1 ULB Tamin'ny andro fahavalo dia nantsoin'i Mosesy i Arona sy ireo zanany lahy ary ireo loholon'Israely. BSB BSB: On the eighth day Moses summoned Aaron and his sons and the elders of Israel.
2 ULB Niteny tamin'i Arona izy hoe: "Makà zanak'omby avy amin'ny andian'omby ho fanatitra nohon'ny fahotana, ary zanak'ondry tsy misy kilema ho fanatitra dorana, ary hatolory eo anoloan'i Yaveh ireo. BSB BSB: He said to Aaron, “Take for yourself a young bull for a sin offering and a ram for a burnt offering, both without blemish, and present them before the LORD.
3 ULB Aoka ianao hiteny amin'ny vahoakan'Israely ka hanao hoe: 'Mangalà osy lahy ho fanatitra nohon'ny ota ary zanak'omby sy zanak'ondry, samy herintaona ary tsy misy kilema, ho an'ny fanatitra dorana; BSB BSB: Then speak to the Israelites and say, ‘Take a male goat for a sin offering, a calf and a lamb—both a year old and without blemish—for a burnt offering,
4 ULB mangalà ihany koa omby sy ondry lahy ho an'ny fanati-pihavanana mba ho soronaeo anoloan'i Yaveh, ary fanatitra voa mifangaro amin'ny diloilo, satria hiseho aminao anio i Yaveh."' BSB BSB: an ox and a ram for a peace offering to sacrifice before the LORD, and a grain offering mixed with oil. For today the LORD will appear to you.’”
5 ULB Koa nitondra ireo rehetra izay nandidian'i Mosesy ho ao amin'ny trano-lay fihaonana izy ireo, ary nanatona ireo fiangonan'Israely rehetra ary nitsangana teo anoloan'i Yaveh. BSB BSB: So they took what Moses had commanded to the front of the Tent of Meeting, and the whole congregation drew near and stood before the LORD.
6 ULB Dia niteny i Mosesy hoe: "Izao no nandidin'i Yaveh anareo mba hatao, mba hahafahan'ny voninahiny miseho aminareo." BSB BSB: And Moses said, “This is what the LORD has commanded you to do, so that the glory of the LORD may appear to you.”
7 ULB Niteny tamin'i Arona i Mosesy hoe: "Mankanesa eo akaikin'ny alitara ary atolory ny fanatitra nohon'ny otanao sy ny fanatitra doranao, ary manaova fanonerana ho an'ny tenanao sy ho an'ny vahoaka, ary atolory ho an'ny vahoaka mba hanaovana fanonerana ho azy ireo ny sorona, araka izay nandidin'i Yaveh." BSB BSB: Then Moses said to Aaron, “Approach the altar and sacrifice your sin offering and your burnt offering to make atonement for yourself and for the people. And sacrifice the people’s offering to make atonement for them, as the LORD has commanded.”
8 ULB Ka nandeha nanakaiky ny alitara i Arona ary namono ny zanak'omby ho fanatitra nohon'ny ota, izay ho an'ny tenany. BSB BSB: So Aaron approached the altar and slaughtered the calf as a sin offering for himself.
9 ULB Nasehon'ireo zanaka lahin'i Arona taminy ilay rà, ary nandromboka ny rantsan-tanany tanatin'izany izy ary nametraka izany eo ambonin'ny tandroky ny alitara; avy eo dia nanisy ny rà teo amin'ny fanambanin'ny alitara izy. BSB BSB: The sons of Aaron brought the blood to him, and he dipped his finger in the blood and applied it to the horns of the altar. And he poured out the rest of the blood at the base of the altar.
10 ULB Na izany aza, nandoro ny sabora, ireo voa, ary ireo sarak'aty teo ambony alitara ho fanatitra nohon'ny ota araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izy. BSB BSB: On the altar he burned the fat, the kidneys, and the lobe of the liver from the sin offering, as the LORD had commanded Moses.
11 ULB Ny hena sy ny hoditra dia nodorany teo ivelan'ny toby. BSB BSB: But he burned up the flesh and the hide outside the camp.
12 ULB Novonoin'i Arona ilay fanatitra dorana, ary nomen'ny zanany lahy azy ny ràny, izay nahosony teny amin'ny lafin'ny alitara rehetra. BSB BSB: Then Aaron slaughtered the burnt offering. His sons brought him the blood, and he splattered it on all sides of the altar.
13 ULB Dia nomen'izy ireo azy isaky ny ampahany ny fanatitra dorana, miaraka amin'ilay lohany, ary nandoro izany teo ambony alitara izy. BSB BSB: They brought him the burnt offering piece by piece, including the head, and he burned them on the altar.
14 ULB Nanasa ireo tao anatiny sy ireo tongony izy ary nodorany teo ambonin'ny fanatitra dorana teo amin'ny alitara ireo. BSB BSB: He washed the entrails and the legs and burned them atop the burnt offering on the altar.
15 ULB Nanolotra ny soron'ny vahoaka i Arona—osy lahy iray, ary naka izany ho sorona nohon'ny otan'izy ireo ary namono izany; nanao sorona izany nohon'ny ota izy, araka izay nataony tamin'ilay osy lahy voalohany. BSB BSB: Aaron then presented the people’s offering. He took the male goat for the people’s sin offering, slaughtered it, and offered it for sin like the first one.
16 ULB Nampiseho ny fanatitra dorana sy nanome izany araka izay nandidian'i Yaveh izy. BSB BSB: He presented the burnt offering and offered it according to the ordinance.
17 ULB Nampiseho ny fanatitra voa izy; nameno ny tanany tamin'izany izy ary nandoro izany teo ambony alitara, miaraka amin'ny fanatitra dorana maraina. BSB BSB: Next he presented the grain offering, took a handful of it, and burned it on the altar in addition to the morning’s burnt offering.
18 ULB Novonoiny ihany koa ny omby sy ny osy lahy, sorona ho an'ny fanati-pihavanana, izay ho an'ny olona. Nomen'ny zanaka lahin'i Arona azy ny ràny, izay nafafy teny amin'ny lafin'ny alitara rehetra. BSB BSB: Then he slaughtered the ox and the ram as the people’s peace offering. His sons brought him the blood, and he splattered it on all sides of the altar.
19 ULB Na izany aza, nesorin'izy ireo ny saboran'ilay omby sy ny osy lahy, ny sabora izay mandrakotra ny tao anatiny, ireo voa, ary ny sarak'aty. BSB BSB: They also brought the fat portions from the ox and the ram—the fat tail, the fat covering the entrails, the kidneys, and the lobe of the liver—
20 ULB Naka ny zara izay voarasa izy ireo ary nametraka izany teo ambonin'ny tratrany, ary dia nandoro ny sabora teo ambonin'ny alitara i Arona. BSB BSB: and placed these on the breasts. Aaron burned the fat portions on the altar,
21 ULB Ary Arona nanevaheva ireo tratra sy ny feny havanana ho fanatitra ahevaheva teo anoloan'i Yaveh, araka ny efa nandidian'i Mosesy. BSB BSB: but he waved the breasts and the right thigh as a wave offering before the LORD, as Moses had commanded.
22 ULB Dia nanandratra ny tanany teo amin'ny vahoaka i Arona ary nitso-drano azy ireo; dia nidina avy amin'ny fanaterana ny fanatitra noho ny ota izy, ny fanatitra dorana, ary ny fanati-pihavanana. BSB BSB: Aaron lifted up his hands toward the people and blessed them. And having made the sin offering, the burnt offering, and the peace offering, he stepped down.
23 ULB Niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana i Mosesy sy Arona, avy eo dia nivoaka indray izy ireo ka nitso-drano ny vahoaka, ary niseho tamin'ny olona rehetra ny voninahitr'i Yaveh. BSB BSB: Moses and Aaron then entered the Tent of Meeting. When they came out, they blessed the people, and the glory of the LORD appeared to all the people.
24 ULB Nisy afo nivoaka avy any amin'i Yaveh ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny sabora teo ambony alitara. Rehefa nahita izany ny olona rehetra, dia nihiaka izy ireo ary nampiohoka ny tavany. BSB BSB: Fire came out from the presence of the LORD and consumed the burnt offering and the fat portions on the altar. And when all the people saw it, they shouted for joy and fell facedown.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.