1 ULB Nifoha maraina be i Josoa, ary dia niala tao Sitima izy ireo. Nankany Jordana izy ireo, izy sy ireo vahoakan'Israely rehetra, ary nitoby teo mialohan'ny niampitany. BSB BSB: Early the next morning Joshua got up and left Shittim with all the Israelites. They went as far as the Jordan, where they camped before crossing over.
2 ULB Afaka telo andro, ireo manam-pahefana dia nandeha teo afovoan'ny toby; BSB BSB: After three days the officers went through the camp
3 ULB nandidy ny olona izy ireo hoe: "Rehefa mahita ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo, sy ireo mpisorona avy amin'ireo Levita milanja izany, dia aoka handao an'ity toerana ity ianareo ka hanaraka izany. BSB BSB: and commanded the people: “When you see the ark of the covenant of the LORD your God being carried by the Levitical priests, you are to set out from your positions and follow it.
4 ULB Aoka hisy elanelana roa arivo hakiho eo aminareo sy izany. Aza manakaiky izany, mba hahafahanareo mahita ny lalana aleha, satria mbola tsy nandeha tamin'io lalana io ianareo taloha." BSB BSB: But keep a distance of about two thousand cubits between yourselves and the ark. Do not go near it, so that you can see the way to go, since you have never traveled this way before.”
5 ULB Hoy Josoa tamin'ny vahoaka hoe: "Hamasino ny tenanareo rahampitso, fa hanao fahagagana eo aminareo Yaveh." BSB BSB: Then Joshua told the people, “Consecrate yourselves, for tomorrow the LORD will do wonders among you.”
6 ULB Ary hoy Josoa tamin'ireo mpisorona hoe: "Ento ny fiaran'ny fifanekena, ary mandalova eo anoloan'ny olona." Koa dia nandray ny fiaran'ny fifanekena izy ireo ary nandeha teo anoloan'ny olona. BSB BSB: And he said to the priests, “Take the ark of the covenant and go on ahead of the people.” So they carried the ark of the covenant and went ahead of them.
7 ULB Hoy Yaveh tamin'i Josoa hoe: "Izao anio izao dia ho ataoko lehilahy mahery eo imason'ny Israely rehetra ianao. BSB BSB: Now the LORD said to Joshua, “Today I will begin to exalt you in the sight of all Israel, so they may know that I am with you just as I was with Moses.
8 ULB Hahafantatra izy ireo fa tahaka ny nombako an'i Mosesy, no hombako anao. Ianao dia handidy ireo mpisorana izay milanja ny fiaran'ny fifanekena hoe: 'Rehefa tonga eny amoron'ny ranon'i Jordana ianareo, dia aoka ho tony eo amin'ny Reniranon'ny Jordana.'" BSB BSB: Command the priests carrying the ark of the covenant: ‘When you reach the edge of the waters, stand in the Jordan.’”
9 ULB Dia hoy Josoa tamin'ny olon'Israely hoe: "Mankanesa aty, ary henoy izao tenin'i Yaveh Andriamanitrareo izao. BSB BSB: So Joshua told the Israelites, “Come here and listen to the words of the LORD your God.”
10 ULB Amin'ny alalan'ity no hahafantaranareo fa ny Andriamanitra velona dia eo aminareo ary handroaka ireo Kananita, ireo Hetita, ireo Hivita, ireo Perizita, ireo Girgasit, ireo Amorita ary ireo Jebosita tsy ho eo anoloanareo. BSB BSB: He continued, “This is how you will know that the living God is among you and that He will surely drive out before you the Canaanites, Hittites, Hivites, Perizzites, Girgashites, Amorites, and Jebusites.
11 ULB Indro! ny fiaran'ny fifaneken'ny Tompon'ny tany rehetra miampita eo alohanareo ho ao Jordana. BSB BSB: Behold, the ark of the covenant of the Lord of all the earth will go ahead of you into the Jordan.
12 ULB Ankehitriny mifidiana olona roa ambin'ny folo avy amin'ny fokon'Israely, lehilahy iray avy amin'ny tsirairay. BSB BSB: Now choose twelve men from the tribes of Israel, one from each tribe.
13 ULB Rehefa mikasika ny ranon'i Jordana ny faladian-tongotr'ireo mpisorona izay mitondra ny fiaran'i Yaveh, Tompon'ny tany rehetra, dia ho tapaka ny onin'i Jordana, ary na ny rano izay mikoriana avy any ambony aza dia hijanona hiangona ho iray." BSB BSB: When the feet of the priests who carry the ark of the LORD—the Lord of all the earth—touch down in the waters of the Jordan, its flowing waters will be cut off and will stand up in a heap.”
14 ULB Koa rehefa niala mba hiampita an'i Jordana ireo olona, dia nandeha teo alohan'ireo olona ireo mpisorona izay nilanja ny fiaran'ny fifanekena. BSB BSB: So when the people broke camp to cross the Jordan, the priests carried the ark of the covenant ahead of them.
15 ULB Raha vao tonga teo Jordana ireo izay nilanja ny fiara, ary niroboka teo amoron'ny rano ny tongotr'izy ireo (ary ny ranon'i Jordana dia tondraka hatreny amin'ny sisiny rehetra nandritra ny fotoam-pijinjana), BSB BSB: Now the Jordan overflows its banks throughout the harvest season. But as soon as the priests carrying the ark reached the Jordan and their feet touched the water’s edge,
16 ULB ny rano izay nikoriana nidina avy any ambony dia nijanona ka niangona ho iray. Nitsahatra avy eny lavitra dia lavitra ny fikorian'ny rano. Nitsahatra nikoriana avy any Adama, ilay tanàna izay akaikin'i Zaretana, hatrany amin'ny lalana nidina nankany amin'ny ranomasin'i Negeva, ilay Ranomasina Sira, ny rano. Niampita nanakaiky an'i Jeriko ny vahoaka. BSB BSB: the flowing water stood still. It backed up as far upstream as Adam, a city in the area of Zarethan, while the water flowing toward the Sea of the Arabah (the Salt Sea) was completely cut off. So the people crossed over opposite Jericho.
17 ULB Ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh dia nijanona teo amin'ny tany maina teo afovoan'ny Jordana mandram-pitan'ny olon'Israely rehetra teo amin'ny tany maina. BSB BSB: The priests carrying the ark of the covenant of the LORD stood firm on dry ground in the middle of the Jordan, while all Israel crossed over the dry ground, until the entire nation had crossed the Jordan.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.