1 ULB Dia hoy koa Jesosy tamin'ireo mpianany hoe: "Nisy lehilahy mpanan-karena iray nanana mpitantana, ary notanterina tany aminy fa io mpitantana io no nandany ny fananany rehetra. BSB BSB: Jesus also said to His disciples, “There was a rich man whose manager was accused of wasting his possessions.
2 ULB Koa nampiantso azy ilay lehilahy mpanan-karena ary niteny taminy hoe: 'Inona izany henoko momba anao izany? Manomeza tatitra momban'ny asa fitantananao, fa ianao tsy ho afaka ny ho mpitandri-pananana intsony.' BSB BSB: So he called him in to ask, ‘What is this I hear about you? Turn in an account of your management, for you cannot be manager any longer.’
3 ULB Ary ilay mpitandrim-pananana niteny tany an-tsainy hoe: "Inona re no tokony ataoko, fa manala ahy amin'ny asa tantaniko ny tompoko? Tsy manan-kery hiasana tany aho, ary menatra ny hangataka aho. BSB BSB: The manager said to himself, ‘What shall I do, now that my master is taking away my position? I am too weak to dig and too ashamed to beg.
4 ULB Fantatro ny ho ataoko, mba rehefa esorina amin'ny asa fitantanako aho, dia hampandroso ahy ao an-tranon'izy ireo ny olona.' BSB BSB: I know what I will do so that after my removal from management, people will welcome me into their homes.’
5 ULB Avy eo ilay mpitan-draharaha niantso ny tsirairay tamin'ireo mpitrosan'ny tompony, ary dia nanontany ilay voalohany izy hoe: 'Ohatrinona no ananan'ny tompoko any aminao?' BSB BSB: And he called in each one of his master’s debtors. ‘How much do you owe my master?’ he asked the first.
6 ULB Niteny izy hoe: 'Menaka oliva zato litatra.' Niteny taminy izy hoe: 'Raiso ny taratasinao, mipetraha faingana, ary dimampolo soratana.' BSB BSB: ‘A hundred measures of olive oil,’ he answered. ‘Take your bill,’ said the manager, ‘sit down quickly, and write fifty.’
7 ULB Ary avy eo ilay mpitantana niteny tamin'ny anankiray hoe: 'Ohatrinona ny trosanao?' Niteny izy hoe: 'vary zato famarana.' Niteny taminy izy hoe: 'Raiso ny taratasinao, ary soraty hoe valopolo.' BSB BSB: Then he asked another, ‘And how much do you owe?’ ‘A hundred measures of wheat,’ he replied. ‘Take your bill and write eighty,’ he told him.
8 ULB Avy eo ilay tompo dia nidera ilay mpitantana tsy marina satria niasa tamin-kafetsena izy. Fa fetsy kokoa ny zanak'izao tontolo izao ny amin'ny fifanarahana amin'izy samy olona noho ny zanaky ny fahazavana. BSB BSB: The master commended the dishonest manager because he had acted shrewdly. For the sons of this age are more shrewd in dealing with their own kind than are the sons of light.
9 ULB Miteny aminareo Aho, mitadiava namana amin'ny alalan'ny vola tsy marina, amin'izay rehefa lany izany, dia mety ho raisin'izy ireo ao amin'ny fonenana mandrakizay ianareo. BSB BSB: I tell you, use worldly wealth to make friends for yourselves so that when it is gone, they will welcome you into eternal dwellings.
10 ULB Izay mahatoky amin'ny kely indrindra dia mahatoky amin'ny be koa, ary izay tsy marina amin'ny kely indrindra dia tsy marina amin'ny be koa. BSB BSB: Whoever is faithful with very little will also be faithful with much, and whoever is dishonest with very little will also be dishonest with much.
11 ULB Raha tsy mahatoky amin'ny fampiasana vola tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo amin'ny harena marina? BSB BSB: So if you have not been faithful with worldly wealth, who will entrust you with true riches?
12 ULB Raha tsy mahatoky amin'ny fampiasana ny volan'ny olona hafa ianareo, iza no hanome vola ho anareo manokana? BSB BSB: And if you have not been faithful with the belongings of another, who will give you belongings of your own?
13 ULB Tsy misy mpanompo afaka manompo tompo roa, fa na izy hankahala ny anankiray dia ho tia ny iray, na koa izy hanolo-tena ho an'ny iray dia hanao tsinontsinona ilay hafa. Tsy afaka manompo an'Andriamanitra sy ny harena ianareo." BSB BSB: No servant can serve two masters. Either he will hate the one and love the other, or he will be devoted to the one and despise the other. You cannot serve both God and money.”
14 ULB Ary ny Fariseo, izay tia vola, rehefa nandre izany zavatra rehetra izany, dia nanamavo Azy izy ireo. BSB BSB: The Pharisees, who were lovers of money, heard all of this and were scoffing at Jesus.
15 ULB Niteny tamin'izy ireo Izy hoe: "Ianareo dia manamarina ny tenanareo eo imason'ny olona, fa Andriamanitra mahalala ny fonareo. Fa izay hasandratra eo amin'ny olona dia hankahalaina eo imason'Andriamanitra. BSB BSB: So He said to them, “You are the ones who justify yourselves before men, but God knows your hearts. For what is prized among men is detestable before God.
16 ULB Ny lalàna sy ireo mpaminany dia nisy mandra-piavin'i Jaona. Efa hatramin'izany fotoana izany, no efa nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny tsirairay dia niezaka nanitsy ny lalany ho amin'izany. BSB BSB: The Law and the Prophets were proclaimed until John. Since that time, the gospel of the kingdom of God is being preached, and everyone is forcing his way into it.
17 ULB Fa moramora kokoa ny hahafoana ny lanitra sy ny tany noho ny soratra kely indrindra ao amin'ny lalàna ho tonga tsy manan-kery. BSB BSB: But it is easier for heaven and earth to pass away than for a single stroke of a pen to drop out of the Law.
18 ULB Izay misaraka amin'ny vadiny ka mampakatra vehivavy hafa dia mijangajanga, ary izay mampakatra vehivavy izay efa nisara-bady dia mijangajanga. BSB BSB: Anyone who divorces his wife and marries another woman commits adultery, and he who marries a divorced woman commits adultery.
19 ULB Ary nisy mpanan-karena iray izay niankanjo voloparasy sy rongony manify ary nankamamy isan'andro ny harem-beny. BSB BSB: Now there was a rich man dressed in purple and fine linen, who lived each day in joyous splendor.
20 ULB Nisy mpangataka iray antsoina hoe Lazarosy nipetraka teo amin'ny vavahadiny, rakotra fery, BSB BSB: And a beggar named Lazarus lay at his gate, covered with sores
21 ULB ary naniry mba hihinana izay latsaka avy eo ambony latabatr'ilay lehilahy mpanan-karena. Fa na ny alika aza tonga sy nilelaka ny feriny. BSB BSB: and longing to be fed with the crumbs that fell from the rich man’s table. Even the dogs came and licked his sores.
22 ULB Ary indro maty ilay mpangataka ka nentin'ireo anjely ho eo anilan'i Abrahama. Maty ihany koa ilay mpanan-karena ka nalevina, BSB BSB: One day the beggar died and was carried by the angels to Abraham’s side. And the rich man also died and was buried.
23 ULB ary tao amin'ny fahaverezana, raha nampijaliana, dia nanandratra ny masony izy ary nahita an'i Abrahama teny alavitra sy Lazarosy teo anilany. BSB BSB: In Hades, where he was in torment, he looked up and saw Abraham from afar, with Lazarus by his side.
24 ULB Koa nihikiaka mafy izy sy niteny hoe: 'Abrahama Ray, mamindrà fo amiko ary alefaso Lazarosy, mba handrobohany ny tendron'ny rantsan-tanany ao anaty rano ary hampangatsiatsiaka ny lelako, fa ato anatin'ny fangirifiriana mafy anatin'ity afo ity aho.' BSB BSB: So he cried out, ‘Father Abraham, have mercy on me and send Lazarus to dip the tip of his finger in water and cool my tongue. For I am in agony in this fire.’
25 ULB Fa Abrahama niteny hoe: 'Anaka, tsarovy fa tamin'ny androm-piainanao dia nahazo zavatra tsara ianao, ary ny an'i Lazarosy kosa zavatra ratsy. Fa ankehitriny izy aty dia voatambitamby, ary ianao ao amin'ny fangirifiriana. BSB BSB: But Abraham answered, ‘Child, remember that during your lifetime you received your good things, while Lazarus received bad things. But now he is comforted here, while you are in agony.
26 ULB Ankoatra izany rehetra izany, dia nisy hantsana lehibe napetraka, mba tsy ho afaka hiampita izay te-hiampita avy ety mankeny aminareo, ary tsy misy afaka hiampita avy eny hankety aminay.' BSB BSB: And besides all this, a great chasm has been fixed between us and you, so that even those who wish cannot cross from here to you, nor can anyone cross from there to us.’
27 ULB Ilay lehilahy mpanan-karena niteny hoe: 'Miangavy anao aho, ry Abrahama Ray, mba hanirahanao azy ho any an-tranon-draiko_ BSB BSB: ‘Then I beg you, father,’ he said, ‘send Lazarus to my father’s house,
28 ULB fa manana rahalahy dimy aho_ mba afahany mampitandrina azy ireo, nohon'ny tahotra ny hatongavan'izy ireo aty amin'ity toeran'ny fijaliana ity ihany koa." BSB BSB: for I have five brothers. Let him warn them, so that they will not also end up in this place of torment.’
29 ULB Fa Abrahama niteny hoe: 'Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy ireo; aoka izy ireo hihaino azy ireo.' BSB BSB: But Abraham replied, ‘They have Moses and the Prophets; let your brothers listen to them.’
30 ULB Ary namaly ilay lehilahy mpanan-karena hoe: 'Tsia, ry Abrahama Ray, fa raha misy avy amin'ny maty mankany amin'izy ireo, dia hibebaka izy ireo.' BSB BSB: ‘No, father Abraham,’ he said, ‘but if someone is sent to them from the dead, they will repent.’