1 ULB Niantso an'i Mosesy i Yaveh ary niresaka taminy avy tao amin'ny trano-lay fihaonana, nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD called to Moses and spoke to him from the Tent of Meeting, saying,
2 ULB "Mitenena amin'ny vahoakan'Israely ka lazao amin'izy ireo hoe: 'Raha misy olona aminareo mitondra fanatitra ho an'i Yaveh, dia mitondrà iray amin'ny bibinareo ho fanatitrareo, na avy amin'ny omby na avy amin'ny ondry aman'osy. BSB BSB: “Speak to the Israelites and tell them: When any of you brings an offering to the LORD, you may bring as your offering an animal from the herd or the flock.
3 ULB Raha fanatitra dorana avy amin'ny omby ny fanatiny, dia tsy maintsy lahy tsy misy kilema no atolony. Hanolotra izany eo amin'ny fidirana mankao amin'ny trano-lay fihaonana izy, mba ho ankasitrahana eo anatrehan'i Yaveh izany. BSB BSB: If his offering is a burnt offering from the herd, he is to present an unblemished male. He must bring it to the entrance to the Tent of Meeting for its acceptance before the LORD.
4 ULB Hametraka ny tanany eo amin'ny lohan'ny fanatitra dorany izy, ary dia ho ankasitrahana noho ny aminy izany mba ho fanavotana ho azy. BSB BSB: He is to lay his hand on the head of the burnt offering, so it can be accepted on his behalf to make atonement for him.
5 ULB Dia aoka izy hamono ny ombilahy eo anoloan'i Yaveh. Ireo zanak'i Arona, ireo mpisorona, dia hanolotra rà ary hamafy izany eo amin'ny alitara izay eo amin'ny fidirana mankao amin'ny lay fihaonana. BSB BSB: And he shall slaughter the young bull before the LORD, and Aaron’s sons the priests are to present the blood and splatter it on all sides of the altar at the entrance to the Tent of Meeting.
6 ULB Dia aoka izy hamolo ny fanatitra dorana ary hitetitetika izany. BSB BSB: Next, he is to skin the burnt offering and cut it into pieces.
7 ULB Dia handrehitra afo eo amin'ny alitara ary hanisy kitay ka hampirehitra ny afo ireo zanak'i Arona. BSB BSB: The sons of Aaron the priest shall put a fire on the altar and arrange wood on the fire.
8 ULB Ireo zanak'i Arona, ireo mpisorona, dia hametraka ireo tetika, ny lohany sy ny saborany, hitandahatra eo ambonin'ny kitay izay efa mirehitra eo ambonin'ny alitara. BSB BSB: Then Aaron’s sons the priests are to arrange the pieces, including the head and the fat, atop the burning wood on the altar.
9 ULB Fa ny taovany sy ny feny dia tsy maintsy ho sasany amin'ny rano. Dia handoro ny zavatra rehetra eo amin'ny alitara ho fanatitra dorana ny mpisorona. Hiteraka hanitra malefaka ho Ahy izany; ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Ahy izany. BSB BSB: The entrails and legs must be washed with water, and the priest shall burn all of it on the altar as a burnt offering, a food offering, a pleasing aroma to the LORD.
10 ULB Raha avy amin'ny ondry aman'osy ny fanatiny ho amin'ny fanatitra dorana, dia ny iray amin'ireo ondry na iray amin'ireo osy, dia tsy maintsy lahy tsy misy kilema no atolony. BSB BSB: If, however, one’s offering is a burnt offering from the flock—from the sheep or goats—he is to present an unblemished male.
11 ULB Aoka hamono izany eo amin'ny lafy avaratry ny alitara eo anatrehan'i Yaveh izy. Ireo zanak'i Arona, ireo mpisorona, dia hamafy ny ràn'izany amin'ny lafin'ny alitara rehetra. BSB BSB: He shall slaughter it on the north side of the altar before the LORD, and Aaron’s sons the priests are to splatter its blood against the altar on all sides.
12 ULB Dia aoka izy hitetika izany, miaraka amin'ny lohany sy ny saborany, ary ny mpisorona dia handahatra ireo eo amin'ny kitay efa mirehitra, izay eo ambonin'ny alitara, BSB BSB: He is to cut the animal into pieces, and the priest shall arrange them, including the head and fat, atop the burning wood that is on the altar.
13 ULB nefa aoka ho sasàny amin'ny rano ny taovany sy ny feny. Dia hanolotra azy manontolo ny mpisorona, ary handoro izany eo amin'ny alitara. Izany no fanatitra dorana, ary hiteraka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany; ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany. BSB BSB: The entrails and legs must be washed with water, and the priest shall present all of it and burn it on the altar; it is a burnt offering, a food offering, a pleasing aroma to the LORD.
14 ULB Raha fanatitra dorana vorona ny fanatiny ho an'i Yaveh, dia tsy maintsy mitondra na domoina na zana-boromailala ho fanatiny izy. BSB BSB: If, instead, one’s offering to the LORD is a burnt offering of birds, he is to present a turtledove or a young pigeon.
15 ULB Tsy maintsy mitondra izany eo amin'ny alitara ny mpisorona, manolana ny lohany, ary mandoro izany eo amin'ny alitara. Ary dia araraka eo amin'ny alitara ny ràn'izany. BSB BSB: Then the priest shall bring it to the altar, twist off its head, and burn it on the altar; its blood should be drained out on the side of the altar.
16 ULB Tsy maintsy ho esoriny ny takorobabon'izany sy ny zavatra ao anatiny, ary hariany akaikin'ny alitara eo atsinanana izany, eo amin'ny toeran'ireo lavenona. BSB BSB: And he is to remove the crop with its contents and throw it to the east side of the altar, in the place for ashes.
17 ULB Tsy maintsy hanokatra izany avy eo amin'ny elany izy, nefa tsy azo zarainy ho roa izany. Dia handoro izany eo amin'ny alitara ny mpisorona, eo amin'ny kitay efa mirehitra. Ho fanatitra dorana izany, ary hiteraka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany; ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany. BSB BSB: He shall tear it open by its wings, without dividing the bird completely. And the priest is to burn it on the altar atop the burning wood. It is a burnt offering, a food offering, a pleasing aroma to the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.