2 ULB Indro, nisy horohoron-tany be, fa ny anjelin'ny Tompo no nidina avy any an-danitra, tonga ary nanakodia ny vato, ka nipetraka teo ambonin'izany. BSB BSB: Suddenly there was a great earthquake, for an angel of the Lord descended from heaven, rolled away the stone, and sat on it.
3 ULB Ny endriny dia toy ny tselatra, ary ny akanjony dia fotsy tahaka ny oram-panala. BSB BSB: His appearance was like lightning, and his clothes were white as snow.
4 ULB Raiki-tahotra ireo mpiambina ka nanjary tahaka ny lehilahy maty. BSB BSB: The guards trembled in fear of him and became like dead men.
5 ULB Niresaka tamin'ireo vehivavy ilay anjely ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Aza matahotra, fantatro fa mitady an'i Jesosy ianareo, ilay nofantsihina tamin'ny hazofijaliana. BSB BSB: But the angel said to the women, “Do not be afraid, for I know that you are looking for Jesus, who was crucified.
6 ULB Tsy ato Izy, fa efa nitsangana, araka ny efa nolazainy. Avia jereo ny toerana izay nandrian'ny Tompo. BSB BSB: He is not here; He has risen, just as He said! Come, see the place where He lay.
7 ULB Mandehana faingana ary teneno ireo mpianany hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy. Indro, efa nandeha nialoha anareo any Galilea Izy. Any no hahitanareo Azy.' Indro, efa voalazako taminareo." BSB BSB: Then go quickly and tell His disciples, ‘He has risen from the dead and is going ahead of you into Galilee. There you will see Him.’ See, I have told you.”
8 ULB Nandao haingana ny fasana tamin-tahotra sy tamin'ny hafaliana lehibe ireo vehivavy, ary nihazakazaka mba hiteny ireo mpianany. BSB BSB: So they hurried away from the tomb in fear and great joy, and ran to tell His disciples.
9 ULB Indro, nihaona tamin'izy ireo Jesosy ary niteny hoe: "Arahaba!" Nanatona ireo vehivavy, nihazona ny tongony ary nidera Azy. BSB BSB: Suddenly Jesus met them and said, “Greetings!” They came to Him, grasped His feet, and worshiped Him.
10 ULB Ary avy eo Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe: "Aza matahotra. Mandehana miteny amin'ireo rahalahiko mba hiala ka hihazo an'i Galilia. Any no hahitan'izy ireo Ahy." BSB BSB: “Do not be afraid,” said Jesus. “Go and tell My brothers to go to Galilee. There they will see Me.”
11 ULB Ary raha mbola iny nandeha iny ireo vehivavy, indro, ny sasany tamin'ireo mpiambina nankany amin'ny tanàn-dehibe ary niteny tamin'ny lohan'ny mpisorona ny zavatra rehetra izay niseho. BSB BSB: While the women were on their way, some of the guards went into the city and reported to the chief priests all that had happened.
12 ULB Rehefa nihaona tamin'ireo loholona ny mpisorona ary niresaka momban'ny olana tamin'izy ireo, dia nanome vola be an'ireo miaramila izy ireo BSB BSB: And after the chief priests had met with the elders and formed a plan, they gave the soldiers a large sum of money
14 ULB Raha tonga any amin'ny governora izany tatitra izany, dia handresy lahatra azy isika ary hanala ny ahiahy aminareo." BSB BSB: If this report reaches the governor, we will satisfy him and keep you out of trouble.”
15 ULB Ary dia nalain'ny miaramila ny vola ary nanao araka izay efa nolazaina azy izy ireo. Ary izany tatitra izany dia nieli-patrana teo amin'ireo Jiosy ary mitohy mandrak'ankehitriny aza. BSB BSB: So the guards took the money and did as they were instructed. And this account has been circulated among the Jews to this very day.
17 ULB Rehefa nahita Azy izy ireo, dia nidera azy, fa ny sasany kosa niahiahy. BSB BSB: When they saw Him, they worshiped Him, but some doubted.
20 ULB Ampianaro izy ireo hankatoa ny zavatra rehetra izay nandidiako anareo. Indro, miaraka aminareo foana Aho, eny fa na hatramin'ny fiafaran'izao tontolo izao aza." BSB BSB: and teaching them to obey all that I have commanded you. And surely I am with you always, even to the end of the age.”