1 ULB Vantany vao ren'ireo mpanjakan'i Amorita rehetra tany amin'ny ilany atsinanan'i Jordana, sy ireo mpanjakan'i Kananita rehetra, izay nanamorona ny sisin'ny Ranomasina Lehibe, fa Yaveh dia efa nandritra ny ranon'ny Jordana mandra-pitan'ny vahoakan'Israely, dia nitsonika ny fon'izy ireo, ary tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy ireo noho ireo vahoakan'Israely. BSB BSB: Now when all the Amorite kings west of the Jordan and all the Canaanite kings along the coast heard how the LORD had dried up the waters of the Jordan before the Israelites until they had crossed over, their hearts melted and their spirits failed for fear of the Israelites.
2 ULB Tamin'izany fotoana izany dia hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe: "Manamboara antsy afovato ary forao indray mandeha ireo lahin'Israely rehetra." BSB BSB: At that time the LORD said to Joshua, “Make flint knives and circumcise the sons of Israel once again.”
3 ULB Ary Josoa nanamboatra antsy afovato ka namora ireo lahin'Israely rehetra tao Gibeata Haralota. BSB BSB: So Joshua made flint knives and circumcised the sons of Israel at Gibeath-haaraloth.
4 ULB Izao no antony namoran'i Josoa azy ireo: ny lahy rehetra izay nivoaka an'i Egypta, anisan'izany ireo lehilahy mpiady rehetra, dia maty an-dalana tany an'efitra, taorian'ny nivoahan'izy ireo avy tany Egypta. BSB BSB: Now this is why Joshua circumcised them: All those who came out of Egypt—all the men of war—had died on the journey in the wilderness after they had left Egypt.
5 ULB Na dia voafora avokoa aza ny lahy rehetra izay nivoaka an'i Egypta, dia mbola tsy nisy tamin'ireo zazalahy teraka an-dalana tany an'efitra nivoaka an'i Egypta no voafora. BSB BSB: Though all who had come out were circumcised, none of those born in the wilderness on the journey from Egypt had been circumcised.
6 ULB Fa ireo vahoakan'Israely dia nandeha efapolo taona tany an'efitra mandra-pahafaty ireo vahoaka rehetra, izany hoe, ny lehilahy mpiady rehetra izay nivoaka an'i Egypta, dia maty, satria tsy nankatoa ny feon'i Yaveh izy ireo. Nianiana tamin'izy ireo Yaveh fa tsy hamela azy ireo hahita ny tany izay nianianany tamin'ny razamben'izy ireo fa homeny azy ireo, dia tany tondra-dronono sy tantely. BSB BSB: For the Israelites had wandered in the wilderness forty years, until all the nation’s men of war who had come out of Egypt had died, since they did not obey the LORD. So the LORD vowed never to let them see the land He had sworn to their fathers to give us, a land flowing with milk and honey.
7 ULB Ny zanak'izy ireo no natsangan'i Yaveh teo amin'ny toeran'izy ireo izay namoran'i Josoa, satria tsy voafora teny an-dalana izy ireo. BSB BSB: And He raised up their sons in their place, and these were the ones Joshua circumcised. Until this time they were still uncircumcised, since they had not been circumcised along the way.
8 ULB Rehefa voafora avokoa izy rehetra, dia nijanona tao amin'izay nitobiany izy ireo mandra-pahasitran'izy ireo. BSB BSB: And after all the nation had been circumcised, they stayed there in the camp until they were healed.
9 ULB Ary hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe: "Androany dia efa nanaisotra taminareo ny fahafaham-barakan'i Egypta Aho." Koa ny anaran'izany toerana izany dia nantsoina hoe Gilgala mandrak'androany. BSB BSB: Then the LORD said to Joshua, “Today I have rolled away the reproach of Egypt from you.” So that place has been called Gilgal to this day.
10 ULB Nitoby tao Gilgala ny vahoakan'Israely. Notehirizin'izy ireo ho an'ny harivan'ny fahefatra ambin'ny folo andron'ny volan'ny Paska, teo amin'ny lemak'i Jeriko. BSB BSB: On the evening of the fourteenth day of the month, while the Israelites were camped at Gilgal on the plains of Jericho, they kept the Passover.
11 ULB Nihinana ny sasany tamin'ny vokatry ny tany izy ireo taorian'ny Paska: mofo tsy misy masirasira, ary vary voaendy. BSB BSB: The day after the Passover, on that very day, they ate unleavened bread and roasted grain from the produce of the land.
12 ULB Nitsahatra tamin'ny andro taorian'ny nihinanan'izy ireo ny vokatry ny tany ny mana. Tsy nisy mana ho an'ny vahoakan'Israely intsony, fa nihinana ny vokatry ny tany Kanana izy ireo tamin'izany taona izany. BSB BSB: And the day after they had eaten from the produce of the land, the manna ceased. There was no more manna for the Israelites, so that year they began to eat the crops of the land of Canaan.
13 ULB Rehefa teo akaikin'i Jeriko i Josoa, dia nanandratra ny masony ary nijery, ary indro, nisy lehilahy iray nijoro teo anoloany; notsoahiny ny sabany ary teny an-tanany izany. Nankeo aminy i Josoa ary niteny hoe: "Momba anay ianao sa momba ny fahavalonay?" BSB BSB: Now when Joshua was near Jericho, he looked up and saw a man standing in front of him with a drawn sword in His hand. Joshua approached Him and asked, “Are You for us or for our enemies?”
14 ULB Hoy izy: "Tsia. Satria mpibaiko ny tafik'i Yaveh aho. Tonga aho ankehitriny." Ary Josoa niankohoka tamin'ny tany mba hanompo ary niteny taminy hoe: "Inona no lazain'ny tompoko amin'ny mpanompony?" BSB BSB: “Neither,” He replied. “I have now come as Commander of the LORD’s army.” Then Joshua fell facedown in reverence and asked Him, “What does my Lord have to say to His servant?”
15 ULB Ny mpibaiko'ny tafik'i Yaveh niteny tamin'i Josoa hoe: "Esory amin'ny tongotrao ny kapanao, satria ny toerana izay ijoronao dia masina." Dia izany no nataon'i Josoa. BSB BSB: The Commander of the LORD’s army replied, “Take off your sandals, for the place where you are standing is holy.” And Joshua did so.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.