1 ULB Tadidio, ry Yaveh, izay nanjo anay, jereo sy diniho ny fahafam-barakanay. BSB BSB: Remember, O LORD, what has happened to us. Look and see our disgrace!
2 ULB Nafindra ho an'ireo vahiny ny lovanay; ny tranonay ho an'ireo hafa firenena. BSB BSB: Our inheritance has been turned over to strangers, our houses to foreigners.
3 ULB Lasa kamboty izahay, kamboty ray, ary ny reninay dia toy ny mpitondratena. BSB BSB: We have become fatherless orphans; our mothers are widows.
4 ULB Tsy maintsy mandoa volafotsy ho an'ny rano sotroinay izahay, ary tsy maintsy mandoa volafotsy vao mahazo ny kitainay. BSB BSB: We must buy the water we drink; our wood comes at a price.
5 ULB Ireo izay manenjika anay dia akaiky aorianay; reraka izahay ary tsy mahita fitsaharana. BSB BSB: We are closely pursued; we are weary and find no rest.
6 ULB Efa nanolo-tena ho an'i Egypta sy Asyriana izahay mba hahazoana sakafo sahaza. BSB BSB: We submitted to Egypt and Assyria to get enough bread.
7 ULB Nanota ireo razambenay, ary tsy eo intsony izy ireo, ary izahay no mizaka ny helok'izy ireo. BSB BSB: Our fathers sinned and are no more, but we bear their punishment.
8 ULB Ireo andevo no manjaka eo aminay, ary tsy misy hanafaka anay eo an-tanan'izy ireo. BSB BSB: Slaves rule over us; there is no one to deliver us from their hands.
9 ULB Manao sorona ny ainay izahay vao mahazo ny mofonay, nohon'ny sabatra any an'efitra. BSB BSB: We get our bread at the risk of our lives because of the sword in the wilderness.
10 ULB Niha-nahamay toy ny fatana ny hoditray nohon'ny hatezerena miredareda. BSB BSB: Our skin is as hot as an oven with fever from our hunger.
11 ULB Voaolana ireo vehivavy tao Ziona, sy ireo virijiny tao amin'ireo tanànan'i Joda. BSB BSB: Women have been ravished in Zion, virgins in the cities of Judah.
12 ULB Nahantona tamin'ny tanany ihany ireo andriandahy, ary tsy nomen-boninahitra ireo loholona. BSB BSB: Princes have been hung up by their hands; elders receive no respect.
13 ULB Noterena hikosoka vary tamin'ny fikosoham-bary ireo tovolahy, ary ireo ankizy lahy dia mivembena milanja hazo. BSB BSB: Young men toil at millstones; boys stagger under loads of wood.
14 ULB Niala teo amin'ny vavahadin'ny tanàna ireo loholona, ary namela ny zava-manenon'izy ireo ny tovolahy. BSB BSB: The elders have left the city gate; the young men have stopped their music.
15 ULB Nitsahatra ny hafaliam-ponay ary niova ho fisaonana ny dihinay. BSB BSB: Joy has left our hearts; our dancing has turned to mourning.
16 ULB Nilatsaka avy eny an-dohanay ny satro-boninahitra; loza ho anay, satria nanota izahay! BSB BSB: The crown has fallen from our head. Woe to us, for we have sinned!
17 ULB Noho izany dia lasa narary ny fonay, ary lasa pahina ny masonay, noho ireo zavatra ireo dia lasa pahina ny masonay, BSB BSB: Because of this, our hearts are faint; because of these, our eyes grow dim—
18 ULB satria ny tendrombohitr'i Ziona nitoka-monina, izay misy amboahaolo mikarenjy eo aminy. BSB BSB: because of Mount Zion, which lies desolate, patrolled by foxes.
19 ULB Fa Ianao, ry Yaveh, dia manjaka mandrakizay, ary Ianao dia hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao hatramin'ny taranaka fara-mandimby. BSB BSB: You, O LORD, reign forever; Your throne endures from generation to generation.
20 ULB Nahoana izahay no adinonao mandrakizay? Nahoana Ianao no mahafoy anay mandritra ny andro maro? BSB BSB: Why have You forgotten us forever? Why have You forsaken us for so long?
21 ULB Avereno Aminao izahay, ry Yaveh, dia hiverina. Avaozy toy ny taloha ny andronay— BSB BSB: Restore us to Yourself, O LORD, so we may return; renew our days as of old,
22 ULB raha tsy hoe efa nolavinao tanteraka izahay ary tena tezitra loatra aminay Ianao. BSB BSB: unless You have utterly rejected us and remain angry with us beyond measure.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.