1 ULB Ary Yaveh niteny tamin'i Josoa hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Joshua,
2 ULB "Miresaha amin'ny vahoakan'Israely, manao hoe: "Tendreo ireo tanàna fialofana izay noresahako anao tamin'ny tanan'i Mosesy. BSB BSB: “Tell the Israelites to designate the cities of refuge, as I instructed you through Moses,
3 ULB Ataovy izany mba hahafahan'izay namono olona tsinahy mankany. Ireo tanàna ireo dia ho toerana fialofana amin'ny olona izay mitady hamaly faty ny ràn'ny olona izay voavono. BSB BSB: so that anyone who kills another unintentionally or accidentally may flee there. These will be your refuge from the avenger of blood.
4 ULB Hitsoaka any amin'ny iray amin'ireo tanàna ireo izy ka hijoro eo amin'ny fidiran'ny vavahadin'ny tanàna, ary hanazava ny tranga nahazo azy amin'ireo loholon'io tanàna io. Avy eo dia ho raisin'izy ireo ao amin'ny tanàna izy ary hanome toerana hipetrahana miaraka amin'izy ireo ho azy. BSB BSB: When someone flees to one of these cities, stands at the entrance of the city gate, and states his case before its elders, they are to bring him into the city and give him a place to live among them.
5 ULB Raha misy iray amin'izy ireo miezaka mamaly faty ny ràn'ilay olona novonoina, dia tsy ho atolotr'ireo vahoaka eo an-tanàna amin'ireo manam-pahefana ilay iray izay nahafaty azy. Tsy tokony hanao izany izy ireo satria nahafaty tsy nahy ilay mpiara-belona taminy izy, ary tsy nanana fankahalana taminy izy tany aloha. BSB BSB: Now if the avenger of blood pursues him, they must not surrender the manslayer into his hand, because that man killed his neighbor accidentally without prior malice.
6 ULB Tsy maintsy mijanona ao amin'izany tanàna izany izy mandra-pijorony eo anatrehan'ny fiangonana ho tsaraina, mandra-pahafatin'ilay iray izay nanompo tahaka ny mpisoronabe tamin'izany andro izany. Ary ilay iray izay nanomo tsy nahy ilay olona dia afaka hiverina any an-tanànany sy ny tranony, any amin'ilay tanan-dehibe izay nandosirany."' BSB BSB: He is to stay in that city until he stands trial before the assembly and until the death of the high priest serving at that time. Then the manslayer may return to his own home in the city from which he fled.”
7 ULB Koa dia nisafidy an'i Kadesa ao Galilia tao amin'ny tany havoan'i Naftaly, Sekema ao amin'ny tany havoan'i Efraima, ary i Kiriat-arba (mitovy amin'i Hebrona) ao amin'ny tany havoan'i Jodia ireo Israelita. BSB BSB: So they set apart Kedesh in Galilee in the hill country of Naphtali, Shechem in the hill country of Ephraim, and Kiriath-arba (that is, Hebron) in the hill country of Judah.
8 ULB Tany an-dafin'ny Jordana atsinanan'i Jeriko, dia nifidy an'i Bezera tany an'efitra teo amin'ny tany lemaka avy amin'ny foko Robena; Ramota Gileada, avy amin'ny fokon'i Gada; ary Golana ao Basana, avy amin'ny fokon' i Manase izy ireo. BSB BSB: And beyond the Jordan, east of Jericho, they designated Bezer on the wilderness plateau from the tribe of Reuben, Ramoth in Gilead from the tribe of Gad, and Golan in Bashan from the tribe of Manasseh.
9 ULB Ireo tanàna ireo no nofidiana ho an'ny vahoakan'Israely rehetra sy ho an'ireo vahiny mipetraka miaraka amin'izy ireo, mba hahafahan'izay nahavono olona tsy nahy mitsoaka any amin'izy ireo am-pilaminana. Io olona io dia tsy ho fatin'ny tanan'ilay iray izay naniry hamaly faty ny rà izay nalatsaka, mandra-pijoroan'ilay olona voampanga eo anatrehan'ny fiangonana. BSB BSB: These are the cities appointed for all the Israelites and foreigners among them, so that anyone who kills a person unintentionally may flee there and not die by the hand of the avenger of blood prior to standing trial before the assembly.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.