1 ULB Izaho dia olona izay nahita fahoriana teo ambanin'ny tsorakazon'ny fahatezeran'i Yaveh. BSB BSB: I am the man who has seen affliction under the rod of God’s wrath.
2 ULB Notarihany sy nampandehanany tamin'ny maizina aho fa tsy tamin'ny mazava. BSB BSB: He has driven me away and made me walk in darkness instead of light.
3 ULB Azo antoka fa namadika ny tanany hanohitra ahy foana Izy, nandritry ny tontolo andro. BSB BSB: Indeed, He keeps turning His hand against me all day long.
4 ULB Nataony malazo ny nofoko sy ny hoditro; notapahany ireo taolako. BSB BSB: He has worn away my flesh and skin; He has shattered my bones.
5 ULB Nanangana fahirano hanohitra ahy Izy, ary nohodidininy zava-mangidy sy zava-tsarotra aho. BSB BSB: He has besieged me and surrounded me with bitterness and hardship.
6 ULB Nametraka ahy tao amin'ireo toerana maizina, toy ireo izay efa maty efa ela Izy. BSB BSB: He has made me dwell in darkness like those dead for ages.
7 ULB Nanangana manda nanodidina ahy Izy ka tsy afaka nitsoaka Aho. Nataony mavesatra ireo rojoko BSB BSB: He has walled me in so I cannot escape; He has weighed me down with chains.
8 ULB ary na dia miantso mafy sy miantso vonjy aza aho, dia ampangininy ny fivavako. BSB BSB: Even when I cry out and plead for help, He shuts out my prayer.
9 ULB Nobahanany tamin'ny manda vita tamin'ny vato voapaika ny lalako; nataony ho meloka ny lalako. BSB BSB: He has barred my ways with cut stones; He has made my paths crooked.
10 ULB Tahaka ny bera miandry hanafika ahy tampoka Izy, liona ao amin'ny fiafenany; BSB BSB: He is a bear lying in wait, a lion hiding in ambush.
11 ULB naviliny ny lalako, nataony nitoka-monina aho. BSB BSB: He forced me off my path and tore me to pieces; He left me without help.
12 ULB Nanenjana ny tsipìkany Izy ary nametraka ahy toy ny kendrin'ny zana-tsipìkany. BSB BSB: He bent His bow and set me as the target for His arrow.
13 ULB Nandefona ny voako tamin'ireo zana-tsipìkany tao amin'ny fitoeran'izany Izy. BSB BSB: He pierced my kidneys with His arrows.
14 ULB Lasa tahirim-pihomehezana ho an'ny oloko rehetra aho, zavatry ny fanesoan'izy ireo tontolo andro. BSB BSB: I am a laughingstock to all my people; they mock me in song all day long.
15 ULB Nofenoiny fahangidiana aho ary notereny hisotro zava-mahafaty. BSB BSB: He has filled me with bitterness; He has intoxicated me with wormwood.
16 ULB Notorotoroiny tamin'ny sila-bato ny nifiko; natosiny tao anaty vovoka aho. BSB BSB: He has ground my teeth with gravel and trampled me in the dust.
17 ULB Nesorina tamin'ny fiadanana ny fanahiko; adinoko ny atao hoe hafaliana. BSB BSB: My soul has been deprived of peace; I have forgotten what prosperity is.
18 ULB Ka dia hoy aho hoe: "Levona ny faharetako ary toy izany koa ny fanantenako amin'i Yaveh." BSB BSB: So I say, “My strength has perished, along with my hope from the LORD.”
19 ULB Tsarovy ny fahoriako sy ny firenireniko, ilay zava-mahafaty sy zava-mangidy. BSB BSB: Remember my affliction and wandering, the wormwood and the gall.
20 ULB Tsaroko foana izany ary mitanondrika ao anatiko aho. BSB BSB: Surely my soul remembers and is humbled within me.
21 ULB Fa tsaroako izany ka dia manana fanantenana aho. BSB BSB: Yet I call this to mind, and therefore I have hope:
23 ULB vaovao isa-maraina ireo; lehibe ny fahatokianao. BSB BSB: They are new every morning; great is Your faithfulness!
24 ULB "Yaveh no lovako," hoy aho, noho izany dia hanantena Azy aho. BSB BSB: “The LORD is my portion,” says my soul, “therefore I will hope in Him.”
25 ULB Yaveh dia tsara ho an'ireo izay miandry Azy, ho an'ireo izay mitady Azy. BSB BSB: The LORD is good to those who wait for Him, to the soul who seeks Him.
26 ULB Tsara ny miandry amim-pahanginana ny famonjen'i Yaveh. BSB BSB: It is good to wait quietly for the salvation of the LORD.
27 ULB Tsara ho an'ny olona ny hitondrany ny zioga tamin'ny fahatanoràny. BSB BSB: It is good for a man to bear the yoke while he is still young.
28 ULB Aoka izy hipetraka irery amim-pahanginana, rehefa apetraka eo aminy izany. BSB BSB: Let him sit alone in silence, for the LORD has laid it upon him.
29 ULB Aoka izy hametraka ny vavany eny amin'ny vovoka—angamba hisy ny fanantenana. BSB BSB: Let him bury his face in the dust—perhaps there is still hope.
30 ULB Aoka izy hanome ny takolany an'izay mamely azy, ary aoka ho feno fahafaham-baraka izy. BSB BSB: Let him offer his cheek to the one who would strike him; let him be filled with reproach.
31 ULB Fa tsy handà antsika mandrakizay ny Tompo, BSB BSB: For the Lord will not cast us off forever.
32 ULB fa na dia mahatonga alahelo aza Izy, dia hanana fangoraham-po araka ny habetsaky ny fitiavany tsy mivadika. BSB BSB: Even if He causes grief, He will show compassion according to His abundant loving devotion.
33 ULB Satria tsy mampahory ny ao am-pony na mampijaly ireo zanak'olombelona Izy. BSB BSB: For He does not willingly afflict or grieve the sons of men.
34 ULB Ny manitsakitsaka ireo voafonja rehetra eto an-tany, BSB BSB: To crush underfoot all the prisoners of the land,
35 ULB ny mandà ny rariny ho an'ny olona eo anatrehan'ilay Avo Indrindra, BSB BSB: to deny a man justice before the Most High,
36 ULB ny mandà ny rariny ho an'ny olona iray— dia tsy eken'ny Tompo ny zavatra tahaka izany! BSB BSB: to subvert a man in his lawsuit—of these the Lord does not approve.
37 ULB Iza no niteny ka nitranga izany, raha tsy hoe nanaiky izany Yaveh? BSB BSB: Who has spoken and it came to pass, unless the Lord has ordained it?
38 ULB Moa tsy avy amin'ny vavan'ilay Avo Indrindra ve no hiavian'ireo loza sy ny tsara? BSB BSB: Do not both adversity and good come from the mouth of the Most High?
39 ULB Ahoana no hitarainan'ny olona velona rehetra? Ahoana no hahafahan'ny olona mitaraina momban'ny sazin'ireo fahotany? BSB BSB: Why should any mortal man complain, in view of his sins?
40 ULB Andeha isika handinika ireo lalantsika ary hitsapa azy ireo, ary andeha isika hiverina any amin'i Yaveh. BSB BSB: Let us examine and test our ways, and turn back to the LORD.
41 ULB Andeha isika hanandratra ny fontsika sy ny tanantsika amin'Andriamanitra any an-danitra hoe: BSB BSB: Let us lift up our hearts and hands to God in heaven:
42 ULB "Nandika sy nikomy izahay, ary tsy namela heloka Ianao. BSB BSB: “We have sinned and rebelled; You have not forgiven.”
43 ULB Nandrakotra ny tenanao tamin'ny hatezerana Ianao ary nanenjika anay, namono Ianao ary tsy namindra fo. BSB BSB: You have covered Yourself in anger and pursued us; You have killed without pity.
44 ULB Nandrakotra ny tenanao tamin'ny rahona Ianao mba tsy hisy vavaka afaka ho tafiditra. BSB BSB: You have covered Yourself with a cloud that no prayer can pass through.
45 ULB Nataonao toy ny lo maloto sy nolavina teo amin'ireo firenena izahay. BSB BSB: You have made us scum and refuse among the nations.
46 ULB Manozona anay ireo fahavalonay rehetra, BSB BSB: All our enemies open their mouths against us.
47 ULB tonga taminay ny tahotra sy ny fandrika, ny faharavana sy fahapotehana. BSB BSB: Panic and pitfall have come upon us—devastation and destruction.
48 ULB Mikoriana rian-dranomaso ireo masoko satria rava ny oloko. BSB BSB: Streams of tears flow from my eyes over the destruction of the daughter of my people.
49 ULB Handrotsa-dranomaso tsy misy fitsaharana, tsy misy fihatoana ireo masoko, BSB BSB: My eyes overflow unceasingly, without relief,
50 ULB mandra-pijeriny ambany ka hahita avy eny an-danitra Yaveh. BSB BSB: until the LORD looks down from heaven and sees.
51 ULB Miteraka alahelo ho ahy ny masoko noho ireo zanakavavin'ny tanànako rehetra. BSB BSB: My eyes bring grief to my soul because of all the daughters of my city.
52 ULB Nohazain'ireo fahavaloko toy ny vorona aho; nohazain'izy ireo tamin'ny tsy misy antony aho. BSB BSB: Without cause my enemies hunted me like a bird.
53 ULB Natsipin'izy ireo tao anaty lavaka aho ary notorahan'izy ireo vato, BSB BSB: They dropped me alive into a pit and cast stones upon me.
54 ULB ary norarahana rano ny lohako. Hoy aho hoe: "ho faty aho!" BSB BSB: The waters flowed over my head, and I thought I was going to die.
55 ULB Niantso ny anaranao, avy ao amin'ny halalin'ny lavaka aho, ry Yaveh. BSB BSB: I called on Your name, O LORD, out of the depths of the Pit.
56 ULB Renao ny feoko rehefa niteny aho hoe: "Aza manampina ny sofinao amin'ny antso vonjiko." BSB BSB: You heard my plea: “Do not ignore my cry for relief.”
57 ULB Nanakaiky Ianao tamin'ny andro niantsoko Anao; hoy Ianao hoe: "Aza matahotra." BSB BSB: You drew near when I called on You; You said, “Do not be afraid.”
58 ULB Tompo o, niaro ny adiko Ianao, nanavotra ny aiko Ianao! BSB BSB: You defend my cause, O Lord; You redeem my life.
59 ULB Ry Yaveh, hitanao ny ratsy nataon'izy ireo tamiko; tsarao ny adiko. BSB BSB: You have seen, O LORD, the wrong done to me; vindicate my cause!
60 ULB Hitanao ny faniratsiran'izy ireo, ny teti-dratsy rehetra nataon'izy ireo tamiko— BSB BSB: You have seen all their malice, all their plots against me.
61 ULB renao ny latsan'izy ireo, ry Yaveh, sy ny tetik'izy ireo rehetra tamiko. BSB BSB: O LORD, You have heard their insults, all their plots against me—
62 ULB Ny molotr'ireo izay mitsangana manohitra ahy, sy ny fiampangan'izy ireo, dia tonga mandritry ny tontolo andro. BSB BSB: the slander and murmuring of my assailants against me all day long.
63 ULB Jereo ny fomba fipetrak'izy ireo sy fitsanganany avy eo; maneso ahy amin'ny hirany izy ireo. BSB BSB: When they sit and when they rise, see how they mock me in song.
64 ULB Valio arak'izay nataony izy ireo, ry Yaveh. BSB BSB: You will pay them back what they deserve, O LORD, according to the work of their hands.
65 ULB Ho ataonao tsy menatra ny fon'izy ireo! Ho eo amin'izy ireo anie ny fanamelohanao! BSB BSB: Put a veil of anguish over their hearts; may Your curse be upon them!
66 ULB Manenjika azy ireo amin-katezerana Ianao ary mamotika azy ireo avy ao ambanin'ny lanitra, ry Yaveh! BSB BSB: You will pursue them in anger and exterminate them from under Your heavens, O LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.