1 ULB Nandeha tany Gaza i Samsona ary nahita mpivaro-tena tany, ka niara-nandry taminy izy. BSB BSB: One day Samson went to Gaza, where he saw a prostitute and went in to spend the night with her.
2 ULB Dia nolazaina ireo Gazita hoe: "Tonga teto i Samsona." Nodidinin'ireo Gazita ilay toerana, niandry azy teo amin'ny vavahadin'ny tanàna nandritra ny alina tontolo izy ireo. Nitazona ny fahanginana nandritra ny alina tontolo. Niteny izy ireo hoe: "Avelao izahay hiandry mandra-pahazavan'ny andro, ary avy eo avelao izahay hamono azy." BSB BSB: When the Gazites heard that Samson was there, they surrounded that place and lay in wait for him all night at the city gate. They were quiet throughout the night, saying, “Let us wait until dawn; then we will kill him.”
3 ULB Nijanona teo am-pandriana i Samsona mandram-pisasaky ny alina. Tamin'ny sasak'alina dia nifoha izy ary nobatainy ilay vavahady sy ny tolànany roa. Nongotany niala tamin'ny tany ireo, ny hidiny sy ny rehetra, napetrany teo an-tsorony izany, ary nentiny niakatra tany an-tampon'ny havoana ireo, teo anoloan'i Hebrona. BSB BSB: But Samson lay there only until midnight, when he got up, took hold of the doors of the city gate and both gateposts, and pulled them out, bar and all. Then he put them on his shoulders and took them to the top of the mountain overlooking Hebron.
4 ULB Taorian'izay, dia nitia vehivavy iray izay nipetraka tany an-dohasahan'i Soreka i Samsona. Delila no anarany. BSB BSB: Some time later, Samson fell in love with a woman in the Valley of Sorek, whose name was Delilah.
5 ULB Tonga teo aminy ireo mpanapak'ireo Filistina, ary nilaza taminy hoe: "Fitaho Samsona mba hahitana izay misy ny tanjany lehibe, sy ny fomba handresenay azy, mba hahafahanay mifehy azy hanalana baraka azy. Ataovy izany, dia omenay tsirairay avy 1. 100 sekely volafotsy ianao." BSB BSB: The lords of the Philistines went to her and said, “Entice him and find out the source of his great strength and how we can overpower him to tie him up and subdue him. Then each one of us will give you eleven hundred shekels of silver.”
6 ULB Ary hoy i Delila tamin'i Samsona hoe: "Miangavy re, lazao ahy ny mahatonga anao tena matanjaka, ary ahoana no hahafahan'ny olona mamatotra anao, ka ho voafehy ianao? BSB BSB: So Delilah said to Samson, “Please tell me the source of your great strength and how you can be tied up and subdued.”
7 ULB Hoy i Samsona taminy: "Raha fatoran'izy ireo amin'ny tady vaovao fito izay tsy mbola namainina aho, dia lasa malemy aho ary ho tahaka ny lehilahy hafa rehetra." BSB BSB: Samson told her, “If they tie me up with seven fresh bowstrings that have not been dried, I will become as weak as any other man.”
8 ULB Ary nitondra tady vaovao fito izay tsy mbola namainina ho an'i Delila ireo mpanapak'ireo Filistina, ary nofatorany tamin'ireo Samsona. BSB BSB: So the lords of the Philistines brought her seven fresh bowstrings that had not been dried, and she tied him up with them.
9 ULB Ary nanana lehilahy miafina am-pahanginana, izay niandry tao amin'ny efitranony anatiny izy. Hoy izy taminy hoe: "Eo aminao ireo Filistina, ry Samsona!" Nefa notapahiny tahaka ny tadi-kofehy mikasika afo ireo tady. Ka tsy fantatra izay tsiambaratelon'ny tanjany. BSB BSB: While the men were hidden in her room, she called out, “Samson, the Philistines are here!” But he snapped the bowstrings like a strand of yarn seared by a flame. So the source of his strength remained unknown.
10 ULB Ary hoy Delila tamin'i Samsona hoe: "Izao ny fomba namitahanao ahy sy nilazanao lainga amiko. Miangavy re, lazao ahy hoe ahoana no hahafahana mandresy anao." BSB BSB: Then Delilah said to Samson, “You have mocked me and lied to me! Now please tell me how you can be tied up.”
11 ULB Hoy izy taminy hoe: "Raha fatoran'izy ireo amin'ny tady vaovao izay mbola tsy nampiasaina ho amin'ny asa aho, dia halemy aho ary ho tahaka ny lehilahy hafa rehetra." BSB BSB: He replied, “If they tie me up with new ropes that have never been used, I will become as weak as any other man.”
12 ULB Dia naka tady vaovao i Delila ary namatotra azy tamin'ireo, sady nilaza taminy hoe: "Eo aminao ireo Filistina, ry Samsona!" Ilay lehilahy niandry dia tao an'efitranony anatiny. Nefa notapahin'i Samsona tahaka ny poti-kofehy ireo tady teo amin'ny sandrin. BSB BSB: So Delilah took new ropes, tied him up with them, and called out, “Samson, the Philistines are here!” But while the men were hidden in her room, he snapped the ropes off his arms like they were threads.
13 ULB Hoy i Delila tamin'i Samsona hoe: "Hatramin'izao ianao dia mbola namitaka ahy ary nilaza lainga tamiko. Lazao ahy hoe ahoana no mety handresena anao." Fa hoy i Samsona taminy hoe: "Raha zairinao ao amin'ny lamba eo amin'ny fanjairana ny vonan'ny voloko miisa fito, ary avy eo dia fantsio eo amin'ny fanjairana izany, dia ho toy ny lehilahy hafa rehetra aho." BSB BSB: Then Delilah said to Samson, “You have mocked me and lied to me all along! Tell me how you can be tied up.” He told her, “If you weave the seven braids of my head into the web of a loom and tighten it with a pin, I will become as weak as any other man.”
14 ULB Raha natory izy, dia nozairin'i Delila tamin'ny fanjairana ny foto-bolo fito tamin'ny volony ary namantsika izany teo amin'ny fanjairana izy, dia hoy izy taminy: "Eo aminao ireo Filistina, ry Samsona!" Nifoha tamin'ny torimasony izy ary nongotany teo amin'ny fanjairana ilay lamba sy ilay tsatoka. BSB BSB: So while he slept, Delilah took the seven braids of his hair and wove them into the web. Then she tightened it with a pin and called to him, “Samson, the Philistines are here!” But he awoke from his sleep and pulled out the pin with the loom and the web.
15 ULB Hoy izy taminy hoe: "Ahoana no hahafahanao miteny hoe: 'Tiako ianao,' raha tsy hizara ireo tsiambaratelonao amiko ianao? Namitaka ahy intelo ianao ary tsy nilaza tamiko ny nahazoanao izao tanjaka lehibe izao." BSB BSB: “How can you say, ‘I love you,’” she asked, “when your heart is not with me? This is the third time you have mocked me and failed to reveal to me the source of your great strength!”
16 ULB Isan'andro dia nanery azy mafy tamin'ireo teniny ravehivavy, ary nanery azy mafy ny mba haniriany ho faty. BSB BSB: Finally, after she had pressed him daily with her words and pleaded until he was sick to death,
17 ULB Dia nolazain'i Samsona taminy ny zavatra rehetra ary hoy izy taminy hoe: "Mbola tsy notapahina tamin'ny hareza mihintsy ny volon-dohako, satria izaho dia Nazirita ho an'Andriamanitra hatrany an-kibon-dreniko. Koa raha haratana ny lohako, dia hiala amiko ny heriko, ary halemy aho ka ho toy ny lehilahy hafa rehetra." BSB BSB: Samson told her all that was in his heart: “My hair has never been cut, because I have been a Nazirite to God from my mother’s womb. If I am shaved, my strength will leave me, and I will become as weak as any other man.”
18 ULB Rehefa hitan'i Delila fa nilaza ny marina momba ny zavatra rehetra taminy izy, dia nandefa sy niantso ireo mpanapak'ireo Filistina izy, nanao hoe: "Miakara indray, fa efa nolazainy tamiko ny zavatra rehetra." Dia nankany aminy ireo mpanapak'ireo Filistina, nitondra ny volafotsy teny an-tanan'izy ireo. BSB BSB: When Delilah realized that he had revealed to her all that was in his heart, she sent this message to the lords of the Philistines: “Come up once more, for he has revealed to me all that is in his heart.” Then the lords of the Philistines came to her, bringing the money in their hands.
19 ULB Nataony resy tory teo amin'ny feny izy. Niantso lehilahy iray mba hanaratra ireo vona fito teo amin'ny lohany izy, ary nanomboka nandresy azy izy, satria niala taminy ny heriny. BSB BSB: And having lulled him to sleep on her lap, she called a man to shave off the seven braids of his head. In this way she began to subdue him, and his strength left him.
20 ULB Ary hoy izy hoe: "Eo aminao ireo Filistina, ry Samsona!" Nifoha tamin'ny torimasony izy ary niteny hoe: "Hivoaka tahaka ireo fotoana hafa aho ary hanetsika malalaka ny tenako." Nefa tsy fantany fa efa niala taminy i Yaveh. BSB BSB: Then she called out, “Samson, the Philistines are here!” When Samson awoke from his sleep, he thought, “I will escape as I did before and shake myself free.” But he did not know that the LORD had departed from him.
21 ULB Nisambotra azy ireo Filistina ary nanaisotra ireo masony. Nitondra azy nidina tany Gaza izy ireo ary namatotra azy tamin'ny rojo varahina. Nanakodia ny fikosoam-bary tany am-pigadrana izy. BSB BSB: Then the Philistines seized him, gouged out his eyes, and brought him down to Gaza, where he was bound with bronze shackles and forced to grind grain in the prison.
22 ULB Fa niverina naniry indray ny volo teo amin'ny lohany taorian'ny nanaratana izany. BSB BSB: However, the hair of his head began to grow back after it had been shaved.
23 ULB Niara-nivory ireo mpanapak'ireo Filistina mba hanolotra sorona lehibe ho an'i Dagòna andriamanitr'izy ireo, ary hifaly. Hoy izy ireo hoe: "nandresy an'i Samsona fahavalontsika ny andriamanitsika ary nametraka azy teo ampelan-tanantsika izy." BSB BSB: Now the lords of the Philistines gathered together to offer a great sacrifice to their god Dagon. They rejoiced and said, “Our god has delivered Samson our enemy into our hands.”
24 ULB Rehefa nahita azy ny vahoaka, dia nidera ny andriamanitr'izy ireo, satria hoy izy ireo hoe: "Efa nandresy ireo fahavalontsika ny andriamanitsika ary nanome azy ho antsika— ilay mpandrava ny tanànantsika, izay namono ny maro tamintsika." BSB BSB: And when the people saw him, they praised their god, saying: “Our god has delivered into our hands our enemy who destroyed our land and multiplied our dead.”
25 ULB Rehefa nankalaza izy ireo, dia hoy izy ireo hoe: "Antsoy i Samsona, mba hampihomehy antsika." Niantso an'i Samsona hivoaka ny tranomaizina izy ireo ary nampihomehy azy ireo ireo. Nataon'izy ireo nitsangana teo anelanelan'ireo andry izy. BSB BSB: And while their hearts were merry, they said, “Call for Samson to entertain us.” So they called Samson out of the prison to entertain them. And they stationed him between the pillars.
26 ULB Hoy i Samsona tamin'ilay zazalahy izay nitantana ny tanany hoe: "Avelao aho mba hikasika ireo andry izay manohina ny trano lehibe, mba hahafahako miantehitra amin'ireo. BSB BSB: Samson said to the servant who held his hand, “Lead me where I can feel the pillars supporting the temple, so I can lean against them.”
27 ULB Ary feno lehilahy sy vehivavy ny trano. Tao avokoa ireo mpanapak'ireo Filistina rehetra. Teo amin'ny telo arivo teo ho eo ny lehilahy sy vehivavy teo an-tafon-trano, izay nijery an'i Samsona nampiala voly azy ireo. BSB BSB: Now the temple was full of men and women; all the lords of the Philistines were there, and about three thousand men and women were on the roof watching Samson entertain them.
28 ULB Niantso an'i Yaveh Samsona, ary nanao hoe: "Tompo Yaveh, tsarovy aho! Miangavy re hatanjaho aho amin'ity indray mitoraka ity ihany, ry Andriamanitra, mba hahafahako mamaly indray mandeha ireo Filistina ny amin'ny nanalany ireo masoko roa" BSB BSB: Then Samson called out to the LORD: “O Lord GOD, please remember me. Strengthen me, O God, just once more, so that with one vengeful blow I may pay back the Philistines for my two eyes.”
29 ULB Notazomin'i Samsona ireo andry roa teo afovoany izay nanohana ny fanorenana lehibe, ary niankina teo amin'ireo izy, ny andry iray tamin'ny tanany havanana, ary ny iray tamin'ny tanany havia. BSB BSB: And Samson reached out for the two central pillars supporting the temple. Bracing himself against them with his right hand on one pillar and his left hand on the other,
30 ULB Hoy i Samsona hoe: "Avelao aho ho faty miaraka amin'ireo Filistina!" Naninjitra ny heriny izy ka nianjera teo amin'ireo mpanapaka sy teo amin'ireo olona rehetra izay tao anatin'izany ilay fanorenana lehibe. Ka ny maty izay novonoiny tamin'izy maty dia mihoatra noho ireo izay novonoiny nandritra ny fiainany. BSB BSB: Samson said, “Let me die with the Philistines.” Then he pushed with all his might, and the temple fell on the lords and all the people in it. So in his death he killed more than he had killed in his life.
31 ULB Ary nidina ireo rahalahiny sy ireo ankohonan-drainy rehetra. Naka azy izy ireo, nitondra azy niverina ary nandevina azy teo anelanelan'i Zora sy Estaola tany amin'ny toeram-pandevenana an'i Manoa, rainy. Nitsara an'i Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona. BSB BSB: Then Samson’s brothers and his father’s family came down, carried him back, and buried him between Zorah and Eshtaol in the tomb of his father Manoah. And he had judged Israel twenty years.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.