1 ULB Ary raha nandeha tany Jerosalema izy ireo, dia nanakaiky an'i Betifaga sy Betania, any an-tendrombohitry Oliva, ary Jesosy naniraka roa tamin'ireo mpianany BSB BSB: As they approached Jerusalem and came to Bethphage and Bethany at the Mount of Olives, Jesus sent out two of His disciples
2 ULB ary nilaza tamin'izy ireo hoe: "Mandehana amin'iry vohitra kely manoloana antsika iry. Raha vao tafiditra ao ianareo, dia hahita zana-boriky iray mbola tsy notaingenan'olona. Vahao izy dia ento aty amiko. BSB BSB: and said to them, “Go into the village ahead of you, and as soon as you enter it, you will find a colt tied there, on which no one has ever sat. Untie it and bring it here.
3 ULB Raha misy olona miteny aminareo hoe: 'Nahoana ianareo no manao izao?' Dia ataovy hoe: 'Misy ilain'ny Tompo azy dia haverina haingana aty izy."' BSB BSB: If anyone asks, ‘Why are you doing this?’ tell him, ‘The Lord needs it and will return it shortly.’”
4 ULB Nandeha nivoaka izy ireo dia nahita zana-boriky iray nifatotra teo ivelan'ny trano anilan'ny varavarana iray eo amoron-dalana, ary novahan'izy ireo ny fatorany. BSB BSB: So they went and found the colt outside in the street, tied at a doorway. They untied it,
5 ULB Nisy olona sasany nijoro teo ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Inona ity ataonareo, mamaha io zana-boriky io?" BSB BSB: and some who were standing there asked, “Why are you untying the colt?”
6 ULB Dia nolazainy azy ireo ny tenin'i Jesosy tamin'izy ireo, ary navelan'ny olona handeha amin'ny lalany izy ireo. BSB BSB: The disciples answered as Jesus had instructed them, and the people gave them permission.
7 ULB Ary nentin'ireo mpianatra roa lahy teo amin'i Jesosy ny zana-boriky dia nataony teo ambonin'izany ny lamban'izy ireo ka afaka nitaingina azy Jesosy. BSB BSB: Then they led the colt to Jesus and threw their cloaks over it, and He sat on it.
8 ULB Maro ny olona namelatra ny lambany teny an-dalana, ary ny sasany kosa namelatra rantsan-kazo izay notapatapahany avy tany an-tsaha. BSB BSB: Many in the crowd spread their cloaks on the road, while others spread branches they had cut from the fields.
9 ULB Ireo izay nandeha teo alohany sy ireo nanaraka Azy niantsoantso hoe: "Hosana! Deraina ilay iray avy amin'ny anaran'ny Tompo. BSB BSB: The ones who went ahead and those who followed were shouting: “Hosanna!” “Blessed is He who comes in the name of the Lord!”
10 ULB Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida raintsika! Hosana any amin'ny avo indrindra!" BSB BSB: “Blessed is the coming kingdom of our father David!” “Hosanna in the highest!”
11 ULB Avy eo Jesosy niditra tao Jerosalema ka nankao an-kianjan'ny tempoly ary nijerijery ny zavatra rehetra. Ary, efa niha-hariva ny andro, dia nizotra nankany Betania Izy sy ireo roambinifolo lahy. BSB BSB: Then Jesus entered Jerusalem and went into the temple courts. He looked around at everything, but since it was already late, He went out to Bethany with the Twelve.
14 ULB Ary Izy niteny tamin'izany hoe: "Tsy hisy hihinana ny voa avy aminao intsony mandrakizay." Ary ny mpianany nandre izany. BSB BSB: Then He said to the tree, “May no one ever eat of your fruit again.” And His disciples heard this statement.
16 ULB Tsy namela an'iza na iza hitondra zavatra izay azo amidy hiditra ny kianjan'ny tempoly Izy. BSB BSB: And He would not allow anyone to carry merchandise through the temple courts.
18 ULB Ren'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanoradalana izay nolazainy, dia nitady fomba hamonoana Azy izy ireo. Fa natahotra Azy izy ireo satria ny vahoaka rehetra dia talanjona tamin'ny fampianarany. BSB BSB: When the chief priests and scribes heard this, they looked for a way to kill Him. For they were afraid of Him, because the whole crowd was astonished at His teaching.
19 ULB Rehefa tonga ny hariva, dia niala ny tanàna izy ireo. BSB BSB: And when evening came, Jesus and His disciples went out of the city.
21 ULB Ary Petera nahatsiaro ka niteny hoe: "Raby o, jereo! Nalazo ilay aviavy nozoninao." BSB BSB: Peter remembered it and said, “Look, Rabbi! The fig tree You cursed has withered.”
22 ULB Jesosy namaly azy ireo hoe: "Manàna finoana an'Andriamanitra. BSB BSB: “Have faith in God,” Jesus said to them.
23 ULB Lazaiko aminareo marina tokoa fa na iza na iza miteny amin'ity tendrombohitra ity hoe: 'Mitsangàna ka mianjerà any an-dranomasina,' ka raha tsy misy fisalasalana ao am-pony fa mino fa hitranga aminy izay nolazainy, dia toy izany no hataon'Andriamanitra. BSB BSB: “Truly I tell you that if anyone says to this mountain, ‘Be lifted up and thrown into the sea,’ and has no doubt in his heart but believes that it will happen, it will be done for him.
24 ULB Noho izany Izaho milaza aminareo hoe: Izay rehetra hivavahanareo sy angatahinareo, minoa fa efa nandray izany ianareo, dia ho azonareo izany. BSB BSB: Therefore I tell you, whatever you ask for in prayer, believe that you have received it, and it will be yours.
25 ULB Rehefa mijoro sy mivavaka ianareo, dia tsy maintsy mamela izay alahelo rehetra anananareo amin'iza na iza ianareo, mba ho avelan'ny Rainareo Izay any an-danitra ihany koa ny fahotanareo. BSB BSB: And when you stand to pray, if you hold anything against another, forgive it, so that your Father in heaven will forgive your trespasses as well.”
27 ULB Dia niakatra ho any Jerosalema indray izy ireo. Ary raha nandehandeha tao an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia tonga nanatona Azy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpanoradalana, ary ireo loholona. BSB BSB: After their return to Jerusalem, Jesus was walking in the temple courts, and the chief priests, scribes, and elders came up to Him.
28 ULB Hoy izy ireo taminy hoe: "Fahefana avy aiza no hanaovanao ireny zavatra ireny, ary iza no nanome Anao fahefana hanao ireny?" BSB BSB: “By what authority are You doing these things?” they asked. “And who gave You the authority to do them?”
29 ULB Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe: "Hametraka fanontaniana iray aminareo Aho. Lazao Amiko dia ho lazaiko ianareo hoe fahefana avy aiza no anaovako ireny zavatra ireny. BSB BSB: “I will ask you one question,” Jesus replied, “and if you answer Me, I will tell you by what authority I am doing these things.
30 ULB Ny batisan'i Jaona, avy any an-danitra va izany sa avy amin'ny olona? Valio Aho." BSB BSB: John’s baptism—was it from heaven or from men? Answer Me!”
31 ULB Nifampidinika miaraka izy ireo sady nifamaly sy niteny hoe: "Raha mamaly isika hoe: 'Avy any an-danitra,' dia hiteny Izy hoe: 'Fa nahoana ary no tsy nino azy ianareo?' BSB BSB: They deliberated among themselves what they should answer: “If we say, ‘From heaven,’ He will ask, ‘Why then did you not believe him?’
32 ULB Fa raha mamaly kosa isika hoe: 'Avy amin'ny olona,'...." Natahotra ny olona izy ireo, satria resy lahatra ny olon-drehetra fa Jaona dia mpaminany tokoa. BSB BSB: But if we say, ‘From men’...” they were afraid of the people, for they all held that John truly was a prophet.
33 ULB Avy eo namaly an'i Jesosy izy ireo ka nanao hoe: "Tsy hainay." Dia hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Izaho ihany koa tsy hilaza aminareo hoe fahefana avy aiza no hanaovako ireny zavatra ireny." BSB BSB: So they answered, “We do not know.” And Jesus replied, “Neither will I tell you by what authority I am doing these things.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.