1 ULB Avy eo nisy Fariseo sy mpanora-dalana sasatsasany avy any Jerosalema nanatona an'i Jesosy. Hoy izy ireo hoe: BSB BSB: Then some Pharisees and scribes came to Jesus from Jerusalem and asked,
2 ULB "Nahoana ireo mpianatrao no mandika ny fomban-drazan'ireo zoky olona? Fa tsy manasa ny tanany izy ireo mialohan'ny hisakafo." BSB BSB: “Why do Your disciples break the tradition of the elders? They do not wash their hands before they eat.”
3 ULB Namaly Izy ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Koa nahoana ary ianareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra nohon'ny fomban-drazanareo? BSB BSB: Jesus replied, “And why do you break the command of God for the sake of your tradition?
4 ULB Fa Andriamanitra niteny hoe: 'Hajao ny rainao sy ny reninao', ary 'Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny, dia ho faty tokoa.' BSB BSB: For God said, ‘Honor your father and mother’ and ‘Anyone who curses his father or mother must be put to death.’
5 ULB Fa ianareo miteny hoe: 'Na iza na iza milaza amin'ny rainy na reniny hoe: "Na inona na inona fanampiana izay azonareo avy amiko dia fanomezana ho an'Andriamanitra ankehitriny,'" BSB BSB: But you say that if anyone says to his father or mother, ‘Whatever you would have received from me is a gift devoted to God,’
6 ULB izany olona izany dia tsy mila manaja ny rainy. Amin'izany fomba izany dia nofoananareo ny tenin'Andriamanitra nohon'ny tombontsoan'ireo fomban-drazanareo. BSB BSB: he need not honor his father or mother with it. Thus you nullify the word of God for the sake of your tradition.
7 ULB Ry mpihatsaravelatsihy! Marina ny faminanian'Isaia momba anareo raha nilaza izy hoe: BSB BSB: You hypocrites! Isaiah prophesied correctly about you:
9 ULB Tsy misy dikany ny fiderany ahy, satria izy ireo mampianatra ny didin'olombelona toy ny fampianaran'izy ireo.'" BSB BSB: They worship Me in vain; they teach as doctrine the precepts of men.’”
10 ULB Avy eo niantso ny vahoaka ho eo Aminy Izy ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Mihainoa ka mahazoa- BSB BSB: Jesus called the crowd to Him and said, “Listen and understand.
11 ULB Tsy ny miditra ao ambavan'ny olona no mandoto ny olona. Fa kosa, izay aloaky ny vava, no mandoto ny olona." BSB BSB: A man is not defiled by what enters his mouth, but by what comes out of it.”
12 ULB Avy eo nanatona ireo mpianatra ary niteny tamin'i Jesosy hoe: "Moa va fantatrao fa tohina ireo Fariseo nohon'ny nandre izany teny izany?" BSB BSB: Then the disciples came to Him and said, “Are You aware that the Pharisees were offended when they heard this?”
13 ULB Jesosy namaly ka niteny hoe: "Ireo zava-maniry izay tsy nambolen'ilay Raiko any an-danitra dia ho fongorina avokoa. BSB BSB: But Jesus replied, “Every plant that My heavenly Father has not planted will be pulled up by its roots.
14 ULB Avelao izy ireo ho eo, izy ireo dia mpitarika jamba. Raha misy olona jamba iray mitarika jamba iray hafa, dia samy hivarina an-kady izy roa." BSB BSB: Disregard them! They are blind guides. If a blind man leads a blind man, both will fall into a pit.”
15 ULB Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe: "Azavao aminay izany fanoharana izany." BSB BSB: Peter said to Him, “Explain this parable to us.”
16 ULB Hoy Jesosy hoe: Tsy manam-pahalalana ihany koa ve ianareo?" BSB BSB: “Do you still not understand?” Jesus asked.
17 ULB Tsy hitanao va fa izay miditra amin'ny vava dia mankao an-kibo ary avy eo dia havoaka any amin'ny lava-piringy? BSB BSB: “Do you not yet realize that whatever enters the mouth goes into the stomach and then is eliminated?
18 ULB Fa ireo zavatra izay aloaky ny vava dia avy amin'ny fo. Ireo zavatra ireo no mandoto ny olona iray. BSB BSB: But the things that come out of the mouth come from the heart, and these things defile a man.
19 ULB Fa avy amin'ny fo no ivoahan'ny sain-dratsy, ny vono olona, ny fijangajangana, ny fakam-badin'olona, ny halatra, ny fijoroana vavolombelona tsy marina, ary ny fitenenan-dratsy. BSB BSB: For out of the heart come evil thoughts, murder, adultery, sexual immorality, theft, false testimony, and slander.
20 ULB Ireo zavatra ireo no mandoto ny olona iray. Fa ny mihinana amin'ny tanana tsy misasa dia tsy mandoto ny olona iray." BSB BSB: These are what defile a man, but eating with unwashed hands does not defile him.”
22 ULB Indro, nisy vehivavy Kananita anankiray avy amin'izany faritra izany. Niantso mafy izy ary niteny hoe: "Mamindrà fo amiko, ry Tompo, Zanak'i Davida o! Ny zanako vavy dia ampahorin'ny demonia mafy." BSB BSB: And a Canaanite woman from that region came to Him, crying out, “Lord, Son of David, have mercy on me! My daughter is miserably possessed by a demon.”
25 ULB Fa tonga nangataka sy niankohaka teo anatrehany izy, nanao hoe: "Tompo, vonjeo aho." BSB BSB: The woman came and knelt before Him. “Lord, help me!” she said.
26 ULB Namaly Izy ka nanao hoe: "Tsy rariny raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ho an'ny amboa." BSB BSB: But Jesus replied, “It is not right to take the children’s bread and toss it to the dogs.”
27 ULB Fa hoy izy hoe: "Eny, Tompo, fa na dia ny amboa aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony." BSB BSB: “Yes, Lord,” she said, “even the dogs eat the crumbs that fall from their master’s table.”
29 ULB Niala teo Jesosy ka nankeny akaikin'ny ranomasin'ny Galilia. Avy eo dia niakatra teny an-tendrombohitra iray Izy ka nipetraka teo. BSB BSB: Moving on from there, Jesus went along the Sea of Galilee. Then He went up on a mountain and sat down.
30 ULB Vahoaka maro no nanatona Azy. Noentin'izy ireo niaraka tamin'izy ireo ny mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina, ary marary maro hafa koa. Napetrak'izy ireo teo an-tongotr'i Jesosy ireo; ka dia nositraniny. BSB BSB: Large crowds came to Him, bringing the lame, the blind, the crippled, the mute, and many others, and laid them at His feet, and He healed them.
31 ULB Koa dia talanjona ny vahoaka raha nahita ireo moana miteny, ny kilemaina sitrana, ny malemy afaka mandeha, ary ny jamba mahiratra. Nankalaza ny Andriamanitr'Israely izy ireo. BSB BSB: The crowd was amazed when they saw the mute speaking, the crippled restored, the lame walking, and the blind seeing. And they glorified the God of Israel.
32 ULB Niantso ireo mpianany mba hanatona Azy Jesosy ary niteny hoe: "Mangoraka ireo vahoaka Aho, satria efa telo andro sahady izy ireo no nipetraka niaraka tamiko nefa tsy manan-ko hanina. Tsy te handefa azy ireo tsy misakafo Aho, fandrao mety ho torana eny an-dalàna eny." BSB BSB: Then Jesus called His disciples to Him and said, “I have compassion for this crowd, because they have already been with Me three days and have nothing to eat. I do not want to send them away hungry, or they may faint along the way.”
33 ULB Hoy ireo mpianatra Taminy hoe: "Aiza no hahitanay mofo sahaza sy ampy ireo vahoaka maro be ireo aty an'efitra?" BSB BSB: The disciples replied, “Where in this desolate place could we find enough bread to feed such a large crowd?”
34 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Mofo firy no any aminareo?" Ary hoy izy ireo hoe: "Fito, sy hazandrano madinika vitsy." BSB BSB: “How many loaves do you have?” Jesus asked. “Seven,” they replied, “and a few small fish.”
35 ULB Avy eo Jesosy nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin'ny tany. BSB BSB: And He instructed the crowd to sit down on the ground.
36 ULB Nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rehefa nisaotra, dia namaky ny mofo ka nanolotra ireo ho an'ireo mpianatra. Ireo mpianatra nanome ho an'ny vahoaka. BSB BSB: Taking the seven loaves and the fish, He gave thanks and broke them. Then He gave them to the disciples, and the disciples gave them to the people.
37 ULB Nihinana ka afa-po ny vahoaka rehetra. Avy eo izy ireo nanangona sobika fito feno sombintsombiny izay tsy lany. BSB BSB: They all ate and were satisfied, and the disciples picked up seven basketfuls of broken pieces that were left over.
38 ULB Ireo izay nihinana dia efatra arivo lahy, tsy ao anatiny ny zaza amam-behivavy. BSB BSB: A total of four thousand men were fed, besides women and children.
39 ULB Avy eo Jesosy nampody ny vahoaka ka niondrana an-tsambokely ary dia nankany amin'ny faritr'i Magadana. BSB BSB: After Jesus had dismissed the crowds, He got into the boat and went to the region of Magadan.