2 ULB nandritry ny fisoronam-ben'i Aniasy sy Kaiafa- dia tonga tamin'i Jaona zanaka lahin'i Zakaria tany an'efitra ny tenin'Andriamanitra. BSB BSB: during the high priesthood of Annas and Caiaphas, the word of God came to John son of Zechariah in the wilderness.
3 ULB Nandeha tany amin'ireo faritra rehetra manodidina an'ny Jordana Izy, nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelana ireo heloka. BSB BSB: He went into all the region around the Jordan, preaching a baptism of repentance for the forgiveness of sins,
4 ULB Araka ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny tenin'ny Isaia mpaminany hoe: "Nisy feo iray niantso mafy avy any an'efitra hoe: 'Ataovy vonona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalan-kalehany. BSB BSB: as it is written in the book of the words of Isaiah the prophet: “A voice of one calling in the wilderness, ‘Prepare the way for the Lord, make straight paths for Him.
5 ULB Ny lohasaha rehetra ho totofana, ary ny tendrombohitra sy ny havoana hahetry, ary ny lalana miholaka dia amboarina hahitsy, ary ny toerana mikitoantoana dia ho atao lalana, BSB BSB: Every valley shall be filled in, and every mountain and hill made low. The crooked ways shall be made straight, and the rough ways smooth.
6 ULB ary ny nofo rehetra dia hahita ny famonjenan'Andriamanitra."' BSB BSB: And all humanity will see God’s salvation.’”
7 ULB Koa niteny tamin'ireo vaohaka izay tonga ho ataony batisa i Jaona hoe: "Ianareo ry taranaky ny menarana! Iza no nampitandrina anareo mba handositra ny fahatezerana izay ho avy? BSB BSB: Then John said to the crowds coming out to be baptized by him, “You brood of vipers, who warned you to flee from the coming wrath?
8 ULB Noho izany, mamokara voa mendrika ny fibebahana, ary aza manomboka miteny ao anatinareo hoe: 'Izahay manana an'i Abrahama ho rainay,' fa miteny anareo aho fa Andriamanitra dia afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama avy amin'ireto vato ireto. BSB BSB: Produce fruit, then, in keeping with repentance. And do not begin to say to yourselves, ‘We have Abraham as our father.’ For I tell you that out of these stones God can raise up children for Abraham.
9 ULB Ankehitriny aza ny famaky dia mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo. Koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia voakapa ary hatsipy any amin'ny afo." BSB BSB: The axe lies ready at the root of the trees, and every tree that does not produce good fruit will be cut down and thrown into the fire.”
10 ULB Ary ireo vaohaka dia nanontany azy hatrany, niteny hoe: "Inona ary no ataonay?" BSB BSB: The crowds asked him, “What then should we do?”
11 ULB Namaly izy ka niteny tamin'izy ireo hoe: "Raha misy olona manana akanjo lava roa, tokony mizara izany amin'ny olona iray izay tsy manana izy, ary izay manana sakafo koa dia tokony hanao toy izany." BSB BSB: John replied, “Whoever has two tunics should share with him who has none, and whoever has food should do the same.”
12 ULB Ireo mpamory hetra koa dia tonga mba hatao batisa, ary niteny taminy hoe: "Mpampianatra o, inona no tsy maintsy ataonay?" BSB BSB: Even tax collectors came to be baptized. “Teacher,” they asked, “what should we do?”
13 ULB Izy niteny azy ireo hoe: "Aza manangona vola mihoatra noho izay nasaina halainareo." BSB BSB: “Collect no more than you are authorized,” he answered.
14 ULB Miaramila maromaro koa nanontany azy, niteny hoe: "Ahoana ny momba anay? Inona no tsy maintsy ataonay?" Izy niteny tamin'izy ireo hoe: "Aza maka vola amin'olona an-keriny, ary aza miapanga lainga olona. Mifalia amin'ny karamanareo." BSB BSB: Then some soldiers asked him, “And what should we do?” “Do not take money by force or false accusation,” he said. “Be content with your wages.”
15 ULB Ary raha niandry fatratra ny fahatongavan'i Kristy ny vaohaka, dia nanontany tao am-pony ny mahakasikan'i Jaona ny tsirairay, na mety ho izy na tsy izy no Kristy. BSB BSB: The people were waiting expectantly and were all wondering in their hearts if John could be the Christ.
16 ULB Jaona namaly tamin'ny fitenenana azy rehetra hoe: "Raha ny amiko, dia manao batisa anareo amin'ny rano aho, fa misy olona iray ho avy izay mahery mihoatra ahy, ary tsy mendrika aho na dia hamaha ireo fehi-kapany aza. Hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. BSB BSB: John answered all of them: “I baptize you with water, but One more powerful than I will come, the straps of whose sandals I am not worthy to untie. He will baptize you with the Holy Spirit and with fire.
17 ULB Eo an-tanany ny fikororohany mba hanadiovana tsara ny ao am-pomoloany sy hanangonana ny vary ho any amin'ny sompiny. Fa ho dorany amin'ny afo tsy mety vonoina ny akofa." BSB BSB: His winnowing fork is in His hand to clear His threshing floor and to gather the wheat into His barn; but He will burn up the chaff with unquenchable fire.”
18 ULB Niaraka tamin'ny fananarana maro hafa ihany koa, Jaona nitory vaovao tsara ho an'ny vahoaka. BSB BSB: With these and many other exhortations, John proclaimed the good news to the people.
19 ULB Heroda mpanapaka Rehefa nanarina nohon'ny fanambadiana ny vadin-drahalahiny Herodiasy, sy nohon'ny zavatra ratsy hafa rehetra izay vitany, BSB BSB: But when he rebuked Herod the tetrarch regarding his brother’s wife Herodias and all the evils he had done,
20 ULB dia ho fanampin'izany rehetra izany, dia nidiny tany am-ponja Jaona. BSB BSB: Herod added this to them all: He locked John up in prison.
21 ULB Ary, rehefa vita batisa avokoa ny olona rehetra, dia natao batisa koa Jesosy, ary raha mbola nivavaka izy, dia nisokatra ny lanitra, BSB BSB: When all the people were being baptized, Jesus was baptized too. And as He was praying, heaven was opened,
22 ULB ary ny Fanahy Masina naka endrika ka nidina teo aminy tahaka ny voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: "Ianao no Zanako, malalako. Faly Aho nohon'ny aminao." BSB BSB: and the Holy Spirit descended on Him in a bodily form like a dove. And a voice came from heaven: “You are My beloved Son; in You I am well pleased.”
24 ULB zanak'i Matata, zanak'i Levy, zanak'i Melky, zanak'i Janay, zanak'i Josefa. BSB BSB: the son of Matthat, the son of Levi, the son of Melchi, the son of Jannai, the son of Joseph,
25 ULB Josefa dia zanak'i Matitia, zanak'i Amosa, zanak'i Nahoma, zanak'i Elsy, zanak'i Nagay, zanak'i Mata, BSB BSB: the son of Mattathias, the son of Amos, the son of Nahum, the son of Esli, the son of Naggai,
26 ULB zanak'i Matatia, zanak'i Semey, zanak'i Joseka, zanak'i Joda. BSB BSB: the son of Maath, the son of Mattathias, the son of Semein, the son of Josech, the son of Joda,
27 ULB Joda dia zanak'i Joanana, zanak'i Rase, zanak'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, zanak'i Nery, BSB BSB: the son of Joanan, the son of Rhesa, the son of Zerubbabel, the son of Shealtiel, the son of Neri,
28 ULB zanak'i Melky, zanak'i Ady, zanak'i kosama, zanak'i Elmadama, zank'i Era, BSB BSB: the son of Melchi, the son of Addi, the son of Cosam, the son of Elmadam, the son of Er,
29 ULB zanak'i Josoa, zanak'i Eliezara, zanak'i Joreima, zanak'i Matata, zanak'i Levy. BSB BSB: the son of Joshua, the son of Eliezer, the son of Jorim, the son of Matthat, the son of Levi,
30 ULB Levy dia zanak'i Simeona, zanak'i Joda, zanak'i Josefa, zanak'i Jonama, zanak'i Eliakima, BSB BSB: the son of Simeon, the son of Judah, the son of Joseph, the son of Jonam, the son of Eliakim,
31 ULB zanak'i Melea, zanak'i Mena, zanak'i Matata, zanak'i Natana, zanak'i Davida, BSB BSB: the son of Melea, the son of Menna, the son of Mattatha, the son of Nathan, the son of David, 32 ULB zanak'i Jese, zanak'i Obeda, zanak'i Boaza, zanak'i Salmona, zanak'i Nahasona. BSB BSB: the son of Jesse, the son of Obed, the son of Boaz, the son of Sala, the son of Nahshon,
33 ULB Nahasona dia zanak'i Aminadaba, zanak'i Adimina, zanak'i Arny, zanak'i Hezrona, zanak'i Fazera, zanak'i Joda, BSB BSB: the son of Amminadab, the son of Admin, the son of Arni, the son of Hezron, the son of Perez, the son of Judah,
34 ULB zanak'i Jakoba, zanak'i Isaka, zanak'i Abrahama, zanak'i Tera, zanak'i Nahora, BSB BSB: the son of Jacob, the son of Isaac, the son of Abraham, the son of Terah, the son of Nahor,
35 ULB zanak'i Seroga, zanak'i Reo, zanak'i Palega, zanak'i Ebera, zanak'i Sela. BSB BSB: the son of Serug, the son of Reu, the son of Peleg, the son of Eber, the son of Shelah,
36 ULB Sela dia zanak'i Kenana, zanak'i Arpaksada, zanak'i Sema, zanak'i Noa, zanak'i Lameka, zanak'i BSB BSB: the son of Cainan, the son of Arphaxad, the son of Shem, the son of Noah, the son of Lamech, 37 ULB Metosela, zanak'i Enoka, zanak'i Jareda, zanak'i Mahalalila, zanak'i Kenana, BSB BSB: the son of Methuselah, the son of Enoch, the son of Jared, the son of Mahalalel, the son of Cainan,