1 ULB Fa ny vahoakan'Israely tsy nahatoky nanoloana ireo zavatra natokana ho amin'ny fandravana. Hakana zanaka lahin'i Karmy sy zafin'i Zabdia ary zafiafin'i Zera, avy amin'ny fokon'i Joda dia naka zavatra tao amin'izay natokana ho amin'ny fandravàna, ka nirehitra tamin'ny vahoakan'Israely ny hatezeran'Andriamanitra. BSB BSB: The Israelites, however, acted unfaithfully regarding the things devoted to destruction. Achan son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, took some of what was set apart. So the anger of the LORD burned against the Israelites.
2 ULB Josoa dia nandefa lehilahy avy ao Jeriko nankany Ay, izay akaikin'i Bety Avena, atsinanan'i Betela. Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Miakara ka tsikilovy ny tanàna." Koa niakatra ireo lehilahy ary nitsikilo tao Ay. BSB BSB: Meanwhile, Joshua sent men from Jericho to Ai, which is near Beth-aven to the east of Bethel, and told them, “Go up and spy out the land.” So the men went up and spied out Ai.
3 ULB Rehefa niverina teo amin'i Josoa izy ireo, dia hoy izy ireo taminy hoe: "Aza alefa miakatra any Ay ny vahoaka rehetra. Lehilahy roa arivo na telo arivo ihany halefa hanafika an'i Ay. Aza manasatra ny vahoaka rehetra any amin'ny ady, satria vitsy an'isa izy ireo." BSB BSB: On returning to Joshua, they reported, “There is no need to send all the people; two or three thousand men are enough to go up and attack Ai. Since the people of Ai are so few, you need not wear out all our people there.”
4 ULB Koa teo ho eo amin'ny lehilahy telo arivo no niakatra avy amin'ireo tafika, fa nitsoaka ny lehilahin'i Ay izy ireo. BSB BSB: So about three thousand men went up, but they fled before the men of Ai.
5 ULB Ireo lehilahin'i Ay dia nahafaty teo amin'ny enina amby telopolo lahy teo rehefa nanenjika azy ireo hatreo amin'ny vavahadin'ny tanàna hatreny amin'ny toerana famotehana vato, ary novonoin'izy ireo teny am-pidinana ny havoana ireo. Natahotra ny fon'ireo vahoaka ka niala tamin'izy ireo ny herim-pony. BSB BSB: And the men of Ai struck down about thirty-six of them, chasing them from the gate as far as the quarries and striking them down on the slopes. So the hearts of the people melted and became like water.
6 ULB Avy eo dia notriarin'i Josoa ny akanjony. Izy sy ireo loholon'Israely dia nanisy vovoka ny lohan'izy ireo ary nampiankohoka ny tavan'izy ireo teo amin'ny tany teo anoloan'ny fiaran'i Yaveh, nijanona teo mandra-pahariva. BSB BSB: Then Joshua tore his clothes and fell facedown before the ark of the LORD until evening, as did the elders of Israel; and they all sprinkled dust on their heads.
7 ULB Dia niteny Josoa hoe: "Oh, ry Yaveh Tompo, nahoana no nentinao nita an'i Jordana ireo vahoaka ireo? Mba hanolotra anay eo an-tanan'ireo Amorita mba haharingana anay ve? Raha mba nanana fanapahan-kevitra samihafa mantsy izahay dia nijanona teny am-pitan'i Jordana! BSB BSB: “O, Lord GOD,” Joshua said, “why did You ever bring this people across the Jordan to deliver us into the hand of the Amorites to be destroyed? If only we had been content to stay on the other side of the Jordan!
8 ULB Tompo oh, inona no azoko lazaina, fa efa niamboho teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo Israely? BSB BSB: O Lord, what can I say, now that Israel has turned its back and run from its enemies?
9 ULB Satria ireo Kananita sy ireo mponin'ny tany rehetra dia handre ny momba izany. Hanodidina anay izy ireo ary hampanadino ny anaranay amin'ny olon'ny tany. Ka inona no hataonao ho an'ny anaranao lehibe?" BSB BSB: When the Canaanites and all who live in the land hear about this, they will surround us and wipe out our name from the earth. Then what will You do for Your great name?”
10 ULB Hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe: "Mitsangàna! Nahoana ianao no manohoka ny tavanao eo? BSB BSB: But the LORD said to Joshua, “Stand up! Why have you fallen on your face?
11 ULB Nanota Israely. Nandika ny fanekeko izay nandidiako azy izy ireo. Efa nangalatra ny sasany tamin'ireo zavatra izay voatokana izy ireo. Efa nangalatra izy ireo ary avy eo koa dia nanafina ny otany tamin'ny fametrahana ireo izay efa nalain'izy ireo ho isan'ny fananany manokana. BSB BSB: Israel has sinned; they have transgressed My covenant that I commanded them, and they have taken some of what was devoted to destruction. Indeed, they have stolen and lied, and they have put these things with their own possessions.
12 ULB Vokatr'izany, tsy afaka nitsangana teo anatrehan'ireo fahavalon'izy ireo ny vahoakan'Israely. Niamboho ny fahavalony izy ireo satria efa natokana ho amin'ny fahapotehana ny tenan'izy ireo. Tsy hiaraka aminareo intsony Aho raha tsy mamotika ny zavatra izay tokony nopotehina ianareo, kanefa mbola eo aminareo. BSB BSB: This is why the Israelites cannot stand against their enemies. They will turn their backs and run from their enemies, because they themselves have been set apart for destruction. I will no longer be with you unless you remove from among you whatever is devoted to destruction.
13 ULB Mitsangàna! Hamasino Amiko ny olona ary lazao izy ireo hoe: 'Hamasino ho an'ny rahampitso ny tenanareo. Satria Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely nanao hoe: "Misy ireo zavatra izay natokana ho potehina mbola eo aminareo, ry Israely. Tsy afaka mitsangana hanohitra ireo fahavalonareo ianareo raha tsy manala eo aminareo ireo zavatra rehetra izay natokana ho potehina." BSB BSB: Get up and consecrate the people, saying, ‘Consecrate yourselves for tomorrow, for this is what the LORD, the God of Israel, says: Among you, O Israel, there are things devoted to destruction. You cannot stand against your enemies until you remove them.
14 ULB Amin'ny maraina, dia tsy maintsy manolotra ny tenanareo amin'ny fokonareo ianareo. Ny foko izay nosafidian'i Yaveh dia hanakaiky ny fianakaviam-ben'izy ireo. Ny fianakaviam-be izay nosafidian'i Yaveh dia tsy maintsy manakaiky ny isan-tokantrano. Ny tokantrano izay nosafidian'i Yaveh dia tsy maintsy mifanakaiky tsirairay. BSB BSB: In the morning you must present yourselves tribe by tribe. The tribe that the LORD selects shall come forward clan by clan, and the clan that the LORD selects shall come forward family by family, and the family that the LORD selects shall come forward man by man.
15 ULB Ary ilay iray izay nosafidina sy manana ireo zavatra izay natokana ho amin'ny fahapotehana, dia ho dorana, izy sy izay hananany rehetra, satria nandika ny faneken'i Yaveh izy ary satria nanao zavatra manala-baraka tao Israely."' BSB BSB: The one who is caught with the things devoted to destruction must be burned, along with all that belongs to him, because he has transgressed the covenant of the LORD and committed an outrage in Israel.’”
16 ULB Noho izany, nifoha maraina Josoa ary nitondra an'Israely nanakaiky, isam-poko, ary voasafidy ny fokon'i Joda. BSB BSB: So Joshua arose early the next morning and had Israel come forward tribe by tribe, and the tribe of Judah was selected.
17 ULB Nentin'i Josoa nanakaiky ireo fokon'i Joda, ary voasafidy ny fokon'i Zeraita. Nentiny nanakaiky isan'olona ny fokon'i Zeraita, ary voasafidy i Zabdia. BSB BSB: He had the clans of Judah come forward, and the clan of the Zerahites was selected. He had the clan of the Zerahites come forward, and the family of Zabdi was selected.
18 ULB Nentiny nanakaiky ny ankohonan'i Zabdia, nandeha tsirairay isan'olona, ary Akana zanaka lahin'i Karmy, zafin'i Zabdia, zafikelin'i Zera, avy amin'ny fokon'i Joda, no voasafidy. BSB BSB: And he had the family of Zabdi come forward man by man, and Achan son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, was selected.
19 ULB Ary hoy Josoa tamin'i Akana hoe: "Ry zanako lahy, lazao eo anatrehan'i Yaveh, ilay Andriamanitr'i Israely ny marina, ary omeo Azy ny fiain-kelokao. Mba lazao ahy re izay nataonao. Aza afenina amiko izany." BSB BSB: So Joshua said to Achan, “My son, give glory to the LORD, the God of Israel, and make a confession to Him. I urge you to tell me what you have done; do not hide it from me.”
21 ULB Rehefa nahita akanjo lava tsara tarehy teo amin'ireo zavatra babo avy tao Babylona, sy volafotsy roanjato sekely, ary anjam-bolamena milanja dimampolo sekely aho, dia naniry ireo ka naka ireo. Ao afovoan'ny laiko ao anaty tany ireo no nafenina, ary ao ambanin'izany ilay volafotsy." BSB BSB: When I saw among the spoils a beautiful cloak from Shinar, two hundred shekels of silver, and a bar of gold weighing fifty shekels, I coveted them and took them. They are hidden in the ground inside my tent, with the silver underneath.”
22 ULB Nandefa iraka i Josoa, izay nihazakazaka nankany amin'ny lay ary tao ireo zavatra ireo. Rehefa nijery izy ireo, dia nahita izany nafenina tao amin'ny lainy manokana, ary ny volafotsy teo ambanin'izany. BSB BSB: So Joshua sent messengers who ran to the tent, and there it all was, hidden in his tent, with the silver underneath.
23 ULB Nalain'izy ireo teo afovoan'ny lay ireo zavatra ireo ary nentin'izy ireo tany amin'i Josoa sy ireo vahoakan'Israely rehetra. Nararak'izy ireo teo anatrehan'i Yaveh izany. BSB BSB: They took the things from inside the tent, brought them to Joshua and all the Israelites, and spread them out before the LORD.
24 ULB Avy eo Josoa, sy ny Israely rehetra niaraka taminy, naka an'i Akana zanaka lahin'i Zera, sy ny volafotsy, ny akanjo lava, ny anjam-bolamena, ireo zanany lahy sy zanany vavy, ireo ombiny, ireo ampondrany, ireo ondriny, ny lainy, ary izay rehetra nananany, ka nentiny niakatra tany amin'ny havoan'i Akora izy ireo. BSB BSB: Then Joshua, together with all Israel, took Achan son of Zerah, the silver, the cloak, the bar of gold, his sons and daughters, his oxen and donkeys and sheep, his tent, and everything else he owned, and brought them to the Valley of Achor.
25 ULB Dia hoy i Josoa hoe: "Nahoana no nampidi-doza anay ianao? Hampidi-doza anao i Yaveh anio." Nitora-batovato azy ny Israely rehetra. Ary notorahan'izy ireo vato ny sisa ary nandoro azy ireo tamin'ny afo. BSB BSB: “Why have you brought this trouble upon us?” said Joshua. “Today the LORD will bring trouble upon you!” And all Israel stoned him to death. Then they stoned the others and burned their bodies.
26 ULB Nanangana antontam-bato lehibe teo amboniny izy ireo izay mbola eo mandrak'androany. Nitsahatra tamin'ny fahatezerany mirehitra Yaveh. Noho izany no niantsoana ny anaran'io toerana io hoe Havoan'i Akora mandrak'izao ankehitriny izao. BSB BSB: And they heaped over Achan a large pile of rocks that remains to this day. So the LORD turned from His burning anger. Therefore that place is called the Valley of Achor to this day.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.