at Shiloh, where he distributed the land to the Israelites according to their divisions.
11 ULB Ny fanendrena ny tany ho an'ny fokon'i Benjamina dia nomena ny isam-pokon'izy ireo tsirairay. Ny faritanin'ny tany izay voatendry ho azy ireo dia voafaritra teo anelanelan'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Josefa. BSB BSB: The first lot came up for the clans of the tribe of Benjamin. Their allotted territory lay between the tribes of Judah and Joseph:
12 ULB Tany amin'ny ilany avaratra, tany Jordana no nanombohan'ny faritanin'izy ireo. Ny faritany dia niakatra hatrany amin'ny ilany avaratr'i Jeriko, ary avy eo niakatra nanavatsava ny tany havoana andrefana. Hatreo izany dia nanjohy ny efitr'i Betavena. BSB BSB: On the north side their border began at the Jordan, went up past the northern slope of Jericho, headed west through the hill country, and came out at the wilderness of Beth-aven.
13 ULB Hatreo dia nandalo nianatsimo nizotra nankany Lozy (Betela izany) ny faritany. Avy eo nidina hatrany amin'i Atarot-adara ny faritany, ao amin'ny tendrombohitra izay manitsaka ny atsimon'i Beti-horona. BSB BSB: From there the border crossed over to the southern slope of Luz (that is, Bethel) and went down to Ataroth-addar on the hill south of Lower Beth-horon.
14 ULB Nizotra nanaraka lalan-kafa ny sisin-tany noho izany: any amin'ny ilany andrefana izany no miholika mianatsimo, dia mitodi-doha amin'ny tendrombohitra am-pitan'i Beti-horona. Io sisin-tany io dia mifarana any Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany), tanàna iray izay an'ny fokon'i Joda. Izany no tonga faritany tany amin'ny faritra andrefana. BSB BSB: On the west side the border curved southward from the hill facing Beth-horon on the south and came out at Kiriath-baal (that is, Kiriath-jearim), a city of the sons of Judah. This was the western side.
15 ULB Nanomboka teo ivelan'i Kiriata-jearima ny lafiny atsimo. Niainga teo ny faritany dia nanjohy an'i Efrona, hatrany amin'ireo loharanon'i Neftoa. BSB BSB: On the south side the border began at the outskirts of Kiriath-jearim and extended westward to the spring at the Waters of Nephtoah.
16 ULB Ny sisin-tany noho izany dia nidina nanjohy ny manodidina ny tendrombohitra izay tandrifin'ny lohasahan'i Ben-hinoma, izay tany amin'ny morony avaratry ny lohasahan'i Refaima. Dia nidina hatrany amin'ny lohasahan'i Hinoma izany, atsimon'ny hantsan'ireo Jebosita, ary nitohy nidina hatrany En-Rogela. BSB BSB: Then it went down to the foot of the hill that faces the Valley of Ben-hinnom at the northern end of the Valley of Rephaim and ran down the Valley of Hinnom toward the southern slope of the Jebusites and downward to En-rogel.
17 ULB Dia nitodika nianavaratra izany, nizotra nankamin'i En-semesy, ary avy teo dia nivoaka nankany Gelilota izany, izay tandrifin'ny fiakaran'i Adomima. Ary nidina hatrany amin'ny Vaton'i Bohana zanaka lahin'i Robena izany. BSB BSB: From there it curved northward and proceeded to En-shemesh and on to Geliloth facing the Ascent of Adummim, and continued down to the Stone of Bohan son of Reuben.
18 ULB Nandroso hatramin'ny ilany avaratr'i Beti-arabà izany ary nidina nankamin'i Arabà. BSB BSB: Then it went on to the northern slope of Beth-arabah and went down into the valley.
19 ULB Dia nandroso nanjohy ny ilany avaratr'i Beti-Hogla ny faritany. Nifarana tany amin'ny helo-drano avaratry ny ranomasin-tsira izany, any amin'ny morony atsimon'i Jordana. Izany no sisin-tany tany an-tsimo. BSB BSB: The border continued to the northern slope of Beth-hoglah and came out at the northern bay of the Salt Sea, at the mouth of the Jordan. This was the southern border.
20 ULB Dia tonga faritanin'i Jordana ny ilany atsinanana. Izany no lovan'ny fokon'i Benjamina, ary natolotra ny isam-pokon'izy ireo tsirairay izany, faritany isa-paritany, ny manodidina rehetra. BSB BSB: On the east side the border was the Jordan. These were the borders around the inheritance of the clans of the tribe of Benjamin.
21 ULB Ary ireo tanànan'ny fokon'i Benjamina araka ny isam-pokon'izy ireo dia Jeriko, BSB BSB: These were the cities of the clans of the tribe of Benjamin: Jericho, Beth-hoglah, Emek-keziz,
22 ULB Beti-Hogla, Emeka Keziza, Bet-araba, Zemaraima, Betela, BSB BSB: Beth-arabah, Zemaraim, Bethel,
23 ULB Avima, Para, Ofra, BSB BSB: Avvim, Parah, Ophrah,
24 ULB Kefara-hamony, Ofny, ary Geba. Roa ambin'ny folo ireo tanàna ireo, ansisan'izany ireo zana-bohiny. BSB BSB: Chephar-ammoni, Ophni, and Geba—twelve cities, along with their villages.
25 ULB Ao ihany koa ireo tanànan'i Gibeona, Ramà, Berota, BSB BSB: Gibeon, Ramah, Beeroth,
27 ULB Rekema, Irpela, Taralà, BSB BSB: Rekem, Irpeel, Taralah,
28 ULB Zelà, Haelefa, Jebosita (Jerosalema izany), Gibeà, ary Kiriata. Efatra ambin'ny folo ireo tanàna ireo, anisan'izany ireo zana-bohiny. Izany no lovan'i Benjamina ho an'ny fokon'izy ireo. BSB BSB: Zelah, Haeleph, Jebus (that is, Jerusalem), Gibeah, and Kiriath-jearim—fourteen cities, along with their villages. This was the inheritance of the clans of the tribe of Benjamin.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.