2 ULB Dia hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe: "Maro loatra amiko ireo miaramila, mba hanomezako fandresena ho anao eo amin'ireo Midianita, mba tsy hireharehan'i Israely amiko, hanao hoe: 'Ny herinay no namonjy anay.' BSB BSB: Then the LORD said to Gideon, “You have too many men for Me to deliver Midian into their hands, lest Israel glorify themselves over Me, saying, ‘My own hand has saved me.’
3 ULB Ary ankehitriny, ambarao eo an-tsofin'ny vahoaka ka lazao hoe: 'Na iza na iza matahotra, na iza na iza mangovitra, dia aoka izy hiverina ka hiala ao an-Tendrombohitra Gileada.'" Dia lasa ny olona roa arivo sy roa alina noho izany, ary ny iray alina kosa nijanona. BSB BSB: Now, therefore, proclaim in the hearing of the men: ‘Whoever is fearful and trembling may turn back and leave Mount Gilead.’” So twenty-two thousand of them turned back, but ten thousand remained.
4 ULB Dia hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe: "Mbola maro loatra ihany ny olona. Ento midina eny amin'ny rano izy ireo, ary hahenako ho anao eny ny isan'izy ireo. Raha hoy Izaho aminao hoe: 'Ity iray ity no hiaraka aminao,' dia hiaraka aminao izy; fa raha hoy Izaho hoe: 'Ity iray ity tsy hiaraka aminao,' dia tsy hiaraka aminao izy." BSB BSB: Then the LORD said to Gideon, “There are still too many men. Take them down to the water, and I will sift them for you there. If I say to you, ‘This one shall go with you,’ he shall go. But if I say, ‘This one shall not go with you,’ he shall not go.”
5 ULB Dia nentin'i Gideona nidina teny amin'ny rano ny olona, ary hoy Yaveh taminy hoe: "Atokano izay rehetra milelaka ny rano, toy ny filelaky ny alika, amin'ireo izay mandohalika ambany mba hisotro." BSB BSB: So Gideon brought the men down to the water, and the LORD said to him, “Separate those who lap the water with their tongues like a dog from those who kneel to drink.”
6 ULB Lehilahy telonjato no nilelaka. Ny sisa tamin'ny lehilahy kosa nandohalika mba hisotro rano. BSB BSB: And the number of those who lapped the water with their hands to their mouths was three hundred men; all the others knelt to drink.
7 ULB Dia hoy Yaveh tamin'i Gideona hoe: "Amin'ny alalan'ireo telonjato lahy izay nilelaka ny rano, no hanavotako anareo, sy hanomezako anareo ny fandresena eo amin'ireo Midianita. Aoka ny lehilahy hafa rehetra hiverina any an-tanànany avy." BSB BSB: Then the LORD said to Gideon, “With the three hundred men who lapped the water I will save you and deliver the Midianites into your hand. But all the others are to go home.”
8 ULB Ka dia naka ireo vatsiny sy ireo trompetrany ireo izay voafidy. Nampodian'i Gideona ny lehilahin'Israely rehetra, ny lehilahy rehetra mba samy ho ao an-dainy, nefa nazoniny ireo telonjato lahy. Ary ny tobin'i Midiana dia tao ambaniny tao an-dohasaha. BSB BSB: So Gideon sent the rest of the Israelites to their tents but kept the three hundred men, who took charge of the provisions and rams’ horns of the others. And the camp of Midian lay below him in the valley.
9 ULB Tamin'io alina io ihany dia hoy Yaveh taminy hoe: "Mifohaza! Tafio ny toby, fa homeko anao ny fandresena an'izany. BSB BSB: That night the LORD said to Gideon, “Get up and go down against the camp, for I have delivered it into your hand.
10 ULB Fa raha matahotra ny hidina kosa ianao, dia midina ao an-toby miaraka amin'i Pora mpanomponao, BSB BSB: But if you are afraid to do so, then go down to the camp with your servant Purah
11 ULB ary henoy izay lazain'izy ireo, dia hatanjaka ny herim-ponao amin'ny fanafihana ny toby." Ary dia nidina niaraka tamin'i Pora mpanompony, tao amin'ireo toerana fiambenana ny toby i Gideona. BSB BSB: and listen to what they are saying. Then your hands will be strengthened to attack the camp.” So he went with Purah his servant to the outposts where armed men were guarding the camp.
12 ULB Ny Midianita, ny Amalekita, sy ny olona rehetra avy any antsinana dia niara-nitoetra tao an-dohasaha, maro dia maro tahaka ny andiam-balala. Tsy tambo isaina ny ramevan'izy ireo; maro noho ny fasika eny amoron-dranomasina izy ireo. BSB BSB: Now the Midianites, Amalekites, and all the other people of the east had settled in the valley like a swarm of locusts, and their camels were as countless as the sand on the seashore.
13 ULB Rehefa tonga tao i Gideona, dia nisy lehilahy iray nitantara nofy tamin'ny namany. Dia hoy ralehilahy hoe: "Indro! Nanofy aho, ary nahita mofo hordea boribory nikodiadia tao an-tobin'i Midiana. Dia tonga tao an-day izany, sady nandona azy mafy dia mafy ary nianjera ka nitsimbadika ambony ambany, ka dia fisaka." BSB BSB: And as Gideon arrived, a man was telling his friend about a dream. “Behold, I had a dream,” he said, “and I saw a loaf of barley bread come tumbling into the Midianite camp. It struck the tent so hard that the tent overturned and collapsed.”
14 ULB Dia hoy ilay lehilahy iray hoe: "Tsinontsinona izany mihoatra ny sabatr'i Gideona (zanaka lahin'i Joasy), ilay Israelita. Efa nanome azy fandresena teo amin'ireo Midiana, sy ny miaramilany rehetra Andriamanitra." BSB BSB: His friend replied: “This is nothing less than the sword of Gideon son of Joash, the Israelite. God has delivered Midian and the whole camp into his hand.”
15 ULB Rehefa ren'i Gideona indray ny filazana ny nofy sy ny fandikana izany, dia niankohoka nivavaka izy. Dia niverina tao an-tobin'i Israely izy ka nanao hoe: "Mifohaza! efa nomen'i Yaveh anareo ny fandresena ny miaramila Midiana." BSB BSB: When Gideon heard the dream and its interpretation, he bowed in worship. He returned to the camp of Israel and said, “Get up, for the LORD has delivered the camp of Midian into your hand.”
16 ULB Dia nozarainy ho vondrona telo ny telonjato lahy, ary nomeny trompetra sy siny foana izy rehetra, miaraka amin'ireo fanilo anatin'ny siny tsirairay. BSB BSB: And he divided the three hundred men into three companies and gave each man a ram’s horn in one hand and a large jar in the other, containing a torch.
17 ULB Dia hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Mijere ahy ka ataovy izay ataoko. Jereo! rehefa tonga eo amin'ny sisin'ny toby aho, dia tsy maintsy hataonareo izay hataoko. BSB BSB: “Watch me and do as I do,” Gideon said. “When I come to the outskirts of the camp, do exactly as I do.
18 ULB Rehefa mitsoka ny trompetra aho, dia izaho sy izay rehetra miaraka amiko, dia tsofy manodidina ny toby manontolo ihany koa ny trompetranareo ka mihikà hoe: 'Ho an'i Yaveh sy Gideona!'" BSB BSB: When I and all who are with me blow our horns, then you are also to blow your horns from all around the camp and shout, ‘For the LORD and for Gideon!’”
19 ULB Dia tonga teo an-tsisin'ny toby i Gideona sy ny zato lahy izay niaraka taminy, tamin'ny fanombohan'ny antenantenan'ora indrindra. Raha teo am-panoloana mpiambina indrindra ireo Midianita, dia notsofin'izy ireo ny trompetra ary novakian'izy ireo ny siny izay teny an-tanan'izy ireo. BSB BSB: Gideon and the hundred men with him reached the outskirts of the camp at the beginning of the middle watch, just after the changing of the guard. They blew their horns and broke the jars that were in their hands.
20 ULB Notsofin'ireo vondrona telo ireo trompetra ary novakiany ireo siny. Notanan'izy ireo tamin'ny tanana ankavia ireo fanilo ary tamin'ny tanana ankavanana kosa ireo trompetra mba hitsofana izany. Dia nihiaka mafy izy ireo hoe: "Ny sabatr'i Yaveh sy i Gideona." BSB BSB: The three companies blew their horns and shattered their jars. Holding the torches in their left hands and the horns in their right hands, they shouted, “A sword for the LORD and for Gideon!”
21 ULB Nitsangana nanodidina ny toby tamin'ny fitoerany avy ny lehilahy rehetra ary nandositra ny miaramila Midiana rehetra. Dia niantsoantso izy ireo sady vaky nandositra. BSB BSB: Each Israelite took his position around the camp, and the entire Midianite army fled, crying out as they ran.
22 ULB Rehefa notsofin'izy ireo ny trompetra telonjato, dia nataon'i Yaveh nifamely tamin'ny sabatra ireo Midianita sy ny namany ary ny tafiny rehetra. Dia nandositra hatrany Beti-Sita hatrany Zereraha ny miaramila, hatrany amin'ny faritanin'i Abela-mehola, akaikin'i Tabata. BSB BSB: And when the three hundred rams’ horns sounded, the LORD set all the men in the camp against one another with their swords. The army fled to Beth-shittah toward Zererah as far as the border of Abel-meholah near Tabbath.
23 ULB Nantsoina mafy ireo lehilahin'i Israely avy any Naftaly, Asera, ary Manase rehetra, ary nanenjika ny Midiana izy ireo. BSB BSB: Then the men of Israel were called out from Naphtali, Asher, and all Manasseh, and they pursued the Midianites.
24 ULB Dia naniraka mpitondra hafatra nanerana ny tany havoanan'i Efraima rehetra Gideona, nanao hoe: "Mandehana midina hanohitra ny Midiana ka araho maso ny onin'i Jordana, hatrany Beti-bara, mba hampitsaharana azy ireo." Dia niara-nivory ny lehilahin'i Efraima rehetra ka nanara-maso ireo rano, hatrany Beti-bara sy ny Reniranon'i Jordana. BSB BSB: Gideon sent messengers throughout the hill country of Ephraim to say, “Come down against the Midianites and seize the waters of the Jordan ahead of them as far as Beth-barah.” So all the men of Ephraim were called out, and they captured the waters of the Jordan as far as Beth-barah.
25 ULB Voasambotr'izy ireo ny andrian'ny Midiana roa, Oreba sy Zeba. Novonoin'izy ireo tany amin'ny vatolampin'i Oreba i Oreba, ary novonoin'izy ireo tany amin'ny famiazam-boalobok'i Zeba i Zeba. Dia nanenjika ny Midiana izy ireo, ary nentin'izy ireo teo amin'i Gideona ny lohan'i Oreba sy i Zeba, izay tany amin'ny lafiny iray hafan'i Jordana. BSB BSB: They also captured Oreb and Zeeb, the two princes of Midian; and they killed Oreb at the rock of Oreb and Zeeb at the winepress of Zeeb. So they pursued the Midianites and brought the heads of Oreb and Zeeb to Gideon on the other side of the Jordan.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.