2 ULB Nanontany Azy Pilato hoe: "lanao va no mpanjakan'ny jiosy?" Novaliany hoe: "Voalazanao." BSB BSB: So Pilate questioned Him, “Are You the King of the Jews?” “You have said so,” Jesus replied.
3 ULB Nanolotra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy ireo lohan'ny mpisorona. BSB BSB: And the chief priests began to accuse Him of many things.
4 ULB Nanontany Azy indray Pilato hoe: "Tsy manome valin-teny va Ianao? Jereo ny habetsaky ny fiampangana entin'izy ireo manohitra Anao!" BSB BSB: Then Pilate questioned Him again, “Have You no answer? Look how many charges they are bringing against You!”
5 ULB Fa tsy namaly an'i Pilato intsony Jesosy, dia nahagaga azy izany. BSB BSB: But to Pilate’s amazement, Jesus made no further reply.
6 ULB Ary tamin'ny andro firavoravoana, dia namotsotra gadra iray ho azy ireo foana Pilato, gadra izay angatahan'izy ireo. BSB BSB: Now it was Pilate’s custom at the feast to release to the people a prisoner of their choosing.
7 ULB Niaraka tamin' ireo mpikomy tao am-ponja, teo amin'ireo mpamono olona izay voatazona nohon'ny fandraisan'izy ireo anjara tamin'ny fikomiana, dia nisy lehilahy iray antsoina hoe Barabasy. BSB BSB: And a man named Barabbas was imprisoned with the rebels who had committed murder during the insurrection.
8 ULB Dia nankeo amin'i Pilato ny vahoaka ka nanomboka nangataka taminy mba hanao ho azy ireo araka ny fanaony tany aloha. BSB BSB: So the crowd went up and began asking Pilate to keep his custom.
9 ULB Pilato namaly azy ireo ka nanao hoe: "Tianareo va raha ny Mpanjakan'ny Jiosy no halefako ho anareo?" BSB BSB: “Do you want me to release to you the King of the Jews?” Pilate asked.
10 ULB Satria fantany fa fialonana no nanoloran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesosy taminy. BSB BSB: For he knew it was out of envy that the chief priests had handed Jesus over.
11 ULB Fa nanentana ny vahoaka ireo lohan'ny mpisorona mba hihiaka mafy fa tokony ho Barabasy kosa no havotsotra. BSB BSB: But the chief priests stirred up the crowd to have him release Barabbas to them instead.
12 ULB Dia namaly azy ireo indray Pilato ka nanao hoe: "Inona ary izany no tokony ho ataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy?" BSB BSB: So Pilate asked them again, “What then do you want me to do with the One you call the King of the Jews?”
13 ULB Dia nihiakiaka indray izy ireo hoe: "Homboy Izy!" BSB BSB: And they shouted back, “Crucify Him!”
14 ULB Hoy Pilato tamin'izy ireo hoe: "Inona no ratsy nataony?" Fa nihiaka mafy hatrany hatrany izy ireo hoe: "Homboy Izy." BSB BSB: “Why?” asked Pilate. “What evil has He done?” But they shouted all the louder, “Crucify Him!”
15 ULB Te-hanao izay mahafa-po azy ireo Pilato, koa dia nafahany ho azy ireo Barabasy. Nokapohiny Jesosy ary avy eo natolony mba homboana. BSB BSB: And wishing to satisfy the crowd, Pilate released Barabbas to them. But he had Jesus flogged, and handed Him over to be crucified.
16 ULB Nentin'ireo miaramila ho eo an-kianja Izy (izay ivon-toeran'ny fanjakana), ary nantsoin'ireo avokoa ny antoko miaramila manontolo BSB BSB: Then the soldiers led Jesus away into the palace (that is, the Praetorium) and called the whole company together.
17 ULB Notafian'izy ireo lamba voloparasy Jesosy, ary nandrandrana fehiloha tsilo izy ireo ka nametraka izany teo aminy. BSB BSB: They dressed Him in a purple robe, twisted together a crown of thorns, and set it on His head.
18 ULB Dia nanomboka niarahaba Azy izy ireo ary niteny hoe: "Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy!" BSB BSB: And they began to salute Him: “Hail, King of the Jews!”
19 ULB Nokapohin'izy ireo tamin'ny volotara ny lohany sady nandrora teo aminy. Dia nandohalika teo anatrehany izy ireo mody nidera Azy. BSB BSB: They kept striking His head with a staff and spitting on Him. And they knelt down and bowed before Him.
20 ULB Rehefa avy naneso Azy izy ireo, dia nesorin'izy ireo taminy indray ny lamba volomparasy ary nampitafian'izy ireo Azy ny fitafiany manokana, ary dia nentin'ireo nivoaka Izy mba hanomboana Azy. BSB BSB: After they had mocked Him, they removed the purple robe and put His own clothes back on Him. Then they led Him out to crucify Him.
21 ULB Noteren'izy ireo ny mpandalo anankiray izay avy any an-tsaha mba hilanja ny hazofijalian'i Jesosy, lehilahy iray antsoina hoe Simona Kyreniana rain'i Aleksandra sy Rofosy. BSB BSB: Now Simon of Cyrene, the father of Alexander and Rufus, was passing by on his way in from the country, and the soldiers forced him to carry the cross of Jesus.
22 ULB Nentin'ireo miaramila tany amin'ny toerana atao hoe Gologota Jesosy (izay midika hoe "Toeran'ny karandoha"). BSB BSB: They brought Jesus to a place called Golgotha, which means The Place of the Skull.
23 ULB Nomen'izy ireo divay nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. BSB BSB: There they offered Him wine mixed with myrrh, but He did not take it.
25 ULB Tamin'ny ora fahatelo Izy no nohomboan'izy ireo. BSB BSB: It was the third hour when they crucified Him.
26 ULB Ary teo amin'ny takelaka hazo iray no nosoratan'izy ireo ny fiampangana nanohitra Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." BSB BSB: And the charge inscribed against Him read: THE KING OF THE JEWS.
27 ULB Jiolahy roa no niaraka nohomboan'izy ireo taminy, ny iray teo ankavanany ary ny iray kosa teo ankaviany. BSB BSB: Along with Jesus, they crucified two robbers, one on His right and one on His left.
29 ULB Ireo izay nandalo teo dia naniratsira Azy, nihifikifi-doha ary nanao hoe: "Aha! Ianao ilay afaka mandrava ny tempoly ary manorina izany ao anatin'ny telo andro, BSB BSB: And those who passed by heaped abuse on Him, shaking their heads and saying, “Aha! You who are going to destroy the temple and rebuild it in three days,
30 ULB vonjeo ny tenanao ary midina avy eo amin'io hazofijaliana io!" BSB BSB: come down from the cross and save Yourself!”
31 ULB Ny lohan'ny mpisorona koa dia naneso Azy tahaka izany, niaraka tamin'ireo mpanora- dalàna, ary niteny hoe: "Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tenany. BSB BSB: In the same way, the chief priests and scribes mocked Him among themselves, saying, “He saved others, but He cannot save Himself!
32 ULB Aoka ilay kristy, ilay Mpanjakan'Israely, hidina avy eo amin'ny hazofijaliana, mba ho hitanay ary hinoanay," ary ireo nohomboana niaraka taminy koa dia naneso Azy. BSB BSB: Let the Christ, the King of Israel, come down now from the cross, so that we may see and believe!” And even those who were crucified with Him berated Him.
34 ULB Ary tamin'izany ora fahasivy izany dia nihiaka tamin'ny feo mahery Jesosy hoe: "Eloy, Eloy, lamà sabaktany?" izay midika hoe: "Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana Ianao no nahafoy Ahy?" BSB BSB: At the ninth hour, Jesus cried out in a loud voice, “Eloi, Eloi, lema sabachthani?” which means, “My God, My God, why have You forsaken Me?” 35 ULB Ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo nandre ny teniny ka niteny hoe: "'Jereo, miantso an'i Elia Izy." BSB BSB: When some of those standing nearby heard this, they said, “Behold, He is calling Elijah.”
36 ULB Nisy olona iray nihazakazaka, namonto divay marikivy ny sipaonjy, ary nandraikitra izany tamin'ny volotara, dia nanome izany ho sotroiny. Ilay lehilahy nilaza hoe: "Aoka ho hitanay raha ho avy ampidina Azy eo Elia." BSB BSB: And someone ran and filled a sponge with sour wine. He put it on a reed and held it up for Jesus to drink, saying, “Leave Him alone. Let us see if Elijah comes to take Him down.”
38 ULB Rovitra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny lamban'ny tempoly. BSB BSB: And the veil of the temple was torn in two from top to bottom.
39 ULB Rehefa hitan'ilay kapiteny izay nitsangana sy nifanatrika tamin'i Jesosy fa maty tamin'izany fomba izany Izy, dia hoy Izy hoe: "Tena Zanak'Andriamanitra marina tokoa io lehilahy io." BSB BSB: When the centurion standing there in front of Jesus saw how He had breathed His last, he said, “Truly this man was the Son of God!”
40 ULB Dia nisy vehivavy koa nijery teny lavitra teny. Isan'izany Maria Magdalena, Maria (renin'i Jakoba zandriny sy Josesy), ary Salome BSB BSB: And there were also women watching from a distance. Among them were Mary Magdalene, Mary the mother of James the younger and of Joses, and Salome.
41 ULB Tamin'Izy tany Galilia dia nanaraka Azy sy nanompo Azy izy ireo. Ary vehivavy maro hafa koa no niara-niakatra taminy tany Jerosalema. BSB BSB: These women had followed Jesus and ministered to Him while He was in Galilee, and there were many other women who had come up to Jerusalem with Him.
42 ULB Koa rehefa tonga ny hariva, satria Andro Fiomanana, izany hoe, andro mialohan'ny Sabata io, BSB BSB: Now it was already evening. Since it was Preparation Day (that is, the day before the Sabbath),
43 ULB dia tonga teo Josefa avy any Arimatia. Mpikambana hajaina ao amin'ny Synedriona izy, izay niandry ny Fanjakan'Andriamanitra. Nanam-pasahiana izy nankany amin'i Pilato hangataka ny fatin'i Jesosy. BSB BSB: Joseph of Arimathea, a prominent Council member who himself was waiting for the kingdom of God, boldly went to Pilate to ask for the body of Jesus.
45 ULB Rehefa nahazo antoka tamin'ilay kapiteny izy fa maty Jesosy, dia nomeny an'i Josefa ny vatana mangatsiaka. BSB BSB: When Pilate had confirmed it with the centurion, he granted the body to Joseph.
47 ULB Dia hitan'i Maria Magdalena sy Maria renin'i Josesy ny toerana nandevenana Azy. BSB BSB: Mary Magdalene and Mary the mother of Joseph saw where His body was placed.