1 ULB Ny antsapaka faharoa dia lasan'i Simeona ka notendrena ho an'ny tsirairay amin'ireo fokony izany. Ny lovan'izy ireo dia teo afovoan'ny lova izay an'ny fokon'i Joda. BSB BSB: The second lot came out for the clans of the tribe of Simeon: Their inheritance lay within the territory of Judah
2 ULB Nanana an'i Beri-sheba, Seba, Molada, BSB BSB: and included Beersheba (or Sheba), Moladah,
3 ULB Hazara-soala, Bala, Azema, BSB BSB: Hazar-shual, Balah, Ezem,
4 ULB Eltolada, Betola, ary Horma ho lovany izy ireo. BSB BSB: Eltolad, Bethul, Hormah,
5 ULB Simeona ihany koa dia nanana an'i Ziklaga, Beti-markabota, Hazara-sosa, BSB BSB: Ziklag, Beth-marcaboth, Hazar-susah,
6 ULB Beti-lebaota, ary Sarohena. Ireo no tanàna telo ambin'ny folo, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: Beth-lebaoth, and Sharuhen—thirteen cities, along with their villages.
7 ULB Simeona ihany koa dia nanana an'i Aina, Rimona, Etera, ary Asana. Ireo no tanàna efatra, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: Ain, Rimmon, Ether, and Ashan—four cities, along with their villages,
8 ULB Ireo dia niaraka tamin'ireo zana-bohitra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Bale-tabera (mitovy amin'i Rama tao Negeva). Izany no lovan'ny fokon'i Simeona, nomena ireo fokony. BSB BSB: and all the villages surrounding these cities as far as Baalath-beer (Ramah of the Negev). This was the inheritance of the clans of the tribe of Simeon.
9 ULB Ny lovan'ny fokon'i Simeona dia nanomezana ny faritry ny fokon'i Joda. Satria tena lehibe loatra ho azy ireo ny anjara-tany notendrena ho an'ny fokon'i Joda, dia nandray ny lovan'izy ireo tamin'ny afovoan'ny anjarany ny fokon'i Simeona. BSB BSB: The inheritance of the Simeonites was taken from the territory of Judah, because the share for Judah’s descendants was too large for them. So the Simeonites received an inheritance within Judah’s portion.
10 ULB Ny antsapaka fahatelo dia azon'ny fokon'i Zebolona, ary nomena ireo fokony izany. Ny faritry ny lovany dia nanomboka tao Sarida. BSB BSB: The third lot came up for the clans of the tribe of Zebulun: The border of their inheritance stretched as far as Sarid.
11 ULB Ny faritaniny niakatra niakandrefana hatrany Marala ary nahazo an'i Dabeseta; dia nihitatra hatrany amin'ny lohasahan-driaka izay tandrifin'i Jokneama. BSB BSB: It went up westward to Maralah, reached Dabbesheth, and met the brook east of Jokneam.
12 ULB Hatreo Sarida ny faritany dia nihodina miatsinanana hatrany atsinanana ka hatramin'ny faritanin'i Rislota-tabara. BSB BSB: From Sarid it turned eastward along the border of Chisloth-tabor and went on to Daberath and up to Japhia.
13 ULB Hatreo dia nandeha hatrany Daberata ary niakatra hatrany Jafia izany. Hatreo dia nandalo ny atsinanana hatrany Gata-hefera izany, ary hatrany Ita-kazina; avy eo nandroso hatrany Rimona ary niodina nankany Nea. BSB BSB: From there it crossed eastward to Gath-hepher and to Eth-kazin; it extended to Rimmon and curved around toward Neah.
14 ULB Ny faritany nihodina mianavaratra hatrany Hanatona ary nifarana teo amin'ny lohasahan'i Jifta-ela. BSB BSB: Then the border circled around the north side of Neah to Hannathon and ended at the Valley of Iphtah-el.
15 ULB Tafiditra amin'io faritra io ireo tanànan'i Katata, Nahalola, Simrona, Idala, ary Betlehema. Dia tanàna roa ambin'ny folo, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: It also included Kattath, Nahalal, Shimron, Idalah, and Bethlehem. There were twelve cities, along with their villages.
16 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Zebolona, izay nomena an'ireo fokony—ireo tanàna, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: This was the inheritance of the clans of the tribe of Zebulun, including these cities and their villages.
17 ULB Ny antsapaka fahefatra dia lasan'i Isakara, ary nomena ireo fokony izany. BSB BSB: The fourth lot came out for the clans of the tribe of Issachar:
18 ULB Ny faritanin'izy ireo dia ahitana an'i Jezirela, Kesolota, Sonema, BSB BSB: Their territory included Jezreel, Chesulloth, Shunem,
19 ULB Hafraima, Siona, ary Anaharata. BSB BSB: Hapharaim, Shion, Anaharath,
20 ULB Tafiditra amin'izany ihany koa Rabita, Kisiona, Abeza, BSB BSB: Rabbith, Kishion, Ebez,
21 ULB Rameta, Enganima, Enhada, Beti-pazera. BSB BSB: Remeth, En-gannim, En-haddah, and Beth-pazzez.
22 ULB Ireo faritaniny ihany koa dia nahazo an'i Tabara, Sahazoma, sy Beti-semesy, ary niafara tao Jordana. Dia tanàna enina ambin'ny folo, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: The border reached Tabor, Shahazumah, and Beth-shemesh, and ended at the Jordan. There were sixteen cities, along with their villages.
23 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Isakara, ary nomena ireo fokony izany—ireo tanàna, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: This was the inheritance of the clans of the tribe of Issachar, including these cities and their villages.
24 ULB Ny antsapaka fahadimy dia lasan'ny fokon'i Asera, ary nomena ireo fokony. BSB BSB: The fifth lot came out for the clans of the tribe of Asher:
25 ULB Tafiditra amin'ny fari-tanin'izy ireo i Helkata, Haly, Batena, Aksafa, BSB BSB: Their territory included Helkath, Hali, Beten, Achshaph,
26 ULB Alameleka, Amada, ary Misala. Eo amin'ny sisin-tany andrefana ary nihitatra hatrany Karmela sy Sihora-libnata. BSB BSB: Allammelech, Amad, and Mishal. On the west the border touched Carmel and Shihor-libnath,
27 ULB Dia nihodina miatsinanana hatrany Beti-dagona ary nanalavitra hatrany Zebolona izan, ary dia hatrany amin'ny lohasahan'i Jifta-ela, nianavaratra hatrany Bet-emeka sy Neiela. Dia nitohy mianavaratra hatrany Kabola izany. BSB BSB: then turned eastward toward Beth-dagon, touched Zebulun and the Valley of Iphtah-el, and went north to Beth-emek and Neiel, passing Cabul on the left.
28 ULB Dia nandroso hatrany Ebrona, Rehoba, Hamona, ary Kana, ka hatrany Sidona Lehibe izany. BSB BSB: It went on to Ebron, Rehob, Hammon, and Kanah, as far as Greater Sidon.
29 ULB Ny faritany nitodika hatrany Rama, ary dia hatrany amin'ny tanàna mimandan'i Tyra. Ary ny faritany nitodika tany Hosa ary nifarana teo amin'ny ranomasina, tao amin'ny fari-tanin'i Akziba, BSB BSB: The border then turned back toward Ramah as far as the fortified city of Tyre, turned toward Hosah, and came out at the Sea in the region of Achzib,
30 ULB Oma, Afeka, ary Rehoba. Roa amby roapolo ireo tanàna ireo, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: Ummah, Aphek, and Rehob. There were twenty-two cities, along with their villages.
31 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Asera, ary nomena ireo fokony izany—ireo tanàna, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: This was the inheritance of the clans of the tribe of Asher, including these cities and their villages.
32 ULB Ny antsapaka fahenina dia lasan'ny fokon'i Naftaly, ary nomeny ireo fokony izany. BSB BSB: The sixth lot came out for the clans of the tribe of Naphtali:
33 ULB Faritanin'izy ireo dia hatrany Halefa, hatrany amin'ny terebintana tao Zananima, hatrany Adami-hanekeba sy Jabniela, hatrany Lakoma; ary nifarana tao Jordana izany. BSB BSB: Their border started at Heleph and the great tree of Zaanannim, passing Adami-nekeb and Jabneel as far as Lakkum and ending at the Jordan.
34 ULB Ny faritany niodina niatsinanana hatrany Aznota-tabara ary hatrany Hokoka; nahazo an'i Zebolona eo atsimo izany, ary nahatratra an'i Asera ny tany andrefana sy Joda ny tany atsinanana tany amin'ny reniranon'i Jordana. BSB BSB: Then the border turned westward to Aznoth-tabor and ran from there to Hukkok, touching Zebulun on the south side, Asher on the west, and Judah at the Jordan on the east.
35 ULB Ireo tanàna mimanda dia Zidima, Zera, Hamata, Rakata, Kinereta, BSB BSB: The fortified cities were Ziddim, Zer, Hammath, Rakkath, Chinnereth,
36 ULB Adama, Rama, Hazora, BSB BSB: Adamah, Ramah, Hazor,
37 ULB Kadesy, Edrehy, ary En-hazora. BSB BSB: Kedesh, Edrei, En-hazor,
38 ULB Nisy an'i Irona, Migdaela, Horema, Bet-anata, ary Beti-semesy ihany koa. Ireo no tanàna sivy ambin'ny folo, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: Iron, Migdal-el, Horem, Beth-anath, and Beth-shemesh. There were nineteen cities, along with their villages.
39 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Naftaly, ary nomena ireo fokony izany—ireo tanàna, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: This was the inheritance of the clans of the tribe of Naphtali, including these cities and their villages.
40 ULB Ny loka fahafito dia lasan'ny fokon'i Dana, ary nomena ireo fokony izany. BSB BSB: The seventh lot came out for the clans of the tribe of Dan:
41 ULB Tafiditra amin'ny fari-tanin'izany lova izany Zora, Estaola, Ira-semesy, BSB BSB: The territory of their inheritance included Zorah, Eshtaol, Ir-shemesh,
42 ULB Salabima, Aijalona, ary Itla. BSB BSB: Shaalabbin, Aijalon, Ithlah,
43 ULB Tafiditra anatin'izany koa Elona, Timna, Ekrona, BSB BSB: Elon, Timnah, Ekron,
44 ULB Elteke, Gibetona, Baleta, BSB BSB: Eltekeh, Gibbethon, Baalath,
45 ULB Jehoda, Bene-beraka, Gat-rimona, BSB BSB: Jehud, Bene-berak, Gath-rimmon,
46 ULB Me-jarkona, ary Rakona miaraka amin'ny faritany ampitan'i Jopa. BSB BSB: Me-jarkon, and Rakkon, including the territory across from Joppa.
47 ULB Rehefa votsotra tamin'izy ireo ny faritanin'ny fokon'i Dana, dia nanafika an'i Lesema i Dana, niady nanohitra azy, ary nahababo azy. Novonoin'izy ireo tamin'ny sabatra ny olon-drehetra, naka izany ho fananana, ary nitoetra tao. Nomen'izy ireo anarana vaovao i Lesema, niantso izany hoe Dana araka ny razamben'izy ireo. BSB BSB: (Later, when the territory of the Danites was lost to them, they went up and fought against Leshem, captured it, and put it to the sword. So they took possession of Leshem, settled there, and renamed it after their father Dan.)
48 ULB Izany no lovan'ny fokon'i Dana, ary nomena ireo fokony izany—ireo tanàna, miaraka amin'ireo zana-bohiny. BSB BSB: This was the inheritance of the clans of the tribe of Dan, including these cities and their villages.
49 ULB Rehefa nahavita ny fizarana ny tany ho lova izy ireo, dia nanome lova teo amin'izy ireo ho an'i Josoa zanaka lahin'i Nona ny vahoakan'Israely. BSB BSB: When they had finished distributing the land into its territories, the Israelites gave Joshua son of Nun an inheritance among them,
50 ULB Tamin'ny alalan'ny didin'i Yaveh no nanomezan'izy ireo azy ny tanàna izay nangatahiny, Timna-sera ao amin'ny tany havoan'i Efraima. Naveriny namboarina ny tanàna ary nipetraka tao izy. BSB BSB: as the LORD had commanded. They gave him the city of Timnath-serah in the hill country of Ephraim, as he requested. He rebuilt the city and settled in it.
51 ULB Ireo no lova izay notendren'i Eleazara mpisorona, Josoa zanaka lahin'i Nona, ary ireo mpitari-pokon'ireo ankohonan'ireo razambeny tao amin'ny vahoakan'Israely, voatendry tamin'ny loka tao Silo, teo anoloan'i Yaveh, teo amin'ny fidirana mankao amin'ny lay fihaonana. Ka dia nahavita nanendry ny tany izy ireo. BSB BSB: These are the inheritances that Eleazar the priest, Joshua son of Nun, and the heads of the families distributed by lot to the tribes of Israel at Shiloh before the LORD at the entrance to the Tent of Meeting. So they finished dividing up the land.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.