2 ULB Hitan'izy ireo nikodia lavitry ny fasana ilay vato. BSB BSB: They found the stone rolled away from the tomb,
3 ULB Niditra tao izy ireo, kanefa tsy nahita ny vatan'ny Tompo Jesosy. BSB BSB: but when they entered, they did not find the body of the Lord Jesus.
4 ULB Ary, raha mbola sahiran-tsaina momba izany izy ireo, tampoka teo, dia nisy lehilahy roa nanao fitafiana mamirapiratra nitsangana teo anilan'ireo. BSB BSB: While they were puzzling over this, suddenly two men in radiant apparel stood beside them.
5 ULB Ary rehefa feno tahotra ireo vehivavy dia niankohoka tamin'ny tany, niteny tamin'ireo vehivavy izy ireo hoe: "Nahoana ianareo no mitady ny velona aty amin'ny maty? BSB BSB: As the women bowed their faces to the ground in terror, the two men asked them, “Why do you look for the living among the dead?
6 ULB Tsy ato izy, fa efa natsangana! Tadidio ny nilazàny anareo fony Izy mbola tany Galilia, BSB BSB: He is not here; He has risen! Remember how He told you while He was still in Galilee:
7 ULB nanambara fa ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hatolotra ho eo an-tanan'ny olona mpanota ka hofantsihana eo amin'ny hazo fijaliana, ary amin'ny andro fahatelo dia hitsangana indray." BSB BSB: ‘The Son of Man must be delivered into the hands of sinful men, and be crucified, and on the third day rise again.’”
8 ULB Ireo vehivavy dia nahatsiaro ireo teniny, BSB BSB: Then they remembered His words.
9 ULB ka niverina avy tany amin'ny fasana ary nilaza izany zavatra rehetra izany tamin'ireo iraika ambin'ny folo sy ny ambiny rehetra. BSB BSB: And when they returned from the tomb, they reported all these things to the Eleven and to all the others.
10 ULB Ary Mary Magdalena, Johana, Mary renin'i Jakoba, ary ireo vehivavy hafa niaraka taminy dia nitatitra izany zavatra izany tamin'ireo apostoly. BSB BSB: It was Mary Magdalene, Joanna, Mary the mother of James, and the other women with them who told this to the apostles.
12 ULB Kanefa nitsangana Petrea, dia nihazakazaka nankeny amin'ny fasana, ary niondrika sy nijery tao, dia nahita ireo lambam-paty nitokana. Ary Petera nody tany an-tranony, nanontany tena ny amin'izay zava-nitranga. BSB BSB: Peter, however, got up and ran to the tomb. And after bending down and seeing only the linen cloths, he went away, wondering to himself what had happened.
14 ULB Izy ireo dia nifampiresaka momba ireo zavatra rehetra izay nitranga. BSB BSB: They were talking with each other about everything that had happened.
15 ULB Ary, raha niara-niresaka sy niara-nametra-panontaniana izy ireo, dia nanatona sy nandeha niaraka tamin'izy ireo Jesosy. BSB BSB: And as they talked and deliberated, Jesus Himself came up and walked along with them.
16 ULB Fa ny mason'izy ireo dia nosakanana mba tsy hahafantatra Azy. BSB BSB: But their eyes were kept from recognizing Him.
17 ULB Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe: "Inona no resahanareo roa ety am-pandehanana?" Dia nijanona izy ireo sady nalahelo endrika. BSB BSB: He asked them, “What are you discussing so intently as you walk along?” They stood still, with sadness on their faces.
18 ULB Ny iray tamin'izy ireo, nantsoina hoe Kleopasy, namaly Azy hoe: "Ianao irery ve no olana tao Jerosalema tsy nahafantatra ireo zava- nitranga tany tamin'izany andro izany? BSB BSB: One of them, named Cleopas, asked Him, “Are You the only visitor to Jerusalem who does not know the things that have happened there in recent days?”
19 ULB Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe: "Zavatra inona?" Izy ireo namaly Azy hoe: "Ireo zavatra mikasika an'i Jesosy ilay Nazarena, izay mpaminany, nahery tamin'ny asa sy ny teny teo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona rehetra, BSB BSB: “What things?” He asked. “The events involving Jesus of Nazareth,” they answered. “This man was a prophet, powerful in speech and action before God and all the people.
20 ULB ary ny fomba nanoloran'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapakay Azy mba ho melohana ho faty sy ny nanomboana Azy teo amin'ny hazofijaliana. BSB BSB: Our chief priests and rulers delivered Him up to the sentence of death, and they crucified Him.
21 ULB Kanefa izahay nanantena fa Izy no ilay hanafaka an'Israely. Eny, ary ankoatra izany rehetra izany, telo andro androany izao no nitrangan'izany zavatra rehetra izany. BSB BSB: But we were hoping He was the One who would redeem Israel. And besides all this, it is the third day since these things took place.
22 ULB Nefa koa, ny vehivavy sasany tamin'ny namanay dia nahavariana anay, izay tany amin'ny fasana vao maraina. BSB BSB: Furthermore, some of our women astounded us. They were at the tomb early this morning,
23 ULB Rehefa tsy nahita ny vatany izy ireo, dia tamy, niteny fa izy ireo koa dia nahita fahitana anjely izay nilaza fa velona Izy. BSB BSB: but they did not find His body. They came and told us they had seen a vision of angels, who said that Jesus was alive.
24 ULB Ny lehilahy sasany izay niaraka taminay dia nandeha tany amin'ny fasana, ary nahita izany araka izay voalazan'ireo vehivavy. Saingy tsy nahita Azy izy ireo." BSB BSB: Then some of our companions went to the tomb and found it just as the women had described. But Him they did not see.”
26 ULB Moa ve tsy nilaina ho an'i Kristy ny nijaly tamin'ireny zavatra ireny, ka hiditra any amin'ny voninahiny?" BSB BSB: Was it not necessary for the Christ to suffer these things and then to enter His glory?”
27 ULB Ary nanomboka tamin'i Mosesy ka hatramin'ireo mpaminany rehetra, dia nadikan'i Jesosy tamin'izy ireo ao amin'ny Soratra Masina ny momba ny Tenany. BSB BSB: And beginning with Moses and all the Prophets, He explained to them what was written in all the Scriptures about Himself.
28 ULB Nony nanakaiky ilay tanàna izay nalehany izy ireo, dia naneho fihetsika toy ny hoe handeha lavidavitra Jesosy. BSB BSB: As they approached the village where they were headed, He seemed to be going farther.
29 ULB Fa nanery Azy izy ireo, niteny hoe: "Mijanona eto aminay, fa efa ho hariva izao ary efa hifarana ny andro." Ka niditra mba hijanona niaraka tamin'izy ireo Jesosy. BSB BSB: But they pleaded with Him, “Stay with us, for it is nearly evening and the day is almost over.” So He went in to stay with them.
30 ULB Ary, rehefa nipetraka mba hiaraka hihinana tamin'izy ireo Izy, dia naka ny mofo, nisaotra izany, sy namaky izany, ary nanome izany azy ireo. BSB BSB: While He was reclining at the table with them, He took bread, spoke a blessing and broke it, and gave it to them.
31 ULB Avy eo nisokatra ny mason'izy ireo, ka nahafantatra Azy, ary nanjavona teo imason'izy ireo Izy. BSB BSB: Then their eyes were opened and they recognized Jesus—and He disappeared from their sight.
32 ULB Izy ireo nifampiteny hoe: "Moa ve ny fontsika tsy niredareda tao anatintsika, raha niteny tamintsika teny an-dalana Izy, raha nanokatra ny Soratra Masina tamintsika Izy?" BSB BSB: They asked each other, “Were not our hearts burning within us as He spoke with us on the road and opened the Scriptures to us?”
33 ULB Nitsangana izy ireo tamin'io ora io, ka niverina tany Jerosalema. Nahita ireo iraika ambin'ny folo niara-nivory izy ireo, sy ireo izay niaraka tamin'izy ireo, BSB BSB: And they got up that very hour and returned to Jerusalem. There they found the Eleven and those with them, gathered together
34 ULB niteny hoe: "Ny Tompo dia nitsangana tokoa, ary niseho tamin'i Simona." BSB BSB: and saying, “The Lord has indeed risen and has appeared to Simon!”
35 ULB Koa nolazain'izy ireo izay zavatra nitranga teny an-dalana, sy ny fomba nisehoan'i Jesosy tamin'izy ireo tamin'ny fanapahana ilay mofo. BSB BSB: Then the two told what had happened on the road, and how they had recognized Jesus in the breaking of the bread.
37 ULB Saingy taitra sy raiki-tahotra izy ireo, ary nihevitra fa nahita fanahy. BSB BSB: But they were startled and frightened, thinking they had seen a spirit.
38 ULB Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe: "Nahoana ianareo no matahotra? Nahoana no misy fanontaniana ao am-ponareo? BSB BSB: “Why are you troubled,” Jesus asked, “and why do doubts arise in your hearts?
39 ULB Jereo ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho tenako ity. Kasiho Aho ka jereo. Fa ny fanahy tsy manana nofo sy taolana, araka ny ahitanareo Ahy hoe manana." BSB BSB: Look at My hands and My feet. It is I Myself. Touch Me and see—for a spirit does not have flesh and bones, as you see I have.”
40 ULB Rehefa niteny izany Izy, dia nasehony tamin'izy ireo ny tanany sy ny tongony. BSB BSB: And when He had said this, He showed them His hands and feet.
41 ULB Mbola tsy nino izany izy ireo nohon'ny hafaliana, ary gaga izy ireo. Jesosy niteny azy ireo hoe: "Manana zavatra hohanina ve ianareo?" BSB BSB: While they were still in disbelief because of their joy and amazement, He asked them, “Do you have anything here to eat?”
42 ULB Nomen'izy ireo trondro voatono izy, BSB BSB: So they gave Him a piece of broiled fish,
43 ULB ka nalainy izany ary nohaniny teo anoloan'izy ireo. BSB BSB: and He took it and ate it in front of them.
45 ULB Ary nosokafany ny sain'izy ireo, mba hazoan'izy ireo ny Soratra Masina. BSB BSB: Then He opened their minds to understand the Scriptures.
46 ULB Niteny azy ireo Izy hoe: "Izao no voasoratra, fa ilay Kristy dia hijaly, ary hitsangana amin'ny maty indray amin'ny andro fahatelo. BSB BSB: And He told them, “This is what is written: The Christ will suffer and rise from the dead on the third day,
47 ULB Fibebahana sy famelan-keloka no tokony ho toriana amin'ny anarany any amin'ny firenena rehetra, manomboka ao Jerosalema. BSB BSB: and in His name repentance and forgiveness of sins will be proclaimed to all nations, beginning in Jerusalem.
48 ULB Ianareo no vavolombelon'ireny zavatra ireny. BSB BSB: You are witnesses of these things.
49 ULB Indro, halefako aminareo izay nampanantenain'ny Raiko. Kanefa mitoera ao an-tanàna mandra-pitafianareo ny hery avy any ambony." BSB BSB: And behold, I am sending the promise of My Father upon you. But remain in the city until you have been clothed with power from on high.”
50 ULB Ary Jesosy nitarika azy ireo mandra-pahatongan'izy ireo tany Betania. Nasandrany ny tanany, ary notahiany izy ireo. BSB BSB: When Jesus had led them out as far as Bethany, He lifted up His hands and blessed them.
51 ULB Ary, rehefa nitso-drano azy ireo Izy, dia nandao azy ireo Izy ary lasa nakarina tany an-danitra. BSB BSB: While He was blessing them, He left them and was carried up into heaven.
52 ULB Dia nidera Azy izy ireo, ary niverina tany Jerosalema tamin'ny fifaliana lehibe. BSB BSB: And they worshiped Him and returned to Jerusalem with great joy,
53 ULB Nitohy nankao amin'ny tempoly izy ireo, nankalaza an' Andriamanitra. BSB BSB: praising God continually in the temple.