1 ULB Avy eo Jesosy notarihan'ny Fanahy ho any an'efitra mba halain'ny devoly fanahy. BSB BSB: Then Jesus was led by the Spirit into the wilderness to be tempted by the devil.
2 ULB Rehefa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina izy, dia noana. BSB BSB: After fasting forty days and forty nights, He was hungry.
3 ULB Nanatona ny mpaka fanahy ka niteny taminy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Ianao, dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto." BSB BSB: The tempter came to Him and said, “If You are the Son of God, tell these stones to become bread.”
4 ULB Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: "Voasoratra hoe: 'Tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa izay teny rehetra aloaky ny vavan'Andriamanitra."' BSB BSB: But Jesus answered, “It is written: ‘Man shall not live on bread alone, but on every word that comes from the mouth of God.’”
5 ULB Avy eo ny devoly nitondra azy tany amin'ny tanàna masina ka nametraka azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly, BSB BSB: Then the devil took Him to the holy city and set Him on the pinnacle of the temple.
6 ULB ary niteny taminy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any, fa voasoratra hoe: 'Izy handidy ireo anjeliny hiahy anao' sy 'hanandratra Anao eo amin'ny tanan'izy ireo, ka tsy ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao.'" BSB BSB: “If You are the Son of God,” he said, “throw Yourself down. For it is written: ‘He will command His angels concerning You, and they will lift You up in their hands, so that You will not strike Your foot against a stone.’”
7 ULB Jesosy niteny taminy hoe: "Dia mbola voasoratra indray hoe: 'Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Ianao.'" BSB BSB: Jesus replied, “It is also written: ‘Do not put the Lord your God to the test.’”
8 ULB Noentin'ny devoly hankany amin'ny toerana avo indray Izy ary nampiseho azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao sy ny hatsaran'ireo. BSB BSB: Again, the devil took Him to a very high mountain and showed Him all the kingdoms of the world and their glory.
9 ULB Hoy izy taminy hoe: "Ireo rehetra ireo dia homeko anao, raha toa ka miankohoka eto anatrehako sy midera ahy ianao." BSB BSB: “All this I will give You,” he said, “if You will fall down and worship me.”
10 ULB Avy eo Jesosy niteny taminy hoe: "Mialà eto ianao, ry Satana! Fa efa voasoratra hoe: 'Ianao dia hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary izy irery ihany no ho tompoinao.'" BSB BSB: “Away from Me, Satan!” Jesus told him. “For it is written: ‘Worship the Lord your God and serve Him only.’”
11 ULB Avy eo nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy. BSB BSB: Then the devil left Him, and angels came and ministered to Him.
12 ULB Ary nony ren'i Jesosy fa voasambotra Jaona, dia niverina nakany Galilia izy. BSB BSB: When Jesus heard that John had been imprisoned, He withdrew to Galilee.
13 ULB Nandao an'i Nazareta izy ka nandeha ary nonina tao Kapernaomy, izay eo amoron-dranomasin'ny Galilia, ao amin'ny zara-tanin'i Zebolona sy Naftaly. BSB BSB: Leaving Nazareth, He went and lived in Capernaum, which is by the sea in the region of Zebulun and Naphtali,
14 ULB Izany no nitranga mba hahatanteraka izay nambaran'Isaia mpaminany hoe: BSB BSB: to fulfill what was spoken through the prophet Isaiah:
15 ULB "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankany amin'ny ranomasina, any an-dafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! BSB BSB: “Land of Zebulun and land of Naphtali, the Way of the Sea, beyond the Jordan, Galilee of the Gentiles—
16 ULB Ireo olona nipetraka tamin'ny maizina dia nahita fahazavana lehibe, ary ireo izay nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fahafatesana, dia teo amin'izy ireo no niposahan'ny fahazavana." BSB BSB: the people living in darkness have seen a great light; on those living in the land of the shadow of death, a light has dawned.”
17 ULB Ary tamin'izany fotoana izany Jesosy dia nanomboka nitory teny sy nilaza hoe: "Mibebaha, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra." BSB BSB: From that time on Jesus began to preach, “Repent, for the kingdom of heaven is near.”
18 ULB Raha nandeha teny amoron'ny Ranomasin'i Galilia Izy, dia nahita mpirahalahy roa, Simona izay nantsoina hoe Petera, ary Andrea rahalahiny, nanipy ny haratony teny amin'ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo. BSB BSB: As Jesus was walking beside the Sea of Galilee, He saw two brothers, Simon called Peter and his brother Andrew. They were casting a net into the sea, for they were fishermen.
19 ULB Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe: "Andeha, hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo." BSB BSB: “Come, follow Me,” Jesus said, “and I will make you fishers of men.”
20 ULB Teo no eo ihany dia nandao ireo harato izy ireo ka nanaraka Azy. BSB BSB: And at once they left their nets and followed Him.
21 ULB Ary raha mbola nandroso Jesosy dia nahita mpirahalahy roa hafa, Jakoba zanak'i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Nanamboatra ny haratony tao an-tsambo izy ireo niaraka tamin'i Zebedio rain'izy ireo. Niantso azy ireo Izy, BSB BSB: Going on from there, He saw two other brothers, James son of Zebedee and his brother John. They were in a boat with their father Zebedee, mending their nets. Jesus called them,
22 ULB ka teo no eo ihany dia nandao ny sambokeliny sy ny rainy izy ireo ka nanaraka Azy. BSB BSB: and immediately they left the boat and their father and followed Him.
24 ULB Niely eran'i Syria ny vaovao mahakasika Azy, ka dia nentin'ny olona teo Aminy ireo izay marary rehetra, mararin'ny karazan'aretina sy fangirifiriana, ireo demoniaka, sy izay mararin'ny androbe sy mararin'ny paralysisa. Nositranin'i Jesosy izy ireny. BSB BSB: News about Him spread all over Syria, and people brought to Him all who were ill with various diseases, those suffering acute pain, the demon-possessed, those having seizures, and the paralyzed, and He healed them.
25 ULB Vahoaka maro avy tany Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia ary ny avy any an-dafin'i Jordana no nanaraka Azy. BSB BSB: Large crowds followed Him, having come from Galilee, the Decapolis, Jerusalem, Judea, and beyond the Jordan.