1 ULB Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: The LORD spoke again to Moses and Aaron, telling them,
2 ULB "Mitenena amin'ny vahoakan'Israely, manao hoe: 'Ireto avy ireo zava-manan'aina izay azonareo hanina eo amin'ireo biby rehetra izay eto ambonin'ny tany. BSB BSB: “Say to the Israelites, ‘Of all the beasts of the earth, these ones you may eat:
3 ULB Afaka mihinana ny biby rehetra izay mivaky kitro sy mamerin'ota ianareo. BSB BSB: You may eat any animal that has a split hoof completely divided and that chews the cud.
4 ULB Na izany aza, na mamerin'ota na mivaky kitro aza ireo biby sasany, dia aoka ianareo tsy hihinana azy ireo, dia ireo biby tahaka ny rameva, satria mamerin'ota izy fa tsy mivaky kitro. Noho izany dia maloto ho anareo ny rameva. BSB BSB: But of those that only chew the cud or only have a divided hoof, you are not to eat the following: The camel, though it chews the cud, does not have a divided hoof; it is unclean for you.
5 ULB Ny hyraka ihany koa, satria mamerin'ota izy fa tsy mivaky kitro, maloto ho anareo ihany koa izany. BSB BSB: The rock badger, though it chews the cud, does not have a divided hoof; it is unclean for you.
6 ULB Ny bitro, dia maloto ho anareo, satria mamerin'ota izy, fa tsy mivaky kitro. BSB BSB: The rabbit, though it chews the cud, does not have a divided hoof; it is unclean for you.
8 ULB Aoka ianareo tsy hihinana amin'ny henan'ireo, na hikasika ny fatin'izy ireo. Maloto ho anareo ireo. BSB BSB: You must not eat their meat or touch their carcasses; they are unclean for you.
9 ULB Ireo biby rehetra miaina anaty rano izay azonareo hanina dia ireo izay manana vombony sy kirany, na ao amin'ny ranomasina na any amin'ny renirano. BSB BSB: Of all the creatures that live in the water, whether in the seas or in the streams, you may eat anything with fins and scales.
10 ULB Fa ireo zava-manan'aina rehetra izay tsy misy vombony sy kirany ao anaty ranomasina na renirano dia tsy azonareo hanina, ao anatin'izany ireo rehetra izay mihetsika ao anaty rano sy ireo zava-manan'aina rehetra izay ao anaty rano—aoka ho halanareo ireny. BSB BSB: But the following among all the teeming life and creatures in the water are detestable to you: everything in the seas or streams that does not have fins and scales.
11 ULB Fa aoka ho hankahalaina ireny, aoka ianareo tsy hihinana ny henan'ireny; ary ny fatin'izy ireny ihany koa dia aoka ho hankahalaina. BSB BSB: They shall be an abomination to you; you must not eat their meat, and you must detest their carcasses.
12 ULB Izay rehetra tsy misy vombony sy kirany ao anaty rano dia aoka ho halanareo. BSB BSB: Everything in the water that does not have fins and scales shall be detestable to you.
13 ULB Ireto avy ireo vorona izay tsy maintsy hankahalainareo sy tsy tokony ho haninareo: dia ny voromahery, ny voltora, BSB BSB: Additionally, you are to detest the following birds, and they must not be eaten because they are detestable: the eagle, the bearded vulture, the black vulture,
14 ULB ny papango, ny karazana ankoay rehetra, BSB BSB: the kite, any kind of falcon,
15 ULB ny karazana goaika rehetra, BSB BSB: any kind of raven,
16 ULB ny vorondolo sy ny vorondolo maneno, ny voron-drano, ary ny karazana ankoay rehetra. BSB BSB: the ostrich, the screech owl, the gull, any kind of hawk,
17 ULB Aoka ianareo hankahala ny vorondolo kely sy ny vorondolo lehibe, ny manarana ihany koa, BSB BSB: the little owl, the cormorant, the great owl,
18 ULB ny vorondolo fotsy sy ny vorondolo sompitra, ny ibisa, BSB BSB: the white owl, the desert owl, the osprey,
19 ULB ny vano, ny karazana vanobe rehetra, ny takidara, ary ny ramanavy ihany koa. BSB BSB: the stork, any kind of heron, the hoopoe, and the bat.
20 ULB Ireo bibikely manan'elatra rehetra izay mandeha amin'ny tongotra efatra dia fahavetavetana ho anareo. BSB BSB: All flying insects that walk on all fours are detestable to you.
21 ULB Afaka mihinana ireo bibikely manidina rehetra izay mandeha amin'ny tongotra efatra ianareo raha manan-tongotra ambonin'ny faladiany hitsambikinany eo amin'ny tany ihany izy ireo. BSB BSB: However, you may eat the following kinds of flying insects that walk on all fours: those having jointed legs above their feet for hopping on the ground.
22 ULB Afaka mihinana ireo karazana valala be, solama, ny valala kely, na ny ampanga rehetra ihany koa ianareo. BSB BSB: Of these you may eat any kind of locust, katydid, cricket, or grasshopper.
23 ULB Fa ireo bibikely manidina rehetra izay manana tongotra efatra dia tsy maintsy hankahalainareo. BSB BSB: All other flying insects that have four legs are detestable to you.
24 ULB Raha mikasika ny fatin'ny iray amin'ireo ianareo dia haloton'ireo biby ireo mandra-paharivan'ny andro. BSB BSB: These creatures will make you unclean. Whoever touches their carcasses will be unclean until evening,
25 ULB Na iza na iza mitsimpona ny iray amin'ny fatin'ireo dia tsy maintsy manasa ny fitafian'izy ary mijanona maloto mandra-paharivan'ny andro. BSB BSB: and whoever picks up one of their carcasses must wash his clothes, and he will be unclean until evening.
26 ULB Ny biby rehetra mivaky kitro izay tsy mizara tanteraka na tsy mamerin'ota dia maloto ho anareo. Izay rehetra mikasika azy ireny dia haloto. BSB BSB: Every animal with hooves not completely divided or that does not chew the cud is unclean for you. Whoever touches any of them will be unclean.
27 ULB Izay rehetra mandeha amin'ny tongony amin'ireo biby rehetra izay mandeha amin'ny tongotra efatra, dia maloto ho anareo. Na iza na iza mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan'ny andro. BSB BSB: All the four-footed animals that walk on their paws are unclean for you; whoever touches their carcasses will be unclean until evening,
28 ULB Na iza na iza mitsimpona ny fatiny dia tsy maintsy manasa ny fitafian'izy ireo ary maloto mandra-paharivan'ny andro. Ireo biby ireo dia haloto ho anare. BSB BSB: and anyone who picks up a carcass must wash his clothes, and he will be unclean until evening. They are unclean for you.
29 ULB Raha ny amin'ireo biby izay mandady amin'ny tany dia ireto avy ireo biby izay haloto ho anareo: ny kionkiona, ny voalavo, ny karazana androngo lehibe rehetra, BSB BSB: The following creatures that move along the ground are unclean for you: the mole, the mouse, any kind of great lizard,
30 ULB ny katsatsaka, ny anakà, ny androngo, ny androngom-pasika, ary ny tanalahy. BSB BSB: the gecko, the monitor lizard, the common lizard, the skink, and the chameleon.
31 ULB Amin'ireo biby mandady rehetra, dia ireo no biby izay haloto ho anareo. Na iza na iza mikasika azy ireo rehefa maty ireo dia haloto mandra-paharivan'ny andro. BSB BSB: These animals are unclean for you among all the crawling creatures. Whoever touches them when they are dead shall be unclean until evening.
32 ULB Raha maty ny sasany amin'ireo ka milatsaka amin'ny zavatra, dia haloto izany zavatra izany, na vita tamin'ny hazo, na lamba, na hoditra, na lamba fisaonana izany. Na inona na inona izany ary na inona na inona ampiasana azy, dia tsy maintsy haroboka anaty rano; haloto izany mandra-paharivan'ny andro. Ary hadio avy eo. BSB BSB: When one of them dies and falls on something, that article becomes unclean; any article of wood, clothing, leather, sackcloth, or any implement used for work must be rinsed with water and will remain unclean until evening; then it will be clean.
33 ULB Ny vilany tanimanga rehetra izay hilatsahan'ny biby maloto ao anatiny na eo aminy, na inona na inona ao anatin'ilay vilany dia haloto, ary tsy maintsy potehinareo izany vilany izany. BSB BSB: If any of them falls into a clay pot, everything in it will be unclean; you must break the pot.
34 ULB Ny sakafo rehetra izay madio sy azo ho hanina, kanefa nilatsahan'ny rano avy tao amin'ny vilany maloto iray, dia haloto. Izay rehetra mety ho nosotroina tamin'ny vilany tahaka izany dia haloto. BSB BSB: Any food coming into contact with water from that pot will be unclean, and any drink in such a container will be unclean.
35 ULB Izay rehetra nilatsahan'ny ampahany tamin'ny fatin'ny biby maloto dia haloto, na lafaoro izany na vilany fandrahoana. Tsy maintsy potehina izany. Maloto izany ka tsy tokony haloto ho anareo. BSB BSB: Anything upon which one of their carcasses falls will be unclean. If it is an oven or cooking pot, it must be smashed; it is unclean and will remain unclean for you.
36 ULB Ny loharano na famorian-drano izay hanangonana ny rano fisotro dia hadio ihany raha misy biby toy izany milatsaka ao anatiny. Fa raha misy olona mikasika ny fatin'ny biby maloto iray ao amin'ny rano, dia haloto izy. BSB BSB: Nevertheless, a spring or cistern containing water will remain clean, but one who touches a carcass in it will be unclean.
37 ULB Raha misy ampahany amin'ny fatin'ny biby maloto milatsaka eo ambonin'ny voa famboly, dia hadio ihany ireo voa ireo. BSB BSB: If a carcass falls on any seed for sowing, the seed is clean;
38 ULB Fa raha tondrahana rano ireo voa, ary raha misy ampahany amin'ireo faty maloto milatsaka eo amin'ireo, dia haloto ho anareo ireo. BSB BSB: but if water has been put on the seed and a carcass falls on it, it is unclean for you.
39 ULB Raha misy biby izay azonareo ho hanina maty, dia haloto mandra-paharivan'ny andro ilay nikasika ny fatiny. BSB BSB: If an animal that you may eat dies, anyone who touches the carcass will be unclean until evening.
40 ULB Na iza na iza mihinana amin'io faty io dia tsy maintsy manasa ireo fitafiany ary haloto mandra-paharivan'ny andro. Izay rehetra mitsimpona ny faty tahaka izany dia hanasa ireo fitafiany ary haloto mandra-paharivan'ny andro. BSB BSB: Whoever eats from the carcass must wash his clothes and will be unclean until evening, and anyone who picks up the carcass must wash his clothes and will be unclean until evening.
41 ULB Ny biby rehetra izay mandady amin'ny tany dia hankahalaina; aoka tsy hohanina izany. BSB BSB: Every creature that moves along the ground is detestable; it must not be eaten.
42 ULB Izay rehetra mandady amin'ny kibony, ary izay rehetra mandeha amin'ny tongotra efatra, na izay rehetra manana tongotra maro—ireo biby rehetra izay mikisaka amin'ny tany, ireo no tsy azonareo hohanina, satria hankahalaina ireo. BSB BSB: Do not eat any creature that moves along the ground, whether it crawls on its belly or walks on four or more feet; for such creatures are detestable.
43 ULB Aoka ianareo tsy handoto ny tenanareo amin'ireo zava-manan'aina mandady rehetra; aoka tsy handoto ny tenanareo amin'ireny ianareo, fa haloto amin'ireny ianareo. BSB BSB: Do not defile yourselves by any crawling creature; do not become unclean or defiled by them.
44 ULB Fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo. Tokony ho tazominareo ho masina ny tenanareo, noho izany, masìna, satria masina Aho. Aoka tsy handoto ny tenanareo amin'ny karazam-biby rehetra izay mandady amin'ny tany ianareo. BSB BSB: For I am the LORD your God; consecrate yourselves, therefore, and be holy, because I am holy. You must not defile yourselves by any creature that crawls along the ground.
45 ULB Fa Izaho no Yaveh, izay nitondra anareo niala avy tao amin'ny tany Egypta, mba ho Andriamanitrareo. Noho izany aoka ianareo ho masina, satria Izaho dia masina. BSB BSB: For I am the LORD, who brought you up out of the land of Egypt so that I would be your God; therefore be holy, because I am holy.
46 ULB Izany no lalàna momba ireo biby, ireo vorona, ireo zava-manan'aina rehetra izay mihetsika ao anaty rano, ary ireo biby rehetra izay mikisaka amin'ny tany, BSB BSB: This is the law regarding animals, birds, all living creatures that move in the water, and all creatures that crawl along the ground.
47 ULB satria tokony hisy fanavahana eo amin'ny maloto sy ny madio, ary eo amin'ireo zava-manan'aina izay azo hohanina sy ireo zava-manan'aina izay tsy azo hohanina."' BSB BSB: You must distinguish between the unclean and the clean, between animals that may be eaten and those that may not.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.