1 ULB Tamin'izany andro izany, rehefa tsy nisy mpanjaka tao Israely, dia nisy lehilahy iray, Levita, nivahiny tany amin'ny faritra lavitra indrindra tamin'ny tany havoan'i Efraima. Naka vehivavy ho azy izy, vaditsindrano avy any Betleheman'i Joda. BSB BSB: Now in those days, when there was no king in Israel, a Levite who lived in the remote hill country of Ephraim took for himself a concubine from Bethlehem in Judah.
2 ULB Nefa tsy tokam-po taminy ilay vaditsindranony; nandao azy ravehivavy ary niverina tany an-tranon-drainy tany Betleheman'i Joda. Nijanona tany efa-bolana izy. BSB BSB: But she was unfaithful to him and left him to return to her father’s house in Bethlehem in Judah. After she had been there four months,
3 ULB Ary niarina ny vadiny ka nanaraka azy mba handresy lahatra azy hody. Niaraka taminy ny mpanompony, sy ny ampondra anankiroa. Dia nentiny tany an-tranon-drainy izy. Rehefa nahita azy ny rain'ilay zazavavy, dia faly izy. Ny rafozan-dahiny, BSB BSB: her husband got up and went after her to speak kindly to her and bring her back, taking his servant and a pair of donkeys. So the girl brought him into her father’s house, and when her father saw him, he gladly welcomed him.
4 ULB ilay rain'ilay zazavavy, dia nandresy lahatra azy mba hijanona telo andro. Nisakafo sy nisotro izy ireo, ary nandany ny alina tao. BSB BSB: His father-in-law, the girl’s father, persuaded him to stay, so he remained with him three days, eating, drinking, and lodging there.
5 ULB Nifoha aloha izy ireo tamin'ny andro fahaefatra, ary niomana ny handeha izy, kanefa ny rain'ilay zazavavy niteny tamin'ny vinanto lahiny hoe: "Tohano amin'ny mofo aloha ny tenanao, dia mahazo mandeha ianareo avy eo." BSB BSB: On the fourth day, they got up early in the morning and prepared to depart, but the girl’s father said to his son-in-law, “Refresh your heart with a morsel of bread, and then you can go.”
6 ULB Dia nipetraka izy roa ka niara-nihinana sy nisotro. Ary hoy ny rain'ilay zazavavy hoe: "Mba maneke handany ny alina ary mifalia." BSB BSB: So they sat down and the two of them ate and drank together. Then the girl’s father said to the man, “Please agree to stay overnight and let your heart be merry.”
7 ULB Rehefa nifoha mba handeha ilay Levita, dia nanery azy hijanona ny rain'ilay zatovovavy, nanova ny drafiny izy noho izany ary nandry tao indray. BSB BSB: The man got up to depart, but his father-in-law persuaded him, so he stayed there that night.
8 ULB Tamin'ny andro fahadimy dia nifoha aloha mba hanainga izy, fa ny rain'ilay zazavavy niteny taminy hoe: "Tohano aloha ny tenanao, ary miandrasa mandra-pihilan'ny andro." Ary dia nisakafo izy roa. BSB BSB: On the fifth day, he got up early in the morning to depart, but the girl’s father said, “Please refresh your heart.” So they waited until late afternoon and the two of them ate.
9 ULB Rehefa niarina mba hanainga ilay Levita sy ny vadintsindranony ary ny mpanompony, dia niteny taminy ny rafozan-dahiny, ilay rain'ilay zazavavy hoe: "Indro, mandroso miha hariva ny andro. Mijanòna re anio alina, ary mifalia. Afaka mifoha aloha ianareo rahampitso ary mandeha mody." BSB BSB: When the man got up to depart with his concubine and his servant, his father-in-law, the girl’s father, said to him, “Look, the day is drawing to a close. Please spend the night. See, the day is almost over. Spend the night here, that your heart may be merry. Then you can get up early tomorrow for your journey home.”
10 ULB Fa ilay Levita tsy vonona ny handry. Niarina izy ary nandeha. Nandroso nankany Jebosa izy (Jerosalema izany). Nanana ampondra nisy lasely anankiroa izy_ary niaraka taminy ny vadintsindranony. BSB BSB: But the man was unwilling to spend the night. He got up and departed, and arrived opposite Jebus (that is, Jerusalem), with his two saddled donkeys and his concubine.
11 ULB Rehefa nanakaiky an'i Jebosa izy ireo, dia efa nadiva hifarana ny andro, ary ilay mpanompo niteny tamin'ny tompony hoe: "Andao, andeha isika hivily ao an-tanànan'ireo Jebosita ary hatory ao amin'izany." BSB BSB: When they were near Jebus and the day was almost gone, the servant said to his master, “Please, let us stop at this Jebusite city and spend the night here.”
12 ULB Hoy ny tompony taminy hoe: "Tsy hivily amin'ny tanànan'ny vahiny izay tsy isan'ny vahoakan'i Israely isika. Handroso ho any Gibea isika." BSB BSB: But his master replied, “We will not turn aside to the city of foreigners, where there are no Israelites. We will go on to Gibeah.”
13 ULB Ilay Levita niteny tamin'ilay tovolahiny hoe: "Andao, andeha isika ho any amin'ny iray amin'ireo toerana hafa, ary handany ny alina any Gibea na Rama." BSB BSB: He continued, “Come, let us try to reach one of these towns to spend the night in Gibeah or Ramah.”
14 ULB Dia nandroso izy ireo, ary nilentika ny masoandro raha nanakaiky an'i Gibea izy ireo, ao amin'ny faritanin'i Benjamina. BSB BSB: So they continued on their journey, and the sun set as they neared Gibeah in Benjamin.
15 ULB Nivily tao izy ireo ary natory tao Gibea. Nandeha izy ireo ary nipetraka teo an-kianjan'ny tanàna, fa tsy nisy olona na iray nampiantrano azy ireo ny alina. BSB BSB: They stopped to go in and lodge in Gibeah. The Levite went in and sat down in the city square, but no one would take them into his home for the night.
16 ULB Fa avy eo dia nisy lehilahy antitra iray nody avy niasa tany an-tsaha iny hariva iny. Avy any amin'ny tany havoan'i Efraima izy, ary nivahiny tao Gibea. Nefa ny olona nipetraka teo amin'ilay toerana dia Benjamita. BSB BSB: That evening an old man from the hill country of Ephraim, who was residing in Gibeah (the men of that place were Benjamites), came in from his work in the field.
17 ULB Nampitraka ny masony izy ary nahita ny mpandeha avy lavitra teo an-kianjan'ny tanàna. Hoy ilay lahy antitra hoe: "Ho aiza ianareo? Ary avy aiza ny fiavianareo?" BSB BSB: When he looked up and saw the traveler in the city square, the old man asked, “Where are you going, and where have you come from?”
18 ULB Ilay Levita niteny taminy hoe: "An-dalana avy any Betleheman'i Joda ho any amin'ny faritra lavitra indrindra amin'ny tany havoan'i Efraima, izay niaviako izahay. Nankany Betleheman'i Joda aho, ary handeha ho any an-tranon'i Yaveh, nefa tsy hisy olona hampiantrano ahy. BSB BSB: The Levite replied, “We are traveling from Bethlehem in Judah to the remote hill country of Ephraim, where I am from. I went to Bethlehem in Judah, and now I am going to the house of the LORD; but no one has taken me into his home,
19 ULB Manana mololo sy sakafo ho an'ny ampondranay izahay, ary misy mofo sy divay ho ahy sy ho an'ireo mpanompo vavinao aty, ary ho an'ny tovolahinao miaraka amin'ireo mpanomponao. Tsy misy zava-mahory anay." BSB BSB: even though there is both straw and feed for our donkeys, and bread and wine for me and the maidservant and young man with me. There is nothing that we, your servants, lack.”
20 ULB Dia niarahaba azy ireo ilay lahy antitra hoe: "Ho aminareo ny fiadanana! Izaho no hiantoka ny filànao rehetra. Fa aza mandry eto an-kianja fotsiny." BSB BSB: “Peace to you,” said the old man. “Let me supply everything you need. Only do not spend the night in the square.”
21 ULB Koa dia nentin'ilay lehilahy tany an-tranony ilay Levita ary nomeny sakafo ireo ampondrany. Nanasa ny tongony izy ireo ary nihinana sy nisotro. BSB BSB: So he brought him to his house and fed his donkeys. And they washed their feet and ate and drank.
22 ULB Raha mbola nampifaly ny fony izy ireo, dia nisy lehilahy maromaro tao an-tanàna, lehilahy tsy mendrika, nanodidina ny trano, nively ny varavarana. Niteny tamin'ilay lahy antitra, ilay tompon-trano izy ireo, nanao hoe: "Avoahy ilay lehilahy izay tonga ao an-tranonao, fa hiara-mandry aminy izahay." BSB BSB: While they were enjoying themselves, suddenly the wicked men of the city surrounded the house. Pounding on the door, they said to the old man who owned the house, “Bring out the man who came to your house, so we can have relations with him!”
23 ULB Nivoaka ilay lehilahy, tompon-trano, ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Tsia, ry rahalahiko, aza manao izao zava-dratsy izao tompoko! Satria vahiny ato an-tranoko io lehilahy io, ka aza manao izao zava-pady izao! BSB BSB: The owner of the house went out and said to them, “No, my brothers, do not do this wicked thing! After all, this man is a guest in my house. Do not commit this outrage.
24 ULB Indro, ato ny zanako vavy virijiny sy ny vaditsindranony. Mamèla ahy hitondra azy ireo hivoaka izao. Haolano sy ataovy amin'izy ireo izay tianareo atao aminy. Fa aza manao zava-pady toy izany amin'io lehilahy io!" BSB BSB: Look, let me bring out my virgin daughter and the man’s concubine, and you can use them and do with them as you wish. But do not do such a vile thing to this man.”
25 ULB Kanefa tsy nihaino azy ireo lehilahy, ka dia nosamborin'ilay lehilahy ny vaditsindranony ary navoakany teo amin'izy ireo izy. Nisambotra azy izy ireo, nanolana azy, ary nanararaotra azy nandritra ny alina, ary navelan'izy ireo handeha izy raha nangiran-dratsy. BSB BSB: But the men would not listen to him. So the Levite took his concubine and sent her outside to them, and they raped her and abused her throughout the night, and at dawn they let her go.
26 ULB Rehefa nangiran-dratsy dia tonga ravehivavy ary nianjera teo am-baravaran'ny tranon'ilay lehilahy izay nisy ny tompony izy, ary dia nitsirara teo izy mandra-pahazavan'ny andro. BSB BSB: Early that morning, the woman went back to the house where her master was staying, collapsed at the doorway, and lay there until it was light.
27 ULB Nifoha ny tompony nony maraina ary namoha ny varavaran'ny trano ka nivoaka hanohy ny lalany. Nahita ny vadin-tsindranony niampatra teo am-baravarana izy, ary ny tanany teo an-tokonam-baravarana. BSB BSB: In the morning, when her master got up and opened the doors of the house to go out on his journey, there was his concubine, collapsed in the doorway of the house, with her hands on the threshold.
28 ULB Dia hoy ilay Levita taminy hoe: "Mifohaza, ndao isika handeha." Nefa tsy nisy namaly. Nasampiny teo amin'ny ampondra izy, ary niainga hody any aminy ilay lehilahy. BSB BSB: “Get up,” he told her. “Let us go.” But there was no response. So the man put her on his donkey and set out for home.
29 ULB Rehefa tonga tany an-tranony ilay Levita, dia naka antsy izy, ary noraisiny ny vaditsindranony, ary notetehiny, isam-pamavanin-taolana, ho roa ambin'ny folo tetika, ary nampitondra izany nanerana ny Israely rehetra. BSB BSB: When he reached his house, he picked up a knife, took hold of his concubine, cut her limb by limb into twelve pieces, and sent her throughout the territory of Israel.
30 ULB Izay rehetra nahita izany dia niteny hoe: "Zavatra mbola tsy nisy nanao na nahita hatramin'ny andro niakaran'Israely avy any amin'ny tany Egypta mandrak'androany izao. Hevero izany! Toroy hevitra izahay! Lazao anay izay tokony hatao!" BSB BSB: And everyone who saw it said, “Nothing like this has been seen or done from the day the Israelites came out of the land of Egypt until this day. Think it over, take counsel, and speak up!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.