1 ULB Tamin'izany andro izany Debora sy Baraka zanak'i Abinoama dia nihira ity hira ity: BSB BSB: On that day Deborah and Barak son of Abinoam sang this song:
2 ULB "Rehefa mitarika ireo mpitarika ao Israely, rehefa manolo-tena am-pifaliana ho amin'ny ady ny vahoaka_ dia midera an'i Yaveh isika! BSB BSB: “When the princes take the lead in Israel, when the people volunteer, bless the LORD.
3 ULB Mihainoa, ianareo mpanjaka! Mifantoha, ianareo mpitarika! Izaho, izaho dia hihira ho an'i Yaveh; hihira fiderana ho an'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely aho. BSB BSB: Listen, O kings! Give ear, O princes! I will sing to the LORD; I will sing praise to the LORD, the God of Israel.
4 ULB Yaveh, rehefa nivoaka avy tany Seira Ianao, rehefa nandeha avy tany Edoma anao, dia nihorohoro ny tany, ary nihovitrovitra koa ny lanitra; ary ny rahona nandatsaka rano ihany koa. BSB BSB: O LORD, when You went out from Seir, when You marched from the land of Edom, the earth trembled, the heavens poured out rain, and the clouds poured down water.
5 ULB Nihovitrovitra teo anatrehan'ny tavan'i Yaveh ny tendrombohitra; eny na ny Tendrombohitra Sinay aza dia nihovitrovitra teo anatrehan'ny tavan'i Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely. BSB BSB: The mountains quaked before the LORD, the One of Sinai, before the LORD, the God of Israel.
6 ULB Tamin'ny andron'i Samgara (zanaka lahin'i Anata), tamin'ny andron'i Jaela, nilaozana ireo lalam-be, ary ireo izay nandeha ihany no nampiasa ireo sakeli-dalana miolakolaka. BSB BSB: In the days of Shamgar son of Anath, in the days of Jael, the highways were deserted and the travelers took the byways.
7 ULB Vitsy ny mpiady tany Israely, mandra-panapahako, izaho Debora— ilay reny nanapaka tao Israely! BSB BSB: Life in the villages ceased; it ended in Israel, until I, Deborah, arose, a mother in Israel.
8 ULB Fony izy ireo nisafidy ireo andriamanitra vaovao, dia nisy ady teo amin'ny vavahadin'ny tanàna kanefa tsy nisy ampinga na lefona hita teo amin'ireo olona efatra alina tao Israely. BSB BSB: When they chose new gods, then war came to their gates. Not a shield or spear was found among forty thousand in Israel.
9 ULB Ny foko mankasitraka ny mpanapaka ny Israely, miaraka amin'ireo vahoaka izay nanolo-tena am-pifaliana—isaorantsika Yaveh noho izy ireo! BSB BSB: My heart is with the princes of Israel, with the volunteers among the people. Bless the LORD!
10 ULB Eritrereto izao—ianareo izay mitaingina ampondra fotsy mipetraka eo amin'ny lamba ho solon'ny lasely, ary ianareo izay mandeha amin'ny lalana. BSB BSB: You who ride white donkeys, who sit on saddle blankets, and you who travel the road, ponder
11 ULB Henoy ny feon'ireo izay mihira eo amin'ny tany fanondrahana. Any no ilazan'izy ireo indray ny fahamarinan'ny asan'i Yaveh, sy ny fahitsian'ny asan'ireo mpiadiny tany Israely. Avy eo dia nidina teo amin'ny vavahadin'ny tanàna ireo vahoakan'i Yaveh. BSB BSB: the voices of the singers at the watering places. There they shall recount the righteous acts of the LORD, the righteous deeds of His villagers in Israel. Then the people of the LORD went down to the gates:
12 ULB Mifohaza, mifohaza, ry Debora! Mifohaza, mifohaza, mihirà fihirana! Mitsangàna, ry Baraka, ento ny voafonjanao, ianao ry zanaka lahin'i Abinoama. BSB BSB: ‘Awake, awake, O Deborah! Awake, awake, sing a song! Arise, O Barak, and take hold of your captives, O son of Abinoam!’
13 ULB Avy eo dia nidina teo amin'ireo olo-manan-kaja ireo sisa velona; nidina nankeo amiko niaraka tamin'ireo mpiady ny vahoakan'i Yaveh. BSB BSB: Then the survivors came down to the nobles; the people of the LORD came down to me against the mighty.
14 ULB Avy tany Efraima izy ireo, ny fototr'izy ireo dia any Amaleka; nanaraka anareo ireo vahoakan'i Benjamina. Nidina avy any Makira ireo mpifehy, ary avy any Zebolona ireo izay mitondra ny tehin'ny manam-boninahitra. BSB BSB: Some came from Ephraim, with their roots in Amalek; Benjamin came with your people after you. The commanders came down from Machir, the bearers of the marshal’s staff from Zebulun.
15 ULB Niaraka tamin'i Debora ireo andriako tao Isakara; ary Isakara niaraka tamin'i Baraka nikoropaka nanaraka azy tany an-dohasaha izay teo ambany fifehezany. Tao amin'ireo fokon'i Robena dia nisy fikasan'ny fo lehibe. BSB BSB: The princes of Issachar were with Deborah, and Issachar was with Barak, rushing into the valley at his heels. In the clans of Reuben there was great indecision.
16 ULB Nahoana ianao no mipetraka eo afovoan'ny vala, mihaino ireo mpiandry ondry mitsoka ny sodiny ho an'ireo ondry aman'osiny? Raha ny amin'ny fokon'i Robena dia nisy fikasan'ny fo lehibe. BSB BSB: Why did you sit among the sheepfolds to hear the whistling for the flocks? In the clans of Reuben there was great indecision.
17 ULB Nijanona tany an-dafin'i Jordana i Gileada; ary Dana, nahoana izy no nivenjivenjy teny ambony sambo? Nijanona teny amoron-dranomasina i Asera ary nitoetra teny akaikin'ny seranan-tsambo. BSB BSB: Gilead remained beyond the Jordan. Dan, why did you linger by the ships? Asher stayed at the coast and remained in his harbors.
18 ULB Zebolona dia foko nanao vy very ny ainy hatramin'ny fahafatesana, ary Naftaly, ihany koa, dia teo amin'ny sahan'ady. BSB BSB: Zebulun was a people who risked their lives; Naphtali, too, on the heights of the battlefield.
19 ULB Tonga ireo mpanjaka, niady izy ireo; niady tany Tanaka teo amoron'ny ranon'i Megido ireo mpanjakan'i Kanana. Nefa tsy naka volafotsy ho robaina izy ireo. BSB BSB: Kings came and fought; then the kings of Canaan fought at Taanach by the waters of Megiddo, but they took no plunder of silver.
20 ULB Avy eny amin'ny lanitra no niadin'ireo kintana, avy eny amin'ny lalan'izy ireo manerana ny lanitra no niadian'izy ireo tamin'i Sisera. BSB BSB: From the heavens the stars fought; from their courses they fought against Sisera.
21 ULB Nifaoka azy ireo ny Renirano Kisona, ilay renirano fahagola, ilay Renirano Kisona. Mandrosoa hatrany ry fanahiko, matanjaha! BSB BSB: The River Kishon swept them away, the ancient river, the River Kishon. March on, O my soul, in strength!
22 ULB Ary dia nikatrokatroka ny kitron'ny soavaly—mihazakazaka, dia ny fihazakazak'ireo maheriny. BSB BSB: Then the hooves of horses thundered—the mad galloping of his stallions.
23 ULB 'Ozony Meroza!' hoy ny anjelin'i Yaveh. 'Ozony dia ozony ny mponina ao aminy!— satria izy ireo tsy tonga mba hanampy an'i Yaveh— hanampy an'i Yaveh amin'ny ady hanohitra ireo mpiady mahery.' BSB BSB: ‘Curse Meroz,’ says the angel of the LORD. ‘Bitterly curse her inhabitants; for they did not come to help the LORD, to help the LORD against the mighty.’
24 ULB Voatahy mihoatra noho ireo vehivavy rehetra i Jaela, Jaela (ilay vadin'i Hebera Kenita), voatahy mihoatra noho ny vehivavy rehetra izay mitoetra ao an-day izy. BSB BSB: Most blessed among women is Jael, the wife of Heber the Kenite, most blessed of tent-dwelling women.
25 ULB Rano no nangatahin-dralehilahy, ary ronono no nomeny azy; nitondrany dibera teo an-dovia natokana ho an'ny andriana izy. BSB BSB: He asked for water, and she gave him milk. In a magnificent bowl she brought him curds.
26 ULB Napetrany teo amin'ny tsatokan-day ny tanany, ary ny tanany havanana tamin'ny tantanan'ny mpiasa; dia namely an'i Sisera tamin'ilay tantanana izy, notorotoroany ny lohany. Raha nandefona ny firifany izy dia nopotipotehiny ho torotoro ny karan-dohany. BSB BSB: She reached for the tent peg, her right hand for the workman’s hammer. She struck Sisera and crushed his skull; she shattered and pierced his temple.
27 ULB Lavo teo anelanelan'ny tongony izy, nianjera izy ary nidaraboka teo. Teo anelanelan'ny tongony izy no nitsirara. Teo amin'ny toerana namonoana azy tamin-kerisetra no nahalavo azy. BSB BSB: At her feet he collapsed, he fell, there he lay still; at her feet he collapsed, he fell; where he collapsed, there he fell dead.
28 ULB Nitazana teo ambaravarankely izy— nitazana teo amin'ny makarakaran'ny varavarankely ny renin'i Sisera ary niantso mafy tamin'ny alahelo hoe: 'Nahoana no ela loatra vao tonga ny kalesiny? Nahoana ny kitron'ny sovaliny izay mitarika ny kalesiny no mitaredretra?' BSB BSB: Sisera’s mother looked through the window; she peered through the lattice and lamented: ‘Why is his chariot so long in coming? What has delayed the clatter of his chariots?’
29 ULB Namaly ny hendry indrindra tamin'ny andriambaviny, ary izy tenany ihany no namaly azy hoe: BSB BSB: Her wisest ladies answer; indeed she keeps telling herself,
30 ULB "Tsy efa nahita sy nizara ny babo ve izy ireo? Vehivavy iray, na vehivavy roa ho an'ny isan-dahy; fandrobana lamba mena ho an'i Sisera, fandrobana lamba mena misy peta-kofehy, lamba mena roa misy peta-kofehy ho eo am-bozon'ireo nandroba?' BSB BSB: ‘Are they not finding and dividing the spoil—a girl or two for each warrior, a plunder of dyed garments for Sisera, the spoil of embroidered garments for the neck of the looter?’
31 ULB Ho ringana anie ny fahavalonao rehetra, ry Yaveh! Fa ireo namanao kosa dia ho toy ny masoandro rehefa miposaka amin'ny heriny." Dia nandry nandritra ny efapolo taona ny tany. BSB BSB: So may all Your enemies perish, O LORD! But may those who love You shine like the sun at its brightest.” And the land had rest for forty years.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.