1 ULB Nisy lehilahy iray tany amin'ny tany havoan'i Efraima, ary Mika no anarany. BSB BSB: Now a man named Micah from the hill country of Ephraim
2 ULB Hoy izy tamin'ny reniny: "Ny sekely volafotsy 1. 100 izay nalaina taminao, mahakasika ilay ozona noresahinao, izay reko__indro etoana! Manana volafotsy aho aty amiko. Izaho no nangalatra izany." Dia hoy ny reniny: "Ho tahian'i Yaveh anie ianao, ry zanako!" BSB BSB: said to his mother, “The eleven hundred shekels of silver that were taken from you and about which I heard you utter a curse—I have the silver here with me; I took it.” Then his mother said, “Blessed be my son by the LORD!”
3 ULB Naveriny tany amin'ny reniny ny sekely volafotsy 1. 100 ary hoy ny reniny taminy: "Hatokako ho an'i Yaveh ity volafotsy ity, fa hanamboatra sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an'idina ny zanako lahy. Ka ankehitriny, dia averiko aminao ity." BSB BSB: And when he had returned the eleven hundred shekels of silver to his mother, she said, “I wholly dedicate the silver to the LORD for my son’s benefit, to make a graven image and a molten idol. Therefore I will now return it to you.”
4 ULB Rehefa naveriny tamin'ny reniny ilay vola, dia naka sekely volafotsy roanjato ny reniny ary nomeny ireo mpanefy vy izay nanao ireo ho sarin-javatra voasokitra sy an'idina izany, ary napetraka tao an-tranon'i Mika ireo. BSB BSB: So he returned the silver to his mother, and she took two hundred shekels of silver and gave them to a silversmith, who made them into a graven image and a molten idol. And they were placed in the house of Micah.
5 ULB Ilay lehilahy hoe Mika dia nanana tranon-tsampy ary nanamboatra efoda sy tokantranon'ireo andriamanitra izy, ary nanakarama iray tamin'ireo zanany lahy izy mba ho lasa mpisorony. BSB BSB: Now this man Micah had a shrine, and he made an ephod and some household idols, and ordained one of his sons as his priest.
6 ULB Ary tamin'ireo andro ireo dia tsy nisy mpanjaka tany Israely, ary nanao izay marina teo imasony ny olona rehetra. BSB BSB: In those days there was no king in Israel; everyone did what was right in his own eyes.
7 ULB Ary nisy zatovo lahin'i Betlehema iray tany Joda, avy amin'ny fianakavian'i Joda, izay Levita. Nijanona tany izy mba hanatanteraka ireo adidiny. BSB BSB: And there was a young Levite from Bethlehem in Judah who had been residing within the clan of Judah.
8 ULB Niala tao Betlehema tao Joda ralehilahy mba handeha ary hitady toerana hipetrahana. Rehefa nandeha izy, dia tonga tany an-tranon'i Mika tany amin'ny tany havoan'i Efraima. BSB BSB: This man left the city of Bethlehem in Judah to settle where he could find a place. And as he traveled, he came to Micah’s house in the hill country of Ephraim.
9 ULB Dia hoy Mika taminy: "Avy aiza ny fiavianao?" Ary hoy ralehilahy taminy: "Levita an'i Betlehema tao Joda aho, ary nandia aho mba hitady toerana izay mety honenako." BSB BSB: “Where are you from?” Micah asked him. “I am a Levite from Bethlehem in Judah,” he replied, “and I am on my way to settle wherever I can find a place.”
10 ULB Dia hoy i Mika taminy: "Mijanona eto amiko, ary aoka ianao ho ray sy ho mpisorona ho ahy. Homeko sekely volafotsy folo isan-taona, akanjo fitafy, ary ny sakafonao ianao." Koa dia niditra tao an-tranony ilay Levita. BSB BSB: “Stay with me,” Micah said to him, “and be my father and priest, and I will give you ten shekels of silver per year, a suit of clothes, and your provisions.” So the Levite went in
11 ULB Dia nahafaly an'ilay Levita ny hipetraka miaraka amin-dralehilahy, ary ho an'i Mika dia tonga tahaka ny iray amin'ireo zanany lahy ilay tovolahy. BSB BSB: and agreed to stay with him, and the young man became like a son to Micah.
12 ULB Natokan'i Mika ho an'ny adidy masina ilay Levita, ary lasa mpisorony ilay tovolahy, ary tao an-tranon'i Mika. BSB BSB: Micah ordained the Levite, and the young man became his priest and lived in his house.
13 ULB Ary hoy i Mika: "Fantatro ankehitriny fa hanao soa ho ahy i Yaveh, satria lasa mpisoroko ity Levita ity." BSB BSB: Then Micah said, “Now I know that the LORD will be good to me, because a Levite has become my priest.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.