Leviticus 12 12 Leviticus Clean and unclean Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Miresaha amin'ny vahoakan'Israely, manao hoe: 'Raha misy vehivavy manan'anaka ka miteraka zazalahy, dia haloto mandritry ny fito andro izy, tahaka ny fahalotoany mandritra ireo andro fadimbolany. BSB BSB: “Say to the Israelites, ‘A woman who becomes pregnant and gives birth to a son will be unclean for seven days, as she is during the days of her menstruation.
4 ULB Avy eo ny fanadiovana ilay reny avy amin'ny ràny dia hitohy mandritra ny telo amby telopolo andro. Tsy tokony hikasika zavatra masina izy na hiditra ao amin'ny faritry ny tabernakely mandra-pahatapitry ny andro fandiovana azy. BSB BSB: The woman shall continue in purification from her bleeding for thirty-three days. She must not touch anything sacred or go into the sanctuary until the days of her purification are complete.
5 ULB Fa raha teraka zazavavy izy, dia haloto mandritry ny roa herinandro, toy ny mandritra ny fadimbolany. Dia hitohy mandritra ny enina amby enimpolo andro ny fanadiovana ilay reny. BSB BSB: If, however, she gives birth to a daughter, the woman will be unclean for two weeks as she is during her menstruation. Then she must continue in purification from her bleeding for sixty-six days.
6 ULB Rehefa tapitra ny andro fandiovana azy, na ho an'ny zanaka lahy na zanaka vavy, dia tsy maintsy mitondra ondry herintaona iray ho fanatitra dorana izy, ary zana-boromailala roa na domoina mba ho fanatitra nohon'ny ota, ho eo amin'ny fidirana ao amin'ny lay fihaonana, ho eo amin'ny mpisorona. BSB BSB: When the days of her purification are complete, whether for a son or for a daughter, she is to bring to the priest at the entrance to the Tent of Meeting a year-old lamb for a burnt offering and a young pigeon or a turtledove for a sin offering.
7 ULB Avy eo izy dia hanolotra izany eo anatrehan'i Yaveh ary hanao fanonerana ho azy, dia ho voadio amin'ny fikorinan'ny ràny izy. Izany no lalàna amin'ny vehivavy izay miteraka na zazalahy na zazavavy. BSB BSB: And the priest will present them before the LORD and make atonement for her; and she shall be ceremonially cleansed from her flow of blood. This is the law for a woman giving birth, whether to a male or to a female.
8 ULB Raha tsy afaka manolotra ondry izy, dia tsy maintsy maka voromailala roa na zana-boromailala roa, ny iray ho fanatitra dorana ary ny iray hafa ho fanatitra nohon'ny ota, ary hanao fanonerana ho azy ny mpisorona; dia hadio izy avy eo.'" BSB BSB: But if she cannot afford a lamb, she shall bring two turtledoves or two young pigeons, one for a burnt offering and the other for a sin offering. Then the priest will make atonement for her, and she will be clean.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Leviticus 12 What the commentators say on Leviticus 12 Doesn’t the Bible forbid pork and require circumcision, as Islam does?
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Leviticus 12, and keep Opened free for readers who can’t pay.