2 ULB Hoy i Josoa tamin'ny olona rehetra hoe: "Izao no lazain'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely: 'Tany aloha ela be ireo razambenareo dia nipetraka tany an-dafin'ny reniranon'i Eofrata—Tera, ny rain'i Abrahama sy ny rain'i Nahora—ary nanompo ireo andriamanitra hafa izy ireo. BSB BSB: And Joshua said to all the people, “This is what the LORD, the God of Israel, says: ‘Long ago your fathers, including Terah the father of Abraham and Nahor, lived beyond the Euphrates and worshiped other gods.
3 ULB Fa nalaiko tany an-dafin'i Efraita ny rainareo ka nentiko tany amin'ny tany Kanana ary nomeko taranaka maro tamin'ny alalan'i Isaka izy. Ary nomeko an'i Jakoba sy Esao i Isaka. BSB BSB: But I took your father Abraham from beyond the Euphrates and led him through all the land of Canaan, and I multiplied his descendants. I gave him Isaac,
4 ULB Ary nomeko ho fananan'i Esao ny tany havoana an'i Seira, fa i Jakoba sy ireo zanany dia nidina tany Egypta. BSB BSB: and to Isaac I gave Jacob and Esau. I gave Esau Mount Seir to possess, but Jacob and his sons went down to Egypt.
5 ULB Nandefa an'i Mosesy sy Arona Aho, ary namely ireo Egyptiana tamin'ny areti-mandringana. Taorian'izany, dia nentiko nivoaka ianareo. BSB BSB: Then I sent Moses and Aaron, and I afflicted the Egyptians by what I did there, and afterward I brought you out.
6 ULB Nentiko nivoaka an'i Egypta ireo razambenareo, ary tonga teny an-dranomasina ianareo. Nanenjika anareo tamin'ireo kalesy sy mpitaingi-tsoavaly hatrany any amin'ny ranomasina mena ireo Egyptiana. BSB BSB: When I brought your fathers out of Egypt and you reached the Red Sea, the Egyptians pursued them with chariots and horsemen as far as the Red Sea.
7 ULB Rehefa niantso mafy an'i Yaveh ireo razambenareo, dia nasiany haizina teo anelanelanareo sy ireo Egyptianina. Nentiny teo amin'izy ireo ny ranomasina ary nandrakotra azy ireo. Ianareo nahita ny nataoko tany Egypta. Avy eo ianareo dia nipetraka tany an'efitra nandritra ny fotoana naharitra. BSB BSB: So your fathers cried out to the LORD, and He put darkness between you and the Egyptians, over whom He brought the sea and engulfed them. Your very eyes saw what I did to the Egyptians. Then you lived in the wilderness for a long time.
8 ULB Nentiko tany amin'ny tanin'i Amorita ianareo, izay nipetraka teny ampitan'i Jordana. Niady taminareo izy ireo, ary natolotro teo am-pelan-tananareo. Nalainareo ho fanananareo ny tanin'izy ireo, ary nopotehiko teo anatrehanareo izy reo. BSB BSB: Later, I brought you to the land of the Amorites who lived beyond the Jordan. They fought against you, but I delivered them into your hand, that you should possess their land when I destroyed them before you.
9 ULB Ary nitsangana i Balaka zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, ary nanafika an'Israely. Nandefa ary niantso an'i Balama zanak'i Beora, mba hanozona anareo. BSB BSB: Then Balak son of Zippor, the king of Moab, set out to fight against Israel. He sent for Balaam son of Beor to curse you,
10 ULB Fa tsy nihaino an'i Balama aho. Nitahy anareo tokoa izy. Koa dia namonjy anareo teny an-tanany aho. BSB BSB: but I would not listen to Balaam. So he blessed you again and again, and I delivered you from his hand.
11 ULB Niampita an'i Jordana ianareo ary dia tonga tao Jeriko. Ireo mpitarika an'i Jeriko dia niady taminareo, niaraka tamin'ireto Amorita, ireo Kananita, ireo Hetita, Girgasita, ireo Hevita, ary ireo Jebosita. Nomeko fandresena ianareo ary nametraka azy ireo ambanin'ny fifehezanareo Aho. BSB BSB: After this, you crossed the Jordan and came to Jericho. The people of Jericho fought against you, as did the Amorites, Perizzites, Canaanites, Hittites, Girgashites, Hivites, and Jebusites, and I delivered them into your hand.
12 ULB Nandefasako fangaraka ianareo, izay nampitsoaka azy ireo sy ireo mpanjakan'i Amorita roa teo anatrehanareo. Izany dia tsy nitranga tamin'ny alalan'ny sabatrareo na ny tsipìkareo. BSB BSB: I sent the hornet ahead of you, and it drove out the two Amorite kings before you, but not by your own sword or bow.
13 ULB Nomeko tany izay mbola tsy nasaina sy tanàna izay mbola tsy nanorenana ianareo, ary ankehitriny ianareo dia mipetraka eny amin'ireo. Mihinana ny voakazon'ny tanim-boaloboka sy ny sahan'oliva izay tsy nambolenareo ianareo.' BSB BSB: So I gave you a land on which you did not toil and cities that you did not build, and now you live in them and eat from vineyards and olive groves that you did not plant.’
14 ULB Ankehitriny matahora an'i Yaveh ary miderà Azy amim-pahitsiana sy amim-pahamarinana; foano ireo andriamanitra izay notompoin'ireo razambenareo tany an-dafin'ny Eofrata sy tao Egypta, ary manompoa an'i Yaveh. BSB BSB: Now, therefore, fear the LORD and serve Him in sincerity and truth; cast aside the gods your fathers served beyond the Euphrates and in Egypt, and serve the LORD.
15 ULB Raha hitanao fa ratsy ny midera an'i Yaveh, dia fidio anio izay ho tompoinao, na ireo andriamanitra izay notompoin'ireo razambenareo tany an-dafin'i Eofrata, na ireo andriamanitr'ireo Amorita, izay tompon'ny tany hipetrahanareo. Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Yaveh izahay." BSB BSB: But if it is unpleasing in your sight to serve the LORD, then choose for yourselves this day whom you will serve, whether the gods your fathers served beyond the Euphrates, or the gods of the Amorites in whose land you are living. As for me and my house, we will serve the LORD!”
16 ULB Namaly ireo vahoaka ary niteny hoe: "Tsy hamoy an'i Yaveh mihitsy izahay mba hanompo andriamanitra hafa, BSB BSB: The people replied, “Far be it from us to forsake the LORD to serve other gods!
17 ULB satria Yaveh Andriamanitray no nitondra anay sy ireo razambenay hivoaka ny tany Egypta, hivoaka ny trano fanandevozana, sy izay nanao ireo famantarana lehibe teo imasonay, ary izay niaro anay tany amin'ny lalana rehetra nalehanay, ary tamin'ireo firenena rehetra izay nolalovanay. BSB BSB: For the LORD our God brought us and our fathers out of the land of Egypt, out of the house of slavery, and performed these great signs before our eyes. He also protected us throughout our journey and among all the nations through which we traveled.
18 ULB Ary i Yaveh dia nitondra ireo olona nialoha lalana anay, ao anatin'izany ireo Amorita izay nonina tao amin'ny tany. Noho izany izahay koa dia hanompo an'i Yaveh, satria Izy no Andriamanitray." BSB BSB: And the LORD drove out before us all the nations, including the Amorites who lived in the land. We too will serve the LORD, because He is our God!”
19 ULB Fa hoy i Josoa tamin'ireo vahoaka hoe: "Tsy mahazo manompo an'i Yaveh ianareo, satria Izy dia Andriamanitra masina; Izy dia Andriamanitra saropiaro; Izy dia tsy hamela ireo fandikàna sy ireo fahotànareo. BSB BSB: But Joshua said to the people, “You are not able to serve the LORD, for He is a holy God; He is a jealous God; He will not forgive your rebellion or your sins.
20 ULB Raha mahafoy an'i Yaveh ianareo ary manompo ireo andriamanitra mpiavy, dia hiverina Izy ary hampahory anareo. Hanafongana anareo Izy, rehefa avy nanao soa taminareo." BSB BSB: If you forsake the LORD and serve foreign gods, He will turn and bring disaster on you and consume you, even after He has been good to you.”
21 ULB Fa hoy ireo olona tamin'i Josoa hoe: "Tsia, hanompo an'i Yaveh izahay." BSB BSB: “No!” replied the people. “We will serve the LORD!”
22 ULB Ary hoy i Josoa tamin'ireo vahoaka hoe: "Ianareo dia vavolombelon'ny tenanareo fa efa nifidy an'i Yaveh, mba ho tompoina." Hoy izy ireo hoe: "Vavolombelona izahay." BSB BSB: Then Joshua told them, “You are witnesses against yourselves that you have chosen to serve the LORD.” “We are witnesses!” they said.
23 ULB Ankehitriny dia esory ireo andriamanitra hafa izay miaraka aminareo, ary hatodio amin'i Yaveh Andriamanitr'Israely ny fonareo." BSB BSB: “Now, therefore,” he said, “get rid of the foreign gods among you and incline your hearts to the LORD, the God of Israel.”
24 ULB Hoy ireo vahoaka tamin'i Josoa: "Hanompo an'i Yaveh Andriamanitray izahay. Hihaino ny teniny izahay." BSB BSB: So the people said to Joshua, “We will serve the LORD our God and obey His voice.”
25 ULB Nanao fifanekena tamin'ny vahoaka i Josoa tamin'io andro io. Nametraka didy aman-dalàna tao Sekema izy. BSB BSB: On that day Joshua made a covenant for the people, and there at Shechem he established for them a statute and ordinance.
26 ULB Nosoratan'i Josoa tao amin'ny bokin'ny lalànan'Andriamanitra ireo teny ireo. Naka vato lehibe izy ary napetrany teo ambanin'ny hazo terebintana izay teo akaikin'ny toerana masin'i Yaveh. BSB BSB: Joshua recorded these things in the Book of the Law of God. Then he took a large stone and set it up there under the oak that was near the sanctuary of the LORD.
27 ULB Hoy i Josoa tamin'ny vahoaka rehetra hoe: "Indro, ity vato ity no vavolombelona manohitra antsika. Nandre ireo teny nolazain'i Yaveh tamintsika izy. Koa ho vavolombelona aminareo io, raha toa ka mandà ny Andriamanitrareo ianareo." BSB BSB: And Joshua said to all the people, “You see this stone. It will be a witness against us, for it has heard all the words the LORD has spoken to us, and it will be a witness against you if you ever deny your God.”
28 ULB Ary dia nalefan'i Josoa tsirairay avy tany amin'ny lovany ireo vahoaka. BSB BSB: Then Joshua sent the people away, each to his own inheritance.
29 ULB Taorin'ireo zavatra ireo i Josoa zanak'i Nona, mpanompon'i Yaveh, dia maty tamin'ny faha 110 taonany. BSB BSB: Some time later, Joshua son of Nun, the servant of the LORD, died at the age of 110.
30 ULB Nalevin'izy ireo tany amin'ny faritany izay nolovainy izy, tany Timnata-sera, izay tany amin'ny tany havoan'i Efraima, avaratry ny tendrombohitr'i Gasa. BSB BSB: And they buried him in the land of his inheritance, at Timnath-serah in the hill country of Ephraim, north of Mount Gaash.
31 ULB Nanompo an'i Yaveh i Israely nandritra ny androm-piainan'i Josoa, sy tamin'ny andron'ireo loholona izay niaina nihoatra an'i Josoa, ireo izay niaina ny zava-drehetra izay nataon'i Yaveh ho an'Israely. BSB BSB: Israel had served the LORD throughout the days of Joshua and of the elders who outlived him and who had experienced all the works that the LORD had done for Israel.
32 ULB Nentin'ny vahoakan'Israely nivoaka an'i Egypta ny taolam-balon'i Josefa ary nalevin'izy ireo tany Sekema ireo, ao amin'ilay ampahan-tany izay novidian'i Jakoba tamin'ireo zanaka lahin'i Hamora, rain'i Sekema. Nividy izany tamin'ny volafotsy zato singa izy, ary nanjary lova ho an'ireo taranak'i Josefa. BSB BSB: And the bones of Joseph, which the Israelites had brought up out of Egypt, were buried at Shechem in the plot of land that Jacob had purchased from the sons of Hamor, Shechem’s father, for a hundred pieces of silver. So it became an inheritance for Joseph’s descendants.
33 ULB Maty ihany koa i Eleazara zanaka lahin'i Arona. Nalevin'izy ireo tany Gibeha, renivohitr'i Finehasa zanaka lahiny, izay efa nomena azy. Izany dia teny amin'ny tany havoan'i Efraima. BSB BSB: Eleazar son of Aaron also died, and they buried him at Gibeah, which had been given to his son Phinehas in the hill country of Ephraim.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.