2 ULB Araka izay voasoratra ao amin'Isaia mpaminany hoe: "Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, ilay iray hamboatra ny lalanao. BSB BSB: As it is written in Isaiah the prophet: “Behold, I will send My messenger ahead of You, who will prepare Your way.”
3 ULB Misy feo re miantso mafy any an'efitra hoe: "Ataovy vonona ny lalan'ny Tompo; ataovy mahitsy ny lalan-kalehany."' BSB BSB: “A voice of one calling in the wilderness, ‘Prepare the way for the Lord, make straight paths for Him.’”
4 ULB Tonga Jaona, nanao batisa tany an'efitra ary nitory ny batisan'ny fibebahana ho amin'ny famelan-keloka nohon'ny ota. BSB BSB: John the Baptist appeared in the wilderness, preaching a baptism of repentance for the forgiveness of sins.
5 ULB Ny tanin'i Jodia rehetra sy ny mponina rehetra ao Jerosalema dia tonga nanatona azy. Nataony batisa tao amin'ny onin'i Jordana izy ireo, rehefa niaiky ny fahotany. BSB BSB: People went out to him from all of Jerusalem and the countryside of Judea. Confessing their sins, they were baptized by him in the Jordan River.
6 ULB Jaona dia nitafy lamba volon-drameva ary nanao fehikibo hoditra teo am-balahany, ary valala sy tantely remby no nohaniny. BSB BSB: John was clothed in camel’s hair, with a leather belt around his waist. His food was locusts and wild honey.
7 ULB Nanambara izy hoe: "Misy iray ho avy manaraka ahy izay mahery mihoatra ahy, ary tsy mendrika aho na dia ny hamaha ny fehin-kapany aza. BSB BSB: And he proclaimed: “After me will come One more powerful than I, the straps of whose sandals I am not worthy to stoop down and untie.
8 ULB Izaho nanao batisa anareo tamin'ny rano, fa Izy kosa hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina." BSB BSB: I baptize you with water, but He will baptize you with the Holy Spirit.”
9 ULB Tamin'ireo andro nahatongavan'i Jesosy avy any Nazareta tao Galilia no nitranga izany, ary nataon'i Jaona batisa tao amin'ny onin'i Jordana Izy. BSB BSB: In those days Jesus came from Nazareth in Galilee and was baptized by John in the Jordan.
10 ULB Raha vao nivoaka ny rano Jesosy, dia hitany nisokatra ny lanitra ary nidina teo aminy tahaka ny voromailala ny Fanahy. BSB BSB: As soon as Jesus came up out of the water, He saw the heavens breaking open and the Spirit descending on Him like a dove.
11 ULB Ary nisy feo avy any an-danitra nanao hoe: "Ianao no Zanako malalako. Ianao no sitrako." BSB BSB: And a voice came from heaven: “You are My beloved Son; in You I am well pleased.”
12 ULB Avy eo dia notaomin'ny Fanahy ho any an'efitra Jesosy. BSB BSB: At once the Spirit drove Jesus into the wilderness,
13 ULB Efapolo andro Izy no tany an'efitra, nalain'ny satana fanahy. Nitoetra niaraka tamin'ny bibidia Izy, ary nanompo Azy ireo anjely. BSB BSB: and He was there for forty days, being tempted by Satan. He was with the wild animals, and the angels ministered to Him.
15 ULB ary nilaza hoe: "Efa tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha dia minoa ny filazantsara." BSB BSB: “The time is fulfilled,” He said, “and the kingdom of God is near. Repent and believe in the gospel!”
16 ULB Rehefa nandeha teny amoron-dranomasin'i Galilia Izy, dia nahita an'i Simona sy Andrea rahalahan'i Simona nanarato, satria mpanarato izy ireo. BSB BSB: As Jesus was walking beside the Sea of Galilee, He saw Simon and his brother Andrew. They were casting a net into the sea, for they were fishermen.
17 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Avia, manaraha Ahy, fa ataoko mpanarato olona ianareo." BSB BSB: “Come, follow Me,” Jesus said, “and I will make you fishers of men.”
18 ULB Teo no eo dia namela ny harato izy ireo ka nanaraka Azy. BSB BSB: And at once they left their nets and followed Him.
20 ULB Niantso azy ireo Izy ka dia nilaozany tao an-tsambokely avy hatrany Zebedio rainy niaraka tamin'ireo mpikarama, ka nanaraka Azy izy ireo. BSB BSB: Immediately Jesus called them, and they left their father Zebedee in the boat with the hired men and followed Him.
22 ULB Talanjona tamin'ny fampianarany izy ireo, satria nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana Izy fa tsy tahaka ireo mpanora-dalàna. BSB BSB: The people were astonished at His teaching, because He taught as one who had authority, and not as the scribes.
23 ULB Avy eo nisy lehilahy iray tao amin'ny synagogan'izy ireo izay nanana fanahy maloto nihiaka mafy, BSB BSB: Suddenly a man with an unclean spirit cried out in the synagogue:
24 ULB nanao hoe: "Inona no hifandraisanay aminao, ry Jesosy avy any Nazareta? Tonga hamotika anay va Ianao? Fantatro hoe iza Ianao. Ianao ilay Masin'Andriamanitra!" BSB BSB: “What do You want with us, Jesus of Nazareth? Have You come to destroy us? I know who You are—the Holy One of God!”
25 ULB Niteny mafy ny demonia Jesosy ka nanao hoe: "Mangina ary mivoaha aminy!" BSB BSB: But Jesus rebuked the spirit. “Be silent!” He said. “Come out of him!”
26 ULB Ary ilay fanahy maloto nandavo azy sy nivoaka taminy ka niantso tamin'ny feo mahery. BSB BSB: At this, the unclean spirit threw the man into convulsions and came out with a loud shriek.
27 ULB Talanjona ny olona rehetra, ka nifanontany izy ireo hoe: "Inona ity? Fampianarana vaovao misy fahefana? Baikoiny na dia ireo fanahy maloto aza ary manaiky Azy izy ireo!" BSB BSB: All the people were amazed and began to ask one another, “What is this? A new teaching with authority! He commands even the unclean spirits, and they obey Him!”
28 ULB Ny vaovao momba Azy dia niparitaka teny rehetra teny tao amin'ny faritr'i Galilia iray manontolo. BSB BSB: And the news about Jesus spread quickly through the whole region of Galilee.
30 ULB Ary ny rafozam-bavin'i Simona nandry nararin'ny tazo, ka nolazain'izy ireo an'i Jesosy ny momba azy. BSB BSB: Simon’s mother-in-law was sick in bed with a fever, and they promptly told Jesus about her.
31 ULB Dia nanatona Izy, ka nandray azy tamin'ny tanany, ary nanarina azy; dia afaka ny tazony, ary nanomboka nanompo azy ireo izy. BSB BSB: So He went to her, took her by the hand, and helped her up. The fever left her, and she began to serve them.
33 ULB Tafavory niaraka teo am-baravarana ny tao an-tanàna rehetra. BSB BSB: and the whole town gathered at the door.
34 ULB Nanasitrana olona maro izay nararin'ny aretina samihafa Izy ary nandroaka demonia maro, fa tsy navelany hiteny ireo demonia satria nahafantatra Azy izy ireo. BSB BSB: And He healed many who were ill with various diseases and drove out many demons. But He would not allow the demons to speak, because they knew who He was.
35 ULB Nifoha maraina be Izy, raha mbola maizina ny andro; niala teo Izy ka nandeha tany amin'ny toerana mitokana ary teo Izy no nivavaka. BSB BSB: Early in the morning, while it was still dark, Jesus got up and went out to a solitary place to pray.
36 ULB Nitady Azy Simona sy ireo izay niaraka taminy. BSB BSB: Simon and his companions went to look for Him,
37 ULB Nahita Azy izy ireo ary nilaza taminy hoe: "Mitady Anao ny olona rehetra." BSB BSB: and when they found Him, they said, “Everyone is looking for You!”
38 ULB Hoy Izy hoe: "Andeha isika ho any amin'ny toeran-kafa, any ivelany ao amin'ireo tanàna manodidina, mba hafahako mitory teny any koa. Fa izany no antony nivoahako taty." BSB BSB: But Jesus answered, “Let us go on to the neighboring towns so I can preach there as well, for that is why I have come.”
39 ULB Dia nitety an'i Galilia manontolo Izy, nitory teny tao amin'ny synagogan'izy ireo sady nandroaka demonia maro. BSB BSB: So He went throughout Galilee, preaching in their synagogues and driving out demons.
41 ULB Onena azy, dia naninjitra ny tanany Jesosy ary nikasika azy, nanao taminy hoe: "Sitrako. Madiova ianao." BSB BSB: Moved with compassion, Jesus reached out His hand and touched the man. “I am willing,” He said. “Be clean!”
42 ULB Niala taminy avy hatrany ny habokana, ary nadio izy. BSB BSB: And immediately the leprosy left him, and the man was cleansed.
43 ULB Nampitandrina mafy azy Jesosy ary nandefa azy. BSB BSB: Jesus promptly sent him away with a stern warning:
44 ULB Hoy Izy taminy hoe: "Tandremo tsy hilaza na inona na inona amin'iza na amin'iza ianao, fa mandehana, asehoy amin'ny mpisorona ny tenanao, ary manaova fanatitra nohon'ny fanadiovana anao araka ny nandidian'i Mosesy, mba ho fijoroana vavolombelona ho azy ireo." BSB BSB: “See that you don’t tell anyone. But go, show yourself to the priest and present the offering Moses prescribed for your cleansing, as a testimony to them.”
45 ULB Fa nivoaka izy ary nanomboka nilaza tamin'ny olona rehetra sy nampiely loatra ny teny ka dia tsy afaka niditra an-kalalahana tany amin'ny tanàna rehetra intsony Jesosy. Ka nitoetra tany ivelany tany amin'ny toerana mitokana Izy ary nanatona Azy ny olona avy amin'ny toerana rehetra. BSB BSB: But the man went out and openly began to proclaim and spread the news. Consequently, Jesus could no longer enter a town in plain view, but He stayed out in solitary places. Yet people came to Him from every quarter.