2 ULB Maro tokoa ny olona nitangorona teo hany ka tsy nisy toerana intsony, na dia ny teo am-baravarana aza, ary nanambara ny teny tamin'izy ireo Jesosy. BSB BSB: they gathered in such large numbers that there was no more room, not even outside the door, as Jesus spoke the word to them.
3 ULB Dia nisy lehilahy maromaro nanatona Azy izay nitondra lehilahy malemy iray; izay nolanjain'olona efa-dahy. BSB BSB: Then a paralytic was brought to Him, carried by four men.
4 ULB Rehefa tsy afaka nanatona Azy akaiky izy ireo nohon'ny habetsaky ny vahoaka, dia nesorin’izy ireo ny tafon-trano izay teo ambonin'i Jesosy, ary rehefa voasokatr'izy ireo, dia nampidinin'izy ireo ny fandriana izay nandrian'ilay lehilahy malemy. BSB BSB: Since they were unable to get to Jesus through the crowd, they uncovered the roof above Him, made an opening, and lowered the paralytic on his mat.
6 ULB Ary nisy sasany tamin'ireo mpanora-dalàna nipetraka teo, ka nimonomonona tao am-pon'izy ireo hoe: BSB BSB: But some of the scribes were sitting there and thinking in their hearts,
7 ULB "Ahoana no ahafahan'io lehilahy io miteny tahaka izany? Miteny ratsy Izy! Fa tsy Andriamanitra irery ihany va no afaka mamela heloka?" BSB BSB: “Why does this man speak like this? He is blaspheming! Who can forgive sins but God alone?”
8 ULB Fa Jesosy nahafantatra avy hatrany tao amin'ny fanahiny ny zavatra noeritreretin'izy ireo. Ary hoy Izy tamin'izy ireo hoe: "Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo? BSB BSB: At once Jesus knew in His spirit that they were thinking this way within themselves. “Why are you thinking these things in your hearts?” He asked.
9 ULB Inona no moramora kokoa ny miteny amin'ilay lehilahy malemy hoe: 'Voavela ny helokao' sa ny hoe: 'Mitsangàna, batao ny fandrianao, dia mandehana'? BSB BSB: “Which is easier: to say to a paralytic, ‘Your sins are forgiven,’ or to say, ‘Get up, pick up your mat, and walk’?
10 ULB Fa mba hahafantaranareo fa manana fahefana hamela heloka ety an-tany ny Zanak'Olona," hoy Izy tamin'ilay malemy hoe: BSB BSB: But so that you may know that the Son of Man has authority on earth to forgive sins...” He said to the paralytic,
12 ULB Dia nitsangana izy ka nibata ny fandriany avy hatrany, ary nivoaka an'ilay trano manoloana ny rehetra, ka dia talanjona izy rehetra ka nanome voninahitra an'Andriamanitra, ary hoy izy ireo hoe: "Tsy mbola nahita zavatra tahaka ity izahay." BSB BSB: And immediately the man got up, picked up his mat, and walked out in front of them all. As a result, they were all astounded and glorified God, saying, “We have never seen anything like this!”
13 ULB Avy eo nivoaka teo amoron-dranomasina indray Izy, ary nanatona azy avokoa ny vahoaka, ka nampianariny izy ireo. BSB BSB: Once again Jesus went out beside the sea. All the people came to Him, and He taught them there.
14 ULB Ary rehefa nandalo Izy, dia nahita an'i Levi zanak'i Alfeo nipetraka teo amin'ny toerana fanangonana hetra ka hoy Izy taminy hoe: "Manaraha Ahy." Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy. BSB BSB: As He was walking along, He saw Levi son of Alphaeus sitting at the tax booth. “Follow Me,” He told him, and Levi got up and followed Him.
15 ULB Nisakafo tao an-tranon'i Levy Jesosy ary mpamory hetra sy olona mpanota maro no niara-nihinana taminy sy ireo mpianany, fa maro izy ireo no tao ary nanaraka Azy. BSB BSB: While Jesus was dining at Levi’s house, many tax collectors and sinners were eating with Him and His disciples—for there were many who followed Him.
16 ULB Ary ireo mpanora-dalàna, izay Fariseo, rehefa nahita an'i Jesosy niara-nisakafo tamin'ireo olona mpanota sy ireo mpamory hetra, dia nanontany ny mpianany hoe: "Nahoana Izy no miara-misakafo amin'ny mpamory hetra sy olona mpanota?" BSB BSB: When the scribes who were Pharisees saw Jesus eating with these people, they asked His disciples, “Why does He eat with tax collectors and sinners?”
18 ULB Ary nifady hanina ireo mpianatr'i Jaona sy ireo Fariseo. Lehilahy maromaro no nanatona Azy ka niteny taminy hoe: "Nahoana ny mpianatr'i Jaona sy ny mpianatr'ireo Fariseo no mifady hanina, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?" BSB BSB: Now John’s disciples and the Pharisees were often fasting. So people came to Jesus and asked, “Why don’t Your disciples fast like John’s disciples and those of the Pharisees?”
19 ULB Dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Afaka mifady hanina va ny mpanatrika ny fampakarana raha mbola eo ny mpampakatra? Raha mbola miaraka amin’izy ireo eo ny mpampakatra, dia tsy afaka mifady hanina izy ireo. BSB BSB: Jesus replied, “How can the guests of the bridegroom fast while He is with them? As long as He is with them, they cannot fast.
20 ULB Ho avy ny andro hanalana ny mpampakatra eo amin'izy ireo, dia amin'izay andro izay, no hifady hanina izy ireo. BSB BSB: But the time will come when the bridegroom will be taken from them; then they will fast.
21 ULB Tsy misy manampina lamba tonta amin'ny lamba vaovao, raha tsy izany dia hiala aminy ilay tapa-damba, ny vaovao hiala amin'ny taloha, ary vao maika ho ratsy ny faharovitana. BSB BSB: No one sews a patch of unshrunk cloth on an old garment. If he does, the new piece will pull away from the old, and a worse tear will result.
22 ULB Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta, raha tsy izany dia ho rovitry ny divay ny hoditra ka samy ho very ny divay sy ny siny hoditra. Fa kosa, divay vaovao atao ao anaty siny hoditra vaovao." BSB BSB: And no one pours new wine into old wineskins. If he does, the wine will burst the skins, and both the wine and the wineskins will be ruined. Instead, new wine is poured into new wineskins.”
24 ULB Dia hoy ireo Fariseo Taminy: "Jereo, nahoana izy ireo no manao zavatra tsy araky ny lalànan'ny andro Sabata?" BSB BSB: So the Pharisees said to Him, “Look, why are they doing what is unlawful on the Sabbath?”
26 ULB ahoana ny fomba nidirany tao an-tranon'Andriamanitra tamin'ny andron' i Abiatara mpisoronabe, ka nihinana ny mofon'ny fanatrehana, izay tsy ara-dalàna ho an'iza na iza ny mihinana azy afa-tsy ny mpisorona ihany, ary mbola nanomezany maromaro ireo izay niaraka taminy aza?" BSB BSB: During the high priesthood of Abiathar, he entered the house of God and ate the consecrated bread, which was lawful only for the priests. And he gave some to his companions as well.”
27 ULB Jesosy niteny hoe: "Ny Sabata dia natao ho an'ny zanak'olombelona, fa tsy ny zanak'olombelona no ho an'ny Sabata. BSB BSB: Then Jesus declared, “The Sabbath was made for man, not man for the Sabbath.
28 ULB Noho izany, ny Zanak'Olona no Tompo, na dia amin'ny Sabata aza." BSB BSB: Therefore, the Son of Man is Lord even of the Sabbath.”