1 ULB Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Miresaha amin'ny vahoakan' Israely ary lazao izy ireo hoe: 'Izaho no Yaveh Andriamanitrareo. BSB BSB: “Speak to the Israelites and tell them: I am the LORD your God.
3 ULB Aza manao ny zavatra izay ataon'ny vahoaka any Egypta, izay nonenanareo teo aloha. Aza manao izay zavatra ataon'ny vahoaka ao Kanana, ilay tany izay hitondrako anareo. Aza manaraka ny fomban'izy ireo. BSB BSB: You must not follow the practices of the land of Egypt, where you used to live, and you must not follow the practices of the land of Canaan, into which I am bringing you. You must not walk in their customs.
4 ULB Ny lalàko no aoka hataonareo, ary ireo didiko no aoka ho tandremanareo, mba handehananareo eo amin'izy ireo, satria Izaho no Yaveh Andriamanitrareo. BSB BSB: You are to practice My judgments and keep My statutes by walking in them. I am the LORD your God.
5 ULB Noho izany dia tandremo ireo didy aman-dalàko. Raha misy olona mankatò ireny, dia ho velona noho izy ireny izy. Izaho no Yaveh. BSB BSB: Keep My statutes and My judgments, for the man who does these things will live by them. I am the LORD.
7 ULB Aza manala baraka ny rainareo amin'ny fatoriana miaraka amin'ny reninareo. Reninareo izy! Aza manala baraka azy. BSB BSB: You must not expose the nakedness of your father by having sexual relations with your mother. She is your mother; you must not have sexual relations with her.
8 ULB Aza miara-mandry amin'ireo vadin-drainareo; aoka ianareo tsy hanala baraka ny rainareo tahaka izany. BSB BSB: You must not have sexual relations with your father’s wife; it would dishonor your father.
9 ULB Aza miara-mandry amin'izay anabavinareo, na zanaka vavin'ny rainareo izy na zanaka vavin'ny reninareo, na dia natsangana tao amin'ny tranonareo na lavitra anareo aza izy. Aza miara-mandry amin'ny anabavinareo. BSB BSB: You must not have sexual relations with your sister, either your father’s daughter or your mother’s daughter, whether she was born in the same home or elsewhere.
10 ULB Aza miara-mandry amin'ny zanaka vavin'ny zanakareo lahy na amin'ny zanaka lahin'ny zanakareo vavy. Fa ho henatra ho anareo ihany izany. BSB BSB: You must not have sexual relations with your son’s daughter or your daughter’s daughter, for that would shame your family.
11 ULB Aza miara-mandry amin'ny zanaka vavin'ny vadin-drainareo, izay nateraky ny rainareo. Anabavinareo izy, ary aoka ianareo tsy hiara-mandry aminy. BSB BSB: You must not have sexual relations with the daughter of your father’s wife, born to your father; she is your sister.
12 ULB Aza miara-mandry amin'ny anabavin-drainareo. Havana akaikin'ny rainareo izy. BSB BSB: You must not have sexual relations with your father’s sister; she is your father’s close relative.
13 ULB Aza miara-mandry amin'ny rahavavin-dreninareo. Havana akaikin'ny reninareo izy. BSB BSB: You must not have sexual relations with your mother’s sister, for she is your mother’s close relative.
14 ULB Aza manala baraka ny rahalahin-drainareo amin'ny fiaraha-mandry amin'ny vadiny. Aza manakaiky azy amin'izany tanjona izany; nenitoanareo izy. BSB BSB: You must not dishonor your father’s brother by approaching his wife to have sexual relations with her; she is your aunt.
15 ULB Aza miara-mandry amin'ny vinanto vavinareo. Vadin-janakareo izy; aza miara-mandry aminy. BSB BSB: You must not have sexual relations with your daughter-in-law. She is your son’s wife; you are not to have sexual relations with her.
16 ULB Aza miara-mandry amin'ny vadin-drahalahinareo; aza manala baraka azy amin'izany fomba izany. BSB BSB: You must not have sexual relations with your brother’s wife; that would shame your brother.
17 ULB Aza miara-mandry amin'ny vehivavy iray sy ny zanany, na amin'ny zanaka vavin'ny zanany lahy na amin'ny zanaka vavin'ny zanany vavy. Havana akaiky azy izy ireo, ary faharatsiana ny fiaraha-mandry amin'izy ireo. BSB BSB: You must not have sexual relations with both a woman and her daughter. You are not to marry her son’s daughter or her daughter’s daughter and have sexual relations with her. They are close relatives; it is depraved.
18 ULB Aoka ianareo tsy hanambady ny rahavavim-badinareo ho vady faharoa ary hiara-mandry aminy raha mbola velona ny vadinareo voalohany. BSB BSB: You must not take your wife’s sister as a rival wife and have sexual relations with her while your wife is still alive.
19 ULB Aza miara-mandry amin'ny vehivavy mandritry ny fadimbolany. Maloto izy mandritr'izany fotoana izany. BSB BSB: You must not approach a woman to have sexual relations with her during her menstrual period.
20 ULB Aza miara-mandry amin'ny vadin'ny mpiray vody rindrina aminareo ka handoto ny tenanareo miaraka aminy amin'izany fomba izany. BSB BSB: You must not lie carnally with your neighbor’s wife and thus defile yourself with her.
22 ULB Aza miara-mandry amin'ny lehilahy hafa toy ny miaraka amin'ny vehivavy. Ratsy izany. BSB BSB: You must not lie with a man as with a woman; that is an abomination.
23 ULB Aza miara-mandry amin'ny biby sy mandoto ny tenanareo miaraka amin'izany. Aoka tsy hisy vehivavy hihevitra fiaraha-mandry amin'ny biby. Fahavetavetana izany. BSB BSB: You must not lie carnally with any animal, thus defiling yourself with it; a woman must not stand before an animal to mate with it; that is a perversion.
25 ULB Voaloto ny tany, ka nosaziako ny fahotan'izy ireo, ary nandoa ireo mponiny ny tany. BSB BSB: Even the land has become defiled, so I am punishing it for its sin, and the land will vomit out its inhabitants.
26 ULB Noho izany, ianareo, dia aoka hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko, ary aoka ianareo tsy hanao ireo zava-mahatsiravina ireo, na ny tera-tany Israelita izany na ny vahiny izay monina eo aminareo. BSB BSB: But you are to keep My statutes and ordinances, and you must not commit any of these abominations—neither your native-born nor the foreigner who lives among you.
27 ULB Fa izany no faharatsiana efa nataon'ny mponin'ny tany, ireo izay nonina teto talohanareo, ary voaloto ny tany ankehitriny. BSB BSB: For the men who were in the land before you committed all these abominations, and the land has become defiled.
28 ULB Noho izany dia mitandrema mba tsy haloan'ny tany ihany koa ianareo aorian'ny nandotoanareo azy, tahaka ny nandoavany ny vahoaka izay teo alohanareo. BSB BSB: So if you defile the land, it will vomit you out as it spewed out the nations before you.
29 ULB Na iza na iza manao ireo zava-mahatsiravina ireo, ireo olona izay manao zavatra toy izany dia ho esorina tsy ho eo amin'ny vahoakan'izy ireo. BSB BSB: Therefore anyone who commits any of these abominations must be cut off from among his people.
30 ULB Noho izany dia tandremo ny didiko mba tsy hanao ireo fomba mahatsiravina izay natao teto talohanareo ireo, ka tsy handotoanareo ny tenanareo amin'ireo. Izaho no Yaveh Andriamanitrareo.'" BSB BSB: You must keep My charge not to practice any of the abominable customs that were practiced before you, so that you do not defile yourselves by them. I am the LORD your God.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.