1 ULB Ny fanambarana ny tenin'i Yaveh tamin'Israely tamin'ny alalan'ny tanan'i Malakia. BSB BSB: This is the burden of the word of the LORD to Israel through Malachi:
3 ULB fa Esao efa nankahalaiko. Ny tendrombohiny dia efa nataoko lao, ary efa nataoko ho toerana ho an'ireo ambodia avy any an'efitra ny lovany. BSB BSB: but Esau I have hated, and I have made his mountains a wasteland and left his inheritance to the desert jackals.”
4 ULB Raha milaza i Edoma hoe: "Nolavoina izahay, kanefa hamerina hanangana ny rava izahay," dia hilaza i Yaveh Tompon'ny maro hoe: "Mety hanangana izy ireo, saingy ho ravaiko indray. Ireo hafa dia hiantso azy ireo hoe: 'Tanànan'ny faharatsiana' sy hoe: 'Ireo vahoaka izay nozonin'i Yaveh mandrakizay.' BSB BSB: Though Edom may say, “We have been devastated, but we will rebuild the ruins,” this is what the LORD of Hosts says: “They may build, but I will demolish. They will be called the Land of Wickedness, and a people with whom the LORD is indignant forever.
5 ULB Hahita izany ny masonareo, ary hiteny ianareo hoe: 'Yaveh dia lehibe mihoatra ireo faritanin'Israely.'" BSB BSB: You will see this with your own eyes, and you yourselves will say, ‘The LORD is great—even beyond the borders of Israel.’”
6 ULB "Toy ny zanaka lahy manome voninahitra ny rainy, sy ny mpanompo manome voninahitra ny tompony. Raha ray Aho, aiza ny voninahitro? Raha tompo Aho, aiza ny fanehoana fanajana Ahy?" hoy Yaveh Tompon'ny maro tamin'ireo mpisorona, izay nanao tsinontsinona ny anarako. "Saingy hoy ianareo hoe: 'Ahoana no nanaovanay tsinontsinona ny anaranao?' BSB BSB: “A son honors his father, and a servant his master. But if I am a father, where is My honor? And if I am a master, where is your fear of Me?” says the LORD of Hosts to you priests who despise My name. “But you ask, ‘How have we despised Your name?’
7 ULB Tamin'ny fanolorana mofo voaloto eo amin'ny alitarako. Saingy hoy ianareo hoe: 'Ahoana no nandotoanay Anao?' Tamin'ny filazana fa tsy misy dikany ny latabatr'i Yaveh. BSB BSB: By presenting defiled food on My altar. But you ask, ‘How have we defiled You?’ By saying that the table of the LORD is contemptible.
8 ULB Rehefa manolotra biby jamba ho atao sorona ianareo, moa tsy ratsy ve izany? Rehefa manolotra ny kilemaina sy marary ianareo, moa tsy ratsy ve izany?" Asehoy any amin'ny governoranareo izany! Handray anareo ve izy na hampitraka ny tavanareo?" hoy Yaveh Tompon'ny maro. BSB BSB: When you offer blind animals for sacrifice, is it not wrong? And when you present the lame and sick ones, is it not wrong? Try offering them to your governor! Would he be pleased with you or show you favor?” asks the LORD of Hosts.
9 ULB Ankehitriny ianareo dia mbola manontany ny endrik'Andriamanitra, mba hamindrany fo antsika. Fa Yaveh Tompon'ny maro nilaza fa amin'ny fanatitra toy izany eny an-tananareo, moa hampitraka ny tarehinareo ve Izy? BSB BSB: “But ask now for God’s favor. Will He be gracious? Since this has come from your hands, will He show you favor?” asks the LORD of Hosts.
10 ULB "Raha mba nisy iray taminareo mantsy nanakatona ny vavahadin'ny tempoly, mba tsy ho zava-poana ny andrehetanareo afo eo amin'ny alitarako! Tsy mankasitraka anareo Aho," hoy Yaveh Tompon'ny maro: "ary tsy handray fanatitra avy amin'ny tananareo Aho. BSB BSB: “Oh, that one of you would shut the temple doors, so that you would no longer kindle useless fires on My altar! I take no pleasure in you,” says the LORD of Hosts, “and I will accept no offering from your hands.
11 ULB Fa ny anarako dia ho lehibe eo amin'ireo firenena ary isaky ny toerana rehetra manomboka amin'ny fiposahan'ny masoandro mandra-piletiny ary ditin-kazo manitra sy fanatitra madio no hatolotra amin'ny anarako. Fa ny anarako dia lehibe eo amin'ireo firenena." hoy Yaveh Tompon'ny maro. BSB BSB: For My name will be great among the nations, from where the sun rises to where it sets. In every place, incense and pure offerings will be presented in My name, because My name will be great among the nations,” says the LORD of Hosts.
12 ULB "Fa maniratsira izany ianareo rehefa milaza fa maloto ny latabatry ny Tompo, ary ireo vokany, ireo sakafony, dia ho atao tsinontsinona. BSB BSB: “But you profane it when you say, ‘The table of the Lord is defiled, and as for its fruit, its food is contemptible.’
13 ULB Hoy koa ianareo hoe: 'Mandreraka koa izy izany,' dia niherona tamin'izany ianareo," hoy i Yaveh Tompon'ny maro. "Nitondra izay nesorina tamin'ny bibi-dia ianareo na kilemaina na marary; ary nentinareo ho fanatitrareo izany. Tokony handray izany avy eny an-tananareo ve Aho?" hoy Yaveh. BSB BSB: You also say: ‘Oh, what a nuisance!’ And you turn up your nose at it,” says the LORD of Hosts. “You bring offerings that are stolen, lame, or sick! Should I accept these from your hands?” asks the LORD.
14 ULB "Aoka hozonina ny mpamitaka izay manana ondry lahy ao amin'ny ondriny sy mivoady hanome Ahy izany, ary mbola manome sorona izay misy kilema Ahy, Tompo! Fa Izaho dia mpanjaka lehibe," hoy Yaveh Tompon'ny maro," ary ny Anarako dia homen-boninahitra eo amin'ireo firenena." BSB BSB: “But cursed is the deceiver who has an acceptable male in his flock and vows to give it, but sacrifices a defective animal to the Lord. For I am a great King,” says the LORD of Hosts, “and My name is to be feared among the nations.