1 ULB Ary Yaveh namela firenena ireo mba hitsapana an'i Israely, izany hoe ny olona rehetra tany Israely izay tsy nanana traikefa tamin'ny ady dia niady tany Kanana. BSB BSB: These are the nations that the LORD left to test all the Israelites who had not known any of the wars in Canaan,
2 ULB (Nanao izany izy mba hampianarana ady an'ireo taranak'Israelita vaovao izay mbola tsy nahalala izany teo aloha). BSB BSB: if only to teach warfare to the subsequent generations of Israel, especially to those who had not known it formerly:
3 ULB Ireto avy ireo firenena: ireo mpanjaka dimy avy amin'ireo Filistina, ireo Kananita rehetra, ireo Sidoniana, ary ireo Hivita izay nonina tany amin'ireo Tendrombohitra Libanona, hatramin'ny Tendrombohitra Bala-hermona ka hatrany Lalana Hamata. BSB BSB: the five rulers of the Philistines, all the Canaanites, the Sidonians, and the Hivites who lived in the mountains of Lebanon from Mount Baal-hermon to Lebo-hamath.
4 ULB Navela ireo firenena ireo, izany ny fomba nitsapan'i Yaveh an'Israely, mba hanamafisana na nankatò ireo didy izay nomeny an'ireo razamben'izy ireo tamin'ny alalan'i Mosesy izy ireo. BSB BSB: These nations were left to test the Israelites, to find out whether they would keep the commandments of the LORD, which He had given their fathers through Moses.
5 ULB Noho izany ireo vahoakan'Israely dia nonina teo amin'ireo Kananita, ireo Hetita, ireo Amorita, Perizita, ary ireo Jebosita. BSB BSB: Thus the Israelites continued to live among the Canaanites, Hittites, Amorites, Perizzites, Hivites, and Jebusites.
6 ULB Ireo zanaka vavin'izy ireo dia nalain'izy ireo mba ho vadin'izy ireo, ary ireo zanaka vavin'izy ireo manokana dia nomen'izy ireo ho an'ny zanaka lahin'izy ireo, ary nanompo ireo andriamaniny izy ireo. BSB BSB: And they took the daughters of these people in marriage, gave their own daughters to their sons, and served their gods.
7 ULB Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh ny vahoakan'Israely ary nanadino an'i Yaveh Andrimanitr'izy ireo. Nanompo ireo Bala sy ireo Aseraha izy ireo. BSB BSB: So the Israelites did evil in the sight of the LORD; they forgot the LORD their God and served the Baals and the Asherahs.
8 ULB Noho izany, dia nirehitra tamin'Israely ny fahatezeran'i Yaveh, ary namidiny teo am-pelatanan'i Kozana-risataima mpanjakan'i Arama Naharaima izy ireo. Nanompo an'i Kozana-risataima nandritra ny valo taona ireo vahoakan'Israely. BSB BSB: Then the anger of the LORD burned against Israel, and He sold them into the hand of Cushan-rishathaim king of Aram-naharaim, and the Israelites served him eight years.
9 ULB Rehefa niantso mafy an'i Yaveh ny vahoakan'Israely, dia nanandratra olona mba ho tonga hamonjy ny vahoakan'Israely i Yaveh, sy hanavotra azy ireo: Otniela zanaka lahin'i Kenaza (zandrin'i Kaleba). BSB BSB: But when the Israelites cried out to the LORD, He raised up Othniel son of Caleb’s younger brother Kenaz as a deliverer to save them.
10 ULB Nanome hery azy ny fanahin'i Yaveh, ary nitsara an'i Israely izy ary nivoaka tany amin'ny ady. Nomen'i Yaveh fandresena teo anatrehan'i Kozana-risataima mpanjakan'i Arama izy. Nandresy an'i Kozana-risataima ny tanan'i Otniel. BSB BSB: The Spirit of the LORD came upon him, and he became Israel’s judge and went out to war. And the LORD delivered Cushan-rishathaim king of Aram into the hand of Othniel, who prevailed against him.
11 ULB Nilamina ny tany nandritra ny efapolo taona. Avy eo dia maty i Otniela zanaka lahin'i Kenaza. BSB BSB: So the land had rest for forty years, until Othniel son of Kenaz died.
12 ULB Taorian'izany, dia mbola nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh indray ireo Israelita, ka nanome hery an'i Eglona mpanjakan'i Moaba mba hampandresy ireo Israelita i Yaveh. BSB BSB: Once again the Israelites did evil in the sight of the LORD. So He gave Eglon king of Moab power over Israel, because they had done evil in the sight of the LORD.
13 ULB Nikambana tamin'ireo Amona sy ireo Amaleka i Eglona, dia nandeha izy ireo ka nandresy an'Israely, ary nalain'izy ireo ho fananany ny Tanànan-drofia. BSB BSB: After enlisting the Ammonites and Amalekites to join forces with him, Eglon attacked and defeated Israel, taking possession of the City of Palms.
14 ULB Nanompo an'i Eglona mpanjakan'i Moaba nandritra ny valo ambin'ny folo taona ny vahoakan'Israely. BSB BSB: The Israelites served Eglon king of Moab eighteen years.
15 ULB Rehefa niantso mafy an'i Yaveh ny vahokan'Israely, dia nanandratra olona iray i Yaveh hanampy azy ireo, Ehoda zanak'i Gera, Benjamita, lehilahy kavia. Nandefa azy niaraka tamin'ny fandoavan-ketran'izy ireo, tany amin'i Eglona mpanjakan'i Moaba ny vahoakan'Israely. BSB BSB: And again they cried out to the LORD, and He raised up Ehud son of Gera, a left-handed Benjamite, as their deliverer. So they sent him with tribute to Eglon king of Moab.
16 ULB Nanamboatra sabatra iray izay nisy lela roa ho azy i Ehoda, iray hakiho ny halavany; nafatony tao ambanin'ny akanjony teo amin'ny feny ankavanany izany. BSB BSB: Now Ehud had made for himself a double-edged sword a cubit long. He strapped it to his right thigh under his cloak
17 ULB Nomeny an'i Eglona mpanjakan'i Moaba ilay fanomezana. (Ary Eglona dia lehilahy matavy be.) BSB BSB: and brought the tribute to Eglon king of Moab, who was an obese man.
18 ULB Taorian'ny nanoloran'i Ehoda ilay fandoavan-ketra, dia lasa niaraka tamin'ireo izay nitondra izany izy. BSB BSB: After Ehud had finished presenting the tribute, he ushered out those who had carried it.
19 ULB Raha ny amin'i Ehoda kosa, rehefa tonga teo amin'ilay toerana izay nisy ireo sarin-javatra voasokitra natao teo akaikin'i Gilgala izy, dia nitodika sady niverina izy, ary niteny hoe: "Manana tsiambaratelo ho anao aho, ry mpanjakako." Ary Eglona niteny hoe: "Mangina!" Ka nivoaka ny efitra ireo rehetra izay nanompo azy. BSB BSB: But upon reaching the idols near Gilgal, he himself turned back and said, “I have a secret message for you, O king.” “Silence,” said the king, and all his attendants left him.
20 ULB Tonga teo aminy i Ehoda. Nipetraka irery ny mpanjaka, irery tao amin'ny mangatsiatsiaka tao amin'ny efitrano ambony. Hoy i Ehoda hoe: "Manana hafatra avy any amin'Andriamanitra ho anao aho." Nitsangana avy teo amin'ny fipetrahany ny mpanjaka. BSB BSB: Then Ehud approached him while he was sitting alone in the coolness of his upper room. “I have a word from God for you,” Ehud said, and the king rose from his seat.
21 ULB Nahinjitr'i Ehoda ny tanany havia ary nalainy teo amin'ny feny ankavanana ny sabatra, ka natsatony teo amin'ny vatan'ny mpanjaka izany. BSB BSB: And Ehud reached with his left hand, pulled the sword from his right thigh, and plunged it into Eglon’s belly.
22 ULB Ilay tahon-tsabatra teo aminy dia nanaraka ny lamosina. Nivoaka tao an-damosiny ilay tendron-tsabatra ary nanarona izany ilay tavy, fa tsy nanatsoaka ilay sabatra tamin'ny kibony i Ehoda. BSB BSB: Even the handle sank in after the blade, and Eglon’s fat closed in over it, so that Ehud did not withdraw the sword from his belly. And Eglon’s bowels emptied.
23 ULB Avy eo dia nivoaka teo an-davarangana i Ehoda ary nanakatona ireo varavaran'ny efitra ambony ary nanidy izany. BSB BSB: Then Ehud went out through the porch, closing and locking the doors of the upper room behind him.
24 ULB Rehefa lasa i Ehoda, dia tonga ireo mpanompon'ny mpanjaka; hitan'izy ireo fa mihidy ireo varavaran'ny efitra ambony, ka nihevitra izy ireo hoe: "Azo antoka fa maka aina ao amin'ny mangatsiatsiaka ao amin'ny efitra ambony izy." BSB BSB: After Ehud was gone, Eglon’s servants came in and found the doors of the upper room locked. “He must be relieving himself in the cool room,” they said.
25 ULB Nitombo ny ahiahin' izy ireo mandra-pahatsapan'izy ireo fa nanao tsinontsinona ny andraikiny izy ireo rehefa mbola tsy nanokatra ny varavarana tao amin'ny efitra ambony ilay mpanjaka. Ary nalain'izy ireo ny fanalahidy, dia novohainy ireo, ary nitsirara teo ny tompony, lavo tamin'ny tany, ary maty. BSB BSB: So they waited until they became worried and saw that he had still not opened the doors of the upper room. Then they took the key and opened the doors—and there was their lord lying dead on the floor.
26 ULB Raha teo am-piandrasana ireo mpanompo, dia nanontany tena ny amin'izay tokony hatao izy ireo, nandositra i Ehoda ka nanalavitra ilay toerana misy ireo sarin-javatra voasokitr'ireo sampy, ary noho izany dia nandositra tany Seïrata izy. BSB BSB: Ehud, however, had escaped while the servants waited. He passed by the idols and escaped to Seirah.
27 ULB Rehefa tonga izy, dia nitsoka ny trompetra iray teo amin'ny tany havoan'i Efraima. Ka nidina niaraka taminy avy any amin'ny havoana ny vahoakan'Israely, ary izy no nitarika azy ireo. BSB BSB: On arriving in Seirah, he blew the ram’s horn throughout the hill country of Ephraim. The Israelites came down with him from the hills, and he became their leader.
28 ULB Hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Manaraha ahy, fa efa handresy ireo fahavalonareo Yaveh, dia ireo Moabita." Nanaraka azy izy ireo ary nisambotra ireo fitàn'i Jordana fandalovan'ireo Moabita, ary tsy namela na iza na iza hiampita ny renirano izy ireo. BSB BSB: “Follow me,” he told them, “for the LORD has delivered your enemies the Moabites into your hand.” So they followed him down and seized the fords of the Jordan leading to Moab, and they did not allow anyone to cross over.
29 ULB Tamin'izany fotoana izany dia namono lehilahy Moabita teo amin'ny iray alina teo izy ireo, ary lehilahy natanjaka sy mahavita azy izy rehetra. Tsy nisy afa-nandositra. BSB BSB: At that time they struck down about ten thousand Moabites, all robust and valiant men. Not one of them escaped.
30 ULB Ary tamin'izany andro izany Moaba dia resin'ny tanjak'Israely, ary nilamina nandritra ny valopolo taona ny tany. BSB BSB: So Moab was subdued under the hand of Israel that day, and the land had rest for eighty years.
31 ULB Taorian'i Ehoda dia i Samgara zanaka lahin'i Anata izay namono olona 600 tamin'ireo Filistina tamin'ny hazo fanindromana biby fiompy no mpitsara manaraka. Nanafaka an'i Israely tamin'ny loza ihany koa izy. BSB BSB: After Ehud came Shamgar son of Anath. And he too saved Israel, striking down six hundred Philistines with an oxgoad.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.